VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJA !!!

1. endrika01 ( 21/11/2007 09:00)
Salut,salut dôly,ny namana rehetra ato @serasera,nareo ve ry reto mba mijaly be mitovy amiko rehefa fahavaratra?Tsy handriko zay hahatonga ny hain\'andro!!Varatra mikotrokotroka be,tselatra misaritadritaka avy etsy avy eroa hoatran\'ny signen\'ny ZORO ,orana manafitra,rivotra mifofofo tena tsy mahita tory mihitsy @amzany.Tena tonga de very 15kg ao anatin\'ny herinandro vitsivitsy,farany de hozakan\'ny rivotra atsy ho atsy.
2. rabilabila ( 21/11/2007 09:12)
Adino ny rivotra mifofo amin'ilay "titre":lol:
3. ravatorano ( 21/11/2007 09:30)
endrika01 < za tena tsy ohatranao kle
za mahita tory foana na kotro baratra toy ny inona aza miesona foana e:wink:
4. Mimhie ( 21/11/2007 12:03)
za koa de miferin'aina isaky ny fahavaratra, h@ zay nandatsahan'ny olona varatra ny tranonay izay, soa ihany fa tsy nisy aina nafohy fa efa trano ntaolo de mafy be ny rindrina fa ny appareil no tsisy avotra daholo, voatery nosoloina vaovao daholo, izao zahay miompy sokatra, hajanona ao antrano fa ody varatra hono ireny! sady efa nasiana atody lamokany tao anatin'ilay rindrina vao naverina nasiana biriky indray.Asa na hasomparana na tongatonga ho azy ireny fa de mampihaiky mihintsy.
5. endrika01 ( 21/11/2007 12:05)
Sambatra be ianao zany,ny ahy ny aiko mihitsy no mila ho tapitra
6. endrika01 ( 21/11/2007 12:07)
Sambatra be ianao zany,ny ahy ny aiko mihitsy no mila ho tapitra
7. booboo ( 21/11/2007 12:12)
zà ndray nefa tena velombolo mihitsy refa fahavaratra : mijery tselatraaaaa, mandinika lay rahona mainty beeee sy mavesatra beeee inyyyy, mihaino orana milatsakaaaa ( miampy avandra mianjera @ fitaratra sy tafo vao maika :D ), fa feona kotroka kosa klou zà matahotra e :°). Dia refa mifofo² ny rivotra dia mampahatsiahy tantara @ rnm lé misy matoatoa reny :-D.

Dia ny tena tiako indrindra ilay maheno fofon-tany lenan'ny orana iny :}:}:}:}:}:}, dia rotsirotsian'ny feon'orana milatsaka rehefa hatory iny :}:}:}
8. tslem ( 21/11/2007 12:45)
rabilabila:

Adino ny rivotra mifofo amin'ilay "titre":lol:



ny tselatra misaritadritaka koh :-D:-D:-D
9. sitlo ( 21/11/2007 12:59)
za koa ohatra an'i boob
10. ari.malala ( 21/11/2007 12:59)
booboo:

Dia ny tena tiako indrindra ilay maheno fofon-tany lenan'ny orana iny :}:}:}:}:}:}, dia rotsirotsian'ny feon'orana milatsaka rehefa hatory iny :}:}:}



za ndray nefa tena mijaly b @ iny fofon-tany iny:-( tonga d tsentsina b ny oroko ra vo misy fofon-tany:-(
11. soanja ( 22/11/2007 04:19)
Mampatsiahy ahy zavatra be de be tokoa izany fa saingy ny ahy indray dia ireo mihitsy no mpandrotsirotsy ahy ao anaty fahanginana ary mpanome hery raha misy namana. Efa nipetraka tao anaty trano fanitso na falafa ianao mandritra ny ora-mikija? Zany ka fahasambarana raha eo anilan'ny tina.

