Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso

21. Fody ( 10/11/2007 15:11)
19. Mpandefa : rabilabila [ Valio ] 10-11-2007 14:49:26
Lohateny : Re : Mba mila fanazavàna kely raha tsy mahadiso
Soanja a!! Ny ahy efa mazava ny hevitro ,eritreritra manitikitika ahy no napetrako .Amiko ny fanazavàna (rarky ny resaka nataontsika tary ambadika ),dia mijanona ho fanazavàna ary anjaran'ny tsirairay no manaiky na mandà na mitsikera ilay fanazavàna !!Sa tsy izany ?

Io no midika fa tsy vonona ny handray izay fanazavana omana izy.
Misaotra anao!
22. soanja ( 10/11/2007 16:50)
bosista:

afaka miantso ny tenanao ve ianao ry soanja sa tsia? tsy novalianao akory angeh le fanontaniana!



Ilay Fanahy ao aminao dia azonao antsoina tanteraka raha manana AZY ianao.
Tsy manana ny Fanahy Masina mitoetra ato amiko aho AMIN'IZAO FOTOANA IRESAHAKO IZAO ary raha hiditra ato amiko IZY de JESOA no iantsoako azy.
Koa raha hamaly ny fanontanianao aho dia hoe IE afaka miantso ilay FANAHY ao anatiny/ivelany manerana JESOA ary RAY no iantsony izany satria lehibe noho ilay vatana tafiany ny voninahitra ananan'IO FANAHY IO.
Raha ZAH no JESOA tamin'io dia IE afaka miresaka na miantso ILAY FANAHY ao anatiko aho hanampy ahy.
No need mihitsy ny manazava lalina ny resaka tahak'izao rehefa tsy azonao ny hoe concept na FANAHY MASINA na FANAHY (transcendence) sy ny VATANTSIKA OLOMBELONA satria mila fandalinana be izany, ARY INDRINDRA NY RESAKA KRISTY.
Anao indray!


23. soanja ( 10/11/2007 16:53)
rabilabila:

Soanja a!! Ny ahy efa mazava ny hevitro ,eritreritra manitikitika ahy no napetrako .Amiko ny fanazavàna (rarky ny resaka nataontsika tary ambadika ),dia mijanona ho fanazavàna ary anjaran'ny tsirairay no manaiky na mandà na mitsikera ilay fanazavàna !!Sa tsy izany ?:)





Marian izany ka! Ka izay moa le izy hoe ianao tsy vonona handray , zah tsy vonona hisahirana hanazava raha vao misy mind set le olona hanohitra. :-*:-*
satria tsy mitondra antsika mankaiza izany fa Fitiavana no tokony ataontsika be dia be.


24. ikaretsaka ( 10/11/2007 16:57)
marina ny an'i soanja sy rabila eto
25. rabilabila ( 10/11/2007 18:06)
Soanja a!!
Izaho te-hahazo fotsiny ny lojika mivoy anareo mpino ,fa tsy toa ny lazain\'i Fody hoe\" tsy vonona handray akory \".

Ilay hoe tsy mitondra antsika mankaiza aloha tsy dia iombonako aminao loatra ,satria amiko ,ny fahafantarana ( comprehension) ilay olona en face (tsy mitovy hevitra na tsy mitovy lojika ),no mitondra any amin\'ilay fitiavana ,sy ny fifandeferana:-*

Na izany aloha na tsy izany ,mbola confus be amiko ilay valinteninao ( perception -nao manokana momba ny finoanao io ary hajaiko tanteraka )

Raha mamaky ao amin\'i Jaona 8:44 milaza iJesosy fa devoly ny rainareo (rehefa miresaka amin\'ireto Jiosy izy ).....Or,ilay Ray ho an\'ny Jiosy dia i Yaveh=Jehovah ,donc tsy Yaveh akory izny no ataon\'i Jesosy hoe :Raiko.

Manarak\'izany ,mbola ao amin\'i Jaona ihany fa 8:17 dia voalazan\'i Jesosy hoe \"ary voasoratra ao amin\'ny lalànanareo.........\" ,izany hoe ,en toute lojika ,tsy lalànany izany ilay izy .

