VARATRA MITRITRA ORANA MIKIJA !!!
22. ikaretsaka
(
26/11/2007 19:12)
endrika01:
ay mo de vakinankaratra ka zatra mahaheno ilay olona mampiady varatra ireny na maina andro aza ka de tsa mahataitra tsotry ze tselatra sy kotroka any!
Betsaka ny mahay an'io ody varatra io hatrany an-tanana fa ay tsa mahay
Aiza kou ry ikaretsaka,de hoe ay tsa mahay hi hi hi hi hi ,mbô anotanio ary ny any an-tanana eee,aiza moa ,any Vakinakaratra zany nareo no mipetraka,indraindray zahay midina any,refa maina andro,kay ve ka mahay manao anio raha io ny any ,nefa ny akabeazany namako de avy any daholo.
eeeeeeeh,de tsy mba handehande any tsony aho raha izany kouuuuuuuuuuuuuuu.=))=))=))=))=))
anontanio an-dry zalahy ao Ambohibary sy Antanifotsy ao ny fandatsahanvaratra @ andro ririnina fa tena hainy tokoa!
ay hatrany atsimo de tsa mahay!
23. endrika01
(
27/11/2007 15:18)
Mety misy mahasoa azy ve ry i karetsaka zany fandatsaha-baratra izany,ao atsimotsimo ao????inona no tena tanjona???ny henoko aloha taloha rehefa famadihana de hoe:vakin'ny olona @varatra ny kininina de tonga de maina be!!!marina ve????de marina ihany koa zany ny lazainy olona hoe aza mba miavona amin'ny bandy fa...varatra!!!!za aloha tena mangovitra mipararetra raha vao resaka...:lol::lol::lol::lol:
24. endrika01
(
27/11/2007 15:25)
tynah:
asaivo fihinin'lery tsara d tsy mataotra eh!!!
Ka,tsy mbola misy lery eeeee,vao mitady!!!!!aiiiiii
miandry mantsy eeeee=))=))=))=))=))=))
25. ikaretsaka
(
27/11/2007 22:58)
endrika01:
Mety misy mahasoa azy ve ry i karetsaka zany fandatsaha-baratra izany,ao atsimotsimo ao????inona no tena tanjona???ny henoko aloha taloha rehefa famadihana de hoe:vakin'ny olona @varatra ny kininina de tonga de maina be!!!marina ve????de marina ihany koa zany ny lazainy olona hoe aza mba miavona amin'ny bandy fa...varatra!!!!za aloha tena mangovitra mipararetra raha vao resaka...:lol::lol::lol::lol:
Ny tanjona:
1)demonstration aloha matetika isehoana hoe mahay le fika izy , :wink:
2)rehefa hanajary tany koa dia hanjerana varatra ny hazo mba ho maina, dia mora ny manongotra azy rehefa avy eo!
3)ny toerana halam-baratra hono dia misy zavatra ao ambaniny ao, harena an-kibon'ny tany (resaka magnetisme ilay izy) .. dia inoandry zareo hoe misy raha ao ambany ao matoa tian'ny varatra...( ilakaka rehefa avy izay ny orana dia aoka fotsiny...)
4) Izaho tsy mino ilay hoe ody ody gasy sy satanisme izany : Amiko manokana dia ny fahaizany mi controle io polarizations + sy - io no tena ataon'ny mpandatsa baratra! ny varatra manko di avokatr'io no mampitselatra azy ... fa tsy ody gasy izany loatra... resaka Ku io (ohatran'ilay ataon'ny moines ilay lasa mitsingevana ireny rehefa concentre be loatra) fa ny azy au lieu de ny tenany de ny nature no ampiasainy!
26. Rasiligaoma
(
28/11/2007 03:53)
iny Tenako koa mino fa misy resaka fizika mihitsy ao ambadik'io , fa ny malagasy moa rehefa zavatra "secret" sy tsy tiany ho fantatrao ny fanaovany azy dia io ody ody io foana no asesiny! dia lasa finoanoam-poana no hiafarany
27. baraingo
(
28/11/2007 10:46)
maro lôtra nareo le mataotra D hoteniko zany dadanay hanena ny varatra sy ny orana, sa tsy asiana mits ntinareo. :twisted::twisted::twisted:
28. tsiambaratelo
(
02/12/2007 12:10)
baraingo:
maro lôtra nareo le mataotra D hoteniko zany dadanay hanena ny varatra sy ny orana, sa tsy asiana mits ntinareo. :twisted::twisted::twisted:
Iza aloha zany dada resahin'ibaraingo zany e?
lay ao ambony ve?A/tra,sa tena dadanao eto an-tany?
oaiiii,tena marina zany misy koa mpanao ody andro,
le ataony maina be ny andro,indrindra @famadihana,tena mba mahaliana ry zareo,fa mba tohizohizo kely ihany hoe;sao anefa vao maika hapivarahontsana an'i endrika01, hi hi hi hi hi
29. endrika01
(
06/12/2007 12:34)
Mimhie:
za koa de miferin'aina isaky ny fahavaratra, h@ zay nandatsahan'ny olona varatra ny tranonay izay, soa ihany fa tsy nisy aina nafohy fa efa trano ntaolo de mafy be ny rindrina fa ny appareil no tsisy avotra daholo, voatery nosoloina vaovao daholo, izao zahay miompy sokatra, hajanona ao antrano fa ody varatra hono ireny! sady efa nasiana atody lamokany tao anatin'ilay rindrina vao naverina nasiana biriky indray.Asa na hasomparana na tongatonga ho azy ireny fa de mampihaiky mihintsy.
Mety misy harena akibon'ny tany zany ao@lay toerana nanorenana ny tranonareo ô,raha araka ny voalaza ny namana ery ambony!!!Sa mety ireo appareil tao an-trano angamba ô
30. ikaretsaka
(
06/12/2007 17:53)
possibilite 2..
ambony toerana ilay tranonareo dia isole nefa feno vy miranirany
na dia feno mineraux tokoa ao ambany ao
le resaka lamokan'atody..
le composition an'ilay izy mitampoka amin'ny fitaovana fanaovan-trano "hono" (biriky sns) lasa manao reaction chimique dia lasa manome proprete maha isolant an'ilay zavatra..
tsy mbola nohamariniko aloha io fa ny sinoa no niteny ahy an'io..

