courage foana e!
21. Herimiafina
(
07/10/2007 19:57)
I Ngaly ve? Iza no tsy mahay an'iny. Fanontaniana aza: fantaro ny mpihira an'ireto hira ireto hahafantarako ny taonanao:
Hira1......"Ao andrefan'Antsirabe, misy tanàna tsara tarehy".....
Hira2......"Toy ny lamban'akoho ny fitiavambady, ka aina no fetra, na ho soa na ho ratsy, ny fitiavana azy dia masina, fa tsy vazivazy, masina loatra ny mariazy"....
Hira3....."sambatra ianao, nahay nanadino, ireo andro efa lasa navalin'ny taona".......
Hira4...."ilay vohitra kely an'i dada sy neny".....

22. pissoa
(
07/10/2007 20:00)
Otran'ny mbola tsy antitra tampoka ngamba za fa toa tsisy haiko reo hira voalaza eo ambony ireo reo 8):-D:-D:-D
24. Fiffi
(
07/10/2007 20:04)
pissoa: nga kosa akia de tsy maintsy hoe efa antitra vao mahay an'ireo ? :roll::-D:-D:-D
heu....misy hiran'kalon'fahiny..raha ny mpihira kalou tsy fantatra fa ny hira heno de humm.....misy tena milay be an ! :)

25. pissoa
(
07/10/2007 20:07)
Fiffi : ka toa hoe symptomes an'ny fahanterana no resaka eto koa :-D:-D:-D
HM : toi aza tsy mahafantatra Rebika koa ... sa teraka taorinan'ny 2000 :lol:

26. Fiffi
(
07/10/2007 20:09)
pissoa:hay tokotrany moh ? :-D:-D:-D:-D:-D
Fiffi : ka toa hoe symptomes an'ny fahanterana no resaka eto koa :-D:-D:-D
27. Herimiafina
(
07/10/2007 20:14)
Hain'i Pissoa aza ve ity e!
...."Mba omeo anay anio, fo mazava sy madio, hahaizanay manaja ireo didinao, fo mazava sy madio"....
na ity:
...."Taiza ianao, taiza foana no tsy hita taratra, androany mahazo ny soa, rahampitso mikaroka koa, tsy mety hafampo fa hay moa tanora tokoa".....
na ity:
...."aza rarana, ny ankizy raha hanambady, aza rarana izy e, ny ankizy raha hanambady, hitanareo ve ry Rasoa Nantenanina".....:-D

28. pissoa
(
07/10/2007 20:19)
Fiffi : :-D:-D:-D
HM : le volohany otran'ny tadidiko kely :oops: fa le hafa vao noforonin'i toi vao teo ireo ngambany :-D

29. Fiffi
(
07/10/2007 20:23)
pissoa:=))=))=))=))=))=))
HM : le volohany otran'ny tadidiko kely :oops: fa le hafa vao noforonin'i toi vao teo ireo ngambany :-D
30. Herimiafina
(
07/10/2007 20:24)
Raha tadidididy ilay voalohany dia mety teraka entre 1985 sy 1990 izany ndroky, sa mbola diso aho?
Tohizako ihany:
...."Iny e, ny lamasinina e! mandehandeha tsy maninona e, midonantsetroka any ambadika any"....
...."satriko foana ny hahita anao, mitoetra eo anilako eo"....

32. Fiffi
(
07/10/2007 20:32)
pissoa: :-*:-*:-*
dainn...tsy nolazain'Herimiafina akory raha vao noforoniny teo ireo ....:-D:-D:-D:-D

33. pissoa
(
07/10/2007 20:32)
HM : tsy haiko koa ireo ! :lol:
sady tsy ao am'tononkira fa ngamba koa vao noforonina :-D:-D:-D

34. Fiffi
(
07/10/2007 20:34)
pissoa: ndao akia atambatra de mahazo tononkira vao2 isika an ! :-D:-D:-D:-D
35. Herimiafina
(
07/10/2007 20:34)
Zah angaha mahay mamorona, efa naheno mpihira hoe Herimiafina angaha ndroky? :-D
37. Herimiafina
(
08/10/2007 01:27)
Aleo aloha hampiasaina hamantarana ny taonan'ny namana hafa vao valiana kah!
Fantatr'i pissoa ve i Fanjandranomasina? :-D

38. fahamarinana
(
08/10/2007 03:00)
Herimiafina:
Iza kay izany Rebika izany?
I Jean Rossinah kosa tena mpihira favy be e!
Misy zavatra betsakja tsy mbola henoko ao.
Iza no mihira izanby "we are the world", "life is life" izany, sns?
Ao antrano feno sarina ireny bus FIMA, FIBATA, ANTABUS ireny.
i Bouba indray misy amin'ny dailymotion! hehehehe:-D
:arrow:Tarika rebika no nisy any Lola taloha dia avy teo niala nanao solo izy,raha tsy diso aho an(l)
39. paris10
(
08/10/2007 06:13)
barijaona sy o! suza tena fantatro,tino rossi,aznavour,ny jazz reny no tena fy taminay e!odeam rakoto,freddy ranarison, eh!!!efa ela zany!!