Averiko indray ,izho miala amin\'ilay \"livre revelé\" no tsy dia mahita lojika ao ,contradiction aza no hitako betsaka (indrindra raha atao ny fampitaha amin\'ny valim-pikarohana ,izy mbola zavatra hafa tsy idirana amin\'ity lohahevitra ity )ary izay no fanontaniana apetrako.
Am-pitiavana foana ny ahy ka!!:-*
26. bosista ( 10/11/2007 18:30)
hay! le samy hafa izany i soanja sy ny tenany an! raha miantso ny tenany ao anatiny i soanja de jesoa? noheveriko fa mbola soanja iany!otran'i Jeso sy Jehovah:!:
27. Fody ( 10/11/2007 19:05)
Raha mamaky ao amin'i Jaona 8:44 milaza iJesosy fa devoly ny rainareo (rehefa miresaka amin'ireto Jiosy izy ).....Or,ilay Ray ho an'ny Jiosy dia i Yaveh=Jehovah ,donc tsy Yaveh akory izny no ataon'i Jesosy hoe :Raiko.

Maninona moa no tapahina ny famaky azy fa tsy raisina hatrany amin'ny andininy faha 31. Angaha io teny ts misy lohany sy tohiny?
Dia diniho tsara fa ianao no tsy misy lojika. Ary aza adino fa izay manapa-teny manapak'aina. Dia marina izay eto, notapahanao ny teny ary very ny tena hevitra tiana ampitaina ka zary hevitra maty tsy misy aina no omenao.
Manarak'izany ,mbola ao amin'i Jaona ihany fa 8:17 dia voalazan'i Jesosy hoe "ary voasoratra ao amin'ny lalànanareo........." ,izany hoe ,en toute lojika ,tsy lalànany izany ilay izy .

Raha milaza izy fa voasoratra ao amin'ny lalanareo, dia tsy midika izany fa tsy azy ny lalana akory. Fa tiany tsipihana kosa ny hoe: ianareo mahalala ny lalana ary ao amin'io lalana fantatrareo io dia misy an'izao....

Ny fahitako azy dia mitsipotsipona ianao fa tsy dia misy hevitra tena mivaingana aloha hatreto.
Averiko indray ,izho miala amin'ilay "livre revelé" no tsy dia mahita lojika ao ,contradiction aza no hitako betsaka (indrindra raha atao ny fampitaha amin'ny valim-pikarohana ,izy mbola zavatra hafa tsy idirana amin'ity lohahevitra ity )ary izay no fanontaniana apetrako.
Am-pitiavana foana ny ahy ka!!

De asehoy ho hita fa tsy hitako izay zavatra mifanohitra ao. Ianao no cotradictoire izao. Tsy misy zavatra tena voadinika loatra fa tsipotsipona no betsaka.
Mba zavatra tena voadinika sy voahevitra tsara ary mipetrapetraka tsara lazaina.




28. booboo ( 10/11/2007 20:40)
:roll:
29. rabilabila ( 10/11/2007 22:35)
En apparté ho an\'i Fody:


De asehoy ho hita fa tsy hitako izay zavatra mifanohitra ao
.


Asaivo mifanaraka aloha ny mpanoratra ao anatin\'ny baiboly :
-i Matio milaza fa ny lignée-n\'i Jesosy dia Davida-->Salomon-->...---> Josefa--> Jesosy .
i Lioka milaza fa Davida-->Nathan-->.....-->Josefa-->Jesosy.
A moins que Nathan=Salomon ?

-iMatio nilaza fa vao teraka i Jesosy dia nandositra tany Egypte izy telo mianaka (nofy ,hono, no nahitan-jareo hoe hovonoin\'i Heroda daholo ny lahimatoa....)ary nijanona tany Egypte izireo mandra-pahafatin\'i Heroda.

i Lioka nilaza fa 6 herinandro ry zareo nijanona tao Betlehema ,vita fora tao i Jesosy valo andro taorian\'ny nahatrahany (tradition juive) ,avy eo dia nankany Jerosalema nanao fanatitra dia avy eo nankany Nazareta toerana nahabe azy.

Eo amin\'ny Tantaran\'i Jesosy sasantsasany dia mifanipaka amin\'i Jaona mihitsy izy telo lahy ( Matio,Marka ,Lioka).

Eo amin\'ny andro nisehoany tamin\'ny mpianany taorian\'ny nitsanganany tamin\'ny maty:

-I Matio nilaza fa in-2 ihany:ny iray tamin\'i Maria Magdalena sy Maria , ny iray t@ izy 11 lahy mpianany tany Galilée teny an-tendrombohitra.

-I Marka nilaza fa in-3:t@ Marie M sy Maria ,dia Mianany 2 , dia mpianany 11 (teo am-pisakafoanana).
I Lioka milaza fa in-2 :t@ mpianany 2 ,t@ mpianany 11.

