franc-maçonnerie
21. prime
(
08/11/2007 15:12)
Tsy misy manilika io ra-Ika a... vakio aloha hoy aho ny rohy fa toy ny miteny amin'ny tany foana ianao satria tsy manambara n'inon'inona... ekena fa misy fjkm ao fa misy zezoita maro koa... izany tsy manala an'ireo fikambanana roa ireo (lion sy rotary) mihitsy na inoanao izany na tsia... io tsy eto dago ihany fa manerana an'i afrika sy izao tontolo izao... ny antony mahaakaiky an'ireo fikambanana ireo (mba tsy itenenana ny rose croix ihany koa) dia ny fitsipika anatiny izay tena eken'ny rafitra masônika mihitsy...
Ilay izy na voanao na tsy voanao tsy olana fa ny zava-misy no ambara satria te-hahafantatra ny namana ary nifanojo indrindra t@ fikarohana atrehako ankehitriny...
Na havanao na tsia, na dadatoanao na tsia ny porofo betsaka fa tsy fambara fotsiny mikasika ireo mpitsara ireo... (izaho mihazona izay ambarako ary tompon'andraikitra amin'izany ary manana porofo... ary ianao?)
Ka raha nanao design moa ny tenanao dia tokony ho fantatrao tsara izany ny momba io... hatr@ izao mantsy ianao tsy mitondra "éléments" vaovao entina hanaporofoana ny fahamarinana na ny tsy fahamarinana izay voalaza fa dia ahitsinao araka ny fahitanao azy fotsiny...
Ianao no mpanamarika mikasika ny foto-kevitra sy ny porofo atsipy any @ rohy dia vakio aloha ny rohy dia mitohy ny resaka... vao manomboka isika izao fa tsy mamarana akory...

22. ikaretsaka
(
08/11/2007 15:32)
Prime> raha resaka mpitsara aloha ny porofonao tsy ampy fa aleo tsy hidirana iny fa tokantrano tsy ahahaka e ok?
ka aza maningana manao exclusivite hoe ireo 2(lions sy rotary) ireo ihany fa izahay tsy izy (na izy aza ianareo) fa mianara miaiky koa. dia jereo fa rehefa fikambanana na antokom-pivavahana dia misy rafitra koa, dia iznay koa tsy midika mihitsy hoe rehefa rafitra misy hierarchie sy elitisme akory di amasonika izay!
Za koa tsy miditra any @ izaybelief ny fa izaho asaina manao dia manao, ko.. mila mivelona e
http://www.nymasons.org/cms/
dia vakio koa ary ny rohy fa aza maika tonga dia mihaino feon-dakolosy tokana.
marihina fa izaho tsy freemasons fa manohitra kosa ilay fotokevitra mitsaratsara be fahatany heo rehefa zao dia izao!

23. fijo
(
08/11/2007 21:27)
novakiako tsara ilay rohy nomen'i prime fa toa vaovao diso no nomen'ilay rohy fa tsy zavtra misyakory.jereo fa nanao fikarohan ary zalahy ,dia olona tsy misy akory no lazainy fa nanome le zavtra.
izay no tsy mahamarina azy.
izay no tsy mahamarina azy.
24. LazaDaddy
(
08/11/2007 23:21)
prime:tsy nihafina mihitsy izany ka, mety hoe nihafina t@ jamba ary mbola mihafina aminy hatr@ izao. Izay tsy jamba dia mahita tsara ny tanjaky ny \"rose-croix\" eo amin\'ny tontolon\'ny fitsarana Malagasy.
Fantatrao ve izao hoe fa maninona i Madagasikara no manana olona roa farany izay raitra ao amin\'ny Corps de Justice et Tribunal de la Haye nefa azo isaina amin\'ny rantsan-tanana ny isan\'ny Juges ao?... zava-miafina fahiny izany fa efa fantatry ny tontolon\'ny \"élites\" Malagasy sy Afrikàna ary izao tontolo izao...
26. ikaretsaka
(
09/11/2007 00:27)
prime.. dia manaova tahaka azy koa raha te hitondra ko inona moa ny olana? efa fantatra izany fa feno azy ny tanana, dia soloy ny anao, mi formeva corps d'elites, fa aza andrasana an-dry mompera sy ny Universites-ny sy ny sisa!
manaova au lieu de mi kritika sy manofinofy ny placen-dry zalahy fotsiny
ataovy hoe "Mpandalotra bornEs" ohatra na tsy haiko aby..
tairotairo

