NOTRE DAME de LOURDES

21. fijo ( 17/10/2007 19:45)
eto dia lasa gidraka kato sy protes ilay rano.ny kato milaza fa mitondra vokany eo noho eo ,ny protes manilika izany.
ravato an,ny indiana koa anie misotro pipin'omby vavy dia ilaza fa sady sitrana no madio ny fanahiny e.ka sao saina fotsiny le rano hoe manasitrana.
cutie an,aza misasa hafa tsy amin'ny rano avy aty ndry fa tsy mampadio ny rano any zamerika any
22. cutie ( 17/10/2007 20:14)
cutie an,aza misasa hafa tsy amin'ny rano avy aty ndry fa tsy mampadio ny rano any zamerika any

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
23. LazaDaddy ( 18/10/2007 00:17)
Temoignages? Misy teny henjana be izay nambaran'i Kristy momba ny mpitady porofo sy famantarana!

Raha mitady porofo sy famantarana dia anontanio ireny mpankany @ mpisikidy ireny fa hiteny aminao izy hoe mahay tokoa i dadarabe satria izao sy izao! :) Ohatra iray amin'izany ilay nambaran'i fijo hoe: "ravato an,ny indiana koa anie misotro pipin'omby vavy dia ilaza fa sady sitrana no madio ny fanahiny e.ka sao saina fotsiny le rano hoe manasitrana."

Mandefitra:
Zay nge no nataoko hoe hafahafa le testamenta-nareo ..


24. ikaretsaka ( 18/10/2007 00:30)
betsaka ihany izany temoinage izany...
fa ny mahagaga sy ny tsy azoko @ lazadaddy dia ny boky bedebe nosoratan'ny katolika taloha sy nifaneken-dry zareo ka nataony hoe baiboly ihany no hi se referer-na ...
raha fahoharana @ fiainana andavanandro izany dia ohatran'ny hoe manakiana mpanao malabary \nefa ny malabary anaovana ihany...
mahagaga an!
25. LazaDaddy ( 18/10/2007 00:39)
ikaretsaka:
ny boky bedebe nosoratan'ny katolika taloha sy nifaneken-dry zareo ka nataony hoe baiboly ihany no hi se referer-na ...
1) inona no idirako @ resaka Katolika sy tsy Katolika?
2) Ny Katolika ve no nanoratra ny Baiboly?
3) Nifaneken'iza ny boky?


26. ikaretsaka ( 18/10/2007 00:47)
1)le resaka masina maria sy ny poorofo hanamarinan'i Laza azy

2) le kristianina voalohany nijanona ho ratsambatan'i kristy no nanoratra sy nandinika hoe ireto no azo atambatra sy hiraisana azy , ary ireo nijanona ho ratsambatana iray hatramin'izao isika miteny izao , fa tsy ilay nisarasaraka hoe aty ny akiben-tongony de atsy ny hohon-tanany, ireo mampiasa ilay boky "nikambanany'"ireo voalohany mba "hisarahany" aty aoriana

3)nifaneken'ireo rnijanona ho ratsambatan'i kristy ireo dia nindrakindramin'ireo samy te hanao ny azy taty aoriana "hisaratsarahany"
27. LazaDaddy ( 18/10/2007 01:07)
ikaretsaka> sao dia mangidy fo ianao? :)

28. ikaretsaka ( 18/10/2007 01:17)
mamy be amiko izany ka.. sa marina miharihary indray dia lasa tangena be sy narikivy taminao?

tena resaka serieux.. maninona lety no nindrana fa tsy nanao baiboly vaovao tokoa nareo an!?

ohatra izao hoe ny kristianina taloha niala t@ jiosy dia nasiany testamenta vaovao ny baiboliny.
ny mormons izao niala dia nampiany ny bokin'ny mormons ny baiboliny..

ny silamo niala dia nampiany momban'ny mahomet sy ny sisa ny bokiny..

ny temoins niala dia novaovai ny hifanaraka @ ny finoany ny textes an'ny baiboly!

dia laisany niala dia maninona ny bokin laisany avela amin'izao?
29. LazaDaddy ( 18/10/2007 01:24)
ikaretsaka> ento am-pitiavana ary raha tsy mangidy fo ianao e :)
30. ikaretsaka ( 18/10/2007 01:58)
am-pahatsorana be izany... sans reserve,
franc sy honnette e:wink:
31. cutie ( 18/10/2007 02:02)
ravato an,ny indiana koa anie misotro pipin'omby vavy dia ilaza fa sady sitrana no madio ny fanahiny e.ka sao saina fotsiny le rano hoe manasitrana

saina fotsiny :-D
32. Rasiligaoma ( 18/10/2007 06:09)
ny sakanay efa nisotro pipin'omby vavy.. fa sitrana lery rehefa avy nitelina ilay ... inona moa ilay ohatran'ny escargots tsy misy akorany ireny? slugs?
33. ravatorano ( 18/10/2007 09:49)
za aloha zala sy ry zavavy dia mino ah
raha rano hafa anefa no nataoko toa tsisy vokany , ka raha pipin'omby zany rafijo mety mila milona ranom bolamena izandry za avieo sao dia tsy afa pady kosa kle fa ilay ranon'ny lourdes lazaiko anareo teo dia hitako ny vokatsoa azoko avy aminy
izay ihany
tsy afaka miady hevitra lalina amin'izay efa hitako sy nahazo ahy aho
rasiligaoma < fa maninona raha anao ro manadrana azy fa dia ny piso ao andrano ro nampiharana azy iiiiiii
anao kouh any é !
:wink:
34. cutie ( 18/10/2007 10:52)
rasiligaoma < fa maninona raha anao ro manadrana azy fa dia ny piso ao andrano ro nampiharana azy iiiiiii
anao kouh any é !

:-D:-D:-D:-D:-D
35. ikaretsaka ( 18/10/2007 20:10)
Raha resaka tsy mino raha tsy manandrana aloha dia izaho no anisan'ny faharoa.
fa ny Ranon'ny lourdes dia nitondra-boka tsoa tamiko koa.
na ny mankany lourdes fotsiny aza
36. fijo ( 18/10/2007 21:35)
ravato an,tsy sanatria hoe ravato no asaiko hisotro pipin'omby an,fa ny tiako lazaina dia ny indiana,ao mahajanga izao misy ,misotro pipin'omby de lazainy fa mahasitra hono.isika gasy nefa raha hisain aizany tena manota fady.ka sao dia finoan aftsiny le izy
37. ravatorano ( 22/10/2007 10:05)
fijo< azoko tsara ilay tianareo lazaina ange fa tsy d izany loatra e
io wa finoana ihany , ohatran ilay hoe rano avy etsy sy eroa izay entinao ka sotroina na ampiasainao nefa mety mahapety anao dia izay !
tsss lazaiana akoatran'izay aako !
:wink:
38. fijo ( 23/10/2007 22:21)
hi hi hi ;ao fa hanoavko bizzzzna indray ary fa hitondra rano avy any jordana sy avy any lourdes aho de hoamidiko any mada le
39. LazaDaddy ( 24/10/2007 11:03)
fijo> taraiky be ianareo izany raha bizna an!
40. fijo ( 24/10/2007 20:57)
kay le,efa misy manao sahady ngaha le????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857