ny fahitako ny serasera

61. sitlo ( 29/10/2007 14:48)
Tsy manam-potoana.

Ilay izy ange tsy ao amin'ny lalAna ny hoe "tsy azo atao ny misolelaka". Dia mahazo atao izany. Tsy hitako ny olana rehefa izay no tiany.

Izay ilay tiako tenenina hoe morale. Efa ao anatin'ny ankamaroan'ny olona hoe ratsy ny misolelaka, dia raha vao mahita hoe i anona manohana an'i anona foana, dia misolelaka izany dia ratsy. Nefa iza moa no niteny hoe marina iny lalAna morale iny? Samy manana ny nitaizana azy ny olona.
Ohatra: amin'ny sasany ny peine capitale dia mifanohitra amin'ny morale (zon'olombelona), amin'ny sasany nefa izany mety tsara. Dia eo amin'izay no ivoahan'ny lalAna. Rehefa tsy mandika ny lalAna nifanarahana avy eo dia mety izay.
62. tess ( 29/10/2007 15:06)
sitlo:

Tsy manam-potoana.

Ilay izy ange tsy ao amin'ny lalAna ny hoe "tsy azo atao ny misolelaka". Dia mahazo atao izany. Tsy hitako ny olana rehefa izay no tiany.




ka izay indrindra..nareo manisy resaka hoe misy ny misolelaka ny admin sns...kanefa na samy namana ao ihany koa aza ahitàna an'izany...dia raha izany mila manao xxx dool zany ny pokona mba eviter-na izany raha io no olana tsokony hiafenan'ny admin tsy ampiseo ny ps-ny:-P


63. sitlo ( 29/10/2007 15:21)
Non tsy izay no tiako tenenina.

Jereo ohatra izao eto. Iza avy ny admin nandray anjara? Lanto, Ikaretsaka, Ralay ary Hery.
Admin ve izy amin'ireo teny noteneniny ireo sa heviny manokana?
Raha mankao amin'ny eritreritra mandalo ianao ka mijery ny dinika ao, admin ve ry zareo sa heviny manokana? Amiko aloha dia raha tsy misy ny fanavahana dia manana imagen'ny admin foana izy isaky ny mandray anjara.
Ka raha manohana ny namany izy amin'ny dinika iray, dia lasa ohatra ny hoe itongilanan'ny admin ireny olona ireny, na tsy izay loatra aza sitrany.

Dia ny vahaolana hitako dia hoe manamboatra ps vaovao izy dia blabla dia tsy nety.

Dia ny vahaolana hitan'ny hafa dia hoe rehefa hiteny amin'ny maha-admin azy izy dia atao manana 3em choix hoe admin.:wink:
64. tess ( 29/10/2007 15:55)
ka ilay eritreritry ny hafa hoe manjary ohatra ny "itongilan'ny admn ireny olona ireny" anie no tokony hovaina e! tsy tokony hieritreritra nin nin...na mieritreritra fa tsy asina koi!....:-p
satria tsy miteraka fikorontana mihitsy eo amin'ny fiarahamonin'ny forum izany..sa ve efa niteraka gidraka be mihintsy????
satria tsy misy lalAna koa mametra ny eritreritry ny olona hieritreritra an'izany ho jery mitongilana izany koa....:lol:
de araka ny volazanao etsy ambony iany hoe tsy hitako zé olana raha izay no eritreriny....
raha ho tsikeraina daholo mantsy ny lesoka rehetra ao dia ahitàna zvtr bdb afa tsy ny fanopàna na fanosora-potaka ny namana am tsy marina ihany no tena tsy ekena ankitso rano;-)
65. ikaretsaka ( 30/10/2007 03:10)
sitl> raha mamaly an la za de eritreritro manokana..
fa raha tsy manara dalana ialahy na misy lalana dikain'ialahy sy za dia izay tsy eritreritro manokana no raisiko, fa na akama mpisolelaka ialahy na fahavalo!

I tess io vavolombelona:wink:
66. soanja ( 30/10/2007 03:41)
Raha misy foana fomba iray ahafahana manalefaka na manamora na manala na misoroka ny fijery na asa mitongilana na manamora ny fisian'izany dia izay no tokony katsahina.
Izay no isian'ny fanabeazana olom-pirenana sy ny fanabezana ho olombanona satria mila mitsinjo foana ny tombotsoan'ny rehetra na ara-kevitra na arak'asa na ara-piarahamonina.
Tsy misy tongalafatra mantsy isika olombelona saingy ny ezaka hanesorana na hanitsiana, fisorohana ny fahalemana isan-karazany no manomora ny fiaraha-monina.

