NOTRE DAME de LOURDES

41. ikaretsaka ( 25/10/2007 03:44)
ie:-D za!
42. tywa68 ( 25/10/2007 17:24)
Ika : :-D

Fijo : ilay pipin'omby vazaha no mbola tsy misy fa io atao e :-D:-D
43. fijo ( 25/10/2007 22:06)
kay le,taraiky marina aho izany fa aleo hitady fika hafa.aleo ary pipin dambo e
44. LazaDaddy ( 26/10/2007 00:52)
fijo> ny labozia sy ny lavenona sy sary aza ry nama be mpividy ka ianao indray ve no ho lany hevitra an!
45. fijo ( 26/10/2007 22:24)
sady ny labozia mety handeha amin'ity jirama manao an androny ity kle.
46. LazaDaddy ( 28/10/2007 07:02)
fijo> enga anie ka tsy hisy ny fanaovana afera delestazy "masina". Nefa toa efa misy na dia tsy tenenina aza fa toa mahavoky ny "sasany" mihitsy ity jiro tapaka lava ity rehefa dinihina an!
47. ikaretsaka ( 29/10/2007 20:46)
soa ihany koa ry laza ga mbola mora ny papezenika.. raha tsy izany efa nibiznefany tao koa ny boky masin'ialahy
48. LazaDaddy ( 29/10/2007 23:02)
ikaretsaka:
soa ihany koa ry laza ga mbola mora ny papezenika.. raha tsy izany efa nibiznefany tao koa ny boky masin'ialahy
inona aloha ny tian'ise ambara @ ilay hoe "boky masina"? Izaho mantsy tsy manana "sary masina" sy "labozia masina" sy "pataloha masina" sy ny tahaka izany. Raha Baiboly indray no tian'ise ambara dia izao fotsiny ihany:

Na esorina eo an-tanako aza ny Baiboly tsy afaka ato am-poko sy ato an-tsaiko satria efa novakiako sy nianarako ary tonga fiainako :)


49. fijo ( 31/10/2007 00:07)
hummmm;ka averina amin'izay ary ve le bokin'olona ry laza sa ahoana?
50. LazaDaddy ( 31/10/2007 21:43)
fijo> hafahafa tokoa an :) rehefa norarana tsy navela namaky dia nitsaoka nangalatra an'ilay boky? =))
51. fijo ( 31/10/2007 23:39)
io indray aleo ika no hamaly azy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3469