Vehivavy Kristianina
42. bozyboleta
(
16/11/2007 05:20)
Olon-dehibe manao sain-jaza zany!:evil:
Na koa le tsy miangona raha tsy krismasy.

43. Mandefitra
(
16/11/2007 05:44)
Zany rehetra zany ange ry zareo de endrim-pahalemena tazana @ isika Kristianina e.Tsy hoe ze manao zany de tsy Kristianina.
Fahalemena io, tokony harenina, hitadiavana vahaolana.
Famerenana indray ny hasin'ny maha-zanak'Andriamanitra, mba hanome voninahitra ny Ray @ atao, @ fitafy, @ fitondran-tena...Fa tsy sanatria enao Kristianina indray no hitondra @ fakam-panahy ... nefa mangataka mafy hoe "aza mitondra anay @ fakam-panahy"
(Manao rainizafilemena hozy Pissoa zay :))

44. ikaretsaka
(
16/11/2007 20:37)
ka indraindray ange ry mandefitra ny sain'ilay manao ny tenany hoe "kristianina" mihitsy no voa e!
vao hafahafa akanjo ilay eo akaiky dia efa ilay milaza ny tenany hoe "kristianina" no ratsy saina avy hatrany.... any sahady no eritreretina fa tsy mba zavatra hafa!
any amin'io fihevitra io amiko no misy tsy fetezana ka mila resena tsy fijerena akaiky
Fa za lety nahita koa sipa 1 izay dia tsy nahazo akanjo hono izy hetina mandevina ny dadatoany dia tsy nandeha... :?

45. fijo
(
16/11/2007 22:42)
hoy i bozy"Na koa le tsy miangona raha tsy krismasy"
ie ,ry zareo tsy miangona raha tsy krismasy,paka,pantekosta .fa mila mihova akanjo foan aisak'ireo.efa manna zanaka 1 izany.ary tsy izy irery no gasy fantako manao fisainana toa izany eto marseille.fa sahiko ny milaza.

46. ikaretsaka
(
16/11/2007 23:18)
ka izay no nanazarana azy hatrany Mada letsy... rehefa fandraisana ihany..de katalogy be de mifanindry!
48. bosista
(
17/11/2007 11:36)
fangah tsy voalaza teto fa tsy tokony hanao beaute ny vhvv kristianina rehefa hiangona???
49. niryna
(
17/11/2007 12:08)
"Omeo vady hendry aho hanorenako ny tokan-tranoko"
Ny Ohabolana no milaza izany.Ny vehivavy matahotra an'Atra no tadiavina.
Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. Oh 31:30 :D
http://baiboly.org/toko.asp?boky=OHABOLANA&toko=31&andininy=10-31&dika=
Faniriana ireo fa raha mba misy toetra iray amin'ireo izay olona hovadinao na ho izay hirinao ho vady na efa anao dia hisaory Atra.Mifalia amin'izay kely eo am-pelantanana ary ny fikolokoloina ny fanambadiana eo am-pelantanan'Atra no tena zava-dehibe.
Mahereza,mivavaha vao miroboka mba omeny vady hendry.
Ankino amin'ny lalanao,matokia Azy fa ataony tanteraka sy lavorary izay alehanao. :D

50. ikaretsaka
(
17/11/2007 13:02)
niryna:
"Omeo vady hendry aho hanorenako ny tokan-tranoko"
Ny Ohabolana no milaza izany.Ny vehivavy matahotra an'Atra no tadiavina.
Fitaka ny fahatsaram-bika, ary zava-poana ny fahatsaran-tarehy; Fa ny vehivavy matahotra an'i Jehovah ihany no hoderaina. Oh 31:30 :D
izay manko ange no mahagaga anay sy i fijo e...
manin ona ny vehivavy rehefa miangona .. indrindra ireny evanjelika ireny, no tena katalogy be, voarara ny mi jean, voarara ny manao overalls /na construction worker ianao ,handeha hamonjy chantier ianao rehefa vita ny fotoam-pivavahana, dia hoe tsy mahazo miditra hono fa fitafiana tsy mendrika:roll:
51. bosista
(
18/11/2007 09:47)
angambany sao de manimba concentrationn'ny pasitera de tsy tomomba @tokony ho izy ny fitarihana ny fivavahana:-D:-D:-D:-D:-D!:-D
52. ikaretsaka
(
18/11/2007 14:59)
ary anisan'izany kaaaay! azoko @ izay!
izany izany no nahatonga an'i pasitera nanambady... tsy nahay nanao ny tenany mifantoka amin'ny fivavahana fa vao nahita an'i ramatoa de:^)

