Fanoharana

41. ikaretsaka ( 05/10/2007 19:45)
izay ilay voalazako @ parabole ka: exagereny ilay izy mba hahatonga antsika hahatsapa ilay zavatra bebe kokoa sy ny maha important an'ilay izy
42. rabilabila ( 05/10/2007 20:16)
niryna>>>>

Aminareo tsy mino an'Atra inona no tena tanjonareo?


Fanontaniana tsy dia hitako loatra ny interet-ny satria ianareo no te-hitory .
Tsy mila karoty akory ry niryna vao tokony hanana tanjona .Tsy tonga teto akory ianao raha tsy nanana tanjona ny razambenao tany aloha be tany ,alohan'ny nahatongavan'ny kristianina .

Ny anay mino an'i Kristy dia ny hanafaka ny olona ao amin'ny ota ka ny ahazoany famonjena(salvation-salvation-salvation)


Mais de quel droit !!!!! Ota ?? Famonjena ??? Oh!!! Raha zohiana ho'aho ny tantaran'ny humanité ,iza no "nanota"(araky ny définition-nareo) betsaka indrindra ka nahafaty olona aman'etsiny ??? Tsy hoe rehefa "tsy mpino " akory dia mpamono olona sa mpangalatra sy .......Ahoana koa ary izany raccourci-nareo 'zany ry niryna e!!!

Ny anareo toerina daholo ny teniny kanefa ao anaty ilay baiboly ihany no maka teny hitoerana azy,izany ve tsy mampihomehy


Et d'un tsy manohitra izahay fa mitsikera .
Et de deux ,c'est juste pour vous montrer les aberrations,les contradictions ,les incitations à la haine .....décrits dans ce livre "révélé".

Izay no efa nilazako taminao tany ambadika tany hoe : tianao hilalao eny an-tokontaninao aho ? Afaka miara-milalao isika.
On a au moins l'avantage de connaître ce qu'on combat: l'obscurantisme.
Et ce n'est pas votre cas ,vu la première question que vous nous posiez.

Ny tena mahagaga dia tsy mitsahatra ny manaraby kanefa tsy mahasaraka anay kristiana fa mitanjozotra manaraka eny ihany.Raha tsy hihinan-kanina tsy andany andro amin'ny hifanohitra lava izay tsy hinoako ahy.


Ohhh!!Mais quelle prétention très chère .Au fait ,c'est reciproque non?!!!! Vous n'auriez même pas existé dans ce forum , s'il n'y avait pas quelqu'un comme moi pour vous mettre en contradiction!!!Non??C'est vous qui avez besoin de vous multiplier ,de convaincre ,de prouver ,mais prouver quoi ? que dieu existe ? C'est vous qui en éprouviez le besoin . Nous ,on ne fait appel qu'à la raison et à l'intelligence!!!

Misaotra


43. fijo ( 05/10/2007 20:56)
nahoana moa ianareo mpino no mihevitra anay tsy mpino fa mpanota??????izay tsy mitovy hevitra aminareo ve de mpanota????sa ianareo irery no manana ny marina?
aza mandany andro mivavaka hoanay,fa ilay hivavahanareo aza tsy mihaino anareo akory.

ny tanjonay dia ny haneho ny hevitray.izahay tsy hitarika anareo tsy hino,fa manitatra fotsiny ny maso nareo hijery ny zavatra misy.(bevohoka tsy nanao )izany ve de hisy???raha tsy hoe nofy ngaha?
raha hijanona ao anaty nofy moa ianareo,mahereza e
44. pissoa ( 05/10/2007 21:01)
Miala any indray i Fijo marina !
Raha hovaliako eto nefa dia lazaina fa tsy mahazaka njay zahay mpino :-D:-D:-D:-D:-D
45. fijo ( 05/10/2007 21:07)
ka lazao ny antony hilazana fa mpanota izahay????ny silamo koa tsy mitovy aminareo de mpanota izany sa ahoana?
46. andryrabe ( 05/10/2007 21:52)
sarotra be izany resakareo ato zany,
efa zay mino aleo hino fa aza kianina,
zay tsy mino aleo tsy hino fa aza kianina koa.
samy mbola mety hiova dooly ireo rehetra ireo.
tsy misy mahafantatra ny ampitso izany.
47. fijo ( 05/10/2007 21:53)
za efa niova tokoa ka.
48. niryna ( 05/10/2007 23:40)
fijo:

adinoko kely ,ny baiboly dia be loatra ny "hyperbole"ka tandremo hoan'ireo mpitsimpona ao


=))=))=)) matoa izy mitsimpona raha resaka hena dia iny manome hena raha resaka fitiavana dia iny koa izy mahita ilay teny fitiavana. ha,ha,ha,:@:@
ROMANA 10

13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).

