ny fahitako ny serasera
41. soanja
(
27/10/2007 23:49)
Ny tohiny moa izany dia ny fanamorana koa ny fisian'ny mpanakiana tsy mitombina sy ny hafa tsy voatanisa mikendry ireo Admin amin'ny tsy aman'antony na noho ny fialonana na noho ny finoana sns.
Amiko mantsy ny Admin dia tsy tokony ho taitra na hi-react amin'ireny kiana tsy dia misy azo andraisana azy ireny na hoe tsy hitondra ho aiza ireny
Fa kosa,
Tokony hamaly ny fangatahana na fiangaviana na fanampiana hafa izay mifandray amin'io resaka Admin io sy ny lalana mifehy ny serasera.
Raisiko ohatra izao ny hevitra nomeko farany tao amin'ny momban'ny serasera.
Amiko raha Admin manantanteraka andraikitra aho dia hamaly ohatra hoe:
" Voaray ny fangatahanao nefa tsy misy azo atao satria ..... na hoe tsy eo i Hery fa izao .... na hoe tsy azo ovana mihitsy io fitsipika io fa io ihany sns... " zany hoe hita ihany ny Admin na isan'ny Admin fa ny fianakianana no mety namalian'izy ireo ohatra fa tsy ilay subject tena ilana ny fisiany, izay tsapako tokoa mety hitondra ilay subject amin'ny resaka hafa.
Tsy nanoratra ny hevitra tany amin'ny Admin direkta anefa aho satria tiako ho fantatra koa ny hevitry ny hafa izay mba miara misera amiko, zany hoe sady poll le izy no hevitra ho an'i fandaminana.
Amin'izay fotoana izay anefa raha mamaly ahy ny Admin dia tsy ho fantatro mihitsy hoe iza no sady mazava tsara ny niafaran'ilay hevitra.
Misaotra indrindra nanoratra sy nanome hevitra i Sitlo fa amiko dia manatsara zavatra ny zavatra natolotrao ary mampianatra koa ny kalitaon'ny fifaneraserana ho fair game sy mampitony izay mety ho zavatra manahirana momba antsika olombelona , izay matetika antsoina hoe TAHOTRA.
Misaotra hatrany.

42. ikaretsaka
(
28/10/2007 04:44)
Ny fijeriko azy aloha dia mpikambana ohatran\'ny mpikambana rehetra ny olona, tsy sanatria akory hoe mpitarika antoko mpanohitra ianao na atonko mpomba dia hoe rehefa an\'ny mpanohitra raha mpomba ianao dia voatery ho diso foana!
amiko dia azon\'ny ny admin atao sy zo-ny ny hoe manana any fijeriny manokana fa tsy maka parti fa rehefa fa rehefa lalAna dia lalAna!
(isika angamba moa tratran\'ny tsolotsolotra ka ny antsika ny parti ambonin\'ny lalana)
rehefa mety dia mety moa rehefa tsy mety dia tsy mety. na tiana aza ilay olona sy ny fotokeviny, fa nandika lalana izy dia nandika!
za moa henoko fa malaza hoe rebel izay hono eto amin-dry zalahy ao aamin\'ny admin ao! :wink::-D, fa nena manko rehefa misy hevitra marina (ny marina tiako lazaina eto dia hoe tsy hita izay hevitra azo hanoherana azy) ny an\'i sitlo (azafady letsy bainina fa ialahy no tratra akaiky eo dia ataoko example an) dia manohana an\'i sitlo za!
fa kosa rehefa diso nen\'i sitlo dia mi contre ny hevitr\'i sitlo za dia angatahiko aza izy na hamelabelatra an\'iny heviny iny, na omena arguments dia miezaka mifandahatra arguments mandra pa convaincu ny 1 aminay hoe tena izay zany satria izao aby ny antony ary tsy manana halahatra intsony!
Mandritra izay dinika izay, raha manara dalana hatrany i sitlo mamosaka ny heviny , dia na manafitohina ahy sy manindrona ahy hatrany @ tsinay maintiko amin\'ny fisainako aza ny valinteniny nefa kosa fantatro fa zava misy marina, ary mifandraika amin\'ilay zavatra iandraiketako.., na manafitohina azy ny lazaiko..nefa marina... , dia tsy hoe satria za admin de hampiasa ny fahefana ananako rehetra hanakonana sy hamendrofendroana an\'i sitlo, sy hanjakazaja eo @ sitlo, sy hampitahotra an\'i sitlo satria tsy mitovy hevitra amiko! na hanao azy hoe tandremo rasitl fa za admin! na hoe za anie ka... ataoko mamay eo ialahy fa nanao an\'i anona hoe...
