Afo...lehibe !

21. pissoa ( 17/10/2007 17:02)
LazaDaddy:


http://www.inthedays.com/doctrines-of-devils/is-this-pope-john-paul-ii-waving-from-beyond-the-grave-vatican-tv-director-says-yes/#more-1707


Hi hi hi - mba tena ngeeeeeeza tokoa any izany afo izany e =))=))=))
22. fijo ( 17/10/2007 19:29)
misy tampody hoan'i laza ity sary naseony ity.
ny tian'i laza aseho eto dia hoe devoly na afobe i papa.(za tsy kato ry laza fa io no papa tiako indrindra satria nahay nifona)
i laza ihany anefa tary ambadika tary no nilaza fa andriamanitra dia niseho tamin'ny hendrika afo.ka raha ny vitany teto an tany,mety ilay hevitra faharoa no handraisanay azy.
23. cutie ( 17/10/2007 20:12)
ny fahitako an'io ndray nefa
fampandriana adrisa fotsiny.
Misy mahita atao mitsy ny sasany:-D:-D:-D (tsy i Laza no asiako eto)
24. fijo ( 17/10/2007 21:00)
iza no nampandryan'iza ry cutie
25. cutie ( 17/10/2007 21:03)
le article io ka
mampandry adrisa fotsiny :-D
26. xxx ( 17/10/2007 22:22)
-Miala tsiny aho aloha fa miditra amin'ny tsy ahy...
famba tsapako fa "de mauvais gout" mihitsy ilay samy kristianna mifanenjika e!
Raha izaho no manenjika anareo na i Fijo na i Rabilabila sns dia hoy aho hoe normal!
Nefa na izany aza dia averiko ihany fa tsy manenjika mpino ano fa ny finoany no enjehiko :}

NB:"Io tokoa angamba no tonga amin'ilay hoe:
zany no ahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro hianareo, raha mifankatia." JAONA 13

A ceci tous connaîtront que vous êtes des ânes, si vous avez de l'amour les uns pour les autres Jean 13:35

Tsy mifankatia nefa ianareo fa mifandrafy,donc tsy boriky ianareo.:lol:

CQFD

27. ikaretsaka ( 17/10/2007 23:41)
ka samy te ho "soavalin'ny maitre" aby ve.. (sangisangy iny):wink:
fa marina izany anaka
28. prime ( 18/10/2007 11:43)
29. fijo ( 18/10/2007 20:50)
mahagaga tokoa fa izahay tsy mpino dia tsy mba manenjika anareo.na dia mafotaka aza ny ady hevitra hifanaovana eto.fa ianareo mpino,na manenjika anay,na mifanenjika??????sa efa izay le izy.

marihako eto fa efa ela aho no nahatsikaritra an'io tato
30. cutie ( 18/10/2007 21:42)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-10-2007 22:50:22
Lohateny : Re : Afo...lehibe !
mahagaga tokoa fa izahay tsy mpino dia tsy mba manenjika anareo.na dia mafotaka aza ny ady hevitra hifanaovana eto.fa ianareo mpino,na manenjika anay,na mifanenjika??????sa efa izay le izy.

:-D:-D:-D:-D
31. fijo ( 18/10/2007 21:45)
mba kozy e,jereo hatrany aloha ela be any anie e.na mananejika anay tsy mpino,na manenjika katolika.izay no misy eto.sao di atsy mino kosa ary ny katolika
32. cutie ( 18/10/2007 21:46)
za nga manda an'zany:-D
33. fijo ( 18/10/2007 21:49)
tsy manda izany ndry fa tsy mpino ny kato an
34. cutie ( 18/10/2007 21:51)
le fifanenjehena ry fijo fa aza avadika ny resaka :lol:
tsy mahalala ze finoan'ny katolika any za :lol:
35. fijo ( 18/10/2007 21:53)
hay ve,noheveriko fa le kato ko.:-D:-D:-D:-D andramako aloh asao zay ko
36. cutie ( 18/10/2007 21:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
kinga loatra
37. fijo ( 18/10/2007 22:06)
za ve mahita fa andrana ny ahy iny.fa i dodo aho fa vizana kle
38. niryna ( 19/10/2007 05:28)
bichette:

ka aiza ihany no aleha e
Ny alehako ? Mitady an'i Kristy aho.:D
Amiko tsy misy tsara sy miadana toy ny manana sy mino Azy,tsy afaka miantehitra amin'ny herin'ny tenako irery aho.Kristy no hianteherako,ny fiainako rehetra dia napetrako eo am-pelantanany ka tsy tokony hitebiteby na amin'inona na inona intsony aho fa manana Azy izay Atra velona.Tsy nanenina mihitsy aho nanaraka Azy sy nanaiky Azy ho Tompoko,Mpamonjiko,Mpanavotro.
Be famindra-po,mpanavotra,mpanasitrana,,mpampihavana sns...mihoatra ny zato mahery ny anarany azo hiantsoana azy.Ny dikany na inona na inona manjo antsika dia vonona hihaino Izy. Tsy menatra aho no mijoro ho vavolombelona ny soa rehetra nataony tamiko sy ny fianakaviako ary ireo namana marobbbbbe niara-nivavaka tamiko ,ary mbola tsy mitsahatra ny hanampy ireo izay mitady Azy ihany koa aho.Mizara izay fahasoavana nomeny ahy izany aho satria ny finoako raha tsy miaraka amin'ny asa dia ho faty.(fitoriana ny filazantsara,fizarana izay tenin'Atra fantatrao,fampianarana
Sekoly Alahady,fanampiana ny mpiara-monina,
fiaraha-mivavaka ireo mila vonjy sns,ireo dia asa nomen'ny Tompo ho antsika koa fafazo ny voa fa ny hafa no mandena ary Atra no mampiroborobo azy :D


Andramo ka zahao fa tsara Izy,ary mandrakizay ny famindrapony.365 ny teniny ao anaty baiboly milaza fa Aza matahotra fa homba anao mandrakariva Aho.Momba antsika isan'andro Izy ka tsy tokony ho kivy isika na dia maro aza ny tafio-drivotra.
Tsy misy atahorako intsony ny fiainana fa efa manana ilay Kristy aho ary fantatro ny hino ka tsy menatra na matahotra aho ny mizara izany.
Manaova experience ary raiso izay tsara sy fantatrao ny marina.

39. majesty ( 19/10/2007 12:35)
Raha mijery an'io sary io zao za dia mieritreritra hoe,manamasina afo ary ve i papa zany sa ahoana:D

aleo handry am-piadanana izy rangahy fa aleo ny velona no resahana an:D

Cutie:efa azon'i toi amin'zay ve le sujet ato:P
40. cutie ( 19/10/2007 12:37)
Cutie:efa azon'i toi amin'zay ve le sujet ato

ie
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0857