14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?

15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).

16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)

17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.

18 Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa "Efa nivoaka ho any amin'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao" (Sal. 19. 4).
49. niryna ( 05/10/2007 23:45)
mbaliana:



ohatra zazasary izy,dia mody novainy ny resaka hoe andriamanitra no nanao azy.(soa fa tsy nisy testa ADN tamin'izany fotoana fa hoainina tao ny akama.
donto mihitsy zany le olona nanambady an'i Maria tamin'izany...tsy notambazana tsy noterena...

mpamaky baiboly tsy mba mpadinika> marina mihitsy io, fa ny mpamaky no mandray an-tendrony... superficiel be le hi juger-na azy... fa inona moa ny lesona tokony ho tsoahina amin'io parabole io?
TSY KELY LALANA NY RATSY FA NA HO ELA NA HO HAINGANA DIA HISY FOANA NY FIAFARANY AMIN'NY ATAONY...
Hozy ny fomba fitenenana gasy hoe... ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina ...


hitako,tsy omena tsiny aky izy an,tsy misy fantany satria tsy omen'Atra azy ilay teny na dia savant aza izy ireo a.

50. niryna ( 05/10/2007 23:51)
salmo1:

Za tsy secta fa misy hilaivana azy ihany ny Baiboly mba hanampiana an'ireo very sy tsy avotra, ohatra hanaovana anzany dia ny fanoharana...

oh: ao @ Matio. 13; 10, 13

10 Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?

11 Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria hianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela.

12 Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.

13 Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria hijery izy fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.



Sady mbola nohazavain'ny tenin'Atra ihany koa fa ny fahendren'izao tontolo izao dia ho menatra satria ny fahadalan'izao tontolo izao no omeny fahendrena hitory ny teniny.
IIKORINTIANA 4

2 Fa efa nolavinay ny zavatra takona mahamenatra, ka tsy mandeha amin'ny fihendrena, na manatsatso ny tenin'Andriamanitra izahay; fa amin'ny fanehoana ny marina no ideranay tena amin'ny fieritreretan'ny olona rehetra eo imason'Andriamanitra.

3 Fa raha miafina ny filazantsaranay, dia miafina amin'izay ho very izany,

4 izay nohajambain'ny andriamanitr'izao tontolo izao, dia ny sain'ny tsy mino, mba tsy hiposahan'ny fahazavan'ny filazantsaran'ny voninahitr'i Kristy, Izay endrik'Andriamanitra.
51. niryna ( 06/10/2007 00:04)
tsiafoi1:

Misy oha-pitenenana malagasy sy vahiny manao we : Zay lavitry ny maso, lavitry ny fo; Loin des yeux, loin de coeur. Ny tiako asongadina ao anatin'izay dia ny herin'ny memoire visuelle. Voaporofon'ny mpandinika ny lafiny communication fa 85% ny zavatra hitan'ny maso dia voatahirin'ny ati-doha avokoa, ary une fois we tafiditra ao an-tsaina dia misy fiatraikany amin'ny vatana iray manontolo na tiana na tsy tiana.

Fantatr'i Jesoa amin'ny maha Andriamanitra mahery azy izay lafiny izay, ary tamin'izany fotoana ihany koa mbola tsy nisy ny fitaovana audio - visieul, dia ny parabole no nentiny nampitoetra sy nampita ny fampianarana izay nataony. Izay ihany koa no nahatonga an'Andriamanitra niteny tamin'ny alalan'ny vision na fahitana.



