mafy rehefa tia kah....!
41. diamondra27
(
08/10/2007 15:24)
melody:
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ebony+and+Ivory/video/x2805m_ebony-and-ivory-mccartneywonder_music
tsy nivôka ilay tetsy ambony:oops:
___________________________
merci akia melody a!
:-$:-$:-$:-$=))=))=))=))=))=))heveriko fa le ebony sy ivory nge le we mccartney sy wonder e!:-D:-D:-D
42. ikaretsaka
(
08/10/2007 15:31)
raha ny fo no nitondrana zavatra.. na ny fiitiavana aza..
de nahazo zavatra be ny olona be fo sy ny mora vaky fo rehefa feno ny fony
de nahazo zavatra be ny olona be fo sy ny mora vaky fo rehefa feno ny fony
43. tywa68
(
08/10/2007 16:58)
mandrindra : ny fitiavana maha-jamba, ary tsy mora io resaka finoana samihafa io, f'efa fantatr'i voniala izany h@voalohany fa nidirany ihany ary efa 3 taona no zakany. Asa raha vonona hiatrika ny gidra² isak'ireny fety sy fiarahana @ fianakams ireny izy, dia afaka manohy sns...
Tsy maintsy misy 1 mandefitra e : d iza hoy ianareo no handefitra ? :lol::lol:
Mila mieritreritra na tia ohatran'inona aza satria tsy irery fa mitsinjo ny taranaka sy ny manodidina ihany koa !:wink: Mafy tokoa rehefa tia k ! :-D

44. xxx
(
10/10/2007 10:31)
rah za voniala aleko mifindra pays, d entiko lé sipa d zay,bien sur rah tena mfakatia marina nareo an! am zay tsis suite-ny tsony.ny arabo mantsy somary mahery fisainana par rapor am gasy, ary tena samihafa ny fomba fijery.