-I Jaona milaza fa in-4 :Maria Magdalena ,mpianatra 10 na 11 , mpianatra 10 na 11 fa 8 andro taty aoriana ary tany Jerosalema ,mpianany 7 na 8 nanjono teny amin\'ny ranon\'i Tibery.


Raha ny momba ny fiakarany tany an-danitra indray i Marka sy Lioka nilaza fa teo anoloan\'izy 11 lahy no nitranga ilay zavatra ; I Matio sy Jaona toa tsy nitantara mihitsy an\'io evènement ( très important ) io.

sns...........................

Raha ny ankoatr\'izay mazàva angamba ny fanontaniako hoe \"Mila fanazavàna.................\" ka raha azo atao re Ra-Fody havana ,mba mila fitsilovana kely ny sain\'ity Rabilabila tsy mahay n\'inon\'inona ahh!!
30. rabilabila ( 10/11/2007 23:10)
Ary tsy vao amin'ny Testamenta vaovao akory no niantsona an'Andriamanitra ho Ray, fa efa hatrany amin'ny Testamenta taloha.



Ny zavatra nolazaiko dia ity:

Ny mahatonga ahy hametraka ny fanontaniana dia rehefa mandinika ny testamenta vaovao dia toa tsy niantso an-drainy i Jesosy na indray mandeha aza hoe Jehovah

Tsy nilaza mihitsy aho hoe tsy miantso an'andriamanitra ho ray ao amin'ny TV ,hoy aho hoe i Jesosy tsy niantso ny Rainy mihitsy hoe Jehovah.
31. ikaretsaka ( 11/11/2007 01:02)
izay ange no hilazako foana hoe aza raisina par tsimpona ilay tantara fa par contexte e..
fa za moa tsy hinoana ka asa izay hevitry ny mpintsimpona @ io fa aleo ny karetsaka hihidy.
efa nananatra hatry ny ela an'io kitsimpotsimponareo io aho
32. soanja ( 11/11/2007 17:41)
Ka na ilay "Jehovah" anie aza tsy misy amin'ny teny Hebreo e! Ny fandikan-teny no nanisy fiovana tokoa ny teny nivoaka ny vavan'i Abraham sy ry Mosesy sns...
Fa refa adika le hoe teny " YHWH" ka raha adika io dia " I AM THAT AM" na "IZAHO NO IZY" hoy ny gasy. Ny Hebreo niantsoa AZY "ADONAY".

Ka amiko sarotra be ny hiantsoana an'io raha amin'ny vavan'I JESOA raha izy no IZY. Hoe : " Miantso anao aho ry IZAHO NO IZY!" hafahafa ihany ny fivoakany an!

Tsy maintsy hiantso ny ambony kokoa noho ILAY VATANY izy. Dia ny Rainy aminy raha samy Jiosy.

Bosista> Sarotra ny kilalaon-teny satrai tsy tena azoko ny tianao resahina.
Fa raha tsy mino ianao fa i Jesoa no Andriamanitra ao amin'i TT dia tsy maninona mihitsy fa hajaiko tokoa izay finoanao izay. :-*:-*:-*
33. ikaretsaka ( 11/11/2007 18:23)
namaste soanja!@ ilay kilalaon-teny Jiosy, anisan'ny zavatra mahasarotra azy io fa manoatra nohon'ny gasy koa io teny jiosy sy ny kilalaon-teniny , ho an'izay tsy jiosy ka tsy zatra azy!
34. rabilabila ( 11/11/2007 19:01)
Ekena fa YHWH no niantsoana azy tamin'ny boky iombonana .Ny nanaovako hoe Yaveh sy Jehovah dia mazàva ho azy fa izay no fomba fiantson'ny Malagasy azy .
Miresaka fandikan-teny i Soanja , Inona no ahafahana milaza fa ilay teny tonga tao anatin'ny baiboly dia ilay teny nosoratana tamin'ny hodi-janakondry ?

Milaza i Ika ary ambadika momba ny konsily ,inona no tena fenitr'ireo vondron'olona nanapaka fa itsy sy iroa no atao ao ? Intervention'olombelona ange izany ilay izy e!! Nisy nanalàna ary mety nisy nampiana koa ?