27. LazaDaddy
(
09/11/2007 00:41)
ikaretsaka:izaho manokana aloha dia tsy te hitondra izany satria tsy adalam-pahefana. Ny andrasako dia ny fitondran'i Jesosy Kristy :)
dia manaova tahaka azy koa raha te hitondra
28. ikaretsaka
(
09/11/2007 04:37)
dia aza mivakil aminy ary.
Fa na izany na tsy izany : ilaina ny Vicar ry laza an, Ilaina ny manao vicar of christ,ilaina ny manao Leader, na tsy resaka fahefana aza, voalaza ao anaty bokinay nindraminareo koa ny hoe hiazakazao, aza manaiky ho gisitra

30. prime
(
09/11/2007 14:37)
fijo:... ilay inona no diso ry ise... ilay rohy momba ny fm eran-tany sa ilay rohy momba ny fm eto dago?
novakiako tsara ilay rohy nomen\'i prime fa toa vaovao diso no nomen\'ilay rohy fa tsy zavtra misyakory.jereo fa nanao fikarohan ary zalahy ,dia olona tsy misy akory no lazainy fa nanome le zavtra.
izay no tsy mahamarina azy.
Raha ilay momba ny filoha no resahinao dia vaovao an-gazety io ary nohamafisin\'ny tim t@ fotoana andro... nandeha tv ary naseho ny vahoaka izany medaly izany fa tsy miafina... izy tompony rahateo tena \"fier\" tanteraka fa tsy hoe nafenina... ny gazety rehetra nilaza an\'io satria nilain\'ny filoha io \"reconnaissances\" io...
Ika:Tsy ahahaka tokoa angaha ekeko... fa ny hoe porofo tsy ampy dia mamelà ahy hitsiky satria tsy fantatrao ny eto am-pelatanako...:)
raha resaka mpitsara aloha ny porofonao tsy ampy fa aleo tsy hidirana iny fa tokantrano tsy ahahaka e ok?
Ika:... io ilay lazaiko hoe aza variana amin\'ny fomba fa mba izay foto-kevitra resahina... taiza ho aiza aho no niteny hoe ireo \"ihany\"?
ka aza maningana manao exclusivite hoe ireo 2(lions sy rotary) ireo ihany fa izahay tsy izy (na izy aza ianareo) fa mianara miaiky koa. dia jereo fa rehefa fikambanana na antokom-pivavahana dia misy rafitra koa, dia iznay koa tsy midika mihitsy hoe rehefa rafitra misy hierarchie sy elitisme akory di amasonika izay!
Mila mamaky tsara ianao ry Ika fa manana olana kely an... tsy mbola niteny aho na dia indray mandeha aza hoe izay rafitra misy hiérarchie sy élites dia masônika avokoa... ianao izao no miteny izany voalohany eto...:wink:
Mikasika ny rohy nalefanao dia vao maika manamafy ny voambarako rehetra... ireo foto-kevitra masônika voalaza ao ireo izao dia ireo no mahafehy ny satan\'ireo fikambanana lehibe mpanao asa soa ireny... (mba tsy itenenan\'ny ika indray hoe tsy ireo roa ireo ihany)
Ika:...:) sady tsy te-hitondra aho no tsy te-ho toy izany... raha manana filamatra aho dia Kristy no filamatra tiako toavina...:)
dia manaova tahaka azy koa raha te hitondra ko inona moa ny olana? efa fantatra izany fa feno azy ny tanana, dia soloy ny anao, mi formeva corps d\'elites, fa aza andrasana an-dry mompera sy ny Universites-ny sy ny sisa!
Ika:... mila mitandrina ianao ra-Ika rehefa mamaky teny...:) raha ireo lazaiko ireo no lazainao ho mi-kritika dia mahagaga... hafa ny hoe manao \"critiques\"... mila \"facultés\" tsy hita noanoa izany ary tsy izaho no hanao izany ka hitsikera ny fm...
manaova au lieu de mi kritika sy manofinofy ny placen-dry zalahy fotsiny
ataovy hoe \"Mpandalotra bornEs\" ohatra na tsy haiko aby..
tairotairo
Ny lazaiko ireo raha tsy azonao tsara dia mandray roa:
a. manontany ny namana glady dia ezahina omena fahafaham-po izy satria ny famaly ohatra izao ataonao izao tsy mitondra n\'inon\'inona mihitsy eo amin\'ny fahazavan-tsaina... satria sitrakao ny tsy ilazàna betsaka ny momba io... (asa inona ny antony... ianao no mahalala ny antony)
