raha sanatria ka

21. cutie ( 31/10/2007 21:01)
fijo
za arahina:-D
22. fijo ( 31/10/2007 21:40)
hi hi ih mbaliana an,za anie tsy mananihany e,fa mba manontany.toa hanaraka an'i cutie aho ka,nareo toa tsy mandresy lahatra ahy ko.
maditra,ilay baiboly io mihintsy no fositra,fa rah aio no hianaran adia aleo miala,fa korontana no ao
23. LazaDaddy ( 31/10/2007 21:45)
fijo> ka avereno aza ny "bokin'olona" fa aza tahirizina ao an-trano ao manangom-bovoka :)
24. fijo ( 31/10/2007 21:47)
efa naveriko,fa le fehezan teny iray ihany no notanako:"miteraha ka mamenoa ny teny"
25. pissoa ( 31/10/2007 21:49)
fijo:

ô ry mpino isany an,
raha sanatria ka te ho lasa mpino aho.iza no hoarahiko aminareo?????ianareo aza ato toa mifanipaka toa drakaka anaty sobika.ny sasany toa hafa no lazainy fa inoany,nefa mifanohitra be amin'izay ny fihetsiny tazana ato.
ny sasany toa mamerina fotsiny izay tao anatin'ilay boky nindramina tsy mbola naverina,fa tsy dia alalinina le teny.
vaky ny lohako.ka mandrampilaminareo aloha ahitako lalana iray mazava,dia aleo aho hino ny tsy finoana.

de aza mino k'inn ny olana nefa :-D:-D:-D

Raha mbola tsy hain'i Fijo foana ny manavaka ilay Kristianina sy Kristy dia aza mino mihitsy aloha. Tsy izahay Kristianina no mampaKristianina anao raha te ho Kristianina ianao. Lasa "Kristianinanina" angamba ianao raha misy izany teny izany raha izahay foana no hojerenao eo :-D Dia toy izany koa, raha mbola tsy hay foana ny manavaka ny Olona Silamo na Kristianina amin'Andriamanitra dia aza mino kloo. :-D

Rehefa hay ireo, dia ampiasao ilay saina rehareha be - hoe aiza aho no handeha ... fa tsy any amin-drakoto sy rabe foana no lazaina fa misy ny olana sy ny antony tsy inoana. :-D:-D:-D
26. fijo ( 31/10/2007 22:00)
ka izao anie e,
raha te hanao sport aho ohatra.dia jereko aloha ,ny mpanoa foot ny mpanoa baskety ,ny mpanao ping.de jereko hoe aiz ano misy ambiansy milay kokoa.de mba any aho no manoa;fa raha isaky ny misy foot ve ,de ady lava no itako de mbola hoany aho?
27. pissoa ( 31/10/2007 22:11)
Dia aza mandeha hoe koa ! Sady enao hoa tsy lasa Kristianina zany raha mbola zahay foana no hojerenao eo :-D:-D:-D
28. cutie ( 31/10/2007 22:18)
efa miteny an'i fijo za we za arahina:-D
29. fijo ( 31/10/2007 22:39)
ka le kristianina be fitraika ,nefa milaza hoe aza izahay no jerena ry cutie ko.tsy hay intsony izay tena tadiaviny.
fa aleo aho hanaraka androky e
30. mbaliana ( 31/10/2007 22:42)
bon vyage i cutie sy fijo hihihihihi
31. fijo ( 31/10/2007 22:49)
de aza manelingelina ary e;aleo izahay hamonjy raoziraozy
32. cutie ( 31/10/2007 22:51)
hihihihihi
lovelove ihany ny antsika :)
33. fijo ( 31/10/2007 22:58)
io no ambony indrindra hoy ny masina
34. cutie ( 31/10/2007 23:00)
mifankatiava hoy ny tompo :lol:
35. fijo ( 31/10/2007 23:06)
ie ,de mamenoa ny aty hozy.de hoy aho hoe eka hozy
36. cutie ( 31/10/2007 23:08)
de mitohy hatrany :-D
37. fijo ( 31/10/2007 23:18)
mandra pa
38. cutie ( 31/10/2007 23:22)
feno
39. ratonga ( 31/10/2007 23:29)
ny sino né zano no tena azo lazaina wé kristianina é:-D
40. cutie ( 31/10/2007 23:29)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1406