Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso
41. ikaretsaka
(
12/11/2007 19:18)
pissoa ity tsssss..:-D
tsy ankisy tokelaka eo rehefa mihaona ary ambony vato ary ary!
tsy ankisy tokelaka eo rehefa mihaona ary ambony vato ary ary!
43. rabilabila
(
12/11/2007 20:41)
Ny ao afara ry namana no manenjika, ary ny matik'ambo no miseho ho mahalala ny zavatra tsy fantany akory: Ianao (rabilabila) izany sy ny rehetra mitovy aminao.
Aie!Aie!Aie! Maty aho Endreko e!!! Maty aho Aba a!!
45. rabilabila
(
12/11/2007 21:32)
:-D=))=)):snif: niteny mafy loatra ilay sôfera t@ le St Pierre dia tsy voatifitra ny fody fa nibilabila ilay mpitifitra satria mamo nefa katolika :-D
46. Fody
(
13/11/2007 13:15)
44. Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 12-11-2007 22:32:26
Lohateny : Re : Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso
niteny mafy loatra ilay sôfera t@ le St Pierre dia tsy voatifitra ny fody fa nibilabila ilay mpitifitra satria mamo nefa katolika
De izao ve sisa no hany hery?
Misaotra e!
47. rabilabila
(
13/11/2007 13:32)
Ka akory atao re ry namana Fody !! Tsipaky ny miala aina e!!:-D:-D