Misaotra aky a. :*
Ity misy tantara kely:
Nisy zanaka kapiteny tatsambo nilalao niaraka ny ragidro keliny ity zanany ary noentin'ity biby nandositra ny satrony.Nohenjehiny ary farany tonga teny amin'ny farany ambony izy sy ilay ragidro.Kanjo nitsambikina tery am-pita ilay izy.Tsy afaka nidina toy ilay ragidro ity ankizilahy ary nisy nahita ka notantarainy an-drainy.Mitsambikana ialahy hoy ny rainy ao anaty rano fa raha tsy mitsambikina dia hotofiriko raha manisa dimy aho ka tsy mitsambikina ialahy.Napoakany ny basy noho nanisa 1-2-3 izy ary tonga dia nitsambikina ity zanany ary novonjena tao anaty rano.
Io dia fanoharana ho antsika mpanota ihany koa
Mitovy ny fanoharan'i kristy ilay zanany very ka hita indray,ilay maty kanjo velona indray.
Mbola mitovy ilay fanoharana nomen'i Kristy ihany koa ilay mpivarotena nihazakazaka nanatona an'i Kristy rehefa sendra andeha hitora-bato azy ny olona.
52. niryna ( 06/10/2007 00:07)
ikaretsaka:

salmo1:

Za tsy secta fa misy hilaivana azy ihany ny Baiboly mba hanampiana an'ireo very sy tsy avotra, ohatra hanaovana anzany dia ny fanoharana...


Misy ilavana azy tokoa ny baiboly fa tsy vakiana fotsiny sy tsimponina izay andalandalana tiana fa jerena sy dinihina ara-concept..

izay ilay lazaiko io ambony io hoe samihafa ny mamaky baiboly sy ny mandinika ny baiboly





ika ahoana aloha izany no fomba hitorinao ny tenin'Atra? Ny fantatro amin'izao aloha dia misy olona tsy mino an'Atra ato ary ireo no mitady hamitaka ny finoana kristiana ka miteny antsika hoe miala amin'ny fivavahana.Na isika miaraka amin'ny kristy dia olom-baovao isika rehetra.Izay ilay hoe iray ao amin'ny kristy,iray ao amin'Atra ,iray ao amin'ny FM .
53. niryna ( 06/10/2007 00:11)
gasynamana:

Misy ny olona tena miseho ho mahalala, sady tena milaza tena ho mahalala an'i Jesoa. Izaho aloha dia tsoriko fa vao ny abidian'ny momba an'i Jesoa angamba no hany mba haiko, na latsak'izany aza.
Izao anefa no mahagaga, ireo miseho ho mahalala azy dia matahotra fanontaniana: ao ny manao toton'omby bory, ao ny managan-tezitra ka mila vonjy etsy sy eroa amin'ny fanaratsiana, ao ny manome andalan-tsoratra masina maro be, sns...



Toa tsy hitako izay olana amin'izany ry gasy a.Samy nomen'Atra fahalalana avy isika rehetra ka atao toy ny masontsokina ka izay kely anana no ahiratra.
Ny olana amin'izao dia ireo izay olona manohitra ny tenin'Atra ka mihevitra ny fahaizany ho handresen-dahatra ireo izay vao misotro ronono.Diso hevitra izy ireo,efa fantatra mialoha daholo ny zavatra tiany ho tenenina lava ary ny mampihomehy?Manohitra ny soratra masina izy ireo kanefa maka andininy ao anaty ny soratra masina ihany.

54. niryna ( 06/10/2007 00:19)
rabilabila:

niryna>>>>

Aminareo tsy mino an'Atra inona no tena tanjonareo?


Fanontaniana tsy dia hitako loatra ny interet-ny satria ianareo no te-hitory .
Tsy mila karoty akory ry niryna vao tokony hanana tanjona .Tsy tonga teto akory ianao raha tsy nanana tanjona ny razambenao tany aloha be tany ,alohan'ny nahatongavan'ny kristianina .

Ny anay mino an'i Kristy dia ny hanafaka ny olona ao amin'ny ota ka ny ahazoany famonjena(salvation-salvation-salvation)


Mais de quel droit !!!!! Ota ?? Famonjena ??? Oh!!! Raha zohiana ho'aho ny tantaran'ny humanité ,iza no "nanota"(araky ny définition-nareo) betsaka indrindra ka nahafaty olona aman'etsiny ??? Tsy hoe rehefa "tsy mpino " akory dia mpamono olona sa mpangalatra sy .......Ahoana koa ary izany raccourci-nareo 'zany ry niryna e!!!

Ny anareo toerina daholo ny teniny kanefa ao anaty ilay baiboly ihany no maka teny hitoerana azy,izany ve tsy mampihomehy


Et d'un tsy manohitra izahay fa mitsikera .
Et de deux ,c'est juste pour vous montrer les aberrations,les contradictions ,les incitations à la haine .....décrits dans ce livre "révélé".