Ny mampalahelo fotsiny dia efa simba na nosimbaina (arakaraky ny point de vue io )tanteraka ireo "hodi-janak'ondry nandrakitra ireo tantara ka dia ny baiboly sisa no mitoetra eto amin'ny zanak'olombelona .
35. Fody ( 11/11/2007 23:22)
-iMatio nilaza fa vao teraka i Jesosy dia nandositra tany Egypte izy telo mianaka (nofy ,hono, no nahitan-jareo hoe hovonoin'i Heroda daholo ny lahimatoa....)ary nijanona tany Egypte izireo mandra-pahafatin'i Heroda.

Mba vakio kely tompoko fa taorinan'ny famangin'ny majy no nandeha tany Egypte izy telo mianaka. Dia mba fantaro hoe ovina ny majy no namangy azy ireo.
Manaraka an'io dia mba jereo kely hoe: zaza teraka tao anatin'ny firy taona no nasain'i Heroda novonoina?
Ary aoka koa ho fantatrao fa tsy hoe: nisy nandray an-tsoratra isan'andro ny tantaran'i Jesoa.

Ny manaraka an'io dia izao: Ireo olona nanoratra ny Evanjely dia samy manana ny fomba fanorany, ary samy manana ny zavatra nahasarika azy tamin'i Jesoa. Raha mamaky ny Evanjely nosoratan'i Md Joany ianao dia hahita fa ao anatin'ny 7andro monja no miseho ny tantara mantolo. Nefa fito andro fotsiny ve i Jesoa no nitory sy hitan'ny olona?

Eo amin'ny andro nisehoany tamin'ny mpianany taorian'ny nitsanganany tamin'ny maty:

Tsy intelo, tsy indro, ary tsy in'efatra koa fa mihoatra an'izay, fa ireo no voasoratra hoy i Md Joany mba hinoanareo. Ataoko fa mazava be io.

Raha ny momba ny fiakarany tany an-danitra indray i Marka sy Lioka nilaza fa teo anoloan'izy 11 lahy no nitranga ilay zavatra ; I Matio sy Jaona toa tsy nitantara mihitsy an'io evènement ( très important ) io.

Dia mba fantaro hoe: inona no important ho azy tsirairay avy.
Aza adino fa ny Evanjely (ny Baiboly mantolo mihitsy koa) dia boky mirakitra tantara personnel: ny zavatra niainan'ilay olona mpanoratra no nosoratany fa tsy zvatra noforonina akory.

Ny filazana koa fa tsy niantso an'Andriamanitra (Iaveh), izay ao amin'ny testamenta taloha i Jesoa dia diso: Ataoko fa fantatrao tsara fa ny salamo dia ao amin'ny testamenta taloha. Isany vavaka nataon'i Jesoa tokoa io, ary mbola novetesiny teo ambonin'ny hazofijalina.

Be loatra angamba ny insulte à l'intelligence amin'ny zavatra nosoratako an! Nefa tsy fantatrao ka izay no nahatonga ahy hilaza hoe: fantaro; tsy hainao ka hoy aho hoe "aza adino"; ary tsy mbola hanananao fahalalana ka hoy aho hoe: "mba vakio kely"...

Salamà!
36. rabilabila ( 12/11/2007 09:50)
Ny manaraka an'io dia izao: Ireo olona nanoratra ny Evanjely dia samy manana ny fomba fanorany, ary samy manana ny zavatra nahasarika azy tamin'i Jesoa.



Izao ve no fombe hi-justifier-na izay mety ho fifanipahan-kevitra ao ?


Ary aoka koa ho fantatrao fa tsy hoe: nisy nandray an-tsoratra isan'andro ny tantaran'i Jesoa.



Donc ,le conteny peut être "erroné" ? Faillible ny olombelona ,sa tsy izany ?

Ny manaraka an'io dia izao: Ireo olona nanoratra ny Evanjely dia samy manana ny fomba fanorany, ary samy manana ny zavatra nahasarika azy tamin'i Jesoa.


Tantara no nosoratany tao , ny tantara angmba ,raha ny fahalalàko tsy dia mahalala n'inon'inona loatra , dia tokony ho iray ihany ,n'inon'inona fomba fanorany? Raha tsy izany dia lasa "revisionnisme".

Raha mamaky ny Evanjely nosoratan'i Md Joany


I Joany izany no tena sefo deba ,raha azoko loatra ny tantara.


inona no important ho azy tsirairay avy.
Aza adino fa ny Evanjely (ny Baiboly mantolo mihitsy koa) dia boky mirakitra tantara personnel: ny zavatra niainan'ilay olona mpanoratra no nosoratany fa tsy zvatra noforonina akory.


