mafy rehefa tia kah....!

21. Fiffi ( 05/10/2007 16:24)
melody:

fiffi:aza manao an'izany kosa e! Misy olana daholo na avy amintsika samy malagasy aza, sa indry mbola tsy nahita an'izany?
tena tsy azonareo mintss le tiako lazaina an ! :( le filazako azy ngamba no tsy mazava loatra....tena tsy manavakavaka na hoe masiaka zah miteny an'io an ! fa......

-raha ohatra hoa ka samy gasy ka ny iray katolika de ny iray musulman......sur zah fa am maha-samy gasy de ahitana terrain d'entente io......fa kosa ny arabo tena zavatra tsy azo kitiana na de kely aza ny maha-musulman azy....de diso ve zah raha miteny an'io ? :roll:


22. boubounezy ( 05/10/2007 16:47)
mandéana any @ soirée célibatéra ny ramandan d ho itanao eo ny fandéany:-D:-D:-D:-D:-D
23. sakaizakely ( 05/10/2007 16:47)
Fiffi> tsy diso ka

mazava tsara, fa sarotra ekena angambany 8-)8-)8-)

24. Fiffi ( 05/10/2007 17:59)
sakaizakely: efa nahita cas ohatran'io manko zah....de tena fisarahana ny an'le olona fa sarotiny be le arabo am maha-musulman azy.....
25. andryrabe ( 05/10/2007 22:48)
kou ry zareo aza milaza fa mifankatia kou, ....fa zany hoe miady foana raha vao resaka finoana.
maninona raha tsy miresaka finoana intsony fa manangana sekta vaovao???
26. Fiffi ( 06/10/2007 07:22)
andryrabe:

maninona raha tsy miresaka finoana intsony fa manangana sekta vaovao???
:roll::roll:


27. melody ( 06/10/2007 10:20)
andryrabe=D
28. Fiffi ( 07/10/2007 06:53)
:roll: ny sekta aza andosirana koh ! :{:{
29. jajaf401 ( 07/10/2007 07:23)
Marina aloha mampis olana eo @ fitiavana ilay finoana samy afa eh;
Fa ni fanafany dia ny hoe : balance-na ny finoan'iza mi-tsam de izay mavesatra no itangoronana!
30. melody ( 07/10/2007 15:31)
Tsy hoe misy marina sy diso ny hevitra homentsika eto, samy manome ny heviny daholo ny tsirairy ka am-bava homana, am-po mieritreritra!!!!
Ka araka ny valitenin'i andryrabe hoe "manangana sekta vaovao", maninn tokoa moa, mbola tsisy ilay sekta hoe "tsy manavaka finoana na koltora".
31. soanja ( 07/10/2007 15:35)
melody:

Tsy hoe misy marina sy diso ny hevitra homentsika eto, samy manome ny heviny daholo ny tsirairy ka am-bava homana, am-po mieritreritra!!!!
Ka araka ny valitenin'i andryrabe hoe "manangana sekta vaovao", maninn tokoa moa, mbola tsisy ilay sekta hoe "tsy manavaka finoana na koltora".



Efa misy tanteraka io ka. Church of Unity!


32. melody ( 07/10/2007 15:42)
ka tsy church ange no tadiavina fa karazana organization/club, raha vao miditra ny resaka 'church' d efa zavatra hafa indray izay.
church mbola midika kristianité satria ny musulman mande mosque, ny jiosy mande synagoga etc..
33. soanja ( 07/10/2007 15:48)
melody:

ka tsy church ange no tadiavina fa karazana organization/club, raha vao miditra ny resaka 'church' d efa zavatra hafa indray izay.
church mbola midika kristianité satria ny musulman mande mosque, ny jiosy mande synagoga etc..


marina izany ry MELODY, saingy izay no anarany fa raha toa ka miditra ao ianao dia tsy ahita akory izay anaram-piangonana fa mitovy amin'ny clubs, organizations sns ihany le izy sady le izy tsy misy hoe membres sns fa miditra mivavaka de mivoaka falifaly.
Dia ny votoatiny no zava-dehibe fa tsy izay anarany any aloha. Nefa asa fa tsy mpankany aho fa milaza fotsiny hoe misy io sekta io ka.


34. melody ( 07/10/2007 16:07)
tsy misy hoe membres sns fa miditra mivavaka de mivoaka falifaly.

tsy azoko, mivavaka @ finoana inn kay?
35. soanja ( 07/10/2007 21:04)
Raha ny fahenoako azy fa zah manko fianarana no nalehako tany dia tsy misy anarana ilay finoana fa izay hinoana saingy miara-mivavaka eo dia samy miara-mivavaka any anatiny any mangina. Mifandray tanana fa samy mpirahalahy sy mpianadahy sns dia mirava.
Rhefa manonona izy , ilay toa pasitera, dia milaza foana hoe Andriamanitra na izay hinoanao fa avo kokoa noho ianao ka manana fahefana eo aminao na ao aminao na iankinan'ny fiainanao.
Hitako tao ny katolika, protestanta, ny bodista, ny silamo ary ny hafa tsy voatonoko eto. Nilamina ny fivavahana ary tsy nisy nimenomenona fa dia rehefa nirava dia samy faly aby.
Nisy sakafo be tamin'izay niarhana nikaly teo nony nirava.:D:P(l):-*
36. diamondra27 ( 08/10/2007 12:35)
ratonga:

melody:
Rehefa pura ilay fitiavan'izy roa dia vôdingana fôna ny obstakila na kristiana na musulman. Toy ny hirany Stevie Wonder hoe 'Ebony and Ivory live together in perfect harmony' io e

http://www.youtube.com/v/yFZk4XpUCYA fa io ko manamafy an'izany:lol: dé mahereza ra-voniala fa mbola ho lavitra ny lalana:-*


______________________________________________

salut nareo mitsam

hay ve nisy an'ty hira ty tato e!
Ebony and ivory AN:wink::-*:-*
37. melody ( 08/10/2007 13:28)
diam: salut ndry akia a, ito ary ho andry e
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ebony+and+Ivory/video/x2805m_ebony-and-ivory-mccartneywonder_mu
sic
:-*:-*
38. melody ( 08/10/2007 13:32)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/Ebony+and+Ivory/video/x2805m_ebony-and-ivory-mccartneywonder_music
tsy nivôka ilay tetsy ambony:oops:
39. naughtyboy ( 08/10/2007 14:08)
ka ny fahazaoko ny resaky voniala de le kaly mahavoky fitiavana efa ao tsara ,nefa misy saosy kely tsy azo sarahina aminy ny sorisory keliny manodidina,de reveo milamm fa fombanjavatra zany:wink:
40. ratonga ( 08/10/2007 14:58)
diamondra27, melody: :wink::-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081