Vehivavy Kristianina
21. ikaretsaka
(
14/11/2007 00:03)
dein! kiiiiiiii!8O
taloha marina izany le ..... 8)
izahay lety taty t@ mbola nianatra manao jeans sy kapa rehefa mandeha any am-piangonana a!
taloha marina izany le ..... 8)
izahay lety taty t@ mbola nianatra manao jeans sy kapa rehefa mandeha any am-piangonana a!
22. soanja
(
14/11/2007 00:38)
ikaretsaka:
dia matoa koa ange ry fijo ilay vehivavy kristianina mbola miroaroa saina @ hoe mety ve izao, dia
-sady misalasala izy. (eo izany dia efa tsy marim-pototra sahady ny finoany hoe ahoana marina)
-no matahotra ny ho afitsoky ny manodidina (eo koa dia efa lasa tsy andriamanitra no ifoteran\'ny sainy fa \"ny manodidina\")
raha tena hoe mino sy mivavaka anie de tsy tokony ihontsona raha misy olona tena mitanjaka aza eo aloha
,sy mivaky loha @ hoe miseho ve izany aty akanjo izany?
Namaste!^:^^:^
23. Mandefitra
(
14/11/2007 05:05)
Raha aravona de hoe :ny fototra maha-kristianina no tsy lalim-paka.
Ohabolana 31: 30 Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina.
Ny sipa mantsy refa mahatsapa tena hoe mafatifaty, ny tsikaritra aloha de lasa tsy mahay manaja tena, fa nahoana nga...
diamondra27:
Vakio ohabolana 31: 10-31
Ohabolana 31: 30 Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina.
Ny sipa mantsy refa mahatsapa tena hoe mafatifaty, ny tsikaritra aloha de lasa tsy mahay manaja tena, fa nahoana nga...
24. niryna
(
14/11/2007 06:20)
Zaro amin'ny lalana tokony alahehany ny zaza ka na dia lehibe aza izy tsy hiala aminy izany.
Manana andraikitra lehibe ny rar sy ny tsirairay avy eo amin'ny fitaizana ny ankizy sy ny zanaka manodidina ny tena.Tsy ny vavy ihany fa ny lahy koa tafiditra amin'izany.
Rehefa voataiza ara-pivavahana dieny mbola kely izy,sarotsarotra ho an'ny satana ihany no hiditra ao amin'ilay zaza.
Anjaran'ny rar aman-dreny ihany koa no mivavaka ny zanany isan'andro.
Torohy hevitra koa izy fa ny fiainana tsy misy an'Atra dia ho zava-poana.Zanak'Atra izy,efa voavidin'ny ran'i Kristy izy,mila sy miezaka manaraka ny didiny.
Na inona na inona ataontsika,mila mivavaka foana handresy ilay ratsy.Tsy ny tanora ihany fa isika rehetra ihany koa.
Omeo fampaherezana koa ny tanora fa tsy izay rehetra miteny hoe tiako ,tiako akory dia hiroboka,mila mivavaka ary mila miezaka ny hanaraka ny sitrapon'Atra mba tsy hanaonao foana sady voararan'ny baiboly izany.

25. pissoa
(
14/11/2007 06:39)
Ikaretsaka:
dia matoa koa ange ry fijo ilay vehivavy kristianina mbola miroaroa saina @ hoe mety ve izao, dia
-sady misalasala izy. (eo izany dia efa tsy marim-pototra sahady ny finoany hoe ahoana marina)
-no matahotra ny ho afitsoky ny manodidina (eo koa dia efa lasa tsy andriamanitra no ifoteran'ny sainy fa "ny manodidina"
raha tena hoe mino sy mivavaka anie de tsy tokony ihontsona raha misy olona tena mitanjaka aza eo aloha
,sy mivaky loha @ hoe miseho ve izany aty akanjo izany?
