tchat
1. bitrokel
(
13/11/2007 18:27)
Hono ho aho ry zareo,??????
fa nahoana ho aho izaho no tsy tia mitsaty izany e!
betsaka ny namana maniry ny te hi tchat amiko fa
izaho tsy manana fahazotoana mihitsy ny amin'izany...
inona no tena mba tsirony sy fafiny ary inona no manome fahazotoana amin'ilay izy....
mba ampio e!;-)

novalian'i sarobidy ny 19/11/2007 11:09
2. pissoa
(
13/11/2007 18:36)
hi hi hi - resaka karaoty sy salady hanombohana ny tchat fa mety ho tia ihany bitrokel :-D:-D:-D
Mananihany aho :-* Fa tsy miankina amin'izay resahina ihany ve no hitiavana an'zany ? :oops::lol:
Mananihany aho :-* Fa tsy miankina amin'izay resahina ihany ve no hitiavana an'zany ? :oops::lol:
3. booboo
(
13/11/2007 18:56)
Pissoa > Ary lasa be hanihany Pissoa tato ho ato a ! voky voalavo sy totozy ? hihihihihi. :-*
5. ikaretsaka
(
13/11/2007 21:41)
mety chien chien ohatra dia tsy tia chatchat,
ny chatchat tsy voafehy manko mivadka fosafosa av'eo
[size=10px]hita mihitsy aho hoe tia biby fa manome vahana ny alika[/size]
ny chatchat tsy voafehy manko mivadka fosafosa av'eo
[size=10px]hita mihitsy aho hoe tia biby fa manome vahana ny alika[/size]
7. xxx
(
14/11/2007 06:09)
ikaretsaka:
mety chien chien ohatra dia tsy tia chatchat,
ny chatchat tsy voafehy manko mivadka fosafosa av'eo
[size=10px]hita mihitsy aho hoe tia biby fa manome vahana ny alika[/size]
:-D:-D:-D:-Dho an'ny maivan-doha tia fosafosa dia io marina no fitaovana entina hanatanterahana izany raha mifanalv-avitra:-D:-D:-D
8. sarobidy
(
14/11/2007 07:57)
bitrokel: za taloha mba nahita tsirony t@io iany fa zao a tsy te hierika tsony :-/
9. ftma
(
14/11/2007 08:35)
mahafinaritra foana ao rehefa mahay manavaka ny virtuel sy réel e tongava bitrokel fa feno mpampianatra ao
10. mbaliana
(
14/11/2007 10:26)
Ika> aza globaliser-na ilay izy fa raha entina amin'ny fisainana madio dia ahitana fahafinaretana rehefa te hiresadresaka na hanala hamohamo iny ...zay le tonga amin'ny teneninao hoe mba lanjalanjao aloha mba tsy hironana be loatra any amin'ny coté negatif:wink:
sasa> kikiazo mafy ao ampotin-tsofin'i IKa akia :-*:-*:-*
sasa> kikiazo mafy ao ampotin-tsofin'i IKa akia :-*:-*:-*
11. la
(
14/11/2007 11:04)
bitrokel> anotanio we bitrokel iii!!!! fa maninona izy tsy tia chat :wink::wink:
12. bitrokel
(
14/11/2007 11:05)
ftma: ka tsy ny karajia ihany no tsy mampazoto sy tsy manintona ahy fa na ny msn na ny yahoo....
asa maninona.....
nefa aho tonga eto te hisera , mila namana dia rehefa taomina hiresaka any amin'ny tsaty dia tsy mazoto...
sarobidy: fa maninona aky indry no tsy te hierika intsony????mba azavao....
ny rehetra : misaotra namaly fa mba omeo fika mba hampazoto e!;-)

13. xxx
(
14/11/2007 11:14)
Hay ve izay ilay olan'i Bitrokel e ! Ka sao efa fantapantatrao fa tsy mitovy mitsy ny zavatra mahaliana anareo ? Izaho kosa aloha tsy handeha hitchat amin'ny zavatra tsy mahaliana ahy e !
Mety hazoto ianao raha olona efa fantatrao eto amin'ny forum no miresaka aminao any. Izany hoe efa hainao kely hoe izao ny size mahaliana azy ary mitovitovy aminao ... dia mandeha ny resaka. Izaho manokana aloha dia forumiste ihany no miresaka amiko mitokana amiko amin'ny tchat.

14. ikaretsaka
(
14/11/2007 14:55)
mbaliana:
Ika> aza globaliser-na ilay izy fa raha entina amin'ny fisainana madio dia ahitana fahafinaretana rehefa te hiresadresaka na hanala hamohamo iny ...zay le tonga amin'ny teneninao hoe mba lanjalanjao aloha mba tsy hironana be loatra any amin'ny coté negatif:wink:
sasa> kikiazo mafy ao ampotin-tsofin'i IKa akia :-*:-*:-*
raha te hiresadresaka ihany, tsy aleo mikonfesy aty amiko?
15. mbaliana
(
14/11/2007 17:58)
ika> anga zany mikofesy... sady ny forum tsy ahitana ny valiny eo no ho eo... za aloha tsy hikofesy amin'i Ika zany ka... tonga angamba dia =))=)) be
16. sarobidy
(
15/11/2007 10:25)
bitrokel: za ko na karajia na inn tsy te ierika zay izy d zay e!!! mandany andro fotsn retsy a! le resaka virtuel mihitsy no lasa tsy d voako lôtra any. Efa samy tsy hita maso zao mbola misy manao toetra tsy zaka iany :-@, fa zany ange tsy manakana an'i toi tsy hi-tchat ee! nenah io noteneniko io :oops:
17. mbaliana
(
15/11/2007 11:13)
sarobidy> fa azo tao resaka serieux koa ka... raha izay no tediavin'ny occasion...ça depend ny olona iresahanao ihany koa io fa tys ny olona rehetra no ratsy toetra :lol:
18. bitrokel
(
15/11/2007 11:51)
sarobidy: ilay mandany fotoana aloha tena hitako ny fahamarinany e! raha olona tsy dia misy hatao dia mety mety aminy mihitsy....
sady mamizana be, tsy dia hitako loatra izay tena voto-atondresaka hatao.....
toa ny eo ihany no eo....dia mba miezaka aho ny hankafy fa tsy mety mihitsy e!....
sady mamizana be, tsy dia hitako loatra izay tena voto-atondresaka hatao.....
toa ny eo ihany no eo....dia mba miezaka aho ny hankafy fa tsy mety mihitsy e!....
19. sitlo
(
15/11/2007 12:07)
Ka nareo efa tsy tia hiresaka mbola terena ihany koa aiza no hahita fafiny. Ohatra ny hoe inona kay no ilavana telefonina? Inona koa hoe no ilavana email? sns
20. bitrokel
(
15/11/2007 12:14)
ka mba ialàna amin'ilay hoe tsy tia no tediaviko ry sitlo a! mba te hiezaka ho tia ny fanaon'ny sasany....