franc-maçonnerie
1. glady
(
03/11/2007 13:11)
Asa na efa nisy resaka ny momba an'io. Sekta vé ny franc-maçonnerie:roll:
Misy afaka manomé fanazavana momba an'io fikambanana io vé ato, eto madagasikara hono toa misy ka asa na marina izany na diso.

novalian'i zoab ny 27/11/2007 16:01
2. toucy
(
03/11/2007 23:53)
izy io tsy fivavahana na sekta fa karazana fikambana filozofika angamba hoy aho satria tsy misy resaka fivavahana ao anatiny
3. prime
(
06/11/2007 11:50)
glady> eto Madagasikara misy an'io... tsy mitsangana ara-panjakàna fa ara-mpikambanana tsotra ary mivory miafina...
Ity misy lafitra iray momba azy feno:
http://www.franc-maconnerie.org/
Ity misy lafitra iray momba ny eto Madagasikara:
http://gltsm.ifrance.com/gltsm1.html
Ny azo amehazana azy fotsiny dia fikambanana manorina ny mahaolona araka ny vohi-kevitra masônika ny "franc-maçonnerie"... ary na ahoana anazavàna azy na ahoana dia sady misy resaka politika, toe-karena, sosialy, kolon-tsaina, finoana sy fivavahana, fahalalàna... ao anatin'izany fikambanana izany... hita ao anatin'izany avokoa ny olomanga rehetra ary tsy maintsy ao anatiny rahateo raha manana eritreritra ny handray fahefàna eo amin'ny firenena indray andro any... ny taratra akaiky indrindra amin'ny herin'ny "franc-maçons" dia tsy mahazo mitondra fanjakàna eto Dago raha tsy mpikambana ao... (mbola hitohy)

4. fijo
(
06/11/2007 23:05)
aiza no hoe tsy mahazo fahefana ao mada rah atsy ao????aza mamoroa eo fa tssssss
5. prime
(
07/11/2007 10:28)
fijo> fantatrao ve aloha hoe iza avy no mitondra fanjakàna hatramin'izay sy ankehitriny no tsy ao alohan'ny ilazànao hoe mamorona na tsia?... aza tonga hoy aho dia maika ny hamaly raha tsy ampy ilay vaovao eo am-pelatanana...
6. Mandefitra
(
07/11/2007 11:02)
Omeo fanazavana misimisy kokoa ary fa toa sarotsarotra takarina ihany ny hevitra fonosin ilay franc-maçonnerie knoo ...
Inona no tanjony, na ny mety ho vokany @ resaka finoana?

7. prime
(
07/11/2007 11:48)
mandefitra> izaho manokana dia tena tsy mankasitraka ny foto-kevitra masônika...
Ny tanjony amin'ny ankapobeny dia fanakarana ilay fahazavàna faratampony amin'ny mahaolona... ara-tsaina, ara-panahy, ara-pahendrena, ara-pinoana... ary ho tena hitovy amin'ilay fahatanterahana ao anatin'ny fikatsahana mandrakariva ny tsara indrindra...
Raha fehezina dia ny hitovy amin'Andriamanitra... manana endrika sy fiasa isankarazany ary marobe sy samy manana ny mahaizy azy ny "Grande Loges" eran-tany saingy tokana ny fehin-kevitra dia ny hoe : olona nomen'Andriamanitra fahasoavana manokana no tokony ho ao anatiny ary manana tanjona fahataperana sy avo lenta eo amin'ny fahatanterahana amin'ny lafiny rehetra... hany ka tsy natao ho an'ny daholobe ny fahalalàna sy izany fahasoavana izany fa natao ho an'ny olona vitsy izay voatendry manokana ho amin'izany... ary amin'ny tsiambaratelo farany izay lalina no hifampitàna azy...
Raha jerena ivelany dia hoe tsy ny olona rehetra no nanana ilay fahasoavana hikaroka, hamorona, hanatsara ary hametraka ny famirapiratan'ny fanaovan-trano sy ny rova amin'ny alalan'ny fahalalàna manokana sy ny fahazavan-tsaina avo indrindra t@ andro fahiny... ka nohazonina ho an'ny olom-bitsy ary tsy azo ampitaina io raha tsy ho an'ny olona voatendry manokana... io no fototra niaingan'ny "franc-maçonnerie"... mazava ho azy fa ireo mpikaroka sy mpandalina eran-tany no mpikambana voalohany namorona izany...
Rehefa niitatra nefa ny heriny dia lasa nanana tanjona ambony kokoa ry zareo ka ny hanao aro fenitra sy hiaro ny fahatsaràna eto amin'izao tontolo izao no lasa fenitra... hany ka lasa niitatra ara-pivavahana sy ara-politika ary ara-toekarena mihitsy ny asan'ny fikambanana fa tsy nijanona ho an'ny asa fikarohana fotsiny ihany...
Mazava ho azy lasa nisy fikarohana maro nanamafy orina ny hevitra masônika ka tonga hatramin'ny hoe efa hatr@ niforonan'izao tontolo izao no nijoro ny hevitra masônika ary ny egyptiana sy ny andriamaniny no nanana izany voalohany... raha tsy izany izy ireo tsy nahavita ireo asa lehibe ireo (temples, pyramides, oeuvres gigantesques comme la phare d'Alexandrie, les sciences isotériques et occultes)... dia tonga foto-kevitra iray goavana ao anatin'ny hevitra masônika ankehitriny ny fiverenana amin'ireo fampianarana sy fivavahan-drazana rehetra nahatonga ny sivilizasiôna isankarazany... etsy ankilany koa nefa dia mbola hazonin'izy ireo ny foto-kevitra foibe hoe ny fitondràna ny fiainana sy ny fahatsaràna rehetra eto amin'izao tontolo izao dia tokony ny olona voatendry no mitantana sy mitondra azy... mazava ho azy fa ny olona manam-pahefàna rehetra maneran-tany fa tsy eto Madagasikara ihany dia "tokony" na ny marina kokoa "tsy maintsy" iray amin'ireo voatendry... ireo no antsoina manokana hoe "les illuminés"... (mbola hitohy)

