fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa
22. sipagasy
(
21/10/2007 14:30)
tess:
i lo alou tena mihaiky aho fa tsy mety tratran'ny paparazzi mahitsiny e!
hihih ka izy no tena paparazzi ao kouuh hihihi:-*
23. tess
(
21/10/2007 15:28)
sipagasy: hihihi tena miaiky aho hoà fa ni veriffier ny sary rehetra ato am appareil foto ko fa tsy ao mitsy lery e!:x mahay lery kan! fa mbola azoko am manraka:-D kisss sipagasy:-* ary raoviana no ho any antanàna????:-P
25. tywa68
(
21/10/2007 16:31)
tess : paparazzi fetsy be izy e (hainy ny mangataka hoe tsy avoaka ny sariny).:-D:-D
26. sipagasy
(
21/10/2007 16:42)
tess:
sipagasy: hihihi tena miaiky aho hoà fa ni veriffier ny sary rehetra ato am appareil foto ko fa tsy ao mitsy lery e!:x mahay lery kan! fa mbola azoko am manraka:-D kisss sipagasy:-* ary raoviana no ho any antanàna????:-P
!kiss tess:-*(l):-*, tsy mbola izao akia ann, efa ampy aloha ny mamaly mailakan'i dada sy neny isan'andro eto + sary sns fa mbola maro ny tany tiako itsahina klouuu e! izay vao hiverina kely any injay hihhih
27. fasaly
(
21/10/2007 17:01)
sipagasy: okay! e! mijanona ao foana madà na izany aza fa atovy zé mety rehetra klou fa misosa be ny andro sy ny fotoana:?:-*
tywa: hihihih! mihaiky azy aho kan! fa soa fa tadidiko tsara ny endriny:?:-D
lo: aza matahotra enao fa mbola ho sendra ny tena mahay noho i paparazzi;-):-D

28. lo
(
21/10/2007 18:20)
eee, aza mikorapaka b amzany mo ee, jary misy mamoaka tsy mahazo alalana eo ndray d manahirana :D
31. Samoana
(
21/10/2007 19:00)
Hay nangalan'i sefo jet privé mihintsy ilay tsingerin-taona serasera an ! Milay e=D.
Ary ilay zandrikely "espaniola" angaha tsy azo nafenina tanaty vôlizy fa mety mangasihasy izay lery a:-D

32. ratonga
(
22/10/2007 00:50)
i ari kosa premiera ligna fôna an!:lol: mlay kosa zany fihaonanareo zany an:lol: misôtra nizara é!!
33. yah
(
22/10/2007 04:23)
salama dôlidôly e!
izahay anisan' ny vaovao fa tonga d tsara mihitsy ny tany, misaotra anareo mpikarakara e! rahoviana indray zany?:?::?::?::?::?:

34. naritsimba
(
22/10/2007 05:21)
Dia faly miarahaba antsika namana rehetra indray eh!
Vita soa aman-tsara ny fankalazana ny faha-5 taonan'ny namana.serasera.org, izany dia natao tany Ambatolampikely ny Sabotsy 20 octobre 2007 lasa teo.
Nahafinaritra ny fiaraha-mifaly, ny fifankahitana ary indrindra efa mahatsapa ny hasarobidin'ny fotoana ny rehetra ka tsy dia nisy ny fahatarana.
Niala teo Mahamasina ny andiany voalohany nikarakara ny sakafo t@ 10 ora maraina ary t@ 12 ora sy fahefany teo ho eo ny andiany faharoa.
T@ 1 ora no nanomboka ny lanonana ka nisy ny fifankahalalana ary notohizana t@ fisakafoanana sy dihy ary nofaranana t@ brochette party.
Isaorana manokana eto Atoa Hery izay tonga nanotrona iny fotoam-pankalazana iny.
Isaorana eto ihany koa ireto namana ireto: fa na i ftma sy lanto, nanampy t@ fanatontosana na dia tsy eto an-toerana aza.
Ary isaorana manokana eto isika rehetra izay tonga nanotrona t@ iny fotoana iny.
Andriamanitry ny fiadanana anie handrotsaka ny fahasoavany ho antsika rehetra.
Tsy adino fa talohan'ny fiaraha-misakafo dia nitari-bavaka ny filoham-boninahitra sady mpamorona ny serasera.org.
Ny ankoatran'izay dia aleo ny sary no hilaza azy na ny sakafo na ny dihy.
Fanamarihana
Iangaviana isika izay mamoaka sary mba hisafidy ny sarin'ireo olona efa nangataka ny tsy amoahana ny sariny.
Ho ela velona anie ny serasera.org

