franc-maçonnerie
41. zamanoro
(
16/11/2007 23:42)
ikaretsaka:
Ny tsy mampitovy ny FM sy ny sekta dia tsotra:
ny sekta: ny akamaron'ny mpikambana nosontonina ihiditra ao, ary tsy avela intsony hiala, na sarotra vo tafavoaka miala ao ra ho tafavoakany
Ny FM: enao manokana no mangataka ny hiditra, na proposé-na olona iray efa mpikambana, ary raha teha iala enao dia tsy misy manakana fa malalakany varavarana.
marina io!
Tao ny mifanohitra amin'io no hitako ry Ika ka. Raha mpikambana amin'ny fiangonana ianao ka te hiala dia afaka miala afaka mifindra fiangonana, tsy misy fe-petra. Raha FM ianao ka hiala dia afaka miala saingy misy fe-petra araky ny toerana misy anao ao amin'ny trano.
ikaretsaka:
Ny mahatonga ny olona hikorotana momba ireo society ireo dia:
ny fomba sy ny firafitra, constitution anaty dia misy hitovizany amin'ny lafiny sasany indrindra ny resaka intelectual,formation ana leader.../ ka izany no anafangaroan'ny olona azy! ary vetsaka mihitsy ny confus eo
Ka le izy anie tsy ny vahoaka kosa no miady amin'io fa ny mpitarika an'ireo roa ireo mihintsy eh, na nde atao hoe ny mpiandraikitra eh.
Ny hoe "Fahalalahana" samy misy an'io daholo ireo roa ireo, ny an'i Katolika aza no tena mahavalaka amin'io satria n'inon'inona atao dia malalaka ianao, raha fantatrao fa ratsy ilay vita dia mikofesy dia vita zanako hoy mopera. Ka tsy hitako izany izay ifandrafesan'ireo.
42. xxx
(
17/11/2007 17:12)
zamanoro :
Hoy i xxx:
prime:
voalohany indrindra aloha dia izaho dia mpikambana ao anatin'ny FM,
Aiza moa no anambarabay fa mpikambana ao ianao? Porofoy
tsy misy atony tokony anaporofoko an'izany anao, fa ra mino enao tsara ra tsy mino enao tsy pbm izany akory.
zamanoro:
Hoy i xxx:
Tsy misy zavatra afenina izany ny momba ny FM fa azonao vakina amin'ireny boky marobe isankarazany efa nivoaka na ny rohin'ny tranokalan'ny net ny mombamomba azy rehetra.
Dia nahoana aza ao amin'ny temple no misy toerana tsy azo idirana afa tsy ny Maitre ihany?
efa nandingana ny varavaran'ny temple ve enao no miteny anizany, toerana privé io ka tsy hidikidiran'izay té hiditra sy curieux rehetra izao.
zamanora:
Asa angaha izay fahamarinan'io, fa ny mifanohitra amin'io no misy.
Ny ahy fotsiny no mba tiako anontaniana dia ny hoe:
"Nahoana ny Jesuite sy ny Macon no mifampifahavalo ?"
vakio ny naolazain'i Ika fa marina, ampiko kely fotsiny hoe ny FM dia laika sy républikana na dia izany aza dia maro ny loges mankatoa ny baiboly ary betsaka ny FM mino an'Atra.
zamanoro:
Tao ny mifanohitra amin'io no hitako ry Ika ka. Raha mpikambana amin'ny fiangonana ianao ka te hiala dia afaka miala afaka mifindra fiangonana, tsy misy fe-petra. Raha FM ianao ka hiala dia afaka miala saingy misy fe-petra araky ny toerana misy anao ao amin'ny trano.
ny temple FM dia tsy mitovy ny fiangonana kristiana na moské ... izay mdera sy mivavaka @ Atra no aléha ao, ny fivoriana ataon'ny FM ao amin'ny temple-ny dia fiadian-kevitra sy fifanakalozana ny vaovao miseo na fiaranana madinika ara filizofika-na theme na hevitra samihafa, tsy misy fiderana an'izaniza ao akory noho izany tsy azo ampitovana ny fiangonana klasika, ny apprentis dia tsy mandray fitenenena fa mihaino fotsiny sy mianatra, ny compagnons sy maitres no mifanakalo hevitra, ny mpitarika ny fivoriana dia antsoina hoe vénerable ary misy officiers maromaro miaraka aminy mandrindra izany fivoriana izany.