Mirakitra tantara personnel? Oh!! Betsaka ny boky mirakitra tantara personnel ,ny auto-biographie rehetra mameno ny librairie sy ny bibliothèque ,tsy manana valeur universelle ny tantara personnel fa mijanona ho personnel ho an'ny daholobe.

Ny filazana koa fa tsy niantso an'Andriamanitra (Iaveh), izay ao amin'ny testamenta taloha i Jesoa dia diso: Ataoko fa fantatrao tsara fa ny salamo dia ao amin'ny testamenta taloha. Isany vavaka nataon'i Jesoa tokoa io, ary mbola novetesiny teo ambonin'ny hazofijalina.



Azonao ampindramina ahy ve ilay boky fa averiko ,satria ,ohatran'ny tsy mitovy izany ilay boky vakiana ,nefa samy "baiboly" aby.Raha tsy hoe misy baiboly tena izy ,fa ny ahy izany tena fôpla.



Be loatra angamba ny insulte à l'intelligence amin'ny zavatra nosoratako an! Nefa tsy fantatrao ka izay no nahatonga ahy hilaza hoe: fantaro; tsy hainao ka hoy aho hoe "aza adino"; ary tsy mbola hanananao fahalalana ka hoy aho hoe: "mba vakio kely"...



Misaotra tompoko.

Tsarà








Bien sûr ,manamarina ny fifanipahan-kevitra
37. Fody ( 12/11/2007 13:57)

Ianao izany rabilabila dia hita fa tsy dia manana hevitra tena mivaingana hanoherana mihitsy fa tsy maintsy manohitra izay lazaina dia manohitra be fahatany fotsiny.

Tsy olana izany fa indrao asehoko kely ny maha tsy ampy fandinihana anao, fa entin'ny ambo fotsiny:
Tantara no nosoratany tao , ny tantara angmba ,raha ny fahalalàko tsy dia mahalala n'inon'inona loatra , dia tokony ho iray ihany ,n'inon'inona fomba fanorany? Raha tsy izany dia lasa "revisionnisme".

Io aloha voalohany: dia moa ve mifanohitra araka izay lazainao tokoa ny voasoratra ao? Inona no nolazain'i Matio, dia inona no nolazain'i Joany, inona no nambaran'i Lioka sy Marka? Zavatra mifanohitra ve? Ny iray tamin'izy ireo ve nilaza fa maty Jesoa dia maty fa tsy nitsangan-ko velona, sa samy nilaza ry zareo hoe nitsangan-ko velona izy?
Raha olona roa samihafa ry namana no mitantara zavatra iray dia aoka ho fantatrao fa samihafa ny fomba fitantarany. Misy ny zavatra hitan'ny iray tsy hitan'ny iray, ary mifameno ireo fa tsy mifanipaka akory. Misy ny zavatra tsy ho hitanao ao amin'ny sinoptika nefa ho hitanao ao @ evanjely nosoratan'i Joany. Toy izany koa, misy ny zavatra tsy ho hitanao ao amin'ny Evanjelin'i Joany nefa ho hitanao ao amin'ny sinoptika.
I Joany izany no tena sefo deba ,raha azoko loatra ny tantara.

Izao ilay hoe: ny zavatra nasesika tao an-dohany no iezahany hamarinina. Efa borné ianao ry namana ka tsy hahalala ny marina intsony ary tsy ho afaka hanokatra ny saina intsony koa angamba ka mihevera vatana!
Taiza ary ovina no nilaza fa Joany no sefo. Toa tsy misy volombolon'izany akory ny zavatra nolazaiko io ambony io.
Sa hoe noraisiko ohatra i Joany de hoe zay izany? Mba mandinika kely e!
Mirakitra tantara personnel? Oh!! Betsaka ny boky mirakitra tantara personnel ,ny auto-biographie rehetra mameno ny librairie sy ny bibliothèque ,tsy manana valeur universelle ny tantara personnel fa mijanona ho personnel ho an'ny daholobe.

Satria ao anatin'ny auto-biographie dia ilay olona mitantara no asongadina, fa ny ao anaty Baiboly kosa dia ilay Andriamanitra miaraka amin'ny olona no asongadina. Tsy mitovy izany, ary raha mandinika kely ianao dia hahita ny tsy mampitovy azy.
Tsy auto-biographie an'i Jesoa koa ny baiboly, fa tantaram-piainanan'ny olona miaraka amin'Andriamanitra. Tsy ilay olona mitantara anefa no asongadina amin'izany fa ilay Andriamanitra miaraka aminy (Yaveh, Jesoa, Fanahy Masina)
Raha lavinao ny maha universel ny baiboly dia mampalahelo loatra ianao fa tsy mahalala raha tokoa. Raha misy ny boky nanaovana etude betsaka indrndra eto an-tany dia ny Baiboly!
Azonao ampindramina ahy ve ilay boky fa averiko ,satria ,ohatran'ny tsy mitovy izany ilay boky vakiana ,nefa samy "baiboly" aby.Raha tsy hoe misy baiboly tena izy ,fa ny ahy izany tena fôpla.

