fety tsingerintaona serasera dago : tanteraka tokoa
161. Valala
(
24/10/2007 10:41)
za koa mba te ho memitety d ahoana no ataoko? nefa za tsy ho afaka amle fambolenkazo fa matahotra orana.
162. Darlin
(
24/10/2007 11:12)
Valala> :lol::lol: nga dia hoe noyer rehefa voan'ny roana kle! hihi satria valala.
163. ari.malala
(
24/10/2007 13:09)
koa satria moa izany fety fankalazana tsingerin-taona no natao, dia nisy fanapahana mofomamy, ka ny filoha mpanorina ny tranon-kala no nanao izany voalohany (sady izy koa manaiky avoaka sary de avokako:P)
164. ari.malala
(
24/10/2007 13:11)
d aveo ny prezidà eto Madagasikara
165. ari.malala
(
24/10/2007 13:15)
de aveo izy roalahy samy sefo ndray no nandidy gatô
166. ari.malala
(
24/10/2007 13:19)
taorian'izay dia nisy prezantasioo ny biraon'ny Namana Dago:
167. ari.malala
(
24/10/2007 13:22)
d niara naka sary tam sefo izy rolà e
168. ari.malala
(
24/10/2007 13:25)
fa reto olona ireto wa zany otran'ny natao fôtôkôpia e :P
169. ari.malala
(
24/10/2007 13:30)
sady mahay mandihy rock izy ireo an
170. ari.malala
(
24/10/2007 13:36)
fa toy ny mahazatra de nisy maripahatsiarovana natolotra ka dia najoro indray aloha ingahy sefo
171. ari.malala
(
24/10/2007 13:39)
mmmmmmmmoooooooouuuuuuuuuuaaaaaaaaaaaaaaaahhhhh:-*:-*
172. ari.malala
(
24/10/2007 13:41)
de nandray fitenenana nisaotra noho ny fanomezana
173. mihanta
(
24/10/2007 13:47)
tsay tsay tsay zanak'i dada sy neny.
:-*:-*io raika vavy io fa ela tsy tazana
174. ari.malala
(
24/10/2007 13:50)
In ny ao?:-w:-w:-w
suspens...
175. ari.malala
(
24/10/2007 13:54)
Inyle izy eeee
176. ari.malala
(
24/10/2007 13:58)
Ny fihetseham-ponao?
177. ari.malala
(
24/10/2007 14:01)
"faly ah, tena faly":P
178. ari.malala
(
24/10/2007 14:04)
ary toy ny mahazatra dia nisy ny fanaovna dedikasy
179. ari.malala
(
24/10/2007 14:06)
ary farany dia toy izao ny santionan'ny sakafo nohanina tany, ankoatry ny brochette moa izany
(ranon'apango io anaty tavoangy io fa ts dite akory lol
180. ari.malala
(
24/10/2007 14:08)
dia izay sy izay ry havana ny sary azoko navoaka.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.5042