Halloween?Tokony hankalaza ve ny kristiana?

21. niryna ( 28/10/2007 05:30)
ikaretsaka:

Ancient Origins

Halloween's origins date back to the ancient Celtic festival of Samhain (pronounced sow-in).
:roll:
The Celts, who lived 2,000 years ago in the area that is now Ireland, the United Kingdom, and northern France, celebrated their new year on November 1. This day marked the end of summer and the harvest and the beginning of the dark, cold winter, a time of year that was often associated with human death.:roll::?:



niryna:

Araka ny voalaza dia 700 B.C hono no nankalaza ny Halloween ny olona(celebrated the festival ofa Samhain)Avy mankalaza ny vokatra farany na (end of harvest )ny oktobra dia manao ny Fankalazana ireo maty izay mitohy ny Novambra-1.Koa io alina Oktobra hidira Novambra io izany no nankany ilay teny hoe Halloween.(in the ensuing years,the night before became known as the Eve of All Hallows,a.k.a. Hallow Even. a.k.a
Aty aminay izany dia ampanaovin'ireo ray aman-dreny izay mino sy mankalaza ny Halloween akanjo ny ankizy ka mitety varavarana miteny hoe trick-or-treating!

Ny niandohan'io teny io dia napetrak'ireo olona eo amin'ny varavarana ny sakafo hono hoan'ireo fanahy noana amin'izay tsy hiditra any an-trano....Dia lasa manao akanjo mampatahotra daholo ny olona, manao
filaharana samy manao izay akanjo tiany.Matetika mainty ny akanjo.Ary miravaka matoatoa koa ny tranon'ny sasany.
Na dia nataon'ny olona ho an'ny ankizy ilay izy dia ny 67% ny lehibe koa mankalaza ary manao maska mampatahotra.




ikaretsaka:

Celts believed that on the night before the new year, the boundary between the worlds of the living and the dead became blurred. On the night of October 31, they celebrated Samhain, when it was believed that the ghosts of the dead returned to earth


Ka izay no nametrahany sakafo ho an'ireo matoatoa sy avelo fa sao miditra ao an-trano.:roll:
ikaretsaka:

. In addition to causing trouble and damaging crops, Celts thought that the presence of the otherworldly spirits made it easier for the Druids, or Celtic priests, to make predictions about the future.
Dia napetraka eny an-tanimbary na an-tanety ny sarin'olona mampatahotra mba hampadositra ny voronkely,tsy maninona izany fa saingy lasa niova ilay izy.:lol: kanefa taty aoriana dia lasa navadikin'ny olona ho fahafinaretana ny mankalaza azy fa tsy fantany.Dia teny misy miresaka amin'ny maty sy ny avelo mihitsy ,manao akanjo mampatahotra ,ny witch(mpamosavy miaraka amin'ny saka mainty),akanjo mampatahotra avokoa.
Aoka aloha hazava fa na ny tao amin'ny baiboly aza dia misy manazava izany a,saingy toy ny kristiana niaraka ny pagans dia lasa nivoana ilay fivavahana fa nino izay ninoan'ireo tsy mpino ary nakambana tao am-piangonana mba hanamaro isa. Fantatrao ny tantara!!

22. niryna ( 28/10/2007 05:36)
ikaretsaka:

rehefa tsy mahafaty dia ataovy:

Esory ao an-tsaina ho'a le hoe rehefa Zavatra tsy hay ny manazava azy dia ratsy izay!
tsy hoe rehefa avy nanao halloween akory dia lasa olon-dratsy sy lasa mpamono olona-> donc tsy tokony raisina sy atokana hoe ratsy ny manao izany!

fantaro foana aloha! dia iaino! alohan'ny hitenitenenana be fahatany!

niryna:
Haloween=Eve of All Hallows

misy antony izany ireo andro manaraka an'io:
1 Novambra= All Saints Day
2 Novambra= All Souls Day

Reveillon mialohan'ny fetin'ny n'ny fanahy izany ilay izy, na ny masina na ny tsy masina!
Dia ankalazao koa ireo fety ireo : Ohatran'ny hoe New Years Eve de ny ampitso New Years! (dia manao reveillon ny olona. dia ny ampitso misy fankalazana!)



