Afo...lehibe !

41. niryna ( 19/10/2007 18:36)
LazaDaddy:


http://www.inthedays.com/doctrines-of-devils/is-this-pope-john-paul-ii-waving-from-beyond-the-grave-vatican-tv-director-says-yes/#more-1707


Illusion io ry laza a toy ireny ataon'ny hafa ireny saingy tsy misy hidiran'ny pope mihitsy eto.Mba loza koa ilay mpilaza vaovao:evil:.Nandeha taty aminay koa io.:cry:
42. cutie ( 19/10/2007 19:20)
miobon-kevitra @ njy ry Nyrina a :lol:
43. fijo ( 19/10/2007 21:01)
mety tena fambara io ka?????:-D:-D:-D
44. cutie ( 19/10/2007 21:02)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-10-2007 23:01:53
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
mety tena fambara io ka?????

fambara we ................
45. fijo ( 19/10/2007 21:34)
masina be lery ,ka handoro ny kristianina rehetra.
46. cutie ( 19/10/2007 23:13)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 19-10-2007 23:34:24
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
masina be lery ,ka handoro ny kristianina rehetra.

=))=))=))=))=))=))
47. fijo ( 23/10/2007 22:19)
iza no mahita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0817