Tsy ny Baiboly novakinao no fòpla fa ianao mpamaky azy.
Bien sûr ,manamarina ny fifanipahan-kevitra

Alefaso indray ny manaraka fa miandry!

Fa mialohan'izany dia mba valio kely ny fanontaniana napetrako ery ambony ery!


38. rabilabila ( 12/11/2007 14:32)
Famintinana:
Amin'i Fody i Rabilabila dia:

-Mpanohitra be fahatàny ,fa tsy manan-kevitra.
-Tsy ampy fandinihina.
-Matik'ambo.
-Voasasa atidoha.
-Borné
-Tsy hafaka hanokatra saina intsony
-Tokony handinin-tena
-Mampalahelo fa tsy mahay raha.
-Mpamaky baiboly fôpla

Inona no antony ? Satria fotsiny i Rabilabila tsy mitovy hevitra amin'i Fody .(1 Post et au moins 9 adjectifs qualificatifs )

Araho toa ny aloka aho Retany a!! Tsy misy olana akory izany ,dia mbola tsy ampy ireo anaram-borona ireo fa ampio kely .

Tsy sanatria miala bala aminao aho akory ,je ne suis pas à ça près ,sao dia izay indray no dradradradraina eo ,fa tsy misy interêt amiko ny miady hevitra aminao ,ny à priori -nao amiko efa betsaka loatra ka tsy hitondra antsika mankaiza.Ary aza mangovingovitra sy be-fofon'aina Ra-Fody namana ka hi-guetter izay valin-teniko eto foana no atao raharaha .
Alefaso indray ny manaraka fa miandry!


Pouce aho fa vendrana e!! =))=))=))
39. Fody ( 12/11/2007 17:46)

Ohatra ny diso hevitra ihany raha ny fahitako anao rabilabila. Mba vakio tsara izay hevitra rehetra naroso. Ny anao rehefa mamaly azy kosa no toa valy boraingina fotsiny. Marina ny filazanao fa mpanohitra be fahatany ianao fa tsy manan-kevitra.

Ohatra: Ity no nolazaiko
Ny manaraka an'io dia izao: Ireo olona nanoratra ny Evanjely dia samy manana ny fomba fanorany, ary samy manana ny zavatra nahasarika azy tamin'i Jesoa. Raha mamaky ny Evanjely nosoratan'i Md Joany ianao dia hahita fa ao anatin'ny 7andro monja no miseho ny tantara mantolo. Nefa fito andro fotsiny ve i Jesoa no nitory sy hitan'ny olona?

De hoy ianao:
I Joany izany no tena sefo deba ,raha azoko loatra ny tantara.


Mbola marina koa ny teninao hoe: tsy ampy fandinihana ianao:
Ohatra: ity no nosoratanao
Manarak'izany ,mbola ao amin'i Jaona ihany fa 8:17 dia voalazan'i Jesosy hoe "ary voasoratra ao amin'ny lalànanareo........." ,izany hoe ,en toute lojika ,tsy lalànany izany ilay izy .

De mijanona hatreo fa tsy mba misy fandinihana na kely aza.

Sns...

Raha tena manan-kevitra ianao de lazao hoe izao, fa aza manao valy boraingina fotsiny. Averina foana ny hoe mifanohitra nefa tsy aseho mihitsy hoe: inona ilay mifanohitra.
Raha manazavana ny tena dia critique tsy mandeha amin'izay izy no mba lazaina eo.
Rehefa aseho hohitan'ny maro ny hadalana dia lazaina fa manenjika! Fa iza ianao no henjehana? Ny ao afara ry namana no manenjika, ary ny matik'ambo no miseho ho mahalala ny zavatra tsy fantany akory: Ianao (rabilabila) izany sy ny rehetra mitovy aminao.




40. pissoa ( 12/11/2007 18:56)
bô kopla mitsy nareo mitsam reto a :-D:-D:-D

mananihany a fa mifona sahady raha mampatezitsa :oops::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0411