lalànan'ny asa vaovao
21. patrick2002
(
10/11/2007 14:17)
Ary raha azoko tsara koa tsy dia ny fanjakana loatra no tena te hampihatra an'io hetra io fa ny mpampindram-bola no isan'ny mibaiko hoe izao no ataovy.
aiza kosa ry kally ,te hampiantra ny fanjakana fa matahotra sao dia very seza tsy misy mpifidy intsony dia mody atao hoe banque mondial .Hitanao fa ny gasy samy manao ariary zato am-pandriana daholo :D:D, ka tsy te hisasatra fa te handray volabe daholo .
22. patrick2002
(
10/11/2007 14:28)
ari-malala : namaky gazety midi izaho androany 10 nov ,fa voalaza fa raha 180 000 ariary ny karamanao dia 4000 ariary ny IRSA (Impot Revenu Salarial) izany hoe 3% izany ,ambany izany miohatra ny firenena rehetra .
23. ari.malala
(
12/11/2007 07:42)
patrick2002, enga anie fa raha 25% zany kosa mamono vahoaka izany e! resabe koa mants zany tam sabotsy (tany am fambolenkazo;))
24. kally
(
12/11/2007 08:59)
patrick2002:
Ary raha azoko tsara koa tsy dia ny fanjakana loatra no tena te hampihatra an'io hetra io fa ny mpampindram-bola no isan'ny mibaiko hoe izao no ataovy.
aiza kosa ry kally ,te hampiantra ny fanjakana fa matahotra sao dia very seza tsy misy mpifidy intsony dia mody atao hoe banque mondial .Hitanao fa ny gasy samy manao ariary zato am-pandriana daholo :D:D, ka tsy te hisasatra fa te handray volabe daholo .
Tsy naheno mpitondra nilaza kosa aho aloha hoe ny mpamatsy vola no nampanao ahy an'io, fa raha dinihinao akaiky dia ny mpamatsy vola no mibaiko hoe izao no ataovy, inona no mahatonga ny firenena sasany tsy manaiky hampian'ny mpamatsy vola moa?:lol:
25. patrick2002
(
12/11/2007 16:22)
Ny Theorie economique anie ry Kally dia mitovy daholo eran\'izao tontolo izao eh! sciences io ,mitovy foana ny vokany eran\'izao tontolo izao ,eo @ fampiarana azy no mila politika satria arakaraky ny culture ny olona handray azy ,raha any madagasikara dia mbola tsy fantatry ny olona loatra izay ilaina ny hetra ,fa mihevitra izy fa fangalarana hataon\'ny fitondrana foibe io.
Izany dia efa t@ andron\'ny mpanjana-tany nitohy t@ tsiranana ,izany no nahatonga ny olona nihetsika t@ 1972, jereo ny fifidianana aty @ tany mandroso tonga dia ny hetra no atao debat ,hofoanana ny hetra itsy fa hampitomboana kosa ny hetra aroa ,ny vola azo amin\'izany dia izao no handaniana azy ,ohatra ny sasany any @ fampianarana sy fahasalamana ,ny sasany miteny hoe fampandrosoana izany hoe famoronana orinasa ,sy ny filaminana ,hampitomboana ny isany polisy sy zandary ,dia ny vahoaka no mifidy izay tiany ,
Fa ny any madagasikara tsy izany ny fifidianana ,fa tonga dia hamboariko ny lalana ,fanjakany madinika ,hataoko hanana 4L tsy ray ray ny malagasy ,izany no debat atao rehefa misy fifidianana ,hoatrany hoe efa misy vola ao hanaovana an\'izany fa mampiasa azy sisa isika ,mampalahelo