fa raha vao miala any kosa ny fandikana lalana .. dia bye bye rasitl!
izay ny ahy ny fahitako ny asan\'Admin... miezaka aho manao izay fa hainareo fa somary kelikely ihany (tsy ara batana an) ka mety hisy mivoana.. fa corrigeo sy lazao aho raha misy asan\'admin tsy nataoko tsara
moa ankalazao sy tsarovy aho raha mba nisy asa nataoko tsara:-D

43. BOZYLOVE3
(
28/10/2007 16:26)
[size=13px]Any Stilo akama :-p[/size]
[size=13px]Izay enao vao tonga saina ve rise 8O8), tadidinao ny resantsika taloha momba an'ireo tompon'andraikitra tsy miraharaha ny fitarainana sy fanoratana any @ny. Ny fiarovana an'ireo olona mpiaraka sy namany eto no zavadehibe @ nizy ireo na hoe mpanala baraka sy mpanompa aza.
Impiry aho nanoratra nanontany sy nangataka traçabilité démentie fa i Naina6=hendrybe=bobby tsy misy hifandraisan'io olona io @ tompon'andraikitra (manoratra aty amiko mantsy io olona io fa mpisolo vava sy mahalala tsara an'ireo tompon'andrikitra eto surtt ny olona any Italie, nataoko transfert tany @ hery ny email). Tsy misy valiny na kely aza , na resaka telephone t@ nilay hery aza tsy nety mihitsy izy hoe hamaly antsoratra ny démentie fa tsy misy hifandraisin'ireo tompon'andraikitra @ Naina6=hendrybe=bobby . Amiko ma toa tsy manaiky manoratra misy traçabilité ny démentie dia manaiky fa mpiaro ny mpanala baraka site ito.
Firy firy ny dinika nampisehoako ny zava misy eto , na kiana fotsiny na fanalana baraka sy famoronana zavatra tsy marina , atteinte à la vie privée. Ny valiny azoko @ nizany fanakanana any Bozy tsotra izao fotsiny tsy tafiditra site sersasera sy forum @ fanakanana IP aiza ve dia hoe misy fanamboarana kely foana ny site efa ckliker-na ny page ny.
Ary mahatonga ahy sosotra sy mamerina lava , misy lien @ google ito resaka forum ary ny resaka eto poitra any.Ka efa manao recherche gooogle aho tsy tafiditra sersasera nefa feno ny resaka momba ahy ato @nito forum ito8O 8O ;fa efa ckliker ny lien dia tsy tafiditra hijery forum satria moa blokern'ireo tompon'andraikitra ny ordinateur-ko any antrano (tsy ho tafiditra namana sersasera sy forum).
ary efa nolazaiko Mr ralay momba ny atteinte vie privée izay hita any lien google hoe ao dinika forum diaspora. Nolazainy fa efa voafafa nefa mbola ao recherche google foana :roll: :roll: :roll:
Bozy milaza ny zava misy eto , fa eto ny olona milaza ny marina sy mitady ny marina ary tsy manaiky ny fanompana sy fanalana baraka tsy tian'ireo tompon'andraikitra eto.
Bozy efa tafiditra eto dia tsy maintsy miteny ny heviny na hoe sakananareo aza any antranoko :roll: Aty@ ordinateur ny namako aho izao manoratra anito8)8O:roll: [/size]
entre pas toko alao toa tsy nosakananaotsy ho namaan intsony bozy ry stilo an :-* saotra e , izaho indray tsy manakana n'iza n'iza izany na ireo mpanompa sy mpanalabraka avelan'i Bozy ho hitambahoaka ny tsikerany ao sary 8O 8O ka raha hitan'ireo tompon'andrikitra fanaraka @ tanjony sy ny eriteririny ireo fanompana sy fanalana baraka dia avelao ao fa aza fafana
[size=13px]ary mahagaga ahy koa inona no antony nanalanany sariko ao @ namana serasera :roll::roll::roll: mba omeo fanazavana kely ry tompon'andraikitra miasaotra , fa sur aho fa tsy hisy hamaly nareo comme dab[/size]

44. sitlo
(
28/10/2007 19:05)
Any Bozy malala :-D,
Somary hors sujet amin\'ny tiako resahana ity resakao ity fa valiako ihany na dia izany aza. Avy any aoriana no amaliako azy.
