Afo...lehibe !

1. LazaDaddy ( 17/10/2007 02:31)

http://www.inthedays.com/doctrines-of-devils/is-this-pope-john-paul-ii-waving-from-beyond-the-grave-vatican-tv-director-says-yes/#more-1707
novalian'i fijo ny 23/10/2007 22:19
2. cutie ( 17/10/2007 02:39)
in no tian'i LD ahatongavana @io :roll:
3. ikaretsaka ( 17/10/2007 02:48)
io izany ilay hoe na ny varavaran'ny helo aza resiny sy vitany lasa manaraka ny paoziny
4. cutie ( 17/10/2007 02:48)
lolllllllllllllllllllll
5. cutie ( 17/10/2007 02:50)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-10-2007 04:48:27
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
io izany ilay hoe na ny varavaran'ny helo aza resiny sy vitany lasa manaraka ny paoziny

Doctrines of Devils
“Now the Spirit speaketh expressly, that in the latter times some shall depart from the faith, giving heed to seducing spirits, and doctrines of devils;”
;span>1 Timothy 4:1

6. Rasiligaoma ( 17/10/2007 03:49)
that in the latter times some shall depart from the faith, giving heed to seducing spirits, and doctrines of devils;”

hoy i Petera namaly an'ilay fanontaniana hoe "ka ianareo koa izany handeha"? hoe "handeha ho aiza moa izahay"?
7. Rasiligaoma ( 17/10/2007 03:53)
8. cutie ( 17/10/2007 03:56)
5. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 17-10-2007 05:49:55
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
Voalaza teo :
that in the latter times some shall depart from the faith, giving heed to seducing spirits, and doctrines of devils;”

hoy i Petera namaly an'ilay fanontaniana hoe "ka ianareo koa izany handeha"? hoe "handeha ho aiza moa izahay"?

:roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll::roll:
9. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:02)
ko zany hono ko!
sady izany afo izany anie fambara tsara koa indraindray e:
ny Fanahy masina naka endrika flamme
Andriamanitra naka hazo tsy nirehitra tany amin'ny tany efitra niresaka tamin'i Mosesy!
fa tsy hoe afo dia afo!
sady mazava tsara anie izato afo izato e, sao hanazava ny sainareo mianadahy ihany mba hino, asa!
10. niryna ( 17/10/2007 04:06)
cutie:

Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 17-10-2007 04:48:27
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
io izany ilay hoe na ny varavaran'ny helo aza resiny sy vitany lasa manaraka ny paoziny

Doctrines of Devils
“Now the Spirit speaketh expressly, that in the latter times some shall depart from the faith, giving heed to seducing spirits, and doctrines of devils;”
;span>1 Timothy 4:1




ITIMOTY 4

1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia,

2 amin'ny fihatsarambelatsihin'ny mpilaza lainga, ka voapetaky ny vy mahamay ny fieritreretany,

3 izay mandrara tsy hanam-bady, ary mampifady hanina, izay nataon'Andriamanitra ho an'izay mino sady mahalala ny marina, mba horaisiny amin'ny fisaorana.

4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,


Io no dikany amin'ny teny gasy,ary marina io satria efa tonga ireo fanahy anti-christ ary efa tafiditra ato amin'ny serasera izy.Izany akory tsy ahatao am-pahatahotra.Mila miambina fotsiny isika ary mila mivavaka mandrakariva satria ny havana ,ny namana,ny mpiray tam-po,ny vady sy ny zanaka no ataony fitaovam-piasana hamotehina antsika.Tsy tokony ho tezitra amin'ireny izany isika fa ny mivavaka sy mandroaka ny devoly aminy no atao.Nahazo fahefana ny zanak'Atra hanao izany avy amin'ny alalan'i Kristy.
11. Rasiligaoma ( 17/10/2007 04:35)
4 Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana,

Izay mantsy!

