raha sanatria ka
42. cutie
(
31/10/2007 23:35)
efa ferana zao ny zaza ateraka any ka:-D
aleo zay sy fijo njay no hameno ny tany :-D:-D:-D:-D:-D
aleo zay sy fijo njay no hameno ny tany :-D:-D:-D:-D:-D
47. fijo
(
31/10/2007 23:47)
cutie an,ka io virja io indray amin'ny le maha krispijo.le masianio.
ratonga,ataonay be cufi sy tiejo
ratonga,ataonay be cufi sy tiejo
48. cutie
(
31/10/2007 23:48)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 01-11-2007 00:47:30
Lohateny : Re : raha sanatria ka
cutie an,ka io virja io indray amin'ny le maha krispijo.le masianio
ok fa mazava:-D
tsara kosa le tiejo:-D
56. fijo
(
01/11/2007 20:59)
ka za na miteraka tiejo aza virja foana ka.fanahy no manampy ahy mantsy
60. tsiafoi1
(
02/11/2007 14:57)
Fijo :Betsaka ny karazam-pinoana fa izay mahasoa sy mampivelatra anao ara-tsaina, ara-batana ary ara-panahy arahina.
Ary na aiza na aiza karazam-pivavahana arahina, aza mijery olona, fa tsy misy olombelona tanteraka.
Ary na aiza na aiza karazam-pivavahana arahina, aza mijery olona, fa tsy misy olombelona tanteraka.