Ilay sakana aloha, 2 andro nametrahako ny sariko ihany iny. Tsy tiako ny ahy ny sariko no imenomenomana hoe \"ataoko tsy nisy ompa teto eh etsetra\", nofafako aloha ilay tsikera dia mbola notohizanao ihany. Dia lasa amin\'izay aho tamin\'ny angady sy ny harona nandra-panalako ny sariko. Fa marina ihany ilay teninao hoe izaho ity kay mora tezitra.
Hiverina amin\'ny resaka serasera amin\'izay aho.
Izaho aloha dia contre tsara ny teninao.
Izaho aloha talohan\'ny nanoratako an\'ito dinika io dia tsy nandefa hafatra tany amin\'ny Admin eh. Satria betsaka amin\'ireo teneniko ireo no tsy nataoko ho an\'ny admin.
Eritaona izay no nahalalako ny serasera. Tsy nisy olona fantatro teto na iray aza talohan\'ny nidirako teto. Fa nandritra izay fotoana izay dia mbola novalian\'ny Admin ampitiavana foana ny fanontaniako. Tsy i Hery irery fa izay admin nandefasako hafatra rehetra.
Fa izao, araka ny hevitra notaritiko teto ihany. Ny Admin dia mpitantana ny forum fa tsy mpitantana ny mpikambana. Tsy natao hamaha ny olana personneln\'ny olona any izy. Fiainana manokana anao ny anareo sy Naina6. Tsy misy idiran\'ny admin forum mihitsy izany. Tadidinao aho ilay nanontanianao koa hoe izaho ihany ve ilay naina6. \"tsia\" hoy aho dia niravina ny resaka. Fa raha \"eny\" no nolazaiko tamin\'iny. (Izay tsy nisy idiran\'ny admin mihitsy ny valiteniko). Dia ho lazainao ve fa ny admin no diso satria izaho mbola eto ihany.
Resaka fanalambaraka. Anisan\'ny fomba nanehoako anao ihany hoe misy fahadisoanao ihany ny nanakanako anao tamin\'ilay sariko iny. Nasehoko anao tsara fa ianao tompon-tsary anie ka admin ihany koa amin\'ny sarinao. Nisy olona manala baraka anao tao amin\'ny sarinao. Ratsy izany. Fa ianao kosa tokony nanakana azy sy namafa ilay tsikera. Tsy sarotra mihitsy ange izany, nasehoko anao tsara na dia tsy nanala baraka ahy aza ianao. :-D Mbola tadidinao foana koa ve rangaha nefa efa ho enim-bolana lasa izay.
Tsy manao dinika be dia be ange dia hoe manana ny marina eh. Ady hevitra ny eto. Izaho koa nge mba voakiana ihany ndraindray fa mijanona cool eh. Fiainana manja io ve dia hofenoina kirikiry.
Hamaranako azy, inona ary no tian\'i bozy, nisy ny serasera sa tsy nisy? Tarito amin\'izay hoe, diso ve ny admin sa tsia?
Betsaka nge ny efa namorona forum sns any. Fa misy zavatra mampiavaka azy ihany eto matoa manketo ny olona. Ireo zavatra noresahako teo aloha ireo dia tsy kiana fa sosokevitro hanasoavana azy. Izaho akory tsy miteny hoe tena tsy mety ny hatrizay fa mba ady hevitra, mba asehoko ny hevitro. Dia mamaly ny olona, izay ilay hoe dinika. :wink:

BOZYLOVE3:
[size=10px]Izay enao vao tonga saina ve rise 8O8), tadidinao ny resantsika taloha momba an\'ireo tompon\'andraikitra tsy miraharaha ny fitarainana sy fanoratana any @ny. Ny fiarovana an\'ireo olona mpiaraka sy namany eto no zavadehibe @ nizy ireo na hoe mpanala baraka sy mpanompa aza.[/size]
Izaho aloha talohan\'ny nanoratako an\'ito dinika io dia tsy nandefa hafatra tany amin\'ny Admin eh. Satria betsaka amin\'ireo teneniko ireo no tsy nataoko ho an\'ny admin.
Eritaona izay no nahalalako ny serasera. Tsy nisy olona fantatro teto na iray aza talohan\'ny nidirako teto. Fa nandritra izay fotoana izay dia mbola novalian\'ny Admin ampitiavana foana ny fanontaniako. Tsy i Hery irery fa izay admin nandefasako hafatra rehetra.
