Vehivavy Kristianina
61. pissoa
(
21/11/2007 21:23)
fijo:
pissoa an tsy hendrikendrika io an,tena misy io ary betsaka.
tao tana aho (ary loza taty ,vao tamin'ny herintaona)nisy sipa gasy izay tena tsy namonjy fivavahana krismasy fa tsy nahazo akanjo hono.tena olona efa lehibe ity resahako ity
Sipa iray ve dia mba ho aiza, oke o ry sakaiza :-D:-D:-D
I Fijo koa anie mahazo mitantara izay hitanao hotantaraina rehetra ... saingy efa latsaky ny 0 ny credibilite an'izay tantaranao rehefa izaho no mamaky noho ny nataonao teto ihany ! Tsy in-1, tsy in-2 ... :wink::-D:-D:-D
62. fijo
(
21/11/2007 23:46)
de sahy hilaza ve pissoa fa tsy mbola nahita olona misain ato aio???sao tsy mbola niangona kosa ary?
63. Mandefitra
(
22/11/2007 04:49)
ka ny andra-fijo cas particulier no avadiny ho cas général ko ...
Aza variana mijery oll hoa ... raha hijery ihany Kristy banjinina, iny ahay mba mitondra famonjena :)
Aza variana mijery oll hoa ... raha hijery ihany Kristy banjinina, iny ahay mba mitondra famonjena :)
64. soanja
(
22/11/2007 14:19)
Marina tokoa io volazan'i Fijo io ka. Firifry tokoa moa ny tanora malahelo sy tsy te hivoaka aza , indrindra moa no ho an'ny ampiangonana rehefa tsy hahazo akanjo vaovao amin'ny fety toy ny Krisimasy.
Inona moa ny antony fa mbola mafonja loatra aminy ny hevitry ny fiarahamonina momban'ny ety ivelany ary tsy fantany ny asan'ny Fanahy. Ny manoro azy hevitra no mety ary raha manana hozaraina ianao dia izay no lafatra indrindra.
Efa niaina an'io aho tany Mada ary tsy zavabaovao tokoa io na cas particulier. Fa ny fomba ahenoana azy angamba no mety nisy banga satria mila miara-mifandray amin'ny valalabemandry tokoa vao heno io fitarainana io. Tsy ny rehetra koa mantsy no itarainana.

65. pissoa
(
22/11/2007 14:59)
ny kristiania letsy tsimaintsy mihaingo be ry ika vao miresaka amin'andriamanitra an,ary raha vao maloto ialahy dia ery anjorom bala .izay no misy aloha izao
Io ny tenin'i Fijo nolazaiko hoe diso teo, na endrikendrika !
Andriamanitra ve niteny hoe mila mihaingo be vao mahazo miresaka Aminy ?! Ny ara-panahy no mety tiany hihaingo kely, nefa na tsy mihaingo aza ny ara-panahy dia mbola hanehoany ny famindram-pony foana rehefa mahatsiaro hoe tsy nihaingo. Ny araka fitafiana ety ivelany ... toa tsy izay no fandehany. Ary aiza moa izany anjorom-bala amin'Andriamanitra ?!
Ny resaka haingo sy fanilikilihana ety ivelany dia tsy avy amin'Andriamanitra mihitsy. Miteny aho hoe tsy avy amin'Andriamanitra na dia tsy nanoratra aza i Fijo hoe avy amin'Andriamanitra satria ny voasoratra teo dia hoe
tsimaintsy mihaingo be ry ika vao miresaka amin'andriamanitra
Amiko manokana aza dia olana avy amin'izy tanora ihany io fa tsy avy amin'ny "fiaraha-monina" mihitsy na avy amin'ny "fiangonana". Mafonja ao amin'ilay tanora ny ety ivelany. Mafonja aminy ny jerijeren'ny olona angamba raha manao akanjo vasoka be any ampiangonana ; na ny mijery ny kiraron'ny hafa manjelanjelatra sy matsoko loha sns :-D:-D:-D Fa maninona no misy tanora tsy mahazo akanjo vaovao nefa mandeha mivavaka tsy misy ahiahy ? Satria tsy mafonja amin'izy ireny ny ety ivelany ! Niainana matoa lazaina :-D
66. fijo
(
23/11/2007 00:17)
pissoa an,hay ndry ity mandray antendrony.matoa aho niteny an'io an'ika,dia nataoko teny somary miholaka le izy hanamarinana izay nolazainy teo aloha.
kay tsy mahay vazivazy ity pissoa ity le.
mandefitra,olona tokana no nataoko ohatra,fa sahiko ny milaza fa betsaka tokoa n misaina toa io.indrindra aty andafy sy ao tana.
tany mahajanga io fisainana haingo io tsy dia hitako loatra,fa tao tan adia tena misy fifaninanan amihintsy le akanjo rehefa hiangona.protes no hitako fa ny kato tsy haiko.