Manaja ny maty aho fa tsy hankalaza izany ka.
Tsy maheno intsony ny maty ary Atra an'ny velona fa tsy an'ny maty.Efa niresaka an'io isika.
Miteny amiko ve izy,miresaka amiko ve izy,mahalala ny ampitso ve izy,asa aloha fa ny devoly tsy kely lalana ary mahay manova feo ho toy ilay olona tian'ny tena izy rehefa matoky fa miresaka ny maty.Malahelo aho nilaozany saingy faly kosa aho fa miaraka amin'ny Tompo izy fa tsy ao am-pasana intsony,ny vovony sisa no ao fa tsy ny fanahiny.ka fahatsiarovana sisa.Tsy ho any am-pasana mihitsy aho dia hiteny sy hiresaka ,efa nanao izany aho fony mbola tsy nahalala saingy ankehitriny kosa ny tenin'Atra no nanazava ny saiko dia resy lahatra aho fa tsy ho any hiarahaba rivotra.:-*(l)(l)(l)(l)(l)
23. niryna ( 28/10/2007 05:47)
ikaretsaka:

By the 800s, the influence of Christianity had spread into Celtic lands. In the seventh century, Pope Boniface IV designated November 1 All Saints' Day, a time to honor saints and martyrs. It is widely believed today that the pope was attempting to replace the Celtic festival of the dead with a related, but church-sanctioned holiday.


:?:
The celebration was also called All-hallows or All-hallowmas (from Middle English Alholowmesse meaning All Saints' Day) and the night before it, the night of Samhain, began to be called All-hallows Eve and, eventually, Halloween:roll:
ikaretsaka:

. Even later, in A.D. 1000, the church would make November 2 All Souls' Day, a day to honor the dead. It was celebrated similarly to Samhain, with big bonfires, parades, and dressing up in costumes as saints, angels, and devils. Together, the three celebrations, the eve of All Saints', All Saints', and All Souls', were called Hallowmas.

Ny fanontaniana :maninona ny olona no manao costume devils araka io voalaza io ?
[quote=niryna]
IKORINTIANA 10
20 Tsia, fa izay zavatra aterin'ny jentilisa ho fanatitra, dia aterina amin'ny demonia, fa tsy amin'Andriamanitra (Deo 32:17) ; koa tsy tiako ho mpiombona amin'ny demonia hianareo.

21 Tsy mahazo misotro amin'ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia hianareo; tsy mahazo mihinana amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia hianareo.

22 Mampahasaro-piaro ny Tompo va isika? Mahery noho Izy va isika?

Izany ve tsy mahatonga saina? sa mankalaza ny olona dia mandeha koa miaraka mankalaza ny fetin'ny devoly?:twisted::twisted:faly ery izy ity :D
24. niryna ( 28/10/2007 05:58)
Papoose:

Le izy associee @resaka culture dia safidy io fa tsy hoe tokony na tsia araka ny voalazan'ny namana sasany eo ambony!
Eritrereto ihany hoe raha Krisitianina ny olona iray ka handeha ho any @ firenana slamo ray hanao vacances ohatra dia handeha hanontany koa v hoe, sao de tokony tsy hanao vacances any @reny toerana ireny fa Kristianina:?:

Marina izany ary tsy mandaha aho fa misy fanazavana maro any rehetra any,ilay izy lasa nivadika no mampatonga ahy hanontany hoe tokony hankalaza ny fetin'ny maty sy ny fetin'ny devoly ve ny kristiana.Angaha tsy hitanao io origine nolazain'ika io,izay mitovy ny fanazavako amin'ny teny gasy.
Mifaly ny olona amin'ny vokatra maro nankarina ary misaotra izy amin'izany ka ny voatavo sy ny vomanga sy izay karazany maro no feno sady izay koa moa miova ny toetr'andro dia lasa orange daholo ny na ny ankanjo hanaovana aza.Fa taty aoriana ilay izy dia lasa niova ary dia mankalaza ny fanahin'ireo maty ary dia manao akanjona devoly !!.
Misy tokony hifandraisana amin'ny mpino ve izany manao akanjona devoly sy maska devoly izany?
Tamin'ny mbola tsy nahalala ny tena dia nitondra ny zanako nandehandeha aho fa tsy nisy saina ratsy tao ary tsy nahafantatra fa mba mandeha ny olona dia nandeha ka.Taty aoriana dia nampifantariko azy izany toy ny dadabe noely ihany io.
Pissoa ,maro be anie ny ankizy no very tsy hita trace amin'io andro io aty aminay e.:cry::cry:
Ny voan'ny accident moa dia tsy tenenina intsony satria mifampitoraka atody na mitoraka atody eo anoloan'ilay fiara ireo tanora manao maska.Diniho amin'izany fa lasa mitatra ratsy hatrany ny saina ,manao maska:mangalatra ankizy,manao maska:mitoraka sy mietraketraka fa tsy misy mahita ny tarehy.Asa izany na asan'iza na iza.:idea:
25. Rasiligaoma ( 28/10/2007 14:27)


Ny fanontaniana :maninona ny olona no manao costume devils araka io voalaza io

?misy manao anjely koa ny olona rehefa haloween ka!
tsy hoe manao akanjon ohatran'ny devoly akory dia hoe satanique izay! na manao ohatran'ny paozina maty any am-pasana dia faty mitsangana sy lolo vokatra izay
na hoe manao paozina robots sy sakakely dia lasa sakakely izay
26. pissoa ( 28/10/2007 14:32)
niryna:
Pissoa ,maro be anie ny ankizy no very tsy hita trace amin'io andro io aty aminay e.
Ny voan'ny accident moa dia tsy tenenina intsony satria mifampitoraka atody na mitoraka atody eo anoloan'ilay fiara ireo tanora manao maska.Diniho amin'izany fa lasa mitatra ratsy hatrany ny saina ,manao maska:mangalatra ankizy,manao maska:mitoraka sy mietraketraka fa tsy misy mahita ny tarehy.Asa izany na asan'iza na iza.

:-w:-w:-w:-w:-w

Za tsy mbola nanoratra teto akory raha tsy izao dia Pissoa ony no valiany :-D:-D:-D:-D:-D
27. Rasiligaoma ( 28/10/2007 14:53)
Efa mahita piso izy re fa piso ny ankanjo hanaovany amin'ny haloween e!:-D izy efa tsy tia miakanjo devoly sy faty rahateo!

fa mamaly an'io lazain'i niryna io!
mitovy amin'ny 26 sy ny taom-baovao ihany io e rehefa tsy mitandrina dia voan'ny accident!
jereo ny aty Madagasikara, rehefa fetifety dia feno ny hopitaly!
Ny antsika moa tsy lazaina ny zaza very satria isika tsy manana sokajim=polisy sy olona mikarakara izany manokana
28. pissoa ( 28/10/2007 19:42)
marina :-D:-D:-D
29. ikaretsaka ( 28/10/2007 19:49)
ndao isika sy i pissoa hanao Adama sy Eva @ haloween!:^):-D
30. niryna ( 29/10/2007 03:36)
pissoa:

niryna:
Pissoa ,maro be anie ny ankizy no very tsy hita trace amin'io andro io aty aminay e.
Ny voan'ny accident moa dia tsy tenenina intsony satria mifampitoraka atody na mitoraka atody eo anoloan'ilay fiara ireo tanora manao maska.Diniho amin'izany fa lasa mitatra ratsy hatrany ny saina ,manao maska:mangalatra ankizy,manao maska:mitoraka sy mietraketraka fa tsy misy mahita ny tarehy.Asa izany na asan'iza na iza.

:-w:-w:-w:-w:-w

Za tsy mbola nanoratra teto akory raha tsy izao dia Pissoa ony no valiany :-D:-D:-D:-D:-D



Maty aho fa voatifitry ny basinao.Papoose aky kay no nanoratra tao io an. mi-pardon aky a.:-*:-*:-*:-*
31. LazaDaddy ( 29/10/2007 05:35)
Hoy i lehilahytsyresy::
Ny Kristianina dia toy ny olombelona rehetra: LIBRES.