b. ny zava-misy sy ny marina dia tsara ny milaza azy dia anjaran\'ny tsirairay avy eo no manana foto-kevitra sy fijery araka ny fahitany azy... tsy voatery hitovy hevitra amiko akory ianao fa ny zava-misy aloha ny lazaina...
Ka tsy anjarako ny manao \"critiques\" fa andraikitro kosa ny milaza izay azo ambara ho an\'izay te-hahafantatra raha misy kely mba azo lazaina eo am-pelatanako... ny andrasana aminao izao dia ny milaza hoe inona koa no fantatrao mikasika ny fm fa tsy variana amiko ianao... izaho anie ra-Ika ka olona tsy mendrika ny andanianao resaka eto akory e...:)
Ny hoe manonofy ny plasin-dry zalahy... dia mamelà ahy hitsiky indray...:) Kristy efa niteny fa ny fanjakàny tsy eto amin\'izao tontolo izao na dia efa nomena Azy aza ny fahefàna rehetra ety an-tany sy any an-danitra... mbola ho avy ny fotoana ahatongavany amin\'ny fahatanterahana...
Raha hitady plasy ao ra-Ika dia ny ho akaikin\'ny Jehovah no faniriako indrindra fa tsy ny ho fm velively...
31. ikaretsaka
(
09/11/2007 17:13)
Ny lazaiko ireo raha tsy azonao tsara dia mandray roa:
a. manontany ny namana glady dia ezahina omena fahafaham-po izy satria ny famaly ohatra izao ataonao izao tsy mitondra n'inon'inona mihitsy eo amin'ny fahazavan-tsaina... satria sitrakao ny tsy ilazàna betsaka ny momba io... (asa inona ny antony... ianao no mahalala ny antony)
ka ny fahafaham-po omenao azy anie Ra prime dia fahafaham-po araka ny fijery mitongilana pre concu ao anatinao sy t@ zavatra mba novakianao e
prime:[/quote]
b. ny zava-misy sy ny marina dia tsara ny milaza azy dia anjaran'ny tsirairay avy eo no manana foto-kevitra sy fijery araka ny fahitany azy... tsy voatery hitovy hevitra amiko akory ianao fa ny zava-misy aloha ny lazaina...
Tsy ampy aloha ny eo ampelatananao, ohatran'ny hoe tsy misy afaka milaza hoe ohatran'izao izany any an-danitra,( na any @ tranon'i fijo na aty amiko na any @ fiangonan'i prime izany) raha tsy efa tany, fa tsy hoe manana sary sy texte sy adiresy ianao dia afaka maka conclusion sahady sy hoe manana elements.
Raha efa tany ianao no niala ary nalehanao daholo ireo grades rehetra dia manaiky aho
prime:.dia atomboy eto an-tany ny fanakaikezanao izao Rajehova izao rRa prime an.. @ fanasoavana ny olona tsy ara panahy iany fa ara batana sy saina ihany koa! tiavo tahaka ny tenanao ireo namana madinika ireny fa aza atsipy an'i Pedro fotsiny fotsiny ohatra! na au moins mba manampy azy! atsangano ny rafitra mivongana fa aza ilaozana mitory teny sy miseksekta, sns...
]Ny hoe manonofy ny plasin-dry zalahy... dia mamelà ahy hitsiky indray... Kristy efa niteny fa ny fanjakàny tsy eto amin'izao tontolo izao na dia efa nomena Azy aza ny fahefàna rehetra ety an-tany sy any an-danitra... mbola ho avy ny fotoana ahatongavany amin'ny fahatanterahana...
Raha hitady plasy ao ra-Ika dia ny ho akaikin'ny Jehovah no faniriako indrindra fa tsy ny ho fm velively..
Dia mandehana mikonfesy rehefa nahahako!:wink:
32. fijo
(
10/11/2007 00:06)
prime ekeko fa naseo tv ilay medaly,fa le mpanome azy olona misandoka.jereo tsara fa voalaza ao amin'ilay rohy nalefan'ise izany.
malta anie ka firenena kely aty europa e,ka mety ny mpitondra tao no nanome medaly azy,fa tsy FM

33. Mandefitra
(
13/11/2007 09:34)
resaka nandeha fotsiny ty, tsy haiko ze fahamarinany :
Misy toeram-pivorian'ny mpitondra ambony any vohipeno any (sud-est) ... fm ve io?