Amiko aloha dia tsara ity lohahevitra ity satria mitondra antsika rehetra handinika izay zavatra hatao amin'ny ho avy ka na dia tsy hisy aza ny fiovana eo amin'ny lafiny teknika dia isika kosa mahalala refa ametraka na hamaly hevitra hoe aiza ho aiza aho manoloana ity hevitra ity sy ny admin sy ny namako hafa sy izay tsy namako. :-*:-*:-*:-*
67. tess ( 30/10/2007 06:03)
ikaretsaka: marna zany:wink::-D tsy misolelaka aho io an!:-D
68. tess ( 30/10/2007 06:33)
soanja: ka ilay hoe fijeruy miotngilana izany no tena mety hiteraka olana amin'ny fitondràn'ny admin ny ps-ny miseo amin'ny maha admin azy????

efa hoatrani'zay foana nandritra ny valo taona izao toa tsy dia nisy olana fa misy foana ny mpiforum sy ny olona vaovao miditra miforum, ka mino aho fa tsy izay no tena olana ao amin'ny forum

ny tena olana mety mankaleo sy mahakivy ary maha-namonaina ao amin'ny forum dia ity toetra fifamelezana eentra sam namana ao ihany ity....
ka tsy tokony ny mpiforum ve no tokony hiezaka hiova ara-tsoetsaina sy fitondra-tena aloha.....
69. ari.malala ( 30/10/2007 07:24)
tsy azoko loatra alou le hoe mitongilana ny admin e, na hanamboatra ps zato sy arivo aza izy, nefa fantatra iany we admin anie tsisy dikany e, satria ny ps no foronina fa ny fomba fiteny sy fanoratra toa mitovy iany... noh izany fandaniana andro sy fotoana raha amik manokana ny hanamboatra ps vaovao... sa v isaky ny hanoratra ry zareo d hiteny fona kosa hoe amin'ny maha admin ana tsss! ts lasa kosa izany e! otran'ny lasa fieboeboana ndray le role maha admin raha isak'izay hiteny d hoe @ maha admin ana no itenenako...
70. tsaramaso ( 30/10/2007 09:17)
fa elah ve ry le sitlo te ho lasa admin a ???!!!!! tsssssss !!!! itangoronan'ny mpisolelaka eo elahy le !!!!!!! Sa elahy mahazo fafiny @ zany ????!!!!!! hahahhahhha !!!!!!

[size=13px]Roviana ndray mivoaka ny Bozylove4 e ????!!! hahahhahah !!!!!![/size]
71. soanja ( 30/10/2007 23:14)
tess:

soanja: ka ilay hoe fijeruy miotngilana izany no tena mety hiteraka olana amin'ny fitondràn'ny admin ny ps-ny miseo amin'ny maha admin azy????

efa hoatrani'zay foana nandritra ny valo taona izao toa tsy dia nisy olana fa misy foana ny mpiforum sy ny olona vaovao miditra miforum, ka mino aho fa tsy izay no tena olana ao amin'ny forum

ny tena olana mety mankaleo sy mahakivy ary maha-namonaina ao amin'ny forum dia ity toetra fifamelezana eentra sam namana ao ihany ity....
ka tsy tokony ny mpiforum ve no tokony hiezaka hiova ara-tsoetsaina sy fitondra-tena aloha.....


Tess> zah aloha tsy mihevitra fa olana be na tokony atao vaindohan-draharaha ny fisehoan'i Admin miaraka amin'ny ps-ny. Amiko alohga dia azo iafiana io saingy possible tsara ny manatsara zavatra raha ireo no ampiharina raha ny fahitako azy. Zany hoe manohana an'i Sitlo aho fa tsy milaza kosa hoe efa tsy rariny loatra ny mitranga na tsy zaka. Mino aho fa azo iafina ny situation izao ary afaka ivalarana tsara ihany ho an'ny olona tsy dia sensitive loatra.