- Aza terena hanao mazi mazi foana hoa Andriamanitra ! Rehefa dorana ny taratasy normal dia may. Izay no fandehan-javatra. Rehefa misy olona mitanjaka ao ampiangonana, na eny Analakely (fa tsy any amin'ny plage nudiste sns :-D) dia "farafaharatsiny" gaga ny olona normal. Ny olona tsy normal tsy haiko.
- I Adama sy Eva anie fony izy "tsy nahafantatra" no nitanjaka ... fa vao nahafantatra izy hoe nitanjaka dia naka ravina aviavy (sa moa inona ?! hi hi)
- Tena tokony miraharaha izay ho afitsoky ny olona mihitsy ny Kristianina. Tsy hoe manaraka izay tiany akory, fa miaro azy amin'izay tsy tsara mety mitranga. Raha ny fanaovana ny sitrapon'Andriamanitra no hampasosotra ny olona aminao dia mety hahazo bonus any Aminy Andriamanitra ianao ; fa raha sady tsy manaraka ny sitrapony ianao no manome lagy sy olana ny namanao manodidina ... think twice, hi hi hi.
26. bozyboleta
(
14/11/2007 09:27)
Mandefitra:
Mpandefa : Mandefitra [ Valio ] 13-11-2007 11:40:54
Lohateny : Vehivavy Kristianina
Mety be no ho tafintohina nefa ilaina ny adihevitra mba hakana lesona ...
"Libre" ny vehivavy Xtiana, @ teny gasy mo de hoe malalaka.
1/Malalaka @ zay fitafiana tiana hanaovana:mini jupe, decolté, juste au corps ...
2/Malalaka @ fanehoan-kevitra:mamalivaly RAR,na de manaiky aza hoe ny lahy no lohan'ny vavy,de mampiditra ny hoe ny vehivavy no tompon'ny teny farany noho le fitovian-jo nga
3/Malalaka @ zay tiana iarahana
4/malalaka koa @ ... firaisana ara-nofo
...
Ireo rehetra ireo anefa de lalana misokatra ho an'ny fahotana sy ny fakam-panahy, ra tsy efa ao anatiny mihitsy aza.
Ka inona no vahaolana Kristianina azo atolotra ny vehivavy Kristianina (indrindra ny zazavavy malagasy), mba tsy hitondra any @ lalan-tsy izy ilay fahalalahana?
Tsy Kristiana reo lazainao reo.
Raha tena kristiana, tsy manao reo lazainao reo na 1 aza.
Ny Kristiana de:
1,3,4/ Mahalala fa ny tenanao de tempolin'Atra ka tokony hajaina
2/ Mahalala ny hoe "hajao ny RAR mba ho lava andro iainana ianao"
Raha eto @ tanàna ohatra, ka mahita reo vhv bedebe eny an-dalana manao fitafiana tsy maotina de lazaina ve hoe kristiana ireny satria tsy misarom-boaly sal@ silamo, na mahita reo vhv mijorojoro eny tsaralalàna na reo ratsy fitondran-tena de lazaina koa hoe kristiana ireny satria ny silamo tsy manao izany?
TSIA
Ny lohateny mitsy no tsy ao!:oops:
27. pissoa
(
14/11/2007 10:54)
Tsy Kristiana reo lazainao reo.
Raha tena kristiana, tsy manao reo lazainao reo na 1 aza.
Ny Kristiana de:
1,3,4/ Mahalala fa ny tenanao de tempolin'Atra ka tokony hajaina
2/ Mahalala ny hoe "hajao ny RAR mba ho lava andro iainana ianao"
Aoka kosa e ! :-D:-D:-D
Firy ny didy aman-dalana voasoratra mivantana ka tokony ho tandreman'ny Kristianina ? Firy no tsy voasoratra mivantana akory, nefa tokony ho tandremana koa ? Araka daholo ve ? Kristianina ve izany i Bozyboleta sa tsia ? Sa ireo resaka fitafiana, firaisana, lahy lohan'ny vavy, manaja RAR ireo manana weight betsaka kokoa noho izay karazam-pahotana hafa ka mahatonga azy ireny ho tsy Kristianina fa ny hafa mety ho Kristianina ?