Fa izao, araka ny hevitra notaritiko teto ihany. Ny Admin dia mpitantana ny forum fa tsy mpitantana ny mpikambana. Tsy natao hamaha ny olana personneln\'ny olona any izy. Fiainana manokana anao ny anareo sy Naina6. Tsy misy idiran\'ny admin forum mihitsy izany. Tadidinao aho ilay nanontanianao koa hoe izaho ihany ve ilay naina6. \"tsia\" hoy aho dia niravina ny resaka. Fa raha \"eny\" no nolazaiko tamin\'iny. (Izay tsy nisy idiran\'ny admin mihitsy ny valiteniko). Dia ho lazainao ve fa ny admin no diso satria izaho mbola eto ihany.
Resaka fanalambaraka. Anisan\'ny fomba nanehoako anao ihany hoe misy fahadisoanao ihany ny nanakanako anao tamin\'ilay sariko iny. Nasehoko anao tsara fa ianao tompon-tsary anie ka admin ihany koa amin\'ny sarinao. Nisy olona manala baraka anao tao amin\'ny sarinao. Ratsy izany. Fa ianao kosa tokony nanakana azy sy namafa ilay tsikera. Tsy sarotra mihitsy ange izany, nasehoko anao tsara na dia tsy nanala baraka ahy aza ianao. :-D Mbola tadidinao foana koa ve rangaha nefa efa ho enim-bolana lasa izay.
[size=10px]Firy firy ny dinika nampisehoako ny zava misy eto[/size]
Tsy manao dinika be dia be ange dia hoe manana ny marina eh. Ady hevitra ny eto. Izaho koa nge mba voakiana ihany ndraindray fa mijanona cool eh. Fiainana manja io ve dia hofenoina kirikiry.
Hamaranako azy, inona ary no tian\'i bozy, nisy ny serasera sa tsy nisy? Tarito amin\'izay hoe, diso ve ny admin sa tsia?
Betsaka nge ny efa namorona forum sns any. Fa misy zavatra mampiavaka azy ihany eto matoa manketo ny olona. Ireo zavatra noresahako teo aloha ireo dia tsy kiana fa sosokevitro hanasoavana azy. Izaho akory tsy miteny hoe tena tsy mety ny hatrizay fa mba ady hevitra, mba asehoko ny hevitro. Dia mamaly ny olona, izay ilay hoe dinika. :wink:
45. tslem
(
28/10/2007 19:52)
[size=19px]tena nandany encre ty dinika iray ity an, izay mivôka ray lavabe, zay mivôka ray lavabe[/size]:-D
47. simplex
(
28/10/2007 19:54)
bozy malalan'i sitlo:ra toa ka tsy admin any @ GooGle ny admin an'ny forum.serasera dia tsy afaka mamafa ny cache any @ GooGle izy ireo. :P;-)
ary efa nolazaiko Mr ralay momba ny atteinte vie privée izay hita any lien google hoe ao dinika forum diaspora. Nolazainy fa efa voafafa nefa mbola ao recherche google foana
sitl,
ela ny ela ka tratry ny vavolombelona toi an :°):P:);-)
Efa vonona ny tsaky ato fa tonga d raiketo :@:@:b:b:b
48. ikaretsaka
(
28/10/2007 19:58)
omeo kely tsaky ao lo rasimp fa adinoko ny nitondra fa mifamerina eo ihany tsika lahy rehefa mahazo @ adin'akoho aho rehefa avy eo a
51. sitlo
(
28/10/2007 21:17)
Izahay sy bozy ndray tsy miady izany ka. Raha izaho ary izao no any dia mandeha miaraka mihazakazaka aminazy sy dadie. Amin'izay angamba aho mba mety voalohany.
Tamin'ny bacc aho mba nanezakezaka ihany fa efa tonga atsarak'adiny mialoha delakr. :°)

52. sitlo
(
28/10/2007 21:45)
Fa tairo amin'izay hiverina amin'ny hevi-dehibe.
soanja, simplex sns azonareo tsara mihitsy ilay tiako tenenina.
Misy olana moa izany ilay soso-kevitro amin'ilay hoe manamboatra ps vaovao ny admin.
Dia momba an'io soso-kevitr'i simplex sy soanja io aho.
Atao manana choix 3 sy admin hoe solon'anarana, xxx ary admin. Dia amin'izay tsy mifangaro intsony hoe en tant qu'admin ve izany sa heviny manokana.
ikaretsaka> ilay izy ange mety tsara rehefa mandeha tsotra ny resaka. Fa rehefa misy an'ilay gidraka ireny no tsy hay intsony. Indrindra moa fa rehefa niara-niady hevitra teo ihany kanefa nony avy eo dia voafafa ilay dinika. Dia ohatra ny hoe mitanila izy izany.

