fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa

81. ari.malala ( 22/10/2007 14:27)
faly nifankahita tava sy niara nikorana t@ namana rehetra, saingy malaelo fa misy olona mitana an-dolom-po b amiko mints:-( k noh izany d za zany efa naika higrevy tsy hamoaka sary tsony mints e, :-( fa aleo ze manana sary aty mko hakeleziko le izy d alefako hafatra ngambany d nareo no mampiditra anazy ra tinareo. Za kou fay tsin!

Lo, za efa niteny anao hoe mfona hoa za, miala tisny hoa za, mbola rotitinao hatraty iany le resaka:-(
82. sasa ( 22/10/2007 14:40)
ari.malala hihi hi hi njy ve gaga amzany e!
lo za hiràrà, tsy maintsy avoaka =))=))=))=))=))=)) laingako izany an! za ary tsy nitondra appareil tamin'iny.
ravatorano merci fa zé pa d paika e! zé revy d system, ary zé radio d fm e! six e!
MCZ ela ela indray izay vao hita i ranadahy malala an! izay d tsy niantso akory talohan'le handé tamin'iny.
Hery aza mody tsony mantsy hi hi hi hi hi
ftma fa ampitondraina vomadilo indray angaha ho anjy sy lanto, f'angaha njy afaka mahita an'i hery aloha sô d simba fotsiny ny vomadilo fa tena ampitondraiko indray anie e!
83. sipagasy ( 22/10/2007 14:50)
mmhh, mahafaly hatrany hoa ny mahita ny fiarahana na aiza na aiza e!!!tena toa tamàna any i sefo izany kanouuuu!! hihihih, manaova 'reserve' betsaka ny @ fihaonana any e!!!:-*
84. ari.malala ( 22/10/2007 14:57)
bon, nikatona le parenthesena alahelo d ny nafinaritra ndray no tantaraiko, teny an-dalana nody kou mbola ambiansy hafa noho ny tao am fihoanana, hira izao, fimehezana izao! nisy mpitendry gitara koa moa tany zany d nafinaritra e, fa nampalahelo fa ts d niasa firy ilay gitara tao am fihaonana. Nisy iany fotoana tapaka kely ny jiro d niasa kely le izy, fa tena fohy loatra le fotoana nilàna anle izy kooo, fa na izany aza nafinaritra fona e! d nisy surpriz kou tany hoana manoka,a nisy olona ts nampoiziko mintsd ny nahita azy tany, mpiara mianatra fahiny, d vao maika koa nafinaritra e.
85. kolo ( 22/10/2007 15:08)
ravatorano: Efa tsay zaka mihitsy ny kibo d tsy maintsy mifotetaka am tany miaraka am kilonga madinika ve ry nihena 1g annn hahahahaha

Milay be mihitsy ny fiaonana fa am manaraka ny tenanay tsy maintsy tonga .
86. tess ( 22/10/2007 15:31)
lo: mba mamelà kosa an'i ari.reh e!:?
efa hivoaka tsy ho ela ny blogy fa zé sarin'ny ankizy any tsy manonona ps aho fa zé mpametaka sary ihany no tononiko ao an!
fa i lo tsy ao mahitsy fa tena paparazzi mahay mahitsy...izy mahazo sary bdb fa izy tsy mety tratran'ny paparazzi hafa mitsy:?
87. lo ( 22/10/2007 16:48)
ari a, resaka inn zany roritiko aty zany kay fa tsy arako :) dsl rah sendra nanohy anzany fa mety tsy fanahiniako an :D
88. lo ( 22/10/2007 17:17)
aleo haverina hatram voloany ary e :
hanainga ny groupe tam 12:


d natomboka tam afindrafindrao ny dihy :


d notohizana tamze azo naohizana azy rehetra :


nisy iany mo ny forum sy pv teny antsefatsefany teny




89. Ralay ( 22/10/2007 18:13)
Manana mpampita vaovao milay mihintsy ny namana dago fa miandry ny tohiny e
Misaotra an'i lo
90. Darlin ( 22/10/2007 19:49)
lo>misaotra t@ le sary fa alefaso eto ny tohiny e!

ari.malala sy lo> mifankatiava re fa mbola betsaka ny ao aorina a!:-*
91. ikalamako ( 22/10/2007 22:09)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
faly izahay rehefa faly nareo ; dia mahazo mijanona izay mbola te-hijanona ary mody izay efa te-hody rehefa lovin'ny connex :-D:-D satria mbola misy 365 andro indray vao tsingerin-taonan'ny serasera ; dia mba mety izahay indray no hangataka ny hamoahana ny sarinay nanao kikirsio rehetra rehetra, eny fa hatramin'ny nanombohana niserasera aza :b
Haharitra tokoa anie izany fiarahantsika izany, eny lesy e!
92. Valala ( 23/10/2007 04:08)
Ary tena nilay marina izany fety tany izany an!
araraoty marina fa ny valala tsy indroa mandry ambavahady an! :roll::roll::roll::roll:
93. yah ( 23/10/2007 04:21)
[quote=tywa68
yah : aiza eo @ sary enao ? an'isan'ilay tsy niraviravy tanana ? :D
[/quote]

io zao za ee! t@io sarikoio alou mbola tsy nataoko niraviravy tokoa ny tanako e!
io tsotra indrindra io ny tenanay @ le sary 1 sy 2
manao ahoana no fahitanao azy?8O8O8O
94. yah ( 23/10/2007 04:32)
ka efa hoe tsara woa le fety sy fihaonana tany fa hoanareo izay tsy afaka nande noho ireo antony maro samihafa de aza malahelo maty voalavo ankibo fa ny any antsah mbola hiakatra e!
tsy hitatara ny zavatra niainako tany za fa tena(l) ouf!!!... tsara marina e!
zay fa sira dôldôly kloungany e
95. la ( 23/10/2007 04:40)
tsara e miandry ny episode manaraka ndray zao :lol::lol::):)
96. sasa ( 23/10/2007 04:53)
tsara kosa aloha iny fety iny e! milay mintsy koa.d miandry ny manaraka indray izany e!
97. naritsimba ( 23/10/2007 05:02)
rahoviana indray ary ny manaraka e????
Valiny: Asa angamba atsy ho atsy, no ho tonga ilay fety manaraka, satria efa ho tapitra ny taona dia ho avy ny krismasy sy ny faran'ny taona ary ny taom-baovao.
sasa>
98. texe ( 23/10/2007 05:05)
de aseo indray ny sary manaraka fa mbola tsy ampy io a!.Milay be e!
99. ravatorano ( 23/10/2007 05:55)
mba asio sarin'i texe e ! :-P:-P:-P:-P

kolo
100. Darlin ( 23/10/2007 06:06)
Aiza marina le manaraka e! hihihi zay rehefa afaka dia go foana e! raha tsy misy ny sampona.:D

Tena nilay tanteraka aloha iny idnray nitoraka iny e! Tairo ny pro manaraka fa zay d vonona fa lazaina mialoha foana e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4406