Misaotra anao ry Tompo amin'ny zavatra rehetra nataonao! amen"
Nomenao an-dry LazaDaddy, tsimiandravola, vavolombelona izahay zahay mpanao propaganda amin'ny Finoanay : misaotra!
Nomenao an-dry Niryna izahay mpitanisa baiboly aminay:hangalanay izay teny ilainay hanaovana reference: Misaotra

Nomenao an-dry Ikaretsaka, ry piste sy ry gasynamana sy ry prime izahay mpampianatra anay katesizy sy hanohitra sy tsy hanaiky ireo fisainana sy teninao aolaky ny tsy ampy fahalalana, miaraka amin'ny kivazivaziny isan-karazany: misaotra!
nomenao an'i Pissoa, Tywa68,Ari.malala, mbaliana izahay izay tsy nisalasala nanontany ireo fanontaniana mba hojerenay akaiky: misaotra!

Nomenao ireo Antikrista Radical (Tsimiandravola sns..)mba hijerenay akaiky ny fijerin'ny tsy mino anao na ny minia tsy mino anao: misaotra

Nomenao antikrista Liberal (fijo) mba hifampizaranay fijery momba anao sy hijerevanay ny tenanay sy ny tenany avy any amin'ny fijeriny sy ny fijerinay, ka hahatonga anay hahatsapa ireo tsy fahhalavorariana ao aminy sy ato aminay: misaotra!

Nomenao Kristianina tery saina izahay, ilay tsy manaiky hioelatra amin'ny hafa fa ny anazy ihany no asesiny ihany (Jean kely, Niryna indraindray), ka hahatonga anay, na sorena aza, lasa mihomehimehy ho azy: misaotra!

Fitiavanao daholo izany, miampy ny sisa tsy voatanisako, ka misaotra anao!
Amen!
12. diamondra27 ( 17/10/2007 06:03)
Le fahazoako an'ilay verset 4 kosa aloha de zao e:

t@ volou de teraka isika de ny RAD raha Xna de nitaiza antsika t@ fiainana Xna, de refa lebe isika, nitombo de manao choix...
Raha mbola Xna anefa ianao ka misy fitsapàna mahazo anao dia tokony raisina @ fisaorana izany satria mahasoa anao araka io verset ary amafisin'ny verset hafa we: tsy misy zioga tsy ho zakanareo, tsy handao anao Aho,apetraho amiko ny enta-mavesatra...,aza mimonomona...,natao hampandroso le fitsapàna anao refa tafa @iny ianao.
13. bichette ( 17/10/2007 06:40)
ka aiza ihany no aleha e
14. majesty ( 17/10/2007 08:47)
Za ve no efa nandra sa ilay dinika mihitsy no tsy tratran'ny saiko ka tsy misy azoko mintsy izay tiany ho lazaina.:D
15. cutie ( 17/10/2007 11:23)
majesty
nivaona tanteraka le dinika koa:-D:-D:-D:-D
16. cutie ( 17/10/2007 11:35)
Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 17-10-2007 06:02:33
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
ko zany hono ko!
sady izany afo izany anie fambara tsara koa indraindray e:
ny Fanahy masina naka endrika flamme
Andriamanitra naka hazo tsy nirehitra tany amin'ny tany efitra niresaka tamin'i Mosesy!
fa tsy hoe afo dia afo!
sady mazava tsara anie izato afo izato e, sao hanazava ny sainareo mianadahy ihany mba hino, asa!

de i papa koa zany ohtr'zany :-D:-D:-D:-D
17. ikaretsaka ( 17/10/2007 13:39)
misy fahamarinany:wink:

fa tsy fantatra marina ny tian'ny mpanokatra ny dinika hahatongavana
18. cutie ( 17/10/2007 15:03)
Doctrines of Devils
“Now the Spirit speaketh expressly, that in the latter times some shall depart from the faith, giving heed to seducing spirits, and doctrines of devils;”
;span>1 Timothy 4:1
19. boraingy ( 17/10/2007 15:27)
Ny mpanokatra ny dinika araka ny fahitako azy dia te-hampitandrina momba ireo fisehoana isan-karazany ataon'i Pape. Ny tsara tsarovana dia tsy misy maty miseho araka ny sitrapony fa misy manam-pahefana mindrana izy matoa afa-miseho (ho matoatoa ohatra). Anjarantsika no mamantatra io manam-pahefana io ary aoka tsy ho sodoka fa mahay manangoly tokoa ilay mpaka fanahy ny olombelona.
20. ikaretsaka ( 17/10/2007 16:19)
dia aoka izany samy hahafantatra ny azy e..
hita eo araka ny asany ihany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3116