53. ikaretsaka
(
29/10/2007 00:06)
karetsaka> ilay izy ange mety tsara rehefa mandeha tsotra ny resaka. Fa rehefa misy an'ilay gidraka ireny no tsy hay intsony. Indrindra moa fa rehefa niara-niady hevitra teo ihany kanefa nony avy eo dia voafafa ilay dinika. Dia ohatra ny hoe mitanila izy izany.
io ilay tsy nety sy nahatonga ahy sokajian-dry zalahy hoe rebel hono satria nisy annao an'io tato dia notoheriko be tany ambony tany:-D
ny ahy tsotra e.. na manana ny hevitrao sy ny firehanao manokana aza ianao dia rehefa mandrindra dia tsy hoe arindra araka ny hevitrao fa araka ny tian'ny olona! @ izay ianao tsy mitanila.
Tsy haiko fa voamariko kosa hoe matetika ry zalahy "gidro antitra" no tena tsapako mpanao an'io hoe rehefa tsy mifanaraka @ firehany dia ankifafa tsy ankiteniteny any!
54. fleurdedago
(
29/10/2007 06:20)
za alou dia mitovy hevitra @ stilo
@ zay raha manana ny heviny ny Admin dia na dia tsy iny koa aza ny azy ny heviny dia lasa zao d misolelaka manaraka iny, lasa dinika stéril ilay izy. mandinika zany matetika aho ary ireo tokoa no matetika no manao izany, fa ny sasany mba mi riska kely manome ny heviny ihany.
raha misy namana iray @ dry zareo ireo zao mitarika dinika b anisy oul iray dia tamba-be ilay izy (ohatra vavolombelona) dia ilay voaresaka tsy sahy mipoitra intsony fa any @ ps hafa angamba no mitsikilo, d na izy (ps hafa) na oul hafa miafina xxx no manome raison azy d gin maty ela ^^
kanefa ange ouz hery tsiky d ampy :lol:, fa tsy gin d ampy akory e !
bozylove > manana possibilé mamafa ny sary i bozy maninn kosa no tsy esorina. ry zareo Admin kosa anie tsy hahita zay hipoitra rehetra izao e !
Fa ny hitako, tsy mety indraindray efa misy dinika tsy misy hidiran'i bozy dia misy fona manala azy na mpisera namana tsotra zany na Admin, kanefa i Bozy aza tsy tafiditra ilaza ny heviny akory, bref, ny tiko tenenina dia lasa référence négative i bozy eto @ serasera.
Voalohany aloha dia hitako somary perso loatra ilay serasera. Ohatra ny olona efa mpifankahalala mivantana no tena mpiresaka. (dinausore hozy aho ndray mpande fa tsy nisy kopy).
@ zay raha manana ny heviny ny Admin dia na dia tsy iny koa aza ny azy ny heviny dia lasa zao d misolelaka manaraka iny, lasa dinika stéril ilay izy. mandinika zany matetika aho ary ireo tokoa no matetika no manao izany, fa ny sasany mba mi riska kely manome ny heviny ihany.
raha misy namana iray @ dry zareo ireo zao mitarika dinika b anisy oul iray dia tamba-be ilay izy (ohatra vavolombelona) dia ilay voaresaka tsy sahy mipoitra intsony fa any @ ps hafa angamba no mitsikilo, d na izy (ps hafa) na oul hafa miafina xxx no manome raison azy d gin maty ela ^^
kanefa ange ouz hery tsiky d ampy :lol:, fa tsy gin d ampy akory e !
bozylove > manana possibilé mamafa ny sary i bozy maninn kosa no tsy esorina. ry zareo Admin kosa anie tsy hahita zay hipoitra rehetra izao e !
Fa ny hitako, tsy mety indraindray efa misy dinika tsy misy hidiran'i bozy dia misy fona manala azy na mpisera namana tsotra zany na Admin, kanefa i Bozy aza tsy tafiditra ilaza ny heviny akory, bref, ny tiko tenenina dia lasa référence négative i bozy eto @ serasera.