Fanontaniana daholo ireo aloha hatreto :oops:
Izaho tsy miteny hoe mendrika ilay toetra ... saingy tsy izany no hilazana avy hatrany fa tsy Kristianina ilay olona amiko.
28. diamondra27
(
14/11/2007 12:08)
ny fatahorana an'Atra dia mitondra antsika handini-tena mandrakariva @zavatra izay atao rehetra ary misy ifandraisany @ fitafiana sy toetra izany.
Raha matahotra an'Atra ianao dia tokony hanontany we: manome voninahitra anao ve izaho @izao fomba fitafiko izao sa mety hahatonga fanafitohinana ho an'ny hafa aho? Eo @ resaka kristiana no ilazako an'io. Tsy ny fiangonana no tokony handrara fa ianao mamaky ny baiboly dia mahatsapa hoe: hay izao izany toetra maha-mendrika ny Xna dia tokony arahina, indraindray moa de mba mivika kely ihany tahaka an'i adama sy eva, avy eo vao mahalala menatra :oops::oops:

29. bozyboleta
(
14/11/2007 12:35)
Bozyboleta vehivavy kristiana ary miezaka mafy isanandro mitsy mba ho mendrika an’io filazana io na @ lafiny inn na lafiny inn. Tsy tonga lafatra ary tsy tanteraka, zay le maha-olombelona mpanota ahy. Fa miezaka e!
>>> Pissoa: Na de ny iray @ ireo faharatsiana voalazan’ny mpametraka lohateny ireo no lazaiko hoe tsy ataon’ny tena kristiana satria tsy mendrika ny maha-kristiana azy.
Diso fandray hevitra angamba i Pissoa:-D
>>> Diams: zay mitsy mantsy.

30. ikaretsaka
(
14/11/2007 14:09)
fa ny mahagaga tokoa @ io resaka akanjo io ihany...
i Moise izao ohatra akanjona mpiandry ondry no nanaovany t@ niresaka t@ A/tra izy (cg ilay hazo mirehitra nefa tsy maty ao @ bokin'ny exode)
Md Piera izaho ohatra akanjona mpanjono: maimbo trondro, tsy hay tsy hay na niainga be le rebareba nohon'ny fatahorana hoe sao lena.. "ka mety niseho ohatra ny nafenina"
fa toa tsy nivakl izany ny olona ry pissoa, nefa ireny olona ireny dia niaina sy ni interact t@ manodidina an!

31. pissoa
(
14/11/2007 15:53)
Pissoa: Na de ny iray @ ireo faharatsiana voalazan’ny mpametraka lohateny ireo no lazaiko hoe tsy ataon’ny tena kristiana satria tsy mendrika ny maha-kristiana azy.
Diso fandray hevitra angamba i Pissoa
Mety diso ... mety tsy diso. Aleo atao ohatra ary ilaty tiako tenenina e. Mendrika ny mahaKristianina ve ny mandainga ? Efa nandainga ve i bozyboleta ?! Kristianina ve i Bozyboleta izany ?
Ankapobeny : ianao ihany dia efa milaza fa "tsy lafatra". Ka maninona ny "tsy fahalafaran'ny" hafa (izay nolazain'ny mpametraka lohateny) lazainao fa mahatonga azy tsy ho kristianina, fa ny "tsy fahalafaranao" mampaKristianina anao ihany ?
