Ahoana ny fiheveranareo an'ity?

1. salmo1 ( 18/10/2007 11:04)
( tsy zah no tiako tenenina fa olo-kafa:lol: )

Raha malgache mipetraka aty ivelany, tsy manana zoam-pirenena malgache intsony, zany oe; zoam-pirenena hafa no hananany dia ohatra: frantsay, anglisy espanol sns...

a+ tsy miteny gasy ilay malgache, fa izy aloha dia mbola mitondra lokony malagasy sy mbola endrika gasy ihany.

Raha hanontanianareo izy oe: avy aiza ianao? dia valiany tsara maintsy oe: Madagascar.
Kanefa izy tsy manana zom-pirenena malgache intsony, ka ny karam-panondriny aza hafa. Rehefa hande vakanse izy ho any Japon na Australie dia miaraka @ Passeport sy VISA ohatra Passeport frantsay no entiny, de toy izany koa izy rehefa makany Madagascar miaraka amin'ny Passeport frantsay.

Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay:?: (ra frantsay izy = vazaha?)

Mba hasivo fanazavana kely.
;-)

novalian'i salmo1 ny 20/10/2007 21:47
2. cutie ( 18/10/2007 11:35)
io ndray le malgache :-D
Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay (ra frantsay izy = vazaha?)

Malagasy enao an'aiza n;aiza alehanao:)
3. diamondra27 ( 18/10/2007 11:51)
je suis française d'origine malgache no filaza ohatra.:lol:
4. diamondra27 ( 18/10/2007 11:57)
de refa any @ administration de ze ampesanao na le infos gasy na infos vazah espagnol na US na libanais na africain etc
5. salmo1 ( 18/10/2007 12:00)
cutie: ie, malgasy izy ka.

Fanontaniana hapetrako @ cutie ihany.

1- ¿i cutie ve, manaiky fa ny malagasy frantsay tsy manan-jom-pirenena malagasy, afaka hitondra ny firenena Madagascar:?:(oh: hilatsaka ho fidiana any Madagascar) mety ve:?:

2- ¿i cutie ve, mino fa ny malagasy lasa frantsay hanan-jo hitondra ny frantsay, raha hilatsaka ho fidiana ao Frantsa:?: mety ve :?:

Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay:?:(ra frantsay izy = vazaha?)

Ilay fanontaniana voalohany tiako ho valiany cutie:lol:
;-)
6. cutie ( 18/10/2007 12:03)
- ¿i cutie ve, manaiky fa ny malagasy frantsay tsy manan-jom-pirenena malagasy, afaka hitondra ny firenena Madagascar(oh: hilatsaka ho fidiana any Madagascar) mety ve

maka zom-pirerenana malagasy ndray ka in ny olana :-D
de afaka :)
7. salmo1 ( 18/10/2007 12:10)
cutie:lol: Fa nahoana izy no haka zom-pirenena malagasy, izy anga tsy malagasy mitovy any cutie:?:
;-)
8. cutie ( 18/10/2007 12:12)
satria izy efa naka frantsay koa
ataoko ty tsy mahazo manana anankiroa :roll:
9. salmo1 ( 18/10/2007 12:16)
cutie: farany: frantsay zany izy:?::?:
10. cutie ( 18/10/2007 12:16)
non malagasy :-D
frantsay ara=ttsy :lol:
11. xxx ( 18/10/2007 12:26)
ny malagasy tsy tena malagasy efa vazaha
12. cutie ( 18/10/2007 12:29)
10. Mpandefa : xxx [ Valio ] 18-10-2007 14:26:43
Lohateny : Re : Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
ny malagasy tsy tena malagasy efa vazaha

in no dikan'ny we tsy tena malagasy
malagasy tapany ve :-D
13. salmo1 ( 18/10/2007 12:44)
xxx:
ny malagasy tsy tena malagasy efa vazaha

cutie:
malagasy tapany ve


Tsy misy malagasy tapany.

Fa ny misy dia malagasy manan-jo amin'ny firenena anakiroa double nacionalité, na firenena anakiray simple nacionalidad na maromaro...

Raha mahazo tsara ny dinika i cutie dia tsy aiko ra mody fanina.
Malagasy tsy manan-jo @ firenena Mscar no resakitsika eto. Ary, malagasy manana nacionalité simple amin'ny firenena hafa no dinikitsika eto.

Azony cutie ve no tiako lazaina:?:

de napetrako ny fanontaniana oe:
Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay:?: ra frantsay izy = vazaha?)

;-)


14. cutie ( 18/10/2007 12:47)
Malagasy enao an'aiza n;aiza alehanao
salmo
tsy resaka ttsy sy fanananana zo sy ny tariny no nandrasaiko azy.
Miala tsiny fa tsy nitovy ny fijerintsika.
15. salmo1 ( 18/10/2007 13:02)
:-D:-D:-D
cutie:D:@:-*

Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay:?:(ra frantsay izy = vazaha?)
:@:@:@:@
cutie:
Malagasy enao an'aiza n;aiza alehanao:)
Efa vazaha izy ka, isika tsy afaka manda intsony.
;-)

16. cutie ( 18/10/2007 13:04)
salmo
Malagasy za n'aiza n'aiza alehako :lol::lol::lol::lol:
17. salmo1 ( 18/10/2007 13:19)
Ekeko tsara sy dakôro za amin-lay eritreritry cutie manokana:lol: tsy hitako izay maharatsy azy.

Fa kosa... Raha tsy manana nacionalité malagasy i cutie (ohatra izany ah). Dia mialatsiny indrindra, fa dia teneniko maintsy oe: enao dia tsy malagasy ry cutie fa canadiana na zay firenena hananao nacionalité any. Ilay maha malagasy akory tsy tenenina ambava fotsiny oe: za malagasy dia vita, dia iny fehezanteny iny no entina hanjakana any amin'ny firenena Madagascar, izay misy ny tena malagasy marina. Mino aho fa tsy zany.

Aoka ho fantatritsika aty ivelany fa tokony hisy fahalalam-pomba amin'ny vahoaka sasany, isika tsy manan-jo amin'ireo manan-jo amin'ny firenena.

Samy hafa ilay oe: izaho avy any Madagascar, sy ny oe: Izaho dia Malagasy.

Hazo sa tsy azo:?:
;-)
18. booboo ( 18/10/2007 13:47)
Cutie > hazo ve oun ? :-D:-D:-D
19. patrick2002 ( 18/10/2007 15:46)
Canada c mon pays
Madagascar c ma patrie
serasera c ma folie :-D:-D:-D
20. Aino ( 18/10/2007 15:54)
salmo za :-$:-$:-$:b:b:b
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078