courage foana e!
62. pissoa
(
10/10/2007 17:41)
pissoa: tsy mahatadidy endrik'olona an!
:twisted::-D:-D:-D
Ilay I need you iny ihany no tena haiko ny NKOTB :oops::-D
63. Herimiafina
(
10/10/2007 22:35)
Tamin'ny taona nitsirin'ny fitiavana tao amin'i Pissoa izao izany matoa tadidiny! lol =))
Zahay tamin'ny fahatanorana, nampitahorina lava hoe hiverina hono ny FRS hanafika hono Kadafi, sns, as aianareo raha mba niaina izany barbarisma ben'ny sosialima izany? :-D:^)
Zahay tamin'ny fahatanorana, nampitahorina lava hoe hiverina hono ny FRS hanafika hono Kadafi, sns, as aianareo raha mba niaina izany barbarisma ben'ny sosialima izany? :-D:^)
64. pissoa
(
11/10/2007 09:49)
Tsy io zany ny hira haiko tamin'ny fotoana nitsirian'ny fitiavana fa le Julio Iglesias sy Coco Lee iny (When you tell me that you love me ) :-D:-D:-D
ze notantarain'ny RAD ihany no haiko tamin'izany FRS zany :-P:-D
ze notantarain'ny RAD ihany no haiko tamin'izany FRS zany :-P:-D
65. Herimiafina
(
12/10/2007 17:35)
Tena tao anatin'ny generation Boyz Bandy mantsy ity pissoa ity marina. :-w:@
67. niryna
(
12/10/2007 22:10)
pissoa:
Otran'ny mbola tsy antitra tampoka ngamba za fa toa tsisy haiko reo hira voalaza eo ambony ireo reo 8):-D:-D:-D
=)),tsy ho voatery ho hay daholo aky a. Ny ahy nisy efa henoko koa fa nisy mbola tsy henoko
68. pissoa
(
13/10/2007 17:57)
hi hi hi - mety efa heno ihany koa fa efa nitelina voamanadino njy ry Niryna :-D:-D:-D