Izay no efa nilazako taminao tany ambadika tany hoe : tianao hilalao eny an-tokontaninao aho ? Afaka miara-milalao isika.
On a au moins l'avantage de connaître ce qu'on combat: l'obscurantisme.
Et ce n'est pas votre cas ,vu la première question que vous nous posiez.

Ny tena mahagaga dia tsy mitsahatra ny manaraby kanefa tsy mahasaraka anay kristiana fa mitanjozotra manaraka eny ihany.Raha tsy hihinan-kanina tsy andany andro amin'ny hifanohitra lava izay tsy hinoako ahy.


Ohhh!!Mais quelle prétention très chère .Au fait ,c'est reciproque non?!!!! Vous n'auriez même pas existé dans ce forum , s'il n'y avait pas quelqu'un comme moi pour vous mettre en contradiction!!!Non??C'est vous qui avez besoin de vous multiplier ,de convaincre ,de prouver ,mais prouver quoi ? que dieu existe ? C'est vous qui en éprouviez le besoin . Nous ,on ne fait appel qu'à la raison et à l'intelligence!!!

Misaotra







Vao maika mahafaly ahy ny miteny ny soratra masina ka indrindra fa misy mpanohitra,matoa toheriny dia misy tsy fantany ao ,tsy ho voatery ho azonao mihitsy ilay tenin'Atra satria toy ny olona tsy nianatra nitendry piano ahoana no hitendrenao piano raha tsy mianatra azy hianao?Raha tsy ho tia mianatra piano hianao dia tsy te hamaky ny boky fianarana azy.Tsy handany andro ny hoe misy Atra na tsy misy aho satria fantatro fa tsy mino hianao,inona no andaniako izany?
Na mino anefa hianao na tsy mino ny fantatro fotsiny misy izy,nisy izy ary mbola miaraka aminay izay mino azy izy hatramin'izao.

ROMANA 10
14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?

15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).

16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)

17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.

18 Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa "Efa nivoaka ho any amin'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao" (Sal. 19. 4).
55. niryna ( 06/10/2007 00:35)
fijo:

nahoana moa ianareo mpino no mihevitra anay tsy mpino fa mpanota??????izay tsy mitovy hevitra aminareo ve de mpanota????sa ianareo irery no manana ny marina?
aza mandany andro mivavaka hoanay,fa ilay hivavahanareo aza tsy mihaino anareo akory.

ny tanjonay dia ny haneho ny hevitray.izahay tsy hitarika anareo tsy hino,fa manitatra fotsiny ny maso nareo hijery ny zavatra misy.(bevohoka tsy nanao )izany ve de hisy???raha tsy hoe nofy ngaha?
raha hijanona ao anaty nofy moa ianareo,mahereza e

Ny tenin'Atra ihany no anarahako sy hamaliako ny teninao tsy ho fantatrao mihitsy saingy hianao indray no atao hoe fornicator na backslider na misy stumbling block mibahana amin'ny fiainanao ao ka tsy tia hiala amin'ilay izy hianao.Maninona no milaza fa mahafantatra ny didy folo? Moa tsy ny tenin'Atra dia nomeny an'i Mosesy mba harahan'Israely sy ny mpino rehetra? Koa maninona no manaraka raha izany.
Mamerina indray aho fa tena mampalahelo ahy mihitsy hianao ity. Ny tsy hitovizanay kristiana aminareo izy tsy mpino na miverin-dalana toa anao dia izay manana fifaliana sady manana famonjena amin'ny andro farany rehefa hiala ety an-tany izahay.Hianareo,:roll::roll:mitady lalana lava ny hanohitra ilay Atra tsy fantatrareo na fantatrareo kanefa mody hodianareo tsy ho hita. Izay dia efa hilazana fa manenjika anareo ny eritreritrareo,izahay izay mino tsara ary arahabaina,izay tsy mino efa fantatr'Atra izay tia azy sy mahalala ny ondriny izy.Saingy mbola omeny fotoana ihany hianareo hatramin'izao.
ROMANA 10
13 Fa "izay rehetra miantso ny anaran'ny Tompo no hovonjena" (Joe. 3. 5).


16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)
Dia io hianareo izay tsy mino kanefa tsy mety manaiky fa mitebiteby andro aman'alina,manaiky ny ampiasan'ny satana hanohitra ny tenin'Atra.Mampalahelo ilay izy raha izaho no eo amin'ny toeranao saingy efa safidinao moa ilay izy.
HEBREO 4


1 Koa na dia mbola misy teny fikasana fa hiditra any amin'ny fitsaharany aza isika, dia aoka isika hatahotra, fandrao mba misy eo aminareo toa tsy mahatratra izany.

