tchat
21. sitlo
(
15/11/2007 12:29)
hay ve e
Aza raisina hoe tsaty tsy maintsy atao ilay izy. Ataovy toy ny hoe fitaovana iray ahafahanao miresaka mivantana amin'ny namanao. Ilay namanao jerena fa tsy ilay tsaty. :-P
Aza raisina hoe tsaty tsy maintsy atao ilay izy. Ataovy toy ny hoe fitaovana iray ahafahanao miresaka mivantana amin'ny namanao. Ilay namanao jerena fa tsy ilay tsaty. :-P
23. sarobidy
(
15/11/2007 12:55)
16. Mpandefa : mbaliana [ Valio ] 15-11-2007 12:13:27
Lohateny : Re : tchat
sarobidy> fa azo tao resaka serieux koa ka... raha izay no tediavin'ny occasion...ça depend ny olona iresahanao ihany koa io fa tys ny olona rehetra no ratsy toetra
zay no fahitanao azy :? fa tsy ny fahitako azy. Mbô ty a eto atsangako mihitsy tanako raha mbô ahita anah hiditra ao am karajia ao intsony nareo. Mazoto a retsy a!
Tsiky de ampy :D
24. simplex
(
15/11/2007 13:03)
za indray le izy miteraka tsy fifankazoan-dresaka no tsy dia itiavako azy. Indrindra moa fa adino tao ilay izy na hoe nisy zavatra vonjena maika :) misy mivonto fo mintsy hoe tsy valiana ony :{:{
Tonga d aleo mintsy tsy mitsaty fa manangan'ady fotsiny :°)8)
25. xxx
(
15/11/2007 13:22)
:-D:-D:-Dmahakizitina mitsy aloha ilay mitsaty e!
izaho tsy tia an'ilay tsy hatao veloma na tsy hatao hoe hande hiala zà fa dia any de lasa..;anefa teo nifampiresaka teo....
otran'ny fanaovana tsinontsinona an'ilay iray...
misy aza dia lasa tsy mamaly fotsiny eo
maninona izao raha miteny hoe mbola sahirana kely mitsaty am akama hafa aho fa avelako enao....
dia aleoko koa tsy mitsaty fa mandaginina marina:-D

26. simplex
(
15/11/2007 14:29)
:D:D:D
enganie mba tsy ho za zany le :°):oops::@:@
indraindray kosa mba variana e na hoe zavatra tokony raim kely d tsy niteny nefa lasa elabe tampoka tao. Ny tampoka tsy mahalelah kle :°):-P:b:b
:-*:-*
enganie mba tsy ho za zany le :°):oops::@:@
indraindray kosa mba variana e na hoe zavatra tokony raim kely d tsy niteny nefa lasa elabe tampoka tao. Ny tampoka tsy mahalelah kle :°):-P:b:b
:-*:-*
27. xxx
(
15/11/2007 15:05)
kailay irahy miandry anao atsy ambadiky ny ecran anefa enao varina tampoka any dia sorena sy marary fo hoe ataony tsinontsinona aho:(
izay no antony nanadabohako an'ity mitsaty ity:-D
izaho manokana anefa miteny raha sendra handeha na tsy afaka mamaly....fa kosa ndraindray tsy mi kliniôty ilay orange anefa nanoratra ilay iray dia ilay iray indray no tezitra dia miady kely ndray aloha hihihih

28. ikaretsaka
(
15/11/2007 17:17)
mbaliana:
ika> anga zany mikofesy... sady ny forum tsy ahitana ny valiny eo no ho eo... za aloha tsy hikofesy amin'i Ika zany ka... tonga angamba dia =))=)) be
ao @ confessionnal ianao mahita valiny eo no ho eo ko! maninona, hafa Ika @ zao de hafa Ika rehefa manao etole
29. mbaliana
(
15/11/2007 20:00)
ika> tsssss ny ahy aleoko miihitsy mikofesy amin'ny olona tsy fantatra.... sady le any amin'ny karajia anie tsy kofesy fa any aho no afaka misary adala :lol::lol:
31. mbaliana
(
16/11/2007 10:35)
xxx> mananihany olona e...mandrangitra olona...saingy tsy atao tena izy fa manjary mankarary fo ny sasany :lol::lol:
32. xxx
(
16/11/2007 15:58)
ka efa oe zay le eo am tchat ko, mila mahatanty an'zany retraretra zany fa refa tsy mahatanty aleo avy de mijanona. ioko ve de hatao hankarary fo :(
33. ikaretsaka
(
16/11/2007 16:33)
mbaliana:
ika> tsssss ny ahy aleoko miihitsy mikofesy amin'ny olona tsy fantatra.... sady le any amin'ny karajia anie tsy kofesy fa any aho no afaka misary adala :lol::lol:
Raha miaraka amin'Ika ianao mahazo mimeme mahazo misary adala sy mihomehimehy mahazo manontany kao aho ka.. sady mibebaka ihany:wink:
ny ahy indray aleoko olona fantatro ka.. njary tapohiny be eo
34. niryna
(
17/11/2007 05:08)
xxx:
:-D:-D:-Dmahakizitina mitsy aloha ilay mitsaty e!
izaho tsy tia an'ilay tsy hatao veloma na tsy hatao hoe hande hiala zà fa dia any de lasa..;anefa teo nifampiresaka teo....
otran'ny fanaovana tsinontsinona an'ilay iray...
misy aza dia lasa tsy mamaly fotsiny eo
maninona izao raha miteny hoe mbola sahirana kely mitsaty am akama hafa aho fa avelako enao....
dia aleoko koa tsy mitsaty fa mandaginina marina:-D
=))=))
35. tslem
(
17/11/2007 06:44)
zah ndray ry reto d tsy mba misy miresaka mitsy refa miditra ao am karajia ao a:cry: hany ka mamaky ny resak'i nanokely,sipagasy,sns bedebe fotsiny no mba ataoko ao nefa ohatry ny mafinaritra lé izy d indrisy ry tapa-tsaosisy
36. heidi
(
17/11/2007 07:44)
tslem: raha hamaky resak'olona fotsiny ve aleoko manao zavatra hafa ao antranoko ao.
izaho koa tsy dia tia miditra karajia fa efa olona mifankahalala ihany no mifampiresaka, na mandray anjara kely aza dia hadinon'ny olona indray avy eo.
izaho koa tsy dia tia miditra karajia fa efa olona mifankahalala ihany no mifampiresaka, na mandray anjara kely aza dia hadinon'ny olona indray avy eo.
38. mbaliana
(
17/11/2007 11:08)
heidi> marina aloha zany e...za aloha miresaka amin'ny fantako ihany satria tsy haiko ny reaction le olona rehefa hanaovako resaka mananihany e... say matoa mitchat dia tsy dia misy zavatra atao zany fa te hanala hamohamo :lol:
40. bitrokel
(
17/11/2007 12:47)
xxx:
manin tena refa tsy ty de mijanona fa zany ko no handanina andro eto
tsy nanontany ny hevitrao aho tompoko....