34. ikaretsaka
(
13/11/2007 16:53)
henoko koa io ry mandefitra , le ao akaikin'ny toby Ankaramalaza? tsy haiko tokoa io raha FM na tsia fa izay mahafantatra no hanome fanazavana
35. xxx
(
14/11/2007 01:28)
prime:
voalohany indrindra aloha dia izaho dia mpikambana ao anatin'ny FM, ary faharoa manaraka izany dia diso daholo ny akamaroan'ireo voalazan'i prime ireo, fahatelo dia tsy FM i ratsiraka sy ravalomanana na dia maro aza ireo olona na niara-miasa, na mbola miara-miasa @izy ireo no FM.
Misy sasantsasany izay notanisain'i prime teny amboalohany no misy azo atao kely hoe mifandraika @ zava-misy fa na dia izany aza tsy araky ny filazanao ireo no tena izy, fa honohono dresaka fotsiny ny henonao.
Tsy misy zavatra afenina izany ny momba ny FM fa azonao vakina amin'ireny boky marobe isankarazany efa nivoaka na ny rohin'ny tranokalan'ny net ny mombamomba azy rehetra.
Tsy vatery hoe olona ambony sy nahita fianarana ihany izay vo mahazo mihiditra ho FM, fa natao ho an'ny olona rehetra, fa kosa rehefa ao anatiny dia grady telo ihany no mampiavaka azy ireo ao: apprentis, compagnon ary maitre, rehefa ao anatin'ny iray aminireo sokajy ireo enao dia mitovy tsy misy hoe ra-an minisitra na ra-an mpamafa lalana.
Ny tsy mampitovy ny FM sy ny sekta dia tsotra:
ny sekta: ny akamaron'ny mpikambana nosontonina ihiditra ao, ary tsy avela intsony hiala, na sarotra vo tafavoaka miala ao ra ho tafavoakany
Ny FM: enao manokana no mangataka ny hiditra, na proposé-na olona iray efa mpikambana, ary raha teha iala enao dia tsy misy manakana fa malalakany varavarana.
Ary farany dia aza dia faly mitsikera ny lazain'i fijo sy ika fa marina daholo ireo voalazan'izy roalahy ireo, mahaiza mihaiky rehefa diso, ary aza mitantara valamaty raha toa ka tsy mahalala izay tena zava-misy fa mamahan-dalitra ny olona sasany mba liana sy té-ahafantatra:lol::-P

36. LazaDaddy
(
14/11/2007 04:14)
fijo> mazava be ilay fanazavan'i Prime fa mahagaga ahy ny tsy ahazahoanao azy :)
Eny, tena tsy nisy ilay anarana satria "fictif", mihafina toy ilay fikambanana. Dia izay no namoronana anarana "ho entina miseho ofisialy". Hatreo aloha...

37. soanja
(
14/11/2007 05:25)
Ny tahotra no betsaka amin'ny olombelona sady mety hoe te hosesefena aminy izany TAHOTRA izany ka zary maminavina zavatra tsy misy ny olona sasany. Ity farany ity no tena olako amin'ny fomba fisainana Krsitianina. Rehefa mivavak dia mivavaka ary matokia an'Andriamanitra fa Izy hitantana anao! Aza manaiky ampitahorana sns izany!
Tsy hoe tsy misy akory io fikambanana io fa tsy voatery ho mpikambana aby zao olomanga rehetra izao.
Miara miasa amin'ny Lyons club sy ny Rotary aho indraindray ary efa betsaka ny tanora nokarakarainay nahazo vatsim-pianarana mba hanohizany ny fianarany fa tsy mbola naheno izany resaka izany aho na indrapandeha. Mikaroka ny soa ireo olona ireo ary manao izay vitany.
Koa miangavy indrindra aza dia manosi-potaka ny zavatra vitan'ny hafa!
Tsy misy responsable amin'izay finoan'ny tsirairay anefa afa tsy ny tenany ihany, fa raha ny fikambanana dia tsy hitako izay atahorana sy ieritreretana zavatra toy izany.
Amiko aloha dia mahereza mikatsaha ny tsara indridra! Tsy hitovy amin'Andriamanitra na oviana na oviana isika satria IZY tsy mikatsaka fa IZY no tsara indrindra.