26. bazylou
(
12/11/2007 22:30)
Mba sambany ny mba mahita debat matotra ohatr\'izao eto amin\'ny ity serasera ity..:lol::lol:
Ireo rehetra lazainareo ireo no nahatonga ny firenena matanjaka hananganany atao hoe \"\" court des comptes\"\". Inona ary hoy ianao ??
Ingahy NAPOLEON no namorona azy teto France. Io dia andrim-panjakana iray noforonina hanara-maso sy hitandro ny volam-panjakana , na kely io na lehibe.
Ao daholo no hafahan\'ny minisitra sy ny minisitera ary ny filoham-pirenena eny fa ana dia ny olo- tsotra , manara-maso ny fizotran\'ny hetra rehetra.
Ny amin\'ny MAdagasikara dia marina daholo ny voalazanareo teo.
NY olana ao Madagasikara dia hita aloha fa tsy dia kamo velona nay olona eny fa na dia mirona tsikelikely any aza.
NY tena sarotra ao DAgo ao dia tsy manana jery sy objectif mazava ny mpitondra fa atao par intuition daholo ny zavatra rehetra satria izaho tay be amin\'ny bizna dia ataoko bizna koa ny fitondra firenena.
Tsy misy tantana mazava sy raikitra; fa ataon\'ny BM sy FMI hoe à gauche dia gauche, ny frantsay moa etsy andaniny manampy ihany. Sady isika olona mifary vazaha izay , na frantsay io na anglisy na....
Ny ahy ny vaha olana , dia ny reforme agraire.
Ao aloha , satria tsy misy asa vitan\'ny kibo noana. Raha hianina foana ho an\'ilay tany iray dian\'ny dadabe iny no lovaina dia ho vao maika ho pira noho izao aza.
Rehefa vita io dia feno ny vokatra, ny olona tsy ho faty noana, ny ambim-bava exportena, Mora be daholo ny hanina rehetra avy eo.
Vita ireo vao mitsangana ny court de compte sy ny fijerena akaikiny ny hetra ary indrindra koa ny sécu social.( raha tsy hoe hanao copie collen\'ny USA and co angaha).Na izany na tsy izany koa dia ilaina io sécu social io.
FAraha ohatra hoe amin\'izao fandeha izao no tonga dia hanao court de compte dia mandeha anjambany ihany satria noana miasa.Manarak\'izany ny mpitondra dia tsy manan-tsaina hafa tsy ny hindran vola etsy sy eroa dia mameno ny paosiny avy eo. Ohatr\'ireo afrikana ihany e: dia avy eo miady an-trano.
SAINGY TSY TAKATR\'ILAY 8 IO FA TSY OHATRIN\'NY MITERY RONONON\'NY TIKO TSINONA.

27. Veloo
(
13/11/2007 13:40)
Za dia miombo-kevitra an'i Kally,
Ari a tsy maintsy mihafy kely raha te-hampadrony ny tany...(izay aloha no tokony tena izy) 25 % aloha betsaka raha vo manomboka e tokony ampiankarina tsikelikely ilay izy... mba ho zatra ny ponina amin'ilay hetra...mazana aloha ilay hetra e nefa akory atao... Raha tsy diso aho ny impot sur le revenu any dago dia tena mbola ambany be mihitsy any ka tsy manana vola mihitsy ny gouvernement mba hanaovana zavatra hafa na dia ny manome assurance ho an'ny ponina ary....
kally [ Valio ] 07-11-2007 09:35:44
Lohateny : Re : lalànan'ny asa vaovao
Ny ankamaroan'ny firenena rehetra mandroso anie ry Ari ka izany ihany ny faharetan'ny fialan-tsasatra azonao e.Raha tiana handroso haingana i Madagasikara dia tsy maintsy miasa, fa ny karama no aoka ho arakarak'izany koa.
Raha resaka hetra indray dia raha tiana hiadana hanana fitsaboana tsara sy lalana tsara ny firenena dia tsy maintsy mandoa fandraisan'anjara amin'izany ny olom-pirenena fa tsy ny fanjakana nomanonta vola hanaovana an'ireny.
Saingy raha karama efa tsy ampy no anesorana 25% mavesatra be. Tokony hifampitsinjo ny fanjakana sy ny vahoaka fa hanjary ho kamo hiasa ny vahoaka raha izay azony lasan'ny fanjakana daholo.
(Aty aminay aza ny impôts misy mahatratra 52%, ny aza tratrany ihany fa miteny irery).
Asaivo ataony tery omby ririnina e!
Ari a tsy maintsy mihafy kely raha te-hampadrony ny tany...(izay aloha no tokony tena izy) 25 % aloha betsaka raha vo manomboka e tokony ampiankarina tsikelikely ilay izy... mba ho zatra ny ponina amin'ilay hetra...mazana aloha ilay hetra e nefa akory atao... Raha tsy diso aho ny impot sur le revenu any dago dia tena mbola ambany be mihitsy any ka tsy manana vola mihitsy ny gouvernement mba hanaovana zavatra hafa na dia ny manome assurance ho an'ny ponina ary....
28. bazylou
(
14/11/2007 00:42)
ny gvt mihitsy no minia tsy tia hanan vola satria tsy mazava amin'ny vahoaka ny fampiasan io volany io....:wink::wink:
29. bozyboleta
(
14/11/2007 05:26)
Nihena tokoa ny IRSA. Ny karazan-ketra sasany koa nofoanana.
Raha aty Mkara aloha de tena vitsy ny mpandoa hetra e! Ary izay no tsy mampanam-bola ny fanjakana.
- 85% tantsaha tsy mandoa hetra
- 15% mpiasa @ sehatra samihafa ary ny 95% @ io aza mbola informel.
Firy zany sisa no mandoa?
Maro @ malagasy no tsy maintsy mimenomenona foana ary lany andro mimenomenona, tsy vonona hihafy, tsy mitsinjo lavitra fa manantena vokatra eo no ho eo foana ka zay no tsy mampandroso azy.
Tsy diso mitsy ny fitondrana raha manentana ny olona hiasa, fa ny olona miasa tsy maintsy mahita vokatra foana.

