Tia anao Andriamanitra

41. prime ( 07/11/2007 13:00)
ikaretsaka> ekena fa tsy lavorary ny fomba filazàna hevitra... ekena fa izany fomba fitory na filaza lazainao izany tokoa angamba no mety aminao, tsy misy tsy mahamety izany... raha azo atao dia aza ilay fomba no raisina na tsikeraina fa ilay tenin'Andriamanitra... na tsy hiraharaha izay lazaiko aza i Ika dia tsy maninona izany satria izaho tsy maintsy haetry hoy Paoly izay fa Kristy tsy maintsy hasandratra... na ompaina aza aho tsy maninona izany fa mba iangaviako raha azo atao ilay tenin'Andriamanitra raisina...
fijo:
za koa aloha tsy itako izay tena antony amoahana ireo rehetra ireo e.milaza fotsiny hoe"tia antsika kristianina i lery" dia vita.
... tsy maninona raha izay tokoa no mety aminao fa raha mety aza ilay filazàna na ilay fanambaràna no atao ho zava-dehibe fa ilay fitiavan'Andriamanitra feno iantsoany anao... mahereza...
niryna> mahereza mandrakariva ao amin'ny Kristy... Izy anie homba anao...
42. ikaretsaka ( 07/11/2007 16:04)
Prime> sady na i paoly aza anie tsy nila toko 50 nanehoany ny heviny e:wink: ko paoly no hianarana... mahagaga ihany!
tsy hitako mihitsy nyolana raha lazaina tsotra hoe:
Tia antsika Andriamanitra... vita..
Efa fitiavana Izy fa tsy mila tadiavina intsony ..vita
Isika mpanota fa 'ndana mikonfesy (na mihaiky fahotana izay tsy te hikonfesy)... vita
Rehefa te hanetry tena dia ahetreo ny tena "fa aza tabatabaina eraky ny tanana hoe nanetry tena aho" ho'zy Jesoa...vita

Izay de vita ... sa mila atao hoe ny halavan'ny teniny no hiainoana azy.. karaha jentilisy?
43. fijo ( 07/11/2007 21:47)
patrick,ny mamon'ny finoana no tena ratsy indrindra
44. ikaretsaka ( 08/11/2007 03:38)
sady tsy mahatsiaro ny tenany no tsy mahatsiaro ny fanahiny ny mamon'io iray io fa tandremo.
ny Mahalala onony ihany e
45. niryna ( 08/11/2007 05:37)
ikaretsaka:

Prime> sady na i paoly aza anie tsy nila toko 50 nanehoany ny heviny e:wink: ko paoly no hianarana... mahagaga ihany!
tsy hitako mihitsy nyolana raha lazaina tsotra hoe:
Tia antsika Andriamanitra... vita..
Efa fitiavana Izy fa tsy mila tadiavina intsony ..vita
Isika mpanota fa 'ndana mikonfesy (na mihaiky fahotana izay tsy te hikonfesy)... vita
Rehefa te hanetry tena dia ahetreo ny tena "fa aza tabatabaina eraky ny tanana hoe nanetry tena aho" ho'zy Jesoa...vita

Izay de vita ... sa mila atao hoe ny halavan'ny teniny no hiainoana azy.. karaha jentilisy?




:roll:
46. niryna ( 08/11/2007 05:39)
[quote=prime]
ikaretsaka> ekena fa tsy lavorary ny fomba filazàna hevitra... ekena fa izany fomba fitory na filaza lazainao izany tokoa angamba no mety aminao, tsy misy tsy mahamety izany... raha azo atao dia aza ilay fomba no raisina na tsikeraina fa ilay tenin'Andriamanitra... na tsy hiraharaha izay lazaiko aza i Ika dia tsy maninona izany satria izaho tsy maintsy haetry hoy Paoly izay fa Kristy tsy maintsy hasandratra... na ompaina aza aho tsy maninona izany fa mba iangaviako raha azo atao ilay tenin'Andriamanitra raisina...:roll:=D^:^^
47. Ylly ( 08/11/2007 08:19)
hoy Ikaretsaka

>>>>>>>tsy hitako mihitsy nyolana raha lazaina tsotra hoe:
Tia antsika Andriamanitra... vita..
Efa fitiavana Izy fa tsy mila tadiavina intsony ..vita
Isika mpanota fa 'ndana mikonfesy (na mihaiky fahotana izay tsy te hikonfesy)... vita
Rehefa te hanetry tena dia ahetreo ny tena "fa aza tabatabaina eraky ny tanana hoe nanetry tena aho" ho'zy Jesoa...vita

Izay de vita ... sa mila atao hoe ny halavan'ny teniny no hiainoana azy.. karaha jentilisy?
48. Ylly ( 08/11/2007 08:41)
niverina indray aho fa tena tsy azoko mihintsy ny zavatra lazain'i Ikaretsaka.

hoy Ikaretsaka:

