lalànan'ny asa vaovao
41. fijo
(
20/11/2007 22:27)
manaraha vaovao fotsiny ry bazty dia hita ny fisiany an.inona ary ity tsy maharaka zavatra ity?
42. ari.malala
(
21/11/2007 13:42)
patrick2002:
...,izany dia midika fa tsy maintsy atao ambany ny karama ,fa raha vao atao ambony io dia hikatona indray i STAR sy TIKO ,izay orinasa mpamokatra miroborobo amin'izao fotoana izao.
hay, de aleo zany TIKO sy STAR no velomina fa ny vahoaka aleo hofaty?:evil::evil::evil::evil: TSY MANJARY!!!!!!!:evil::evil::evil::evil::evil:
43. patrick2002
(
21/11/2007 14:21)
aleo i TIKO sy STAR no velomina dia afaka manome asa an'i ari-malala ,:lol::lol::lol:
44. mpisotrtoaka
(
05/11/2015 12:40)
Famonoana anay vahoana madinika rangah io a ! Tsy mahita vola rafanja d mtady hevitra hafahafa ! Mitovy amle permis atao bio io d CIN atao bio satri ts mis vola iz d ny vahoakany no ts maintsy hakany ! Tsivanona eeeeeeeeeeeee
45. mpisotrtoaka
(
05/11/2015 12:41)
Famonoana anay vahoaka madinika rangah io a ! Tsy mahita vola rafanja d mtady hevitra hafahafa ! Mitovy amle permis atao bio io d CIN atao bio satri ts mis vola iz d ny vahoakany no ts maintsy hakany ! Tsivanona eeeeeeeeeeeee
46. mpisotrtoaka
(
05/11/2015 12:52)
ari.malala:
tsy mitovy anie ny valeur ny vola any ivelany sy ny vola aty e! raha hatao hoe antonony le 25%, ngamba nareo manao calcul à base ny valeur ny vola any aminareo, fa raha aty no mikarama 1000.000F ohatra d alàna le 25% zany hoe 750000F sisa ny karamany manofa trano (olona 5 izy ao antrano izany hoe izy mivady d zaza telo) , mandoa ecolage, mbola mandoa frais koa mandeha miasa sy mandeha mianatra de mba ho ampy v zany 1volana? nefa ny vary aty zao efa ho 6000F ny kilo, de mbola antonony iany v le 25% halaina am karama e!! amzay tsy mitsahatra miakatra isanandro ny vidin'entana! raha tsy hiresaka afatsy ny vary fts za!
Tsy rariny ho'ah io ! Hisy levona eto fa aleo hanao ! Ny vary indray 1500 ariary izao hatramin'ny 2000 ariary ! Andrakandramana daholo izao tay sy siritra rehetra izao ! Soa i Ari.malala fa niteny teto ! Merci ! Tadidinareo ve ilay naato ny hetra amin'ny sakafo sy frais tam herintaona volana tokana monja d naverin'ny fanjakana indray ! Tsy rariny tsy rariny tsy rariny ! Izany sisa azo lazaina ! Nahoana ny olona no tsy hangalatra !
47. mpisotrtoaka
(
05/11/2015 15:20)
bozyboleta:
Ka le hetra nge miditra any @ kitapom-bolam-panjakana hanatanterahana ny asam-panjakana fa tsy hitanao mivaingana hoe ity le vola naloako teo de nividianana an'ty na nomena an'i ann...
Refa manao teti-bola ny fanjakana isan-taona de voafaritra ao hoe ny ministera zao de ty ny teti-bolany hanaovana an'ireto karazana tetik'asa ireto; ireo hetra angonina @ mpandoa hetra no hanatanterahana an'ireo tetik'asa ireo ary koa andoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana.
Isika mpandoa de tena mimenomenona tokoa fa tsy mahita zavatra mivaingana mihatra @ tenantsika mivantana. Ny antony de satria le hetra aloantsika iny no ifampizarana @ ireo 90% (raha tsy diso za an)ny mponina tsy mandoa hetra.
Mampalahelo fa ny mandoa ihany no mandoa ka izany no mahatonga ny % alaina ho betsaka satria mila vola ny fanjakana koh. Mbola toe-tsain'ny maro koa le mitady hevitra foana tsy andoavana io...
Raha mandoa daholo ny rehetra de tsy maintsy hahita zavatra hiova ihany tsika.
Fantatra tsara ry Bozy fa handoavana ny karaman'ny mpiasam-panjakana ireny ary koa HANASOAVANA ny fananana iombonan'ny madinika rehetra saingy tsy misy ZAVATRA MIVAINGANA fa ny FIADANANA misy eo amin'ireo mpitondra fanjakana isan-tokony no misongadina ka manjary mahakivy anay a ! Tsy ny fanazavana anie no tsy ampy fa ny FITANTANANA no mitanila e ! Tsy ho azy no hanomezanay ireny hetranay ireny fa ho an'ny SOA iombonana sy ny rehetra ! DONC aleo ihany le informel raha hampibontsina ny kibon'ireo pôlitisianina gasy ireo e !
48. mpisotrtoaka
(
05/11/2015 15:24)
[quote=patrick2002]
Ny manahirana @ politikan'ny hetra any madagasikara anie dia be loatra ny olona miasa any @ secteur informel eh! any ka tsy hita marina hoe mankaiza ilay hetra ka mahakivy ny mandoa azy ,amiko dia tokony io secteur informel io no hiadiana ny handoavan'ireny olona ireny hetra ,satria raha ouvrier iray any dago tsy maharaka ny vola ampidirin'ilay mpivarotra masikita ,na composé akory ,ilay ouvrier anefa hampitomboana foana ny hetrany ,farany izy hiala @ asany handeha hivarotra composé kou :-D:-D:-D
[Marina be io an-draPa io ! Raha izaho manokana kely noho ny karaman'ny resevera isan'andro ny ahy, tsy midika hoe andeha hanao resevera aho izany fa tokony hijery ny fanjakana na izaho na ilay resevera tokony omeny ny toerany satria eo ny lafiny maro isan-karazany : ohatra diplôme, expérience, formation efa natao sns e]