Raiso mora fa lalan'ny natiora izany. Izay mandia ny tany tsy maintsy lena va sa inona moa le hoe izay miloloha lanitra maninona??? ampio njay amle ohabolana Sitlo a!
12. la ( 22/11/2007 05:02)
endrika01>mety regime zany le fahavaratra an manary 15kg hihihi fa na de zany aza matahotra mintsy ka refa le tapaka kely iny ny jiro de mirefotra amizay ny varatra tena makamo mintsy
13. endrika01 ( 22/11/2007 10:13)
Hay tsy izaho irery kay zany no matahotra kou,ny ato an-trano mantsy dia miteny miitsy,ianao ty ko d\'efa kanosa,le misy varatra milatsaka,sy le izy mirefodrefotra be iny anié ka tena mapitsamboatra be indrindra fa ianao lay vao rendremana iny,tena hijanona tampoka tampoka zany ny fitempon\'ny fo.rabilabila>tsy hoe adino ny nametraka an le rivotra mifofofofo tery @titre fa io mba lefilefiko ihany raha mifantsika tsara ny fanitso!!!Ny tranonay mantsy mitafo fanitso,misy rihana ambony!!!Tsis mipetraka ao,juste volige no manelanelana,de refa mikija be iny ny orana de tena aleo mipetraka @tranobongo,sady tsy vitan\'izany fa le resaka mande misy mandatsa-baratra e,de lazainy sasany koa fa refa miavona @bandy indrindra le avy an @sisiny reny de alainy @ varatra!!!Tena marina ve zany ry zareo a?Hoanareo bandy io fanotaniana io!!!Za mantsy indraindra refa mba kôtin\'ny bandy de le somary masitsika kely zay,ka ny vhv ko anie refa tonga de mitsiky lasa resaka be e.
14. sarobidy ( 22/11/2007 12:32)
za ko tena tsy tiko mihitsy ny mihaino an'reny kotroka reny, mandreraka mihtsy fa akory atao fa tsy maintsy iafiana e :(
15. endrika01 ( 22/11/2007 20:56)
Hono\'aho ireny varatra milatsaka ireny ve tongatonga hoazy,raha araka ny hevitrareo?Za mantsy mba tena lasa saina be miitsy,t@mbola kelikely aloha de rarana mafy oe tsy ilaina mihazakazaka refa mikotroka ny andro,tsy mahazo manakaikikaiky andian\'omby,tena mba kritika be mintsy e
16. endrika01 ( 22/11/2007 20:58)
Hono'aho ireny varatra milatsaka ireny ve tongatonga hoazy,raha araka ny hevitrareo?Za mantsy mba tena lasa saina be miitsy,t@mbola kelikely aloha de rarana mafy oe tsy ilaina mihazakazaka refa mikotroka ny andro,tsy mahazo manakaikikaiky andian'omby,tena mba kritika be mintsy e
17. achrafhanna ( 25/11/2007 09:47)
Ny ahy aloha rehefa mikotroka ny andro ,de mahatsiaro ny premier rendez-vous-ko aho eeeeee,azo azo ery ny aina rotsirotsian'ny orana,@zay tsy mivoaka tao an-trano fa matory foana:lol::lol::lol::lol:
18. endrika01 ( 25/11/2007 12:30)
la:

endrika01>mety regime zany le fahavaratra an manary 15kg hihihi fa na de zany aza matahotra mintsy ka refa le tapaka kely iny ny jiro de mirefotra amizay ny varatra tena makamo mintsy



:lol::lol::lol::lol:
19. ikaretsaka ( 25/11/2007 13:01)
ay mo de vakinankaratra ka zatra mahaheno ilay olona mampiady varatra ireny na maina andro aza ka de tsa mahataitra tsotry ze tselatra sy kotroka any!

Betsaka ny mahay an'io ody varatra io hatrany an-tanana fa ay tsa mahay
20. endrika01 ( 25/11/2007 15:01)
ikaretsaka:

ay mo de vakinankaratra ka zatra mahaheno ilay olona mampiady varatra ireny na maina andro aza ka de tsa mahataitra tsotry ze tselatra sy kotroka any!

Betsaka ny mahay an'io ody varatra io hatrany an-tanana fa ay tsa mahay


Aiza kou ry ikaretsaka,de hoe ay tsa mahay hi hi hi hi hi ,mbô anotanio ary ny any an-tanana eee,aiza moa ,any Vakinakaratra zany nareo no mipetraka,indraindray zahay midina any,refa maina andro,kay ve ka mahay manao anio raha io ny any ,nefa ny akabeazany namako de avy any daholo.
eeeeeeeh,de tsy mba handehande any tsony aho raha izany kouuuuuuuuuuuuuuu.=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5