>>>>>>raha Tia anao Jesosy fotsiny anefa no lazaina , inona no tsy ahazoan'ny olona an'izay> Raha zavatra efa hay sy efa heno kosa no atao drindrangilo lavareny, tsy mety , na tiana aza lasa tsy tiana.. marina e!>>>mazava saina sy fijery .. kanefa.. ianao no + stubnorn sy tery saina ato,
Asa angaha?
Mieritrereta lalina, mandiniha tena! >raha Tia anao Jesosy fotsiny anefa no lazaina , inona no tsy ahazoan'ny olona an'izay? Dia aza vakiana fotsiny rehefa tsy tianao fa izahay mila manavao isan'andro...sa an'ise sy izay mitovy hevitra @ ise ihany ny serasera
49. prime ( 08/11/2007 11:36)
Ylly> Isaorana Jehovah noho ireo fahendrena entinao ireo...^:^

Ikaretsaka> Isaorana ianao ny amin'ny tsikera ambaranao satria tsy mety aminao ilay fomba fanambràna azy... ialàko tsiny satria io aloha no fomba hitako... azo tsy raisina, azo tsy vakiana ihany koa fa ny zavatra mitoetra dia ny hoe : te-hanome ny fiadanany sy ny fifaliany mandrakariva amin'ny mpanompony i Kristy...
50. ikaretsaka ( 08/11/2007 13:14)
prime> tsy izaho rery angamba no miteny izany fa maromaro ihany.
Fa mba teny atsipy ihany koa ny ahy ilay hoe aza manao ohatran'ny Jentilisy, ka ny halaban'ny teniny no antenainy fa hihainoana sy hanamarinana azy, efa azo izany ny valisoa ko inona indray@

Ylly> Isaorana Jehovah noho ireo fahendrena entinao ireo..

.fa entre pas @ prime, Nga koa tsy hisaorana isanandro moa ny Tompo na @ fahendrena na tsy fahendrena, na amin'ny zavatra rehetra fa tsy rehefa misy patsa sy zavatra mahafaly ihany?
51. Ylly ( 08/11/2007 13:24)
Ianao no hisaorako ry Prime,misimisia ny tahaka anao izay tena ilaina @ fampatsihavana fa tena Tia antsika marina Andriamanitra,eny na dia efa fantatra aza izany.

Na dia efa fantatra aza izany dia tadidio fa na ny fahitana ny zavatra nolazainao sy ny fampatsihavana an'io aza dia tena nanampy ary tena nampitombo indray ity finoako kely dia kely an'Andriamanitra.

>>>>>homme de peu de foi
52. ikaretsaka ( 08/11/2007 13:27)
dia izay.. ampy izay, dia aoka izay de aza itarina be sy fenoina karibonetra be ka efa ho lasa ny tsiron'ny karibonetra no heno fa tsy ny lafarinina intsony
53. Ylly ( 08/11/2007 13:33)
Tsia!Tsia!Tsia!tsy ampy fa tohizo hatrany ry Prime,isaorana anao hatrany.

fa nahoana kosa no terenao tsy hilaza izay tiany ny olona ry Ikaretsaka?efa mba lazaina ianao fa raha tsy tantin'ny vavoninao dia aza vakiana re Tompoko ô!fa avelao ny olona hanoy izay tiany lazaina,sady manampy sy ahazahoana fiheritreretan-tena tanteraka ny zavatra nolazainy Prime.
54. ikaretsaka ( 08/11/2007 13:57)
ka tsy izay tiany anie ry ylly tsy voatery ho tian'ny olona e, sady efa be ho'a izay karibonetra izay.
raha samy hilaza izay tiany ity dia veloma hatreo ra fifanajana! fa mba asiana ny antonony ihany sa?
55. prime ( 08/11/2007 14:32)
ikaretsaka> jentilisa tokoa aho no nantsoin'i Kristy ka inona no mahamenatra ahy amin'izany?:)

Hoy koa ny tenin'Andriamanitra izay manome fifaliana sy fanantenana mandrakariva amin'ny anaran'i Jesosy :

"Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an'i Jehovah." Salamo 31:24

Dia mbola hoy koa ny teny fitiavana tena anomezan'Andriamanitra ny fahatokiany ny mpanompony amin'ny anaran'i Kristy :

"...Aza matahotra, ry ilay malala indrindra; fiadanana anie ho anao, mahereza, eny, mahereza..." Daniela 10:19a

Ary tsy hadinon'Andriamanitra ny mitsodrano sy manome fiainana hatramin'ny farany ny malalany ka ilazàny toy izao amin'ny anaran'i Jesosy :

"[Famporisihana hitondra tena mifanaraka anim'ny filazantsara] Koa amin'izany sikino ny sainareo, dia mahonona tena, ka antenao tsara ny fahasoavana izay ho entina ho anareo amin'ny hisehoan'i Jesosy Kristy;" I Petera 1:13
56. ikaretsaka ( 08/11/2007 14:39)
dia raha jentilisa ka nantsoiny ve dia mbola manao fombana jentsilisa hatrany
sady @ izay ilay fombana jentilisa no critiquer-ny?
mba mahatsiarova tena!
57. prime ( 08/11/2007 14:47)
Ikaretsaka> Andriamanitra anie hitahy sy homba anao...:)
58. ikaretsaka ( 08/11/2007 14:54)
zay ahay... fa tsy mila tsimpona..:D Deo graias!
et cum spiritu tua
de oremus foana foana e
59. fijo ( 08/11/2007 21:20)
tsy tafita wa ny hafatra raha io fomba ranolava be io no hisarianareo olona.leo ny tokony hosarihana
60. cutie ( 09/11/2007 05:11)
aleo ihany ny antsika ry fijo a :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3322