10. prime
(
07/11/2007 12:34)
Ny mahagaga indrindra dia ny "Grande Loge" eto Madagasikara dia anisan'ny goavana indrindra eran-tany ary to-teny n'aiza n'aiza... ny frantsay dia anisan'ny saropiaro mihitsy tamin'ny niforonany saingy tena lasa Malagasy iray ray sy iray reny izao ny mpikambana sy mpitarika ao fa tsy misy intsony amin'ireo frantsay namorona azy teto na ny taranany mpikambana ao...
11. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:41)
fa raha ara tantara anie ny masonika ilay izy tsy hita fototra ity no mahazendana e
12. ikaretsaka
(
07/11/2007 16:43)
Fijeriko manokana ity:
rehefa tsy mahafaty sy tsy mamotika , na ny tena na ny manodidina dia sarotra ho ahy ny hi condamner ny faharatsiana na fahatsarana zavatra 1.

15. prime
(
08/11/2007 11:25)
fijo> vakio ny tantara dia ho fantatrao... ny club de services nisy azy no nampiditra azy tao (fantaro hoe iza aloha izay)... vao nahazo fitondràna ny filohantsika Ravalomanana dia izy no filoham-pirenena voalohany tsy nandalo ny ordre sy ny conseils des Loges mondiaux fa nomena ny \"Chevalier de la grande croix de l\'ordre de Maltes\" t@ 2002 (noezahina nafenina saingy niseho ho azy)... http://gazety.malagasy.org/article.php3?id_article=565
http://fiainanavirtualy.blogspot.com/2005_04_01_fiainanavirtualy_archive.html
http://www.jeuneafrique.com/jeune_afrique/article_depeche.asp?art_cle=AFP63245lesfrellive0
Raha tsaroanao dia nisy fifanarahana miafina tsy maintsy natao teo amin\'ny filoha Ratsiraka (anisan\'ny Ray aman-dReny lehibe ao amin\'ny franc-maçons) sy ny filoha Ravalomanana tany Dakar II... tsy fomba2 io rahavako fa misy antony manokana...
Ary taorian\'io dia niraraka ny titres isankarazany maha Docteur Honoris azy n\'aiza n\'aiza (nanomboka tamin\'ny 2004 sy 2005)... anisan\'ny titres faratampony fanome ny franc-maçons efa ela nihetezana sy lavavolo teo amin\'ny asa masônika io... fa ny filohantsika moa henjana ka dia afaka mandingana \"kilasy\"... rehefa manana ireo titres ireo ny franc-maçons dia efa azo lazaina ho anisan\'ny ngezalahy eran-tany... tsy very mandeha fa mihoatra noho ny maha-Mpanjaka na maha-Filoha azy...
Efa tsy takona hafenina intsony fa aleo ambara... ny rotary club sy ny lion\'s club ary ny rantsana maro ao anatiny no sehatra fihazàna ireo tanora franc-maçons, \"la crème de l\'élite malgache\"... ary mazava ho azy fa raha mbola hitondra fanjakàna dia mandalo dingana maro fa tsy politika sy fahalalàna fotsiny ihany...