35. ravatorano
(
22/10/2007 05:24)
misaotra an'i lo nanao ny tatitra momba izany fa za dia hanohy fotsiny e
maromaro houzy ilay tsy mahay manisa no tonga tany ary nahafinaritra ny fihaonana fa asakasak'izay tsy tonga tokoa.
Ingahy Hery mpanorina ny tranokala namana serasera dia tonga tao ary izy no nanazava bebe kokoa momba ny fankalaza ny faha dimy taoana ny sy faha valo taonan'ny serasera :idea:
Tsy hay ny tsy hisaotra an'ireo namana rehetra tonga nanatrika teny, misaotra anareo betsaka nanotrona ary koa isaorana manokana eto ny mpikarakara rehetra izay tsy ary voatanisa,tsy hadino koa ireo akama nanampy tamin'ny lakozia fa na dia sambany aza zalahy no tonga dia avy dia tsy niraviravy tanana fa nandray antsy nanampy andry razoky isany e !
misaotra zalahy ah !
misaotra ny mpitono brochette koa e
misaotra ny dj
misaotra andry paparazzi isany ihany koa e
misaotra antsika rehetra e :D
raha ny fitadidiko dia ireto avy ny ps an'ireo namana tonga tany : hery,glou,naritsimba,nirjimka,pata,blanche;sasa,ari.malala sy ny juniors,avy_lavitra sy ny juniors,dio16,voahirana,yah,lo,eric_gael sy ny junior,ikala,danie,mamikely,selepa,darlin,la,papoose,lala,kitanah,tonya,vaillant,che guevarra,lemama,thiel,nanie sy ireo namana tsy tadidiko ny ps-ny !
misaotra betsaka fa nafinaritra ny fiarahana e
:D
=D
^:^

36. ari.malala
(
22/10/2007 05:25)
ny rehetra e, nafinaritra ny fety e! afapo na ny lehibe na ny kilonga. Ny sary hoavy manaraka eo iany.
Lo, tena ts mamela ana mints v enao?
Lo, tena ts mamela ana mints v enao?
37. tywa68
(
22/10/2007 05:29)
misaotra an'i naritsimba sy ravatorano mizara aminay :lol:
yah : aiza eo @ sary enao ? an'isan'ilay tsy niraviravy tanana ? :D

38. naritsimba
(
22/10/2007 05:30)
Saika adino fa nisy namana iray avy any am-pita ihany koa tonga nanatrika ny fihaonana saingy tsy haiko ny manoratra ny Ps-ny fa dia isaorana manokana eto izy.
Isaorana eto ihany koa ny RADIO ACEEM izay tonga tany an-toerana nanao fanadihadiana.
Eto dia tiana ny manamarika manokana fa miara-miasa @ haino aman-jery ny namanaserasera.org eto dago toy ny MBS, ACEEM, sns.
Isaorana eto ihany koa ny orinasa izay tsy ho tononiko ny anarany fa na tsy nanampy mivantana aza t@ iny fotoana iny dia miara-miasa @ serasera.org eto dago tsy tapaka. Mbola hisy ny fotoana izay hahafantaranareo azy tsy ho ela.

40. sasa
(
22/10/2007 05:37)
=D=D=D=D=D asakazak'izay tsy tonga aloha fa tena nilay be iny fety iny, ary tena nahafinaritra njinja d betsaka ny nouvelle tête :-*:-*:-* miaraka am juniors kely be da be
Ravarotano ahoana moa le hoe system sy Fm fa tsy tadidiko mintsy =))=))=))=))
lo hi hi hi hi avoako eo le sary aty fa d'efa miteny aho izay =))=))=))