wc foseptika
21. rush
(
07/11/2007 15:33)
ty misy torohevitra kely,alohan'ny hanaovana caca dia asiana papier hygienique felany 2 ambonin'ny rano, dia zay vao manao caca!(anatiny ao zany) velarina handrakotra ny rano e!
22. karinah
(
07/11/2007 16:54)
merci! raha misy té hidiovana ka sendra le plouf:lol: dia mandro avy hatrany!!!
25. ikaretsaka
(
07/11/2007 17:11)
ds:
Mety mitondra aretina tokoa ilay rano mipitipitika kah, aretin-gabone izay miteraka fery indraindray. Na madio toa inona aza ny lavaka misy loto foana. Ny tena tsara, dia mambohy toy ny any amin'ny morontsiraka fa tsy mifafa fotsiny.
Ny varavarana koa tena misy bibikely mpitondra aretina be...:-)
le fofona @ kabone lavaka aza hono no tena mitondra aretina ko.. indrindra le lalovan'ny lalimanga avy any ambany iny ny fitombenana
ity mba ny asa t....nao ihany no mifiritika any aminao
26. ari.malala
(
08/11/2007 06:24)
rush:
ty misy torohevitra kely,alohan'ny hanaovana caca dia asiana papier hygienique felany 2 ambonin'ny rano, dia zay vao manao caca!(anatiny ao zany) velarina handrakotra ny rano e!
ah bon! ary io ndray no ndeha hatao ra zany!
27. karinah
(
08/11/2007 12:59)
sitlo::lol: nvoky lasopy poirreaux no loza!:lol::oops:
[center][IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Divers/brossage%20dents.gif[/IMG][/center]
28. ikaretsaka
(
08/11/2007 16:11)
nga ari tsy manao izany fa mitombona dia prrrrrrblopblopblob dia mamafa fitombenana de shhhhhhhhhhhhh de mamoha varavarana de lasa:cry:
29. ari.malala
(
09/11/2007 12:40)
ika, k ts nahalala anzany mints za fa ny nataoko d nitondra rano d misasa refa avy ifiritihanle rano ko:-( fa nahomby le izy k!:D nety tsara mints:D:oops:
31. niryna
(
09/11/2007 21:16)
Miteny izany hianareo fa manisy ttsy ihany ny any amin'ny public ohatra (fiasana io).Misy firenena zatra mitingitingina ka tsy mety mametraka ttsy ry zareo fa ny dian-tongony no hita eo foana,tsy manasa tanana na miditra na mivoaka.Reraka foana ny olona mametraka soratra hoe ataovy toy ny any an-tranonareo ity WC.Mipitika eny amin'ny tany eny ny ttsy.:cry: Ny ataony ihany no ataony,izany hono no nanazarana azy ireo :oops:
32. ikaretsaka
(
09/11/2007 22:26)
tsisy hafa @ probleme nosedraiko t@ mbola niasa tany M/kara sy mpikarakara ireny trano villas vaovao nomena ireto sinoa vao tonga sy ny tany @ village des jeux ihany io e! Mitaraina ry zalahy fa tsy milamina ny trano, mora maloto sns..
ka lakozia carreaux natokana ho an'ny fatana petrole sy gaz ve no asianao fatapera (sy kitay sy toko) sanatria?
ny an'ny sinoa moa dia ny gorodona parkex sasainy t@ rano dia niendaka aby!
ny mamadika ny lavabo ho bassins moa tsy lazaina intsony!
avy eo ry zareo mimenomenona.
nahitan-draha any ireny sinoa vao tonga sy ankizy niakatra ville t@ francophonies ireny e