Tia anao Andriamanitra
61. prime
(
09/11/2007 14:46)
fijo> tsy misy hafatra ampitaina io na dia kely aza... fa fanambaràna ny fitiavana faratampony... tsy voatery hainoana tsy voatery raisina tsy voatery inoana...
Ny hafatra mila mpanafatra, mila irahana hanafatra, misy afarana (ilay afarana tsy maintsy mihaino) ary misy hafatra mety ho diso mety ho marina (saingy tsy maintsy hainoana)...
Ity ambara ity, ilay tompon'ny fitiavana no manambara mivantana ny fitiavany amin'ny olon-tiany... tsy voatery raisina, tsy voatery hainoana...:)
Mahereza ianao fijo a... Andriamanitra anie hamangy anao ka hanome anao fiadanana...:)

62. ikaretsaka
(
09/11/2007 16:38)
Ity mbola tsy novalian'i prime.. asa indray raha atao ilay fomba hoe rehefa tsy azoazo sy tsy hay mamaly dia dinganina modian-tsy hita na akory:wink:
ikaretsaka:
dia raha jentilisa ka nantsoiny ve dia mbola manao fombana jentsilisa hatrany
sady @ izay ilay fombana jentilisa no critiquer-ny?
mba mahatsiarova tena!
63. fijo
(
10/11/2007 00:00)
prime an,ny fandefasana azy eto dia efa hafatra ampitaina.
sady ny ahy i cutie izao aloh ano mahamaika ahy ny ahita azy fa tsy ilay tsy hay fisiana iny
sady ny ahy i cutie izao aloh ano mahamaika ahy ny ahita azy fa tsy ilay tsy hay fisiana iny
64. cutie
(
10/11/2007 05:27)
sady ny ahy i cutie izao aloh ano mahamaika ahy ny ahita azy fa tsy ilay tsy hay fisiana iny
:-D:-D:-D:-D:-D
65. prime
(
22/11/2007 08:10)
ikaretsaka:... dia inona ilay fomba jentilisa ry Ika? ilay lava resaka ve?
Ity mbola tsy novalian'i prime.. asa indray raha atao ilay fomba hoe rehefa tsy azoazo sy tsy hay mamaly dia dinganina modian-tsy hita na akoryHoy i ikaretsaka:
dia raha jentilisa ka nantsoiny ve dia mbola manao fombana jentsilisa hatrany
sady @ izay ilay fombana jentilisa no critiquer-ny?
mba mahatsiarova tena!
Raha vakianao tsara ny tenin'Andriamanitra, tsy ilay teny betsaka loatra no tena halan'Andriamanitra fa ilay fanamarinan-tena (vavaka nataon'ilay fariseo sy mpamory hetra)... ary raha mankahala ny lava resaka Andriamanitra dia ilay fahafoanan'ny teny ambara nefa lava resaka no anarin'ny tenin'Andriamanitra ho tsara tandremana... ka aiza ho aiza tamin'ny tenin'Andriamanitra nambara ireo no lava resaka, tsy misy ventiny?:)