53. nandrianina1
(
18/11/2007 16:12)
Mety be no ho tafintohina nefa ilaina ny adihevitra mba hakana lesona ...
"Libre" ny vehivavy Xtiana, @ teny gasy mo de hoe malalaka.
1/Malalaka @ zay fitafiana tiana hanaovana:mini jupe, decolté, juste au corps ...
2/Malalaka @ fanehoan-kevitra:mamalivaly RAR,na de manaiky aza hoe ny lahy no lohan'ny vavy,de mampiditra ny hoe ny vehivavy no tompon'ny teny farany noho le fitovian-jo nga
3/Malalaka @ zay tiana iarahana
4/malalaka koa @ ... firaisana ara-nofo
misy antony matoa ny vehivahy mirona @reo rehatra ireo inn nefa? ny lehilahy no valiny
54. ikaretsaka
(
18/11/2007 16:15)
dein koa.. dia hatrany am-piangonana aby ve no hifampitady (l) dein!:(
mba asio toerany sy fotoanany kosa ny zava-drehetra e

55. niryna
(
18/11/2007 16:59)
ikaretsaka:
ary anisan'izany kaaaay! azoko @ izay!
izany izany no nahatonga an'i pasitera nanambady... tsy nahay nanao ny tenany mifantoka amin'ny fivavahana fa vao nahita an'i ramatoa de:^)
:roll::roll:
=))=))
56. ikaretsaka
(
19/11/2007 00:28)
andray ty niryna.. mba mahazo zavatra sy anton-javatra indray izahay de mehezana:roll:
57. cutie
(
20/11/2007 00:27)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-11-2007 15:59:32
Lohateny : Re : Vehivavy Kristianina
ary anisan'izany kaaaay! azoko @ izay!
izany izany no nahatonga an'i pasitera nanambady... tsy nahay nanao ny tenany mifantoka amin'ny fivavahana fa vao nahita an'i ramatoa de
hay de ahona ndray ny antony nahatonga ny mopera hanana sipa sy zanaka etsy sy eroa hono:-D:-D:-D:-D:-D
58. ikaretsaka
(
20/11/2007 15:33)
reny raha tratra sy henjehin'ny conscience ny dia miala ho mompera!
fa i pasitera, na izany aza pasitera foana,
izany koa anie no tsy dia andehanan'i pasitera mitety zanam-piangonana loatra hono kay e...
matahotra Ramatoa sao "hametrahany hafa " any koa .. dia "Jaloke" be ramatoa de "eny r'ise ho'zy pasitera dia tsy mandeha ... dia radem ho'zu pasy hoe "Eshy e le aligna e"

59. Mandefitra
(
21/11/2007 11:25)
zao no voasoratra :
ITimoty 3:2 Koa ny mpitandrina dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manam-bady tokana, mahonon-tena, hendry, tia filaminana, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra

60. cutie
(
21/11/2007 21:17)
izany koa anie no tsy dia andehanan'i pasitera mitety zanam-piangonana loatra hono kay e...
matahotra Ramatoa sao "hametrahany hafa " any koa .. dia "Jaloke" be ramatoa de "eny r'ise ho'zy pasitera dia tsy mandeha ... dia radem ho'zu pasy hoe "Eshy e le aligna e"
:-D:-D:-D:-D:-D