Ahoana ny fiheveranareo an'ity?

21. ikaretsaka ( 18/10/2007 16:38)
booboo:

Cutie > hazo ve oun ? :-D:-D:-D


kininina izany sa sapin?:wink::lol::-D
22. tywa68 ( 18/10/2007 17:32)
patrick2002 :-D

cutie : gasy sa inona njy e :-D:-D

ary inona ny hazon'i salmo :-D:-D
23. mbaliana ( 18/10/2007 17:57)
ity salmo ity koa tena mampihomehy ka...
24. cutie ( 18/10/2007 19:07)
gasy e ( mbola gasy alou hatramizao )sady tsy miova @ zay koa :)
sady manana nationalite malagasy
raha tsy we omen'i patrick nationalite canadiana :-D:-D:-D:-D
25. cutie ( 18/10/2007 19:15)
Hazo sa tsy azo

:-D:-D:-D:-D:-D
ary tsy hitako njay iny
26. cutie ( 18/10/2007 19:33)
17. Mpandefa : booboo [ Valio ] 18-10-2007 15:47:50
Lohateny : Re : Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
Cutie > hazo ve oun ?

:-D:-D:-D:-D:-D
27. cutie ( 18/10/2007 19:37)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-10-2007 18:38:01
Lohateny : Re : Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
Hoy i booboo:

Cutie > hazo ve oun ?



kininina izany sa sapin?

aiza @ zay le izy ry IKa :lol:
28. ikaretsaka ( 18/10/2007 19:49)
ao ambany gorodona ao..
:wink:
le gorodona aza tsy hay hoe hazo inona ko
29. cutie ( 18/10/2007 19:53)
27. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 18-10-2007 21:49:52
Lohateny : Re : Ahoana ny fiheveranareo an'ity?
ao ambany gorodona ao..

le gorodona aza tsy hay hoe hazo inona ko

sarotra angatahina zany ra oul :twisted:
30. fijo ( 18/10/2007 20:09)
salmo an,ny maha gasy antsika dia misy karazany roa.ny maha gasy ara piaviana,sy ny maha gasy ara taratasy.

eto dia ilay maha gasy arataratasy no tsy misy,tsy manakana ny gasy iray tsy hogasy izany.

aza hadino,fa na gasy manana taratasy gasy aza ka tsy mipetraka any mada ,dia tsy hafaka hilatsaka hofidiana any.
31. mandrindra ( 18/10/2007 20:59)
fijo, misy fahatelo ny mahamalagasy, malagasy ara-pomba.
32. xxx ( 18/10/2007 21:11)
salmo1:

cutie:lol: Fa nahoana izy no haka zom-pirenena malagasy, izy anga tsy malagasy mitovy any cutie:?:
;-)


resaka vinany koa ny anareo reto fa afaka manana pasipaoro 2 ianao , sady gasy ianao no vazaha , tsy misy olana izany .
33. ikaretsaka ( 18/10/2007 23:19)
cutie:

sarotra angatahina zany ra oul :twisted:

za zany mihitsy:-D

34. cutie ( 19/10/2007 01:21)
faly ery :evil:
avy eo ndray za @ fanontaniana fa ataovy :-D
35. sasa ( 19/10/2007 04:36)
tsy haiko ity resaka ity fa aleo za hiala :-D:-D:-D:-D
36. niryna ( 19/10/2007 06:32)
salmo1:

( tsy zah no tiako tenenina fa olo-kafa:lol: )

Raha malgache mipetraka aty ivelany, tsy manana zoam-pirenena malgache intsony, zany oe; zoam-pirenena hafa no hananany dia ohatra: frantsay, anglisy espanol sns...

a+ tsy miteny gasy ilay malgache, fa izy aloha dia mbola mitondra lokony malagasy sy mbola endrika gasy ihany.

Raha hanontanianareo izy oe: avy aiza ianao? dia valiany tsara maintsy oe: Madagascar.
Kanefa izy tsy manana zom-pirenena malgache intsony, ka ny karam-panondriny aza hafa. Rehefa hande vakanse izy ho any Japon na Australie dia miaraka @ Passeport sy VISA ohatra Passeport frantsay no entiny, de toy izany koa izy rehefa makany Madagascar miaraka amin'ny Passeport frantsay.

Mbola malgache ihany ve no fiheveranareo azy, sa frantsay:?: (ra frantsay izy = vazaha?)

Mba hasivo fanazavana kely.
;-)





Araky ilay firenena io ka,misy afaka mitazona ilay zo maha-malagasy azy sady mahazo ilay zo amin'ny firenena hafa.Misy ilay zo nalaina ka lasa manana zo hafa izy ary tsy afaka mampiasa ilay pasipaoro gasy intsony satria rehefa miverina amin'ilay tany misy azy izy dia tsy maintsy mijery ilay fotomboka hoe avy tany an'ananona .Fa ny maha-malagasy azy dia ao ihany.Tsy mihevitra hoe iny firenena nahazoany zo azy iny izy. Izany hoe vazaha taratasy no atao anarany.:D
Vazaha izy,mizaka ny zon'ny vazaha fa mihinana vary sy kitoza.
37. salmo1 ( 19/10/2007 08:11)
ok,

Amiko lay maha-vazaha sy maha-malgache tsy de asiko resaka lôtra.

Fa zao:
Raha tsy manana zo malgache ve izaho, de zah ve europea ara-ttsy???
38. salmo1 ( 19/10/2007 08:24)
niryna:
vazaha taratasy no atao anarany.

Ny frantsay rehetra dia manana karam-panondro mitovy aminy, ara-dalana, tsy anasorana no sady tsy hanampina.
Fa nahoana izy no lazainareo oe: frantsay ara-ttsy:?:
39. salmo1 ( 19/10/2007 09:16)
patrick:
Madagascar c ma patrie

Raha hiteny anzany kou less zah, de ôtrany oe: ambava fotsiny lay izy fa tsy tena marina akory, na miteniteny fôna.
Noho izany;
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Drapeaux/europe4.gif[/IMG] c ma patrie. Ary mino aho fa tsy miteniteny fôna:lol:
;-)
40. kallie ( 19/10/2007 10:04)
d reny vazah mipetraka sy mangataka ary mahazo nationalité gasy any Dago reny koa zany afaka miteny oe Madagascar c ma patrie???
D gasy koa zany zareo satria efa gasy ara-ttsy d afaka milaza ny tenany oe gasy na d fotsy oditra sy avy any afrika aza?:?::?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0077