67. pissoa
(
23/11/2007 10:47)
Aiza ilay tenin'i Ika ry Fijo ?! Inona no hidiran'ny tsy mahatanty vazivazy ? Sa mahazo manendrikendrika vazivazy araka ny lalana ? :-D:-D:-D
Ary na vazivazy na tsy vazivazy anie ny teninao dia DISO foana e :wink::-D:-D:-D:-D:-D
Ary na vazivazy na tsy vazivazy anie ny teninao dia DISO foana e :wink::-D:-D:-D:-D:-D
69. fijo
(
23/11/2007 23:09)
14. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 13-11-2007 22:35:25
Lohateny : Re : Vehivavy Kristianina
ka angaha ny fatahorana an'Andriamanitra misy hifandraisany @ fitafiana?
Adama sy Eva aza tsy nitafy natahotra an'A/tra ko
ary io inona ry pissoa????
kay nareo iretoolon amora mandray zavatra tssss;manahirana wa rehefa mamon'ilay finoana.tena kozy fa mba mialakely ao fa ratsy

70. pissoa
(
24/11/2007 09:43)
:-D:-D:-D
Ary inona ireto ry Fijo :
dia
dia mbola
Sao tsy tokony ho io ary ny valiny fa hoe
Sa maninona no nandrasana nasehoko ilay fandendrikendrehina izay vao mody hoe vazivazy ... fa tamin'ny tsy nasehoko miharihary dia lazaina fa marina ary betsaka !!! :b:b:b
Ary inona ireto ry Fijo :
Fijo:
ny kristiania letsy tsimaintsy mihaingo be ry ika vao miresaka amin'andriamanitra an,ary raha vao maloto ialahy dia ery anjorom bala .izay no misy aloha izao
dia
pissoa:
Fijo : efa tena raiki-tapisaka aminao mihitsy ity hendrikendrika ity a
dia mbola
Fijo:
pissoa an tsy hendrikendrika io an,tena misy io ary betsaka.
tao tana aho (ary loza taty ,vao tamin'ny herintaona)nisy sipa gasy izay tena tsy namonjy fivavahana krismasy fa tsy nahazo akanjo hono.tena olona efa lehibe ity resahako ity
Sao tsy tokony ho io ary ny valiny fa hoe
Fijo:
pissoa an,hay ndry ity mandray antendrony.matoa aho niteny an'io an'ika,dia nataoko teny somary miholaka le izy hanamarinana izay nolazainy teo aloha.
kay tsy mahay vazivazy ity pissoa ity le.
Sa maninona no nandrasana nasehoko ilay fandendrikendrehina izay vao mody hoe vazivazy ... fa tamin'ny tsy nasehoko miharihary dia lazaina fa marina ary betsaka !!! :b:b:b
71. pissoa
(
24/11/2007 09:47)
ary io inona ry pissoa????
kay nareo iretoolon amora mandray zavatra tssss;manahirana wa rehefa mamon'ilay finoana.tena kozy fa mba mialakely ao fa ratsy
Ny miresaka aminao no manahirana satria ny zavatra soratanao mazana dia tsy tadidinao akory ... na miova isaky ny "traingo" :-P:-D:-D:-D:-D:-D
72. tsikih
(
26/11/2007 00:11)
nareo kooooooooooooooooo!! aoka zay e;samia manao zay tiany fa ny fo no ataovy madio !!
75. ikaretsaka
(
26/11/2007 20:03)
akanjom-behivavy tsotra izao ve no asainao anaovako:roll::-/
sady miseho ny volontongotra sy ny volontsatra
sady miseho ny volontongotra sy ny volontsatra
77. ikaretsaka
(
26/11/2007 21:50)
mety efa tsy lamody intsony ny minizipo sy ny decolete amin'izany anaka!
fa mety akanjona jiosy na amish no lamody!
fa mety akanjona jiosy na amish no lamody!