wc foseptika
1. ari.malala
(
06/11/2007 13:53)
tsy hiako ity na ato na any am fahasalamana fa nahalasa ny saiko, refa le mikaka am wc foseptika v hoa ka misy ilay rano mipitika iny, ts dangereux v iny e, satria tsin loto no ao anatin'ilay rano ao, sa ts manin v? mial atsiny amze mora rikoriko alou fa mba nandalo ny eritreritro d nametrahako fanontaniana e!
novalian'i ikaretsaka ny 09/11/2007 22:26
2. Samoana
(
06/11/2007 14:16)
Asiana lafika papier Q de tsy misy rano mipitika:wink:. Amin'izay koa tsy ren'ny manodidina loatra ilay "Kjaahh!" midoboka be rehefa milatsaka ilay fika:-D
3. diamondra27
(
06/11/2007 14:33)
refa le tena mivongana be iny akia no lasa de somary misy fanafody hanina mba hapa-molle azy @ manaraka a!
samoana: hihihi:-D
ari: ka tsy efa rano madio ve le tao de zay vao mandefa ny anjaran-dry ndray ndry avy eo , de refa fatampatatra fa hipitika akia le izy de tu tires la chasse d'eau aloha @zay de rano madio foana no ao, desiora ndry we: le malotondry ihany zany nomilatsaka ao fa tsy le an'olona:oops:
sady tsy miditra any anaty any iny fa fafao tsara ny manodidina refa vita ny besoin-ndry akia a!
erotrereto we: isy rano-potaka nipitika t@ njy de ahoana no atao?:oops:

4. karinah
(
06/11/2007 19:26)
Ari.malala: araka ny hevitro, tsy misy olana @ fahasalamana...satria avy tany anaty ihany iny no nivoaka tao:-D:-D:-D, raha any @ toilettes public aloha tsara manisy ttasy hatrany..., raha any an-trano..eua de javel, etc ^^
5. ikaretsaka
(
06/11/2007 20:14)
ari.malala:
tsy hiako ity na ato na any am fahasalamana fa nahalasa ny saiko, refa le mikaka am wc foseptika v hoa ka misy ilay rano mipitika iny, ts dangereux v iny e, satria tsin loto no ao anatin'ilay rano ao, sa ts manin v? mial atsiny amze mora rikoriko alou fa mba nandalo ny eritreritro d nametrahako fanontaniana e!
point de vuen'architecte: tsy maninona iny ka.. raha tsy izany efa booobaka be ny maty!
tsy dangereux nohon'ny fofona atobaky ny kabone lavaka iny!
satria iny rehefa mik.. dia ohatran'ny mik.. @ po madio
6. rova30
(
06/11/2007 21:08)
Soa ihany, fa eritreritra mandalo.
Mitovy amin'ilay miborosy nify ihany io(miala tsiny an!) :mandritra ilay fotoana iborosoana nify iny??! dia ao anaty vava ao daholo aloha ny loto rehetra tiana esorina tsy ho ao anatiny ao!
Somary misoritika kely ery ny tarehy, vao atao tsara kobana ny ao anatiny sy ny manodidina , izay vao:°):°):°)

12. rova30
(
06/11/2007 22:28)
sitlo:
Inona ary no itovizan-drova30 sy ny foseptika izay mahafantatra?
:-D:-D:-D Tena nangalan'dRasitl loupe mihitsy le'aza!
Mila ezaka kely! Tohizo fa tsara!;-)
13. sitlo
(
06/11/2007 22:37)
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/brossage%20dents.gif[/IMG][/center]
18. ds
(
07/11/2007 12:17)
Mety mitondra aretina tokoa ilay rano mipitipitika kah, aretin-gabone izay miteraka fery indraindray. Na madio toa inona aza ny lavaka misy loto foana. Ny tena tsara, dia mambohy toy ny any amin'ny morontsiraka fa tsy mifafa fotsiny.
Ny varavarana koa tena misy bibikely mpitondra aretina be...:-)

20. ds
(
07/11/2007 12:28)