Inona no ampinga hanoheran'ny mpino an'i Satana?
41. niryna
(
05/11/2007 05:11)
ratonga:
mivava mafy aza ra xxx dé mba ho hafaka @ fahantrana ny firenena mahantra dé amizay koa tsy ho voagejan'ny fahasarotam-piainana ny pokona, firy taona izay ianareo no nivavaka to tsy mbola hita ihany zé vokany é:-D:-D:-D
Ratonga a> ny zavatra rehetra dia efa voasoratra daholo,raha tsy misy olana ny fiainanao dia misaora azy.Mahantra ny olona ,tsy lavina izany fa ny finoana tsy midika ho ny mpanankarena na ny manana ihany no mino,mifanohitra aza.Rehefa tena ao anatin'ny fahasahiranana isika ka tsy mahita lalana intsony dia izay vao mitady aza matetika."Aza manahy izay ohaninao na hitafianao hoy Izy.."." Rainay izay any an-danitra ....Omeo anay anio ny hanina sahaza ho anay. " Aza manahy ny ampitso hianareo hoy ny Tompo fa aleo ny am-pitso no ....."
42. niryna
(
05/11/2007 05:46)
ikaretsaka:
ka raha vao matahotra ny fisian'ny miaramilan'i satana dia efa brainwashed mino an'i satana izany
Raha vao matahotra ianao amiko an, dia mino ianao izay
Raha vao matahotra alika/na omby ianao ohatra dia efa kely herintsaina dia mino sahady isak'izay misy alika/na omby hoe kakerin'ity alika/totoin'ity omby ity aho
fa rehefa tsy matahotra ianao, na alika masiaka/sy omby masiaka aza mbola ezahinao ny miady aminy!
de za matahotra an'A/tra anefa=donc mino an'Andriamanitra
:roll:
44. ikaretsaka
(
05/11/2007 11:50)
niryna.. hazavao fa aza :roll: fotsiny e, alefaso ny arguments, "tsarao" "criticize with reasons..
45. niryna
(
06/11/2007 07:35)
ikaretsaka:
niryna.. hazavao fa aza :roll: fotsiny e, alefaso ny arguments, "tsarao" "criticize with reasons..
Anjaranao indray izao no manazava fa samy nianatra soratra masina isika dahy :D
Ny ampinga tokony atao dia ny mamaky ny teniny,mivavaka,ary mandroaka ilay herin'ny maizina. ka manaiky an'Atra amin'ny fo manontolo ary manaiky fa izy no mpiharo,mpanafaka,ary mpamonjy.
Jakoba 4:7
Ka dia maneke an'Andriamanitra hianareo; ary manohera ny devoly, dia handositra anareo izy.
Soumettez-vous donc à Dieu; résistez au diable, et il fuira loin de vous.
Submit no God, Resist the devil and he will flee from you.
46. ikaretsaka
(
06/11/2007 16:12)
fa ao anaty soratra masina koa misy hoe "fantaro aloha" dia omany ny fiadiana, fa tsy hoe isaky ny soi disant misy Satana (na tena misy na tsy misy akory) dia hamaky teny .
sady raha izany hoe hanaiky sy mino an'Andriamanitra @ fo manontolo izany:dia mbola misy fo sy saina hino an'i satana ve?
Izany no tsy inoako izany satana izany
"He will flee" hoy ianao, and he did already fa ianao no mbola mino foana hoe io izy, iadio izy.. ny dikan'izany anie dia finoanao ange izany sady
tsy manontolo (satria misy part kely ao mino azy)
no mangorohoro (vao mandalo izy, eny na tsy izy aza.. dia matahotra),
no mitaintain-dava (hoe iny izy e iny satana e, avy i satana e)!
Nefa ho'y ny Tompo hoe "aoka tsy hatahotra na hangorohoro ny fonareo, fa ny fiadanako no nomeko anareo"
azafady fa fijeriko anao izay an!

47. fijo
(
07/11/2007 00:15)
misy ohatra nataon'ika tena marina ery ambony ery.
misy matahotra an'ingahibesola;satria mino ny fisiany.io dia mahafehy ity resaka be eto ity

48. niryna
(
07/11/2007 05:08)
ikaretsaka:
fa ao anaty soratra masina koa misy hoe "fantaro aloha" dia omany ny fiadiana, fa tsy hoe isaky ny soi disant misy Satana (na tena misy na tsy misy akory) dia hamaky teny .
sady raha izany hoe hanaiky sy mino an'Andriamanitra @ fo manontolo izany:dia mbola misy fo sy saina hino an'i satana ve?
Izany no tsy inoako izany satana izany
"He will flee" hoy ianao, and he did already fa ianao no mbola mino foana hoe io izy, iadio izy.. ny dikan'izany anie dia finoanao ange izany sady
tsy manontolo (satria misy part kely ao mino azy)
no mangorohoro (vao mandalo izy, eny na tsy izy aza.. dia matahotra),
no mitaintain-dava (hoe iny izy e iny satana e, avy i satana e)!
Nefa ho'y ny Tompo hoe "aoka tsy hatahotra na hangorohoro ny fonareo, fa ny fiadanako no nomeko anareo"
azafady fa fijeriko anao izay an!
Dia tena tsy mino ny fisian'i satana tokoa ve ika ?
49. ikaretsaka
(
07/11/2007 19:12)
niryna:

By name fotsiny izany, fa ny finoana an'A/tra no mibahana kokoa ka tsy hivakiako loha akory izany na misy na tsisy. Lasa belief in 2 things (A/tra sy satana ny anao raha mino ananki2 zany fa 1 ihany no tokony hinoana)
50. ikaretsaka
(
07/11/2007 19:24)
Raha tena milaza ny tenako ho mpanompo an'A/tra aho tsy miroaroa saina @ zany satana izany fa ny hanompo an'A/tra no mahamaika ahy
51. fijo
(
07/11/2007 22:14)
izay ny valiny hono ry niryna an,satana sy ingahibesola ary dadabe noely,sy andriamanitra dia ny saina no mampisy,na tsia azy
52. ikaretsaka
(
08/11/2007 03:33)
sady raha vao manomboka credo anie ry niryna dia ny "Lavinao ve satana"? no mandeha voalohany!
dia raha mi profess ianao fa lavinao satana, inona no mbola hivakiana loha aminy ?

53. soanja
(
08/11/2007 04:54)
Raha matanjaka ara-tsaina, ara-panahy, ara-batana ianao dia tsy hisy ny ady fa fandresena na fiderana no hanjaka ao aminao. Ny fitoniana ao anaty no ampinga ny ady rehetra ety ivelany na ny ao anaty. Ny asan'ny Fanahy Masina no ahatratrarana izany.
54. niryna
(
08/11/2007 06:09)
soanja:
Raha matanjaka ara-tsaina, ara-panahy, ara-batana ianao dia tsy hisy ny ady fa fandresena na fiderana no hanjaka ao aminao. Ny fitoniana ao anaty no ampinga ny ady rehetra ety ivelany na ny ao anaty. Ny asan'ny Fanahy Masina no ahatratrarana izany.
Ka avy aiza aloha ilay hery raha izany e? Raha tsy misy anie izany satana fa toa sariteny daholo hoy hianao ireo rehetra ireo dia tsy mila mitolona na miady izany ny olona amin'ny fanahy ratsy fa miady fotsiny avy amin'ny alalan'ny saina?Raha tsy manana na mino na nomeny hery hampiasa ny izany hery izany avy amin'Atra izay nandefa ny FM dia tsy hisy fanahy masina mihitsy ilay olona hiaraka aminy?Izay mino Azy ihany mantsy no omeny FM hiaraka aminy,raha tsy mino an'Atra izany ilay olona dia tsy hipetraka ao aminy ny FM fa mety fanahy hafa no hamolavola ny fiainany:roll: Sa ahoana hoy indry ?:D
55. ikaretsaka
(
08/11/2007 14:09)
ka izay ry niryna an, "aoka tsy hatahotra na hangorohoro ny fonareo fa ny fiadanana no nomeny anareo"
raha inoana fa miadana ao @ Xty isika sy manana ny Fanahy Masina, inona no mbola atahorana sy hieritreretana izay Satana satana any?!
matoa ianao mbola miaiahy dia tsy ao tsara ianao izany e!