1) Tsy ny olombelona rehetra no libre
2) Libre midanadana koa ny vavahady mankany @ fahaverezana, afaka makany ianao raha izany no tianao ampiasana ny liberty-nao.
32. cazal ( 29/10/2007 12:20)
niryna :
zavatra efa hita izao ve fa zavatra tsy mitombina dia mbola atao?
ny fanotaniana tokony hipetraka ao antsain ny TENA kristianina dia woé aiza ho aiza ao anatin ny baiboly no misy izany?

raha mandinika sy efa nandinika ny baiboly ianareo dia hahita fa hay ireny ily fetin ny jetilisa voalaza ao ..... iza no ao ambadikan ireny? satria tsy misy afa tsy SAFIDY 2 ihany na @ Andriamanitra na @ Devoly, tsy msy akoatr ireo koa dia anjaran'ny tsirairay no mifidy izay lalan-kalehany tsy misy an-tery, fa samy hotsaraina avokoa ny olona rehega araka ny zavatra nataony tsirairay tsy misy azo anilihina woé ka i .... no nampianatra an izany na i.. dadanay sns... TOMPON'ANDRAIKITRA NY TSIRAIRAY AMIN NY SAFIDY ATAONY
33. cutie ( 29/10/2007 22:31)
tena adinoko ny ni feter halloween t@ ty lol
34. ikaretsaka ( 29/10/2007 22:44)
Jesoa anie ry zanako ka niaraka t@ olona mpanota sy jentilisa sy samaritanina e! dia gaga ny Farisianina rehefa nanao izany izy!

Sa hi se deguiser ho fariseo aby ny toe-panahinareo? ny vatana ange azo ovaina fa ny fanahy euh!
35. LazaDaddy ( 29/10/2007 22:57)
ikaretsaka:
Jesoa anie ry zanako ka niaraka t@ olona mpanota sy jentilisa sy samaritanina e! dia gaga ny Farisianina rehefa nanao izany izy!
inona ny tianao lazaina @ ilay hoe "niaraka"? Fantaro fa nanatona azy ireny i Jesosy ary niteny hoe: "voavela ny helokao, mandehana ary aza manota intsony".

io fandikana io vilana mantsy lasa miteraka fampianaran-diso toy ito halloween ito ohatra. Tsy ny fisotroanao taoka miaraka @ mamo lava no hampitsahatra ny fimamoany, tsy ny fividiananao mpivaro-tena no hampiala azy @ fijangajangany, tsy ny fandainganao hiarovana ny mpandainga no hialany @ lainga...fa ny fibebahana sy ny famelan-keloka raisina avy @ i Jesosy, ary ny fiainana miaraka @ Fanahy Masina (Sanctification)
36. ikaretsaka ( 29/10/2007 23:11)
miaraka ohatra hoe miaraka misakafo, miresaka sns.... manome rariny, sns...
dia nga raha manao haloween mijangajanga?
37. cutie ( 29/10/2007 23:19)
tena adinoko ny feter halloween t@ ty lol
38. LazaDaddy ( 29/10/2007 23:21)
ikaretsaka:
miaraka ohatra hoe miaraka misakafo, miresaka sns.... manome rariny, sns...
izany ve ry ikaretsaka ity lazainao fa finoana orizinaly sy "integre" nampianarin'y Jesoa? Tena "Jesoa" hafa kely indray izany "manome rariny" ny mpanota (mpandainga, mpimamo lava, mijangajanga, mpanao meloka, mpanompo sampy, sns..) izany.
Paoly:
Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina hianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ny mpimamo sy ny mpanaratsy ary ny mpanao an-keriny dia tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra.



39. ikaretsaka ( 29/10/2007 23:27)
mamalankira indray i Laza!
Ny "manome rariny" lazain'i Jesoa Dia ny nanala ilay fisainana hoe satria ireny mpanota sy jiolahy sy poblikanina sy samaritanina dia avakavahana! azo @ izay?:-D
40. ikaretsaka ( 29/10/2007 23:29)
izay ny ahy no integre lazain'i Jesoa fa tsy hoe zahay izao dia mbay tany izay tsy zao fa feno demony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0092