Fa kosa ny tokony hanamboarana ny fitsipika hifanaraka amin'ny zavamisy ankehitriny dia ny fanosoram-potoka ny kalitaon'i serasera izay hita mazava amin'izao fotoana dia tokony hasiana fandinihina mihitsy amiko.



72. ikaretsaka ( 31/10/2007 00:05)
dia atsipy ny atody vaky dia atsipy ny teny ee..
heno sy misy ho tsakotsakoina izay! fa asa ny sasany!
mety sarotra amin'ny mpijery mitongilana io (izay aloha ekeko) fa dia asa e
73. tess ( 31/10/2007 06:42)
soanja: mazava! izay anie no tiko lazaina hoe itsika mpiforum ao ihany no mandoto sy manimba ny kalité n'ny serasera e! raha asiana fifanajàna kely fotsiny dia tsy hizy izany rehetra izany.....:wink:

fa araka ny lazaiko etsy ambony hoe na samy entre namana mpisera sy mpiforum ao aza misy ny tongilana sy ny solelaka ka tsy hampiova n'in n'in ilay hoe admin miafina ps:°)
74. soanja ( 31/10/2007 15:35)
tess:

soanja: mazava! izay anie no tiko lazaina hoe itsika mpiforum ao ihany no mandoto sy manimba ny kalité n'ny serasera e! raha asiana fifanajàna kely fotsiny dia tsy hizy izany rehetra izany.....:wink:

fa araka ny lazaiko etsy ambony hoe na samy entre namana mpisera sy mpiforum ao aza misy ny tongilana sy ny solelaka ka tsy hampiova n'in n'in ilay hoe admin miafina ps:°)


Marina izany Tess.
Na izany anefa na tsy izany dia tsara koa ny mampafantatra hoe ireto avy no mety ho-solution momba izany olana izany raha toa ka tena tsy hita ny fivoaran'ny toetsainan'ny sasany amin'ny zavatra ampiasain'ny be sy ny maro.
Nefa izany koa aza anie dia mbola azo jerena akaiky koa hoe inona ny cost na fandaniana hihatra amin'ny fanatsarana izany kalitao izany raha par rapport amin'ny problem. Raha mandinika mantsy aho dia tsara le hevitra saingy mety sarotra ny hamitana azy raha toa ka hisy vola hivoaka. De eo foana no tokony tsinjovina izay tsinjovina ary ny tsy hitsarana izay tsy tokony tsaraina sns... fa ny fahafahana mahalala ny fanalana olana dia tsara raha resahina foana.

Ny tsapako mantsy matetika dia na ilay hevitra mivoaka fotsiny de efa mety mampi-react amin'ny - be tokoa ny olona nefa iny anie ka valuable tokoa indray andro any.


75. tess ( 31/10/2007 15:55)
eka ouz! tsara ny manipy hevitra ka!
fa ny ahy io izany mba hevitro fotsiny...
ny admin no manapa-kevitra......
76. BOZYLOVE ( 31/10/2007 20:58)
stilo:
[size=13px]Izahay sy bozy ndray tsy miady izany ka. Raha izaho ary izao no any dia mandeha miaraka mihazakazaka aminazy sy dadie. Amin'izay angamba aho mba mety voalohany.
Tamin'ny bacc aho mba nanezakezaka ihany fa efa tonga atsarak'adiny mialoha delakr[/size]
.

[size=13px]isika sy ise tsy miady fa fanazava e , izay tsy afoizanay sy dadie anise 8)8)8):D:-*

ovina aza isika ho hiazakaza rise an; tongava e hanao course hitantsika eo izay 1er hihihih :-p[/size]
77. sipagasy ( 02/11/2007 10:47)
mahaiza miara-miaina e! always amiko midika hoe 'toujours' = isan'andro,

tsss inona koa aza no nanomezako fanazavana izany anao moa e!!!!, ny anao efa filam-banona hatraiza hatraiza!

tongava @ fety dia mitondrà rano e! hihihihihi:lol:
78. diamondra27 ( 02/11/2007 14:02)
sipagasy:arrosage be zany @ io fa fety an! 8ans moa?
:-*
79. sitlo ( 04/11/2007 16:14)
Tara be koa aho izany dia tsy hitako intsony ny rindran-kevitro. :wink:
Jerijereo ao ambony ao dia ataovy toy ny voakazo an'ala eh.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1