30. Rojoukel
(
14/11/2007 18:11)
Ary i ari.malala kosa tsy tena maharaka tsara an'le resaka IRSA 25% e ! mihena ange ny hetra alaina aminao isambolana fa tsy mitombo akory e ! misy calcul lavalava izay izy io fa tsy hoe ny 25%n'ny karamanao akory no atao hetra. Mba mamakia ihany gazety de manontania oul mahalala ny momba an'io fa tsy araka io eritreretinareo io no izy. Adihadio tsara foana aloha. Na zah koa aza mba saika tezitra tamin'izy io fa rehefa nanadihady sy nanontany vaovao tetsy sy teroa de nahita ihany. jereo ao amin'ny moov fa misy fanazavana an'io fa zany hoe en global alou le ao fa tsy nataony le en détail e !
31. fijo
(
14/11/2007 20:59)
patrick io resaka informel io letsy efa samy tonga saina an'io ny mpitondrarehetra teo an,ary marina le ohatra nomen'ialahy momba ny mpivarotra masikita sy ouvrier.ny olan adi atsy mbola hitandry zalahy ny fomba hampidirana ,na handraisana io sehatra io.efa naka ohatra ny tany inde sy azia iny ry zalahy,fa ny any koa toa mbola tsy voafehy io.asa izay manana ohatra amina tranga toa io ka efa voavaha ny olana fa izay no mahaliana.
kia bla,aokan droky ny taninay an;anay tsa kamo fa tia kilalao

32. ravatorano
(
15/11/2007 10:50)
marina fa 3% ny irsa fa ny igr ange no tena resaka e
raha ny ankamaroan'ny mpiasa malagasy mpandoa hetra dia ilay antsoina hoe cadre moyen avokoa izany hoe ireo mandray karama eo anelanelan'ny 200.000 ariary ka hatramin ny 800.000 ariary ary io tranche io dia mandoa ilay igr 25%.
Ary voalaza fa vitsy ny malagasy no tsy mandoa hetra nefa maro amin'izy ireo no tokony hanao izany ka maninona ary raha ireo tsy mety mandoa ireo no itadiavana hevitra hampandoavina hetra fa ny efa mandoa ihany no ampandoavina farany zareo ireo "higoobss" be an !
raha tsy diso aho dia efa ela no nisy ny cours de compte eto madagasikara ary efa miasa izy io fa ny tsy haiko fotsiny dia hoe ny olo tsotra v afaka mijery izany ????,,

33. bazylou
(
15/11/2007 11:19)
Misy court de compte hooy ianao???:roll:§§MAhagag izany dia iza no lohany ary aiza no misy azy?? Ary inona foana no ataony amin'ireny fitadiavan'ny olona fanzavana ireny??
Non tsy misy io, aza mampiesona
Non tsy misy io, aza mampiesona
34. patrick2002
(
15/11/2007 23:59)
non tena misy io court de compte io any dago ry bazyl ah! fa tsy haiko fotsiny hoe mitovy ny any france ve nby asany ,sa isika no tsy maharaka azy ,izaho aloha dia vao i bazyl no niteny ahy hoe izany no asany court de compte eh! misaotra betsaka.
35. patrick2002
(
16/11/2007 00:12)
Fijo : T@ androny mpanjanatany na colon dia tsy nasiny resaka io nasiany ny hetra isan-dahy ,izay vatan-dehilahy rehetra feno 18 ans ka tsy mianatra dia mandoa hetra isan-dahy avokoa ,isan-taona no nandoavana an'io ary 11 000 Fmg t@ 1958 no haloa izany hoe manaikitra ihany raha tamin'izany andro izany ,nitoy izany tamin'ny androny Tsiranana ,fa saingy nitsioka ny fanjakany madinika ary hita fa tena io hetra io no nampitroatra ny vahoaka t@ androny colonialisme sy Tsiranana dia noravany Ramanatsoa ,resaka fotsiny ny hoe fanagasina ny fampianarana fa pitik'afo iny ,fa lonilony efa tao anaty ny vahoaka .
Sarotra manko ny haka hetra any @ secteur informel satria izy aza informel kou :roll::roll:, sahala @ hoe hataonao ahoana ny hitory olona iray tsy manana copie de naissance akory ,