39. zamanoro
(
16/11/2007 20:38)
xxx:
prime:
voalohany indrindra aloha dia izaho dia mpikambana ao anatin'ny FM,
Aiza moa no anambarabay fa mpikambana ao ianao? Porofoy
xxx:
Tsy misy zavatra afenina izany ny momba ny FM fa azonao vakina amin'ireny boky marobe isankarazany efa nivoaka na ny rohin'ny tranokalan'ny net ny mombamomba azy rehetra.
Dia nahoana aza ao amin'ny temple no misy toerana tsy azo idirana afa tsy ny Maitre ihany?
xxx:
Ny tsy mampitovy ny FM sy ny sekta dia tsotra:
ny sekta: ny akamaron'ny mpikambana nosontonina ihiditra ao, ary tsy avela intsony hiala, na sarotra vo tafavoaka miala ao ra ho tafavoakany
Ny FM: enao manokana no mangataka ny hiditra, na proposé-na olona iray efa mpikambana, ary raha teha iala enao dia tsy misy manakana fa malalakany varavarana.
Asa angaha izay fahamarinan'io, fa ny mifanohitra amin'io no misy.
Ny ahy fotsiny no mba tiako anontaniana dia ny hoe:
"Nahoana ny Jesuite sy ny Macon no mifampifahavalo ?"
40. ikaretsaka
(
16/11/2007 22:37)
Ny tsy mampitovy ny FM sy ny sekta dia tsotra:
ny sekta: ny akamaron'ny mpikambana nosontonina ihiditra ao, ary tsy avela intsony hiala, na sarotra vo tafavoaka miala ao ra ho tafavoakany
Ny FM: enao manokana no mangataka ny hiditra, na proposé-na olona iray efa mpikambana, ary raha teha iala enao dia tsy misy manakana fa malalakany varavarana.
marina io!
yahy fotsiny no mba tiako anontaniana dia ny hoe:
"Nahoana ny Jesuite sy ny Macon no mifampifahavalo ?"
Amiko dia eo @ Tanjona io:
satria samihafa ny tanjona tratrarina, Ny Jesuites dia manomana olomanga sy leaders mirona bebe kokoa @ Christianisme sy ny Catholicisme (izay no maha Jesuite azy, Ny masons dia mi former olomanga mba ho olomanga fotsiny (izay no maha free azy)!
Ny mahatonga ny olona hikorotana momba ireo society ireo dia:
ny fomba sy ny firafitra, constitution anaty dia misy hitovizany amin'ny lafiny sasany indrindra ny resaka intelectual,formation ana leader.../ ka izany no anafangaroan'ny olona azy! ary vetsaka mihitsy ny confus eo
soanja:
Ny tahotra no betsaka amin'ny olombelona sady mety hoe te hosesefena aminy izany TAHOTRA izany ka zary maminavina zavatra tsy misy ny olona sasany. Ity farany ity no tena olako amin'ny fomba fisainana Krsitianina. Rehefa mivavak dia mivavaka ary matokia an'Andriamanitra fa Izy hitantana anao! Aza manaiky ampitahorana sns izany!
Tsy hoe tsy misy akory io fikambanana io fa tsy voatery ho mpikambana aby zao olomanga rehetra izao.
Miara miasa amin'ny Lyons club sy ny Rotary aho indraindray ary efa betsaka ny tanora nokarakarainay nahazo vatsim-pianarana mba hanohizany ny fianarany fa tsy mbola naheno izany resaka izany aho na indrapandeha. Mikaroka ny soa ireo olona ireo ary manao izay vitany.
Koa miangavy indrindra aza dia manosi-potaka ny zavatra vitan'ny hafa!
Tsy misy responsable amin'izay finoan'ny tsirairay anefa afa tsy ny tenany ihany, fa raha[i] ny fikambanana dia tsy hitako izay atahorana sy ieritreretana zavatra toy izany.
[/i]
namaste:wink: