raha sanatria ka
61. cutie
(
02/11/2007 20:43)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2007 21:59:04
Lohateny : Re : raha sanatria ka
ka za na miteraka tiejo aza virja foana ka.fanahy no manampy ahy mantsy
tady hitovy @ masina maria a :-D
68. xxx
(
05/11/2007 04:44)
fijo:
รด ry mpino isany an,
raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohitra be amin'izay ny fihetsiny tazana ato.
ny sasany toa mamerina fotsiny izay tao anatin'ilay boky nindramina tsy mbola naverina,fa tsy dia alalinina le teny.
vaky ny lohako.ka mandrampilaminareo aloha ahitako lalana iray mazava,dia aleo aho hino ny tsy finoana.
=))
70. Fody
(
10/11/2007 16:19)
Raha zavatra mbola sanatriavina dia midika fa tsy maharesy lahatra mihitsy, izany hoe, tsy misy fahavonona hamatatra ny marina momba ny finoana ao aminao.
Fa raha mangetaheta te hahalala ny marina sy ny zava-tsoa omen'ny fiainana maha kristiana ianao, dia hiezaka hamatatra an'i Kristy, ary ho mora aminao ny hahita hoe: aiza no toerana halehako mba hahafahako manatona azy bebe kokoa.