55. ari.malala
(
29/10/2007 07:38)
tsy mbola nifamaly na nanana olana t@ bozylove ra izaho manokana, fa za kosa alou tena tsoriko, fa tonga d tofoka b raha vao bozylove no mamaly resaka e, tsotra b ny antony, tsy hoe tsy fitiavako an\'i bozylove manokana @ maha bozy love anazy akory, fa le fomba famaliny resaka, sady hors sujet no mamerimberina sady raha hanao soratra ngoza be no menamena be!!! Tsy ny fanaovana disk goaka sy ny fanoavana soratra ngôza be mivandravandra sy loko menamena be akory no midika inona, fa rehefa voateny ny marary ao am-po dia miandry valiny, ary atao am-panajana sy mipitrapitra e, enao mangataka ndray v no hivazavaza d hisy hanome anoa eo! tsy fanomezako rariny ny admin akory an, tsisy havako reo na 1 aza ary tsisy olona fantatro na 1 aza, fa zay le izy e, ny ani\' bozylove efa refrain mandreraka be, zavamisy eto am serasera aona moa? izy irery no manana olana am mpidinika tsy hiako vitsivitsy ve sa maromaro, de manin no ny site serasra no osoram-potaka?
Momba ilay hoe iza loatra no ao ambadiky ny xxx, tsotra b ny antony tianay hahalalàna ilay ao ambadiky ny xxx raha manmpa izy. Izaho sy fasaly moa no tratra, ka dia nangataka hoe iza io. Aiza kosa v, olona tsy fantatrao akory ny momb anazy sy ny fiainany, tonga enao d hitsara hoe andevo e, makorelina e.. zany kosa v ts handratra! am mahaolombelona alou d ny alahelo sy ny ratrampo no tonga voalohany alohan\'ny hieritreretana hoe virtuel eto, kanefa koa tokony tsy hoadinoina, fa ao ambadik\'ilay pseudo dia misy olombelona reel, ka izay soratana eto izany dia mitaratra (en quelque sorte) ny tena toetran\'ilay olona manoratra...
Momba ireo dinika voafafa, ilay tao am vavolombelona aloha no ananako certitude satria narahiko tsara e, sendra ny fo rano mangotraka ilay nanokatra ny sujet ka voatonony tsinahy ilay ps, na dia efa fantatry ny ankamaroan\'ny mpidinika iany aza hoe iza ilay resahina fa mody atao xxx, dia nofafana ilay izy. Ny tsy azoko nefa eto dia mbola misy ao am eritreritra mandalo ao, ary tsy 1 sady tena personnelle be, sady manonona ps an\'olona fa toa mbola ao ilay izy. Dia manontany ny admin toko aho eto hoe fa manin no mbola oa ireo dinika ireo, na dia efa novainay aza ny resaka.
Farany, tsy azoko loatra ny tian\'i sitlo tenenina amle oe contre exemple; azavao kely ny hevitrao. Betsaka mintsy ny olona tsy fantatro eto fa miresaka satria samy Gasy, samy mpidinika, ary izay rahateo no aleha eto.

56. tess
(
29/10/2007 08:04)
fleurdedago, sitlo: tsy eo amin'ny resaka admin manome hevitra ihany ny ahitàna ity misolelaka ity amin'ny famaliana hevitra fa hita taratra koa izany entre amin'ny samy namana mamaly hevitra, misolela an'i anona amin'ny fanohanana sy famaliana ny heviny fa sao tsy ho lasa namany na matahotra ny tsy ho namany:-D
57. tess
(
29/10/2007 08:30)
ny tiko lazaina amiko tsy dia zava dehibe loatra ny tsy fampiseoana ny ps n'ny admin rehefa mamaly hevitra izy....
58. azert
(
29/10/2007 12:06)
fa hita taratra koa izany entre amin'ny samy namana mamaly hevitra, misolela an'i anona amin'ny fanohanana sy famaliana ny heviny fa sao tsy ho lasa namany na matahotra ny tsy ho namany
marina io any fasaky io ,ilay namana ze mahatsapa tena nametraka ilay dinika tary am vavolombelona no itako oatran'io mihintsy
59. xxx
(
29/10/2007 12:57)
"tess":
ity misolelaka ity amin'ny famaliana hevitra fa hita taratra koa izany entre amin'ny samy namana mamaly hevitra, misolela an'i anona amin'ny fanohanana sy famaliana ny heviny fa sao tsy ho lasa namany na matahotra ny tsy ho namany
"azert":tena marina io lesy a!tena marina koa io nolazain'i fasaly io a!
marina io any fasaly io ,ilay namana ze mahatsapa tena nametraka ilay dinika tary am vavolombelona no itako oatran'io mihintsy
60. xxx
(
29/10/2007 13:47)
http://www.dailymotion.com/rawestern/video/x3b737_samoela-mialangalana_music