Tia anao Andriamanitra

21. fijo ( 06/11/2007 22:58)
ka le boky hafa kosa anie ahitana sy ahaizana zavatra hafa,fa ity zavatra efa re lava de mankaleo sofina e
22. ikaretsaka ( 06/11/2007 23:05)
Resaka ethiics sy fahalalam-pomba io ry lazadaddy an, sady fifanajana.. o'zy le ramose izay hoe rehefa poritra dia lazaivo hoe poritra fa tsy eo no azafady euh.. izhao ramose, euh tena kely sisa euh! eo itarina be ohatran'ny lastika.

Raha zavatra efa hay sy efa heno kosa no atao drindrangilo lavareny, tsy mety , na tiana aza lasa tsy tiana.. marina e!
raha hoe "tia anao jesosy" no fenoina karbonetra 3 galaonina, aoka le! le karbonetra mampandoa no lasa resaky ny olona fa tsy le mofo intsony ! tankona tanteraka aza ny tena votoantin-tdresaka!
raha Tia anao Jesosy fotsiny anefa no lazaina , inona no tsy ahazoan'ny olona an'izay?
23. fijo ( 06/11/2007 23:08)
eo indray nareo mitsam an;
24. ikaretsaka ( 06/11/2007 23:13)
miezaka manokatra ny varavaran-tsain'ny olona Borné @ zavatra tsotra letsy fa rehefa mihidy.. avelao ho any.
25. LazaDaddy ( 06/11/2007 23:17)
ikaretsaka:
Raha zavatra efa hay sy efa heno kosa no atao drindrangilo lavareny, tsy mety , na tiana aza lasa tsy tiana.. marina e!
Dia aza vakiana fotsiny rehefa tsy tianao fa izahay mila manavao isan'andro...sa an'ise sy izay mitovy hevitra @ ise ihany ny serasera? :)
26. LazaDaddy ( 06/11/2007 23:19)
fijo> ;)
27. ikaretsaka ( 06/11/2007 23:24)
ka zavatra tonta ve no avaozina.. diska goka.. tazomy ho any..
efa nomena suggestio ange laisany hoe ataovy resaka link fa tsy ny eo ihany no miverina e.
Aiza ho aiza amin'izay suggestions izay no tsy azon'ilaisany?:-D
28. fijo ( 06/11/2007 23:29)
za tsy hiditra be amin'ilay fifanolanana,fa ny ahy dia raisiko fotsiny hoe raha vao lava be ,de tsy vakiako.
ka raha ny amoahana azy rehetra eto dia ny hoe ahasarika ny olona hamaky an,mety tsy hotratra le tanjona.
za nefa manaiky ny voalazan'i laza hoe hoan'ny mpino dia mila ampahatsiahivina matetika le teny
29. LazaDaddy ( 06/11/2007 23:30)
prime:
Didin'Andriamanitra mihitsy ny mpino hanana sy handray ary hizara fifaliana... vonona ny amin'izany ve ianao?...
mahafinaritra sy manentana tokoa io ry prime. Sady nampiany aza hoe "mba ho feno ny fifalianareo" :)
Misaotra
30. fijo ( 06/11/2007 23:39)
sao dia lasa resaky ny vokovoko manga ny hiafaran'ialahy isany???
31. ikaretsaka ( 07/11/2007 00:10)
fijo:

sao dia lasa resaky ny vokovoko manga ny hiafaran'ialahy isany???


ayayay
32. fijo ( 07/11/2007 00:28)
ka ny samy efa mahay ihany no mifanao tsianjery ko.asa nefa
33. patrick2002 ( 07/11/2007 01:30)
tena teo aho vao nahita izanyhe olona mamon'ny finoan aizany


F'angaha ny finoana koa maha-mamo ra Fijo :-D:-D:-D
34. diamondra27 ( 07/11/2007 09:19)
[quote=Ylly]
hoy diamondra27>>>>>>>>Ylly: be de be ny didy fa ianao ihany no majalala izay zakanao sy iatombohanao ka!
ny hafa dia manoro sy miteny ary mizara izay experiansa niainany fotsiny.
35. diamondra27 ( 07/11/2007 09:23)
resaka fifaliana raha azoko no resahana @ity dinika ity.

inon daholo izany ny azo ampiasaina mba hahafahana mifaly? hira, dihy, zava-maneno , fampaherezana sns sns

tsiky dia ampy :P
36. prime ( 07/11/2007 11:23)
Ylly> misaotra fa mazava tsara ary mitombina ny fanamarihanao...[quote=Ylly]marina fa ny olona rehetra Andriamanitra,tsy misy ankanavaka io fitiavany io,saingy anjaran\'ny tsirairay no mandinin-tena handray izany fitiavana sy fahasoavana lehibe avy amin\'Andriamanitra zany!

vonona sy handray izany ve ianao?io dia mila heritreritra lalina dia lalina,ny zavatra havoakan\'ny vava tsinona indraindray tsy avy @ fo akory!ny henatra eo imason\'ny mpino mpiara-belona @ tena no mahatonga famoaham-bava hoe >>>vonona aho
37. prime ( 07/11/2007 11:28)
Ylly:
finiavana,fanetre-tena,fitiavana no ilaina voalohany ahazahoana hanara-dia ny didin'Andriamanitra.
... mankasitraka hatrany... tsy fampianarana no hanomezan'Andriamanitra ny fiadanany sy ny fifaliany fa fitiavana sy famindrampo... sady tsy hampianatra ny tokony hatao sy tsy hatao no nanambaràna ireo antson'Andriamanitra ireo fa fankaherezana...:)

Mialoha ny fitiavana aza (izay efa fankatoavana ny sitrapon'Andriamanitra) dia mbola masina eo imason'Andriamanitra ihany koa ny fibebahana sy ny fifonana ary ny fanetren-tena sy ny fivavahana...
38. Ylly ( 07/11/2007 11:52)
hoy prime>>>>>>mahereza ary raiso sy ekeo ny fifalian'i Kristy...
39. prime ( 07/11/2007 12:41)
diams:
prime: merci
na dia efa fantatra azo ireo dia mila ampatsahivina ihany indraindray.

Le I Tes 5:16 io kosa aloha hummm
mangataka ny hanana faharetana indray izao mba haharitra hatr@ farany sao tsy voavonjy eo.
... Andriamanitra anie homba anao... mahereza...:)
40. prime ( 07/11/2007 12:49)
diams:
resaka fifaliana raha azoko no resahana @ity dinika ity.

inon daholo izany ny azo ampiasaina mba hahafahana mifaly? hira, dihy, zava-maneno , fampaherezana sns sns

tsiky dia ampy
... tena izany tokoa...

Raha ny fahitako azy aloha ry diams dia azo ampiasaina avokoa ary tena fiainana mihitsy ilay fifaliana ao amin'i Kristy... ary ny tena mahafaly indrindra dia ny fanomezan'i Jesosy an'ilay fiadanana feno avy Aminy... fa tena fiadanana sy fifaliana feno no omeny fa tsy ampahany...

Isanandro sy isanora sy isaminitra sy segondra mihitsy ilay fifaliana... sady ho an'ny tena ilay izy no voazara amin'ny manodidina koa... na ny mpiara-piasa sy ny mpiara-monina aza dia mahita sy mandray izany ihany koa rehefa raisina izany fiadanana sy fifaliana feno izany

Fandresena isanandro no omanin'i Kristy, fifaliana isanandro, fiadanana isanandro...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4715