36. bazylou
(
16/11/2007 20:45)
Hitanareo izany fa na ianreo aza tsy mahalala sy mahafantatra akory ny institutionnareo !!Atao hoe misy mba tsy ifandirana,
Ny gasy manko ny frantsay ihany no alainy tahaka ary ataony copie colle amin'ny lalana ampihariny sy amboariny.
Raha misy ary io, nahoana no mangataka fanazavana daholo ny vahoaka, Iza no miambina ny volany??? ary iza no manao rapport aminy amin'ny fandaniana ny vola ?????
Valiny ::tsy misy
Hany ka mazava ho azy ny tohiny:-D:-D:-P
Ka na ho izatsy sy zaroa ary dia resaka ihany..

37. fijo
(
16/11/2007 21:18)
bazy an,aza miteniteny foan afa loza.
misy ny "cours de compte"saingy io dia natao hanaramaso ny fandanian aataon'ny ffanjakana,ary ny olana dia efa vola lany no amoahany ny heviny.izany hoe mitovy amin'ny aty frantsa.zavatra efa vita no asiana aramaso.de miteny hoe lafo loatra bla bla bla,fa tsymanova inona.lova avy aty frantsa io ka atao akory.
patrick,arako tsara ny resaka hetra isan dahy;ary fantako tsara fa isan'ny tena nampitroatra ny vahoaka io.
saingy le resaka eto dia,azo arahana fizika ireo olona manao le asa informel.azo tiliana ireo.de eo ngamba no mila asian afiasa sy hevitra.za moa tsy mahay ekonomia fa izay mahay io ka manana hevitra de isaorana.

38. bazylou
(
17/11/2007 13:10)
MIsy hoy ianao hmm; :?:?:roll::roll:
Koa maninona no tsy fanta bahoaka ary maninona no tsy mamaly ny fanontaniana'ny pokona ?? sa efa voakendan'ilay 8 koa!!???
Ianareo mianakavy ireo izao miresakahetra and co nefa any amin'io ny valin'izany rehetra izany .
dia porofoy eto fa misy sy manao ny asany io ary ???
Adresy , lehibeny, ......
Raha ankoatr'izay resaka fotsiny ary hoy ahoe tsy misy.:-P:-P

39. ari.malala
(
20/11/2007 07:13)
Rojoukel:
Ary i ari.malala kosa tsy tena maharaka tsara an'le resaka IRSA 25% e ! mihena ange ny hetra alaina aminao isambolana fa tsy mitombo akory e ! misy calcul lavalava izay izy io fa tsy hoe ny 25%n'ny karamanao akory no atao hetra. Mba mamakia ihany gazety de manontania oul mahalala ny momba an'io fa tsy araka io eritreretinareo io no izy. Adihadio tsara foana aloha. Na zah koa aza mba saika tezitra tamin'izy io fa rehefa nanadihady sy nanontany vaovao tetsy sy teroa de nahita ihany. jereo ao amin'ny moov fa misy fanazavana an'io fa zany hoe en global alou le ao fa tsy nataony le en détail e !
Roujokel, cf zoky Ravato!:-( atao hoa hoe 200.000ar ny karamanao isambolana, d ialan'le 25% zany hoe 150.000AR zany sisa, de enao mandoa hofantrano, ny zanakao mianatra, ts maints andoavana ekolazy, nareo ts maints mandoa frais mande mianatra sy miasa, de in sisa no vola mijan hoanao??? na ze vola ividianana fanafody raha sanatria marary aza ts voaresaka, nysakafo moa efa ts asina resaka tsony mnts, d mbola mety iany v zany? ts resaka IRSA fa IGR!
40. patrick2002
(
20/11/2007 15:05)
ari-malala : efa fantatra fa tsy ampy ny karama isam-bolana any madagasikara ,nefa tsy misy azo atao izany fa tsy maintsy hampitomboana ny vokatra ny orinasa eran'ny madagasikara,vao afaka hampiakarina ny karama ,ny mampalahelo anefa dia miha-mihena ny vokatry ny orinasa an'ny madagasikara ,tsy rentable ho an'ny industrie intsony ny mamokatra fa aleon'ny mpanam-bola mandeha any @ resaka varotra fa any no misy benefice a court terme ,betsaka ny risque ha-faillite anao raha hanangana orinasa miompana @ famokarana ,satria ny taux bancaire ambony + de 10% ,ny energie lafo be (electricité) ,ary ny inflation tsy stable ,izany dia midika fa tsy maintsy atao ambany ny karama ,fa raha vao atao ambony io dia hikatona indray i STAR sy TIKO ,izay orinasa mpamokatra miroborobo amin'izao fotoana izao.