fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa
121. ratonga
(
23/10/2007 11:52)
Valala:
ary tena taraiky be i Valala izany rahoviana no misy manaraka mba handehanako,fa za matahotra fa sao de misy mpamono valala na koa hoe misambotra any de manapaka ny elany koa.
:-D lôzan-dry matory kôoo:), valala bé mandry an! mbà rôvina ihany wà vô valala bé mifouuuu!=))
127. tywa68
(
23/10/2007 12:02)
ari : ary nahalafo voandro kay njy hisotroana an'ilay "rano mavo²" an :-D:-D matoa lahy be dhl ny teo d dite io, mody asiana coca :-P sa tsy izany ? :lol:
132. bimanoa
(
23/10/2007 12:19)
ny hitako eto d tsara le toerana !
misy tokoa aloha ireo namana tonga foana rehefa misy ny fihaonana,
manomboka mitondra papozy kou,
fa misy koa ireo endrika vaovao, maromaroa ny hoatr 'izao !
mahafinaritra e, izahay moa tsa afaka fa d mamporisika an' izay afaka, :wink:
mbola ny fanokafana ny jobily angamba iny o ? d mbola hisy ny ivony, d hisy ny famaranana, =D

138. Darlin
(
23/10/2007 12:55)
ary mba aiza le mandihy ry zareo a!
Mbola vao tany @ i ari.malala izao ireo fa ny nalain'ny sasany kosa aiza e!
Mbola vao tany @ i ari.malala izao ireo fa ny nalain'ny sasany kosa aiza e!
139. texe
(
23/10/2007 13:22)
misaotra e! tena nilay mihintsy izy zany a? bonne ka @ manaraka njay e! de tany koa ve lety i ???????????
140. ari.malala
(
23/10/2007 13:35)
Darlin, misy mandihy aty fa ndraso alo hiandry ny an'ny sasany ndray fa tena tia tena lotra kosa za ra hampiditra fona ko hihihi:P