56. soanja
(
08/11/2007 15:40)
niryna:
soanja:
Raha matanjaka ara-tsaina, ara-panahy, ara-batana ianao dia tsy hisy ny ady fa fandresena na fiderana no hanjaka ao aminao. Ny fitoniana ao anaty no ampinga ny ady rehetra ety ivelany na ny ao anaty. Ny asan'ny Fanahy Masina no ahatratrarana izany.
Ka avy aiza aloha ilay hery raha izany e? Raha tsy misy anie izany satana fa toa sariteny daholo hoy hianao ireo rehetra ireo dia tsy mila mitolona na miady izany ny olona amin'ny fanahy ratsy fa miady fotsiny avy amin'ny alalan'ny saina?Raha tsy manana na mino na nomeny hery hampiasa ny izany hery izany avy amin'Atra izay nandefa ny FM dia tsy hisy fanahy masina mihitsy ilay olona hiaraka aminy?Izay mino Azy ihany mantsy no omeny FM hiaraka aminy,raha tsy mino an'Atra izany ilay olona dia tsy hipetraka ao aminy ny FM fa mety fanahy hafa no hamolavola ny fiainany:roll: Sa ahoana hoy indry ?:D
Ka ny olan'i Niryna anie zany tsy mamaky tsara fa maika ny hamaly na efa misy zavatra miavovona be ao antsainao de ireo no tianao asesika e.
Misy tanteraka ny ila ady na mifanohitra amin'Atra saingy tsy olona io fa antsoina hoe fakam-panahy na spiritual conflicts. Azonao antsoina Satana izy raha mety tokoa satria io no voasoratra ao anaty baiboly saingy tsy ilay eritreretinao hoe nidina avy any an-danitra hery hafahafa, dia mandripaka ny tany sns io.
Io satana, spiritual conflicts, fakam-panahy sns azontsika antsoina azy io dia ao anatin'ny tsirairay ary mahavita manimba tokoa sy mitarika any amin'ny fahafatesana na arabakiteny na ara-panahy. Io no herin'ny vatantsika tsy mampiasa saina, fanahy sns fa dia herim-batana : tafiditra ao anatin'io ny filana sy ny fitadiavana ary ny zavatra fizorana manalavitra ny takian'Atra amintsika dia ny fitiavana sy ny fanompoana azy.
Tsy hoe zah akory ry Niryna no tsy mino ny baiboly na tsy mino ny tenin'Atra. Fa ny fandraisana no tenin'Atra no ilana fahaizana fa tsy fe raisina tsotra araka izay voalaza ao. Ny fahaizana azy koa enfa tsy vitan'ny herintsaina tsotra koa fa mila fanampiana avy amin'ny fanahy masina. Izay anisan'ny fahaizana koa ny fivoakany ety ivelany rehefa hanazava azy amin'ny rehetra te hihaino.
Raha tianao dia azoko hazavaina amin'ny manaraka hoe nahoana no sarin-teny ny ao amin'ny genesisy ny ankamaroany.
Hanenika anao anie ny Fitoaniana ao amin'Atra.
57. ikaretsaka
(
08/11/2007 16:05)
namaste Zoky! mitovy fijery tanteraka
soanja:
ny olan'i Niryna anie zany tsy mamaky tsara fa maika ny hamaly na efa misy zavatra miavovona be ao antsainao de ireo no tianao asesika e.

60. ikaretsaka
(
09/11/2007 00:22)
tsetsatsetsa tsy aritra: tena niverina namadibadika ny diariko aho teo fa nisy zavatra tsy tadidiko, dia hitako tao hatramin'ny 05 febroary 2007 no mankaty, fa in 467 ity zavatra ity na ny mitovitovy @ ity no niverina
Raha tsy mino ianareo dia anontanio i Hery fa raha ny machine angamba dia inoako fa mety tena mihoatra lavitra be,
fa mba tsetsatsetsa ny ahy iny
mandiniha tena mandiniha tena!