Ahoana ny fiheveranareo an'ity?

41. salmo1 ( 19/10/2007 11:09)
kallie:
amiko manokana, raha manana nacionalité malgache izy, ka manana karampandrom-pirenena Mscar dia azony tsara hatao (angamba) ny mifidy na milatsaka ho fidiana eo amin'ny firenena. Zany oe: ny gasy manana an-le toetra fialonana, na fitiavan-tena dia sarotra amin'ny ireny vazaha ireny ny hilatsaka amin'izany, satria ilay toe-tsain-tsika malgache mihintsy no mbola tsy vonona.

Ra malgache finoana silamo fotsiny aza de efa bleme be amin'ny gasy oe: hitondra ny tanàna, vao maika ampidirina olo-kafa?

Fa na malgache ianao na vazaha, na fotsy na mainty, samy olona daholo isika. Tsisy ambany ary tsisy ambony = mitovy daholo. Mazava:?::?:
42. aloalo ( 20/10/2007 04:36)
ny zanako alou raha anontaniana dia hoe "frantsay d'origine malagasy" ary fier ny fiaviny izy. mande any dago fona izy fa tiko ho fantany ny racines ny. ary efa asaina misafidy izy hoe mba ho any amerika isika @ ty, fa e e e aleo any madagasikara ihany.
Fa raha za indray d gasy za wa, amiko ny ttsy indray d resaka azona ny zo fotsiny, devoara bof satria za aza tsy mifidy akory. Tsy mahatsapa ny tenako ho vaza zany aho
43. salmo1 ( 20/10/2007 10:53)
aloalo:
Tsy mahatsapa ny tenako ho vaza zany aho

Enao tsy hendrasana hatsapa-tena ho vaza maintsy ka.

Matoa enao mila zo frantsay ho an'ny zanakao dia tinao ho frantsay ny zanakao.Tinao ho vaza izy, ary ra manana zo frantsay izy dia vaza zany, satry efa frantsay ilay anaka.

Raha tsy tinao ho frantsay izy dia manaova fangatahana mba ho zo-malgache ihany no hananany... amin'izay koa izy malgache rehetra.

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m471853e908d80 :Matoa io rangahy io tsy tamana tsy afaka hipetraka dia tsy amerikana zany izy, na tsy manana zo, afahana hipetraka any USA.
;-)
44. aloalo ( 20/10/2007 21:03)

Raha tsy tinao ho frantsay izy dia manaova fangatahana mba ho zo-malgache ihany no hananany... amin'izay koa izy malgache rehetra
.

salmo1 > double nationalité ilay zanako. pratika @ fivezivezena any dago.
tia sakafo gasy izy, ary mihinana vary isan'andro.

Tsy d mankasitraka ny hipetraka any dago izy, fa vacances ihany (hatram'izao alou e)
45. salmo1 ( 20/10/2007 21:47)
aloalo:
tia sakafo gasy izy, ary mihinana vary isan'andro.

:-D:-D
Mapme anao ka, rehefa vary sy sakafo gasy no tiany isan'andro de mba zay homena azy e. Ny ahy zao oh: sakafon-japône no tena tiako.
;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082