2 Fa isika koa dia nitoriana filazantsara tahaka ireny ihany; kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy, satria tsy niharo finoana tao amin'izay nandre.




56. rabilabila ( 06/10/2007 08:52)

niryna>>>>

Vao maika mahafaly ahy ny miteny ny soratra masina ka indrindra fa misy mpanohitra,matoa toheriny dia misy tsy fantany ao ,



Ianareo ve ry niryna mba mahay mamaky teny sa ahoana a!! Efa novaliako io hoe:
Et d'un tsy manohitra izahay fa mitsikera

ROMANA 10
14 Hataony ahoana ary no fiantso izay tsy ninoany? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory?

15 Ary hataony ahoana no fitory, raha tsy nirahina? araka ny voasoratra hoe: "Akory ny hatsaran'ny tongotr'iry mitondra teny soa mahafaly?" (Isa. 52. 7).

16 Nefa tsy izy rehetra no nanaiky ny teny soa mahafaly. Fa hoy Isaia: "Jehovah ô, iza no nino ny teny nampitondraina anay?" (Isa. 53. 1)

17 Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy.

18 Fa hoy izaho: Sao tsy nahare izy? Tsia; fa "Efa nivoaka ho any amin'ny teny rehetra ny feony, Ary ny teniny hatramin'ny faran'izao rehetra izao" (Sal. 19. 4).



Dia ny anao ihany ihany no hanajàko anao:

:"lioka19,27 :Fa ireo fahavaloko tsy nanaiky hanjakako ireo, dia ento aty, ka vonoy eto anatrehako "


Ka rahoviana ny "bûcher" ry niryna ? Ataovy bebe ny kitay fa araky ny filazanao ary ambadika ary dia :efa mihamaro izahay ato.

Ary averiko eto foana ity mandra-pahazonao azy :
C'est vous qui avez besoin de vous multiplier ,de convaincre ,de prouver ,mais prouver quoi ? que dieu existe ? C'est vous qui en éprouviez le besoin . Nous ,on ne fait appel qu'à la raison et à l'intelligence!!!
57. ikaretsaka ( 06/10/2007 11:41)
niryna:


hoy aho :Misy ilavana azy tokoa ny baiboly fa tsy vakiana fotsiny sy tsimponina izay andalandalana tiana fa jerena sy dinihina ara-concept..

izay ilay lazaiko io ambony io hoe samihafa ny mamaky baiboly sy ny mandinika ny baiboly


NOvalianao hoe

ika ahoana aloha izany no fomba hitorinao ny tenin'Atra? Ny fantatro amin'izao aloha dia misy olona tsy mino an'Atra ato ary ireo no mitady hamitaka ny finoana kristiana ka miteny antsika hoe miala amin'ny fivavahana.Na isika miaraka amin'ny kristy dia olom-baovao isika rehetra.Izay ilay hoe iray ao amin'ny kristy,iray ao amin'Atra ,iray ao amin'ny FM .


Ny fomba hitoriako an'Andriamanitra? fantariko amin'ny alalan'ny zavatra rehetra A/tra fa tsy tsimpotsimponiko ao anaty baiboly ihany fotsiny, izany no ianarana theology. @ izay aho mahita ny approche rehetra momba Azy sy mahazava izay fanontaniana. Fantatro izy ara tantara, ara pilozofia araky ny maha deity azy, sns.. fa tsy voafetra ao anaty boky fotsiny dia ao no tsimpotsimponina!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46f8fb0077aee

58. andryrabe ( 07/10/2007 00:32)
lalina izany!!!!8O
59. ikaretsaka ( 07/10/2007 03:28)
andry> amin'izay aho mba haiko ny manavia manavanana, haiko ny mitondra azy amin'ny tsy entanin'ny fanahy, haiko ny approche hoe rehefa karazan'olona ohatran'izao dia izao!
fa tsy hoe inspire aho dia lasa, tsy inspire aho dia izay
60. pissoa ( 07/10/2007 20:22)
simplex:


:D:D:D
vazivazy fotsiny fa azoko ny tian'la lazaina k. :)

fa misy miteny hoe ny an'A/tra mifanohitra @ hevitry ny ol foana. Ohatra hoe 1 segondra 100 taona @ ol. vody fanjaitra mety hoe fanjaitra glady be zany :°):P

:-D:-D:-D:-D:-D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084