Ika : tsy resaka maloto anie no noteneniko anao e ... fa resaka miboridana ! Ary mbola vao "mety" no nolazainao tamin'ny Md Piera noho ny antony sns. Ary iza moa ilay "nahita ny fitanjahan'i Noe" dia lasa niteniteny tamin'ny olona hafa dia voaozona ? Samihafa ilay hoe "nahita" sy hoe "nanokatra" fitanjahana a :-D Sa hevitra ambadika daholo iny tantara iny nahita fitanjahana iny fa tsisy hevitra mivantana mihitsy ? :oops::-D:-D:-D
32. bosista
(
14/11/2007 18:01)
rha ny tokony ho izy mba tokony misy fitafy amantarana ny vhvv kristianina,fa toa mitovy iany tsy misy hafa @ vhvv jentilisa, ny la mode moa dia miova isan'andro,jereo izao ny masera dia miavaka mihintsiny ,nefa ny tsy misalotra ny anarana hoe vhvv kristianina izy ireny ary tsy mahasolo azy rehetra akory!!
33. cutie
(
14/11/2007 21:28)
Mpandefa : ravakamalala [ Valio ] 13-11-2007 12:45:37
Lohateny : Re : Vehivavy Kristianina
vahaolana :
1/ tsy manao mini-jupe, decolté, juste au corps, ....
2/ tsy mamalivaly RAD
3/ Tsy mieritreritra fa malalaka amin ny olona iarahana
4/ Tsy mieritreritra fa malalaka amin ny firaisana ara nofo
tonga de didy jadona ohtran;io ve :roll::roll::roll::roll:
34. cutie
(
14/11/2007 21:30)
Ny fototra no olana fa tsy ny fihetsim-behivavy hita taratra ety ivelany!
Raha tsara fototra ny zava-drehetra zavapoana daholo ireo lazainao ireo.
Marefo sy marivo be ny FOTOTRA: tontolo manodidina environnement, tontolo ao anaty (ilay olombelona saina sy fanahy ary vatana), ny fampiharana an'ireo na mampifandray an'ireo roa voalaza ireo na fampitana izany hiasa amin'ny nanamboaran'Andriamanitra azy!
amen :lol:
35. fijo
(
14/11/2007 22:27)
ny kristiania letsy tsimaintsy mihaingo be ry ika vao miresaka amin'andriamanitra an,ary raha vao maloto ialahy dia ery anjorom bala .izay no misy aloha izao
36. ikaretsaka
(
14/11/2007 23:31)
tsy zany ko... za tsy tratran zany tany @ pedro le.. izany no naha tamana ahy tany
37. rabilabila
(
15/11/2007 00:02)
rha ny tokony ho izy mba tokony misy fitafy amantarana ny vhvv kristianina,fa toa mitovy iany tsy misy hafa @ vhvv jentilisa,
Andray ry Bosista !!! sao dia ampanaovinareo Burka ry zareo ?
Soa ihany aho fa tsy mpino klé!!Ampanaovin-drizalahy "uniforme" eo ,ny tablier t@ mbola kely aza efa tsy fidiny.Andray!!
38. pissoa
(
15/11/2007 09:32)
Fijo : efa tena raiki-tapisaka aminao mihitsy ity hendrikendrika ity a :-D:-D:-D:-D:-D
39. ikaretsaka
(
15/11/2007 12:41)
any @ fiangonana sasany kosa misy mahamarina an'io ry o\pissoa e..
izay mahaloa 1/10 pananana @ pasi ihany no tena hmmm
izay mahaloa 1/10 pananana @ pasi ihany no tena hmmm
40. fijo
(
15/11/2007 23:16)
pissoa an tsy hendrikendrika io an,tena misy io ary betsaka.
tao tana aho (ary loza taty ,vao tamin'ny herintaona)nisy sipa gasy izay tena tsy namonjy fivavahana krismasy fa tsy nahazo akanjo hono.tena olona efa lehibe ity resahako ity
tao tana aho (ary loza taty ,vao tamin'ny herintaona)nisy sipa gasy izay tena tsy namonjy fivavahana krismasy fa tsy nahazo akanjo hono.tena olona efa lehibe ity resahako ity