43. zamanoro
(
17/11/2007 20:34)
xxx:
tsy misy atony tokony anaporofoko an'izany anao, fa ra mino enao tsara ra tsy mino enao tsy pbm izany akory.
Ka tsy hitako anie ry x izay antony itenenana eto hoe mpikambana ao ianao na tsia eh. Tsy mampiova zavatra izany
zamanoro:
Hoy i xxx:
xxx:
efa nandingana ny varavaran'ny temple ve enao no miteny anizany, toerana privé io ka tsy hidikidiran'izay té hiditra sy curieux rehetra izao.
Ka aiza moa no nahafantarako hoe misy faritra tsy azo idirana afa tsy ny maitre any raha tsy efa tany aho
xxx:
maro ny loges mankatoa ny baiboly ary betsaka ny FM mino an'Atra.
Za kosa aloha tsy niteny mihintsy hoe tsy mino an'Atra ny olona ao, sa efa niteny izany aho. Sao dia tsy azonao aza le tenigasy. Ny manitikitika ahy hoe" Inona no ifankahalan'ny MAcon sy ny Jesuite?" Fa tsy misy idiran'ny tsy finoana an'Atra akory izany. Sa ...
xxx:
[quote=zamanoro]Tao ny mifanohitra amin'io no hitako ry Ika ka. Raha mpikambana amin'ny fiangonana ianao ka te hiala dia afaka miala afaka mifindra fiangonana, tsy misy fe-petra. Raha FM ianao ka hiala dia afaka miala saingy misy fe-petra araky ny toerana misy anao ao amin'ny trano.
ny temple FM dia tsy mitovy ny fiangonana kristiana na moské ... izay mdera sy mivavaka @ Atra no aléha ao, ny fivoriana ataon'ny FM ao amin'ny temple-ny dia fiadian-kevitra sy fifanakalozana ny vaovao miseo na fiaranana madinika ara filizofika-na theme na hevitra samihafa, tsy misy fiderana an'izaniza ao akory noho izany tsy azo ampitovana ny fiangonana klasika, ny apprentis dia tsy mandray fitenenena fa mihaino fotsiny sy mianatra, ny compagnons sy maitres no mifanakalo hevitra, ny mpitarika ny fivoriana dia antsoina hoe vénerable ary misy officiers maromaro miaraka aminy mandrindra izany fivoriana izany.
Dia aiza amin'io no manazava hoe malalaka ny fialana amin'ny FM?
44. zoab
(
27/11/2007 16:01)
Misy marina tokoa ny fanazavana izay nomen'ny "initiés" momba ny framasao, nefa koa dia betsaka no tsy ampy fanazavana ka manjary diso ny hevitra ary manjary mampifanolana.
Betsaka koa ny site internet manazava ny framasao:
- momba ny fidirana ao, fanantonana ataon'ny maître ireo izay heverina fa "perfectible"
- momba ny fepetra mifehy ny fikambanana izay miankina amin'ny grande loge misy azy tsirairay (règlements intérieurs - statuts)(obédience)
- momba ny fialana tao ary malalaka tsara io fialana io.
Betsaka koa ny fitsikerana io fikambanana io:
- ny catholique traditionnel dia tsy te-ahalala ny framasao mihintsy ary maro ireo bulles na déclaration papale (mitovy amin'ny lalàna)izay mi-condamner ny FM.
- ny fitondrana henjana (dictature)koa dia tsy mila FM satria manakorontana ny saim-bahoaka, mitondra fahazavana mantsy ny masao (fils de lumière).
- ny olona izay nahare ary influencer-n'ny anti maçonnisme koa dia tsy tia ny framasao. Nisy fotoana no-diaboliser-na io fikambanana io ary nolazaina fa ny loza rehetra eto an-tany dia avy amin'ny FM.
Marina ny voalaza fa elitiste ny FM. Tsy ao amin'ny Lion's club na Rotary ihany izy no mi recruter fa n'aiza n'aiza (JCE, Inner Wheel,Parti politique ary na dia olona tsotra aza kanefa maha feno ny fepetra rehetra (misy enquête atao momba ireo candidat).
Koa raha te ahalala bebe kokoa ianao momba ny FM dia midira ao. Tsy misy fanazavana hafa omena ankoatr'izay voalazako satria monde roa samihafa io.
Ny iray aty ivelany ary betsaka ny fanontaniana, ny ao anaty temple tsy hilaza aminao ny zavatra ataony ao (secret maçonnique).