16. LazaDaddy
(
08/11/2007 11:53)
prime:misimisy ihany ry zareo mizara vatsim-pianarana sy fanampiana ho an'ny tanora ao...ny tena tsy hitantsika dia ilay departemanta na fikambanana lehibe izay (toa mifandray @ minisitera iray izy io raha azoko tsara) fa aleo ny manan-tsofina handre.
... ny rotary club sy ny lion's club ary ny rantsana maro ao anatiny no sehatra fihazàna ireo tanora franc-maçons, "la crème de l'élite malgache"...
17. ikaretsaka
(
08/11/2007 13:30)
Prime, Diso izany, betsaka ny Lions sy ny Rotariens fa mivavaka be tokoa a sady tsy freemasons.:wink:
ary anisan'ny ministry-ko mihitsy izany nanao champlains an'ny rotariens izany
Aza manao affirmation gratuite sy porofo taingitaingina

18. ikaretsaka
(
08/11/2007 13:32)
Ny honoris causa dia efa eeeela no nomena ka, ary tsy ny freemasons no namorona an'io
19. prime
(
08/11/2007 14:16)
ikaretsaka:... izay ilay hoe mamakia tsara... izaho angaha miteny hoe izay lion na rotarien rehetra... mbola "sélection" be mahatsiravina vao antsoina hiditra "initié" franc-maçon ary mbola "tests" marobe no miandry anao vao mety ho tonga amin'ny 1er grade... misy lion sy rotarien mandritra ny androm-piainany fa tsy misy mitarika ho franc-maçon mandrapahafatiny...
Prime, Diso izany, betsaka ny Lions sy ny Rotariens fa mivavaka be tokoa a sady tsy freemasons.
Tsara raha "mivavaka be" tokoa ireo namanao ireo satria anisan'ny "conditions" takiana mihitsy ny fahatsaran-toetra sy modely na dia mbola lion na rotarien tsotra aza... tsy manambara n'inon'inona izany ambaranao izany...
ary anisan'ny ministry-ko mihitsy izany nanao champlains an'ny rotariens izany... ie fa tsy manambara n'inon'inona izany hoe franc-maçon izy na tsia... ny franc-maçon tsy miharihary aminao na mirehereha hoe izaho izy...
ikaretsaka:... d iza izao no manao affirmation gratuite... ny ahy sady misy rohy maromaro ireo ary mbola azo omena maro ianao manaporofo ny voambara... vakio aloha ireo rohy ireo fa tsy hoe fiheverako na honohono... ny ambaranao izao no Affirmation gratuite hoe tsy misy porofo fa dia miantehitra amin'ingahy ministra sy ny namanao... tsy izay ambaran'ny vavany sy hitanao maso no manambara ny zava-miafina... fa ny franc-maçonnnerie dia fikambanana miafina ary tena miafina (l'une des organisations les plus secrètes) fa tsy ampahalalaina anao hoe iry izy dia iry tsy izy dia izaho izy na tsia...
Aza manao affirmation gratuite sy porofo taingitaingina
ikaretsaka:... na ny croix de Malte koa aza kah... tsy ny fahelàny no resahina fa ny rafitra miafina ahazoana izany... fa heverinao vao haingana koa angaha ohatra ny fanomezana prix nobel? fa tsy izay ambara an-gazety no marina fa misy zava-miafina avokoa ireny... izany tsy midika fa an'ny franc-maçons ireny fa ny fifehezana ireny fahamboniana manokana faratampony ireny dia misy rafitra manokana ambadika avokoa...
Ny honoris causa dia efa eeeela no nomena ka, ary tsy ny freemasons no namorona an'io
Fantatrao ve izao hoe fa maninona i Madagasikara no manana olona roa farany izay raitra ao amin'ny Corps de Justice et Tribunal de la Haye nefa azo isaina amin'ny rantsan-tanana ny isan'ny Juges ao?... zava-miafina fahiny izany fa efa fantatry ny tontolon'ny "élites" Malagasy sy Afrikàna ary izao tontolo izao...
Mahereza ra-Ika a...
20. ikaretsaka
(
08/11/2007 14:51)
ka izya ilay teneniko hoe na iza na iza, ary na aiza na aiza, fa aza ailika any @ Lions sy ny Rotariens irery ihany, Misy Freemasons tsy nandalo an'ireny mihitsy, fa aza adino fa fa na any @ FJKM aza azo hisintonana sy hi lurer-naolona tiana hirona @ foto-kevitra 1 dia mety foana!
Ilay ianao manilika azy any no tsy voako
ny honoris causa tsy voatery hoe rafitra miafina.Toy izany kao ny Malta cross, De raha miafina sy tsy azo ny nahazoana azy dia voatery hoe associer-na @ freemasons ve?
ary aza mifanonona anaram-pianakaviana kely azafady fa aleo dadatoa ho any hague any:wink: ary tsy izy izy ka. matokia fotsiny ihany
Ny freemasonry izao tsy miafina intsony ka, amin'izao fotoana izao aza hita be ireny loge-ny ireny ko, vao nanorina loge 1 izy any CT any ary ry zareo sady eo ampovoan-tanana be mihitsy, ary anisan'ny ekipan'ny design t@ io ny tenako
Ilay izy afangaron'i prime ohatran'ny trondro sy ny akondro no tsy mety fa tsy misy idirako loatra @ freemasons