31. rova30
(
06/12/2007 19:34)
Ireto astronaute ireto no tena mpanao ody gasy malaza indrindra.Sady mpanao magie, no fatratra raha nangoron-karena ; ...kalazalahy!
Asiandry zalahy izany hoe miantso an'izany googole sy ny tariny izany , fa tsy laitra ho aho : hita ao aby raha jiaby jiaby tsy hita aragnina!
Tsindriana isa maromaro ,raha te hiresaka amin'olo-tsita maso:dia misy mamaly avy eo " allo " hono?
Ny paosinao no miha-manify rehefa avy eo.
Mahita raha atao.

32. malalatinasoa
(
06/12/2007 20:27)
rova30:
Ireto astronaute ireto no tena mpanao ody gasy malaza indrindra.Sady mpanao magie, no fatratra raha nangoron-karena ; ...kalazalahy!
Ngo de mbo astrologue zany ry akama?
33. rova30
(
06/12/2007 21:06)
:)Astroooooooooo inona moa izy iny ry Malalatinasoa?!!! 'lay miakatra eny amin'ny volana, dia hoy lay raikalahy tamin-jareo tonga tany voalohany:
un petit pas pour l'homme...????dia tsy tadidiko intsony ny tohiny?
zareo izany lay namafy ny internet tety ambonin'ny tany! ...dia ny telefona koa hono.;-)
un petit pas pour l'homme...????dia tsy tadidiko intsony ny tohiny?
zareo izany lay namafy ny internet tety ambonin'ny tany! ...dia ny telefona koa hono.;-)
36. endrika01
(
09/12/2007 12:45)
Manaona dôly ndray ary é,de tohizako kely fa misy manitikitika kely ihany reo efa voalaza tery aloha é.
de tsy marina zany le hoe ody gasy,sy fandatsaham-baratra ireny?? t@ zaho nandeha teny Ambanivolo de hoy i Dadtoanay hoe"jereo fa misy akoholahim-baratra iry eeeeee,de aiza hoy aho?nitselatra aloha t@ zay,mbola tsy tena avy be ny orana kelikely ihany,de vo vita ny tselatra de nisy akoholahy Masira le mena be reny teo ambodin'ilay kininina,de hoziko taminy hoe da'toa,andao alaina hoentina mody,de vo vita ny teniko de nirefotra be teo @ lay kininina,segondra vitsy fotsiny.De hoy i da'toanay hoe saika nisy nandatsa-baratra isika!!!!!de nanomboka io andro io ,de tena torakovitr'aho rehefa avy ny orana,miampy tselatra ,kotroka.ai,ai,ai,ai:snif::snif::snif::snif:

37. Vitsikakely
(
16/12/2007 13:29)
hakanosana tsis hotr'izany.Aiza kou de hisy varatra akolahy mena zany!!!!!!=))=))=))=))=))=))
38. endrika01
(
25/01/2008 06:31)
endrika01:
Hono'aho ireny varatra milatsaka ireny ve tongatonga hoazy,raha araka ny hevitrareo?Za mantsy mba tena lasa saina be miitsy,t@mbola kelikely aloha de rarana mafy oe tsy ilaina mihazakazaka refa mikotroka ny andro,tsy mahazo manakaikikaiky andian'omby,tena mba kritika be mintsy e
39. tsiambaratelo
(
27/01/2008 12:49)
tsisy tongatonga hoazy 'zany wa!andana jereo le
valiny ary ambony!!!:idea::idea::idea::idea:
valiny ary ambony!!!:idea::idea::idea::idea: