courage foana e!
41. pissoa
(
08/10/2007 11:25)
HM : Fanja Andriamanantena no haiko :-D:-D:-D
Hitan'lah zany fa i Kallie aza ony teraka 80 fa tsy mahay an'reo hiran'lah be da be reo :-D
Hitan'lah zany fa i Kallie aza ony teraka 80 fa tsy mahay an'reo hiran'lah be da be reo :-D
42. ari.malala
(
08/10/2007 12:47)
za misy haiko iany reo hiran tenenin'i Herimiafina ireo fa ny mpihira ts tadidiko aby
43. ari.malala
(
08/10/2007 14:29)
ary nareo v misy mahatsiaro an'ilay dessin animé Jil et Jo de Filopat et Patafil?:-D
44. Herimiafina
(
08/10/2007 17:30)
Ary nareo izany anie tena mbola jeune be daholo e, tena marina mihintsy hoe jeune be ny malagasy klé. :^)
Tena tsy misy fantatrareo ve ireo mpihira ireo? Tadiavo fa ho hitanareo eo ihany ny valiny.
I Pissoa sy Kallie ve mpakafy Jeneraly, Njila, papa james, sns? :-D
Tena tsy misy fantatrareo ve ireo mpihira ireo? Tadiavo fa ho hitanareo eo ihany ny valiny.
I Pissoa sy Kallie ve mpakafy Jeneraly, Njila, papa james, sns? :-D
45. pissoa
(
08/10/2007 17:48)
:-D:-D:-D
Za tia Jeneraly (miaraka amin'ilay tononkira dridradridra :-D), dia Njila ... fa zany Papa James otran'ny tsy haiko ! :-D
Za tia Jeneraly (miaraka amin'ilay tononkira dridradridra :-D), dia Njila ... fa zany Papa James otran'ny tsy haiko ! :-D
47. pissoa
(
08/10/2007 19:05)
Hi hi hi - amin'izay mba misy erreur ny kajin-taona ataon'i Herimiafina akia aaa ! :-D:-D:-D
48. zambolida
(
08/10/2007 19:24)
Herimiafina:
I Pissoa sy Kallie ve mpakafy Jeneraly, Njila, papa james, sns?
papa james: .....ny nononazy éééé malemilemy ééé, tiakonao² viavy é mbôla tsara....
Njila http://www.dailymotion.com/video/x268hl_njila-sambasamba
Herimiafina:i levelo no mihira an'io
...."aza rarana, ny ankizy raha hanambady, aza rarana izy e, ny ankizy raha hanambady, hitanareo ve ry Rasoa Nantenanina".....
49. Herimiafina
(
08/10/2007 19:46)
Ilay erreur io efa voakajiko koa kah, i pissoa 1984 moa i kallie 1980. :-D
Io aza fa efa voavaly ny sasantsasany amin,ny fanontaniana.
Ity koa misy hafa:
Mahafantatra an'i Percy Sledge ve nareo? i James Brown, I Ottis Reddin?:^):@
Io aza fa efa voavaly ny sasantsasany amin,ny fanontaniana.
Ity koa misy hafa:
Mahafantatra an'i Percy Sledge ve nareo? i James Brown, I Ottis Reddin?:^):@
50. pissoa
(
08/10/2007 20:53)
Diso : tsy 1984 i Pissoa :-D:-D:-D
Mianjy ny valiny hafa amin'ilay hira ! :-D:-D:-D
Haiko kay io Papa James tenenin'i Zambolida io :-D
Mianjy ny valiny hafa amin'ilay hira ! :-D:-D:-D
Haiko kay io Papa James tenenin'i Zambolida io :-D
53. pissoa
(
08/10/2007 22:10)
Ooops, sao dia ilay Lefona misy hoe Tao amparadisan-tany iny ny hirany :oops::oops::oops::-D
54. Herimiafina
(
08/10/2007 22:24)
Ie, dia nisy mpandihy sady lahy no vavy dia i Dadavy indray iny! Kay efa soara kely ihany i pissoa raha izany! lol :-D
55. kallie
(
09/10/2007 07:18)
Diso koa, i Kallie tsy 1980... :-D:-D:-D:-D
fa mahatadidy ny nihiran'i Nanie vôloany, tamin'izy Mbola, d mahatadidy anle clip Fehon'ala misy couléra couléra be iny, hihihi :-D:-D:-D
fa mahatadidy ny nihiran'i Nanie vôloany, tamin'izy Mbola, d mahatadidy anle clip Fehon'ala misy couléra couléra be iny, hihihi :-D:-D:-D
56. Herimiafina
(
09/10/2007 18:07)
Ny 1981 anie ka "vers 1980" ihany e! lol :-D
Ny hiran'i Nanie voalohany ilay tamin'izy mbola kely dia misy bandy kely iny mitendry valiha miaraka mihinra aminy, inona moa ilay hira? :^)
Tadidin'i Pissoa ve i Bouboul? Iny koa nosamborina fa niboridana amason'olona. :-D

57. ari.malala
(
10/10/2007 06:31)
le hoe zaza iray v? ary hiran'i nanie koa v le misy bandy kely mahay mitendry clavier b iny? hira rock b zay le izy de misy resaka tontolo iainana ngamba ts tadidiko tsony fa efa ela moa...
58. pissoa
(
10/10/2007 09:39)
tadidiko Bouboul fa tsisy tadidiko zany resaka nosamborina zany na i Lefona na i Bouboul :-D:-D:-D
=))=))=))
Ie, dia nisy mpandihy sady lahy no vavy
=))=))=))