Fanoharana
21. mbaliana
(
05/10/2007 08:54)
ity moa resaka fivavahana sy finoana dia i Jesoa foana novotononina ecc....:roll::roll:
fa mba efa noeritreretinareo koa ve fa ny ntaolo malagasy koa mba nampiasa ny ohabolana (fanoharana) hampitana ny fomba fisainan-dry zareo tamin\'izany ohatra: izay mitambatra vato, misaraka fasika...
tondro tokana tsy mahazo hao.. ecc... nataon-dry zareo politika koa fa nentiny hanabeazana ny olona
mitovy araka ny filazan\'i Ika hoe
ny antony dia ilay \"ohatran\'izao no hananan\'ny olona perspective sy concept kokoa, satria zavatra hiainany isan\'andro sy fampiasan\'ny olona t@ izany fotoana izany ilay izy
mpamaky baiboly tsy mba mpadinika> marina mihitsy io, fa ny mpamaky no mandray an-tendrony... superficiel be le hi juger-na azy... fa inona moa ny lesona tokony ho tsoahina amin\'io parabole io?
TSY KELY LALANA NY RATSY FA NA HO ELA NA HO HAINGANA DIA HISY FOANA NY FIAFARANY AMIN\'NY ATAONY...
Hozy ny fomba fitenenana gasy hoe... ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina ...

ohatra zazasary izy,dia mody novainy ny resaka hoe andriamanitra no nanao azy.(soa fa tsy nisy testa ADN tamin\'izany fotoana fa hoainina tao ny akama.donto mihitsy zany le olona nanambady an\'i Maria tamin\'izany...tsy notambazana tsy noterena...
mpamaky baiboly tsy mba mpadinika> marina mihitsy io, fa ny mpamaky no mandray an-tendrony... superficiel be le hi juger-na azy... fa inona moa ny lesona tokony ho tsoahina amin\'io parabole io?
TSY KELY LALANA NY RATSY FA NA HO ELA NA HO HAINGANA DIA HISY FOANA NY FIAFARANY AMIN\'NY ATAONY...
Hozy ny fomba fitenenana gasy hoe... ny tody tsy misy fa ny atao ihany no miverina ...
22. salmo1
(
05/10/2007 09:54)
Za tsy secta fa misy hilaivana azy ihany ny Baiboly mba hanampiana an'ireo very sy tsy avotra, ohatra hanaovana anzany dia ny fanoharana...
oh: ao @ Matio. 13; 10, 13
10 Ary dia nanatona ny mpianany ka nanao taminy hoe: Nahoana no fanoharana no itenenanao aminy?
11 Ary namaly Izy ka nanao taminy hoe: Satria hianareo no navela hahalala ny zava-miafina ny amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa ireny kosa tsy mba navela.
12 Fa izay manana no homena, ka hanana be dia be izy; fa izay tsy manana kosa, na izay ananany aza dia hesorina aminy.
13 Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria hijery izy fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.

23. tsiafoi1
(
05/10/2007 10:31)
Misy oha-pitenenana malagasy sy vahiny manao we : Zay lavitry ny maso, lavitry ny fo; Loin des yeux, loin de coeur. Ny tiako asongadina ao anatin'izay dia ny herin'ny memoire visuelle. Voaporofon'ny mpandinika ny lafiny communication fa 85% ny zavatra hitan'ny maso dia voatahirin'ny ati-doha avokoa, ary une fois we tafiditra ao an-tsaina dia misy fiatraikany amin'ny vatana iray manontolo na tiana na tsy tiana.
Fantatr'i Jesoa amin'ny maha Andriamanitra mahery azy izay lafiny izay, ary tamin'izany fotoana ihany koa mbola tsy nisy ny fitaovana audio - visieul, dia ny parabole no nentiny nampitoetra sy nampita ny fampianarana izay nataony. Izay ihany koa no nahatonga an'Andriamanitra niteny tamin'ny alalan'ny vision na fahitana.

25. ikaretsaka
(
05/10/2007 11:20)
salmo1:
Za tsy secta fa misy hilaivana azy ihany ny Baiboly mba hanampiana an'ireo very sy tsy avotra, ohatra hanaovana anzany dia ny fanoharana...
Misy ilavana azy tokoa ny baiboly fa tsy vakiana fotsiny sy tsimponina izay andalandalana tiana fa jerena sy dinihina ara-concept..
izay ilay lazaiko io ambony io hoe samihafa ny mamaky baiboly sy ny mandinika ny baiboly
26. niryna
(
05/10/2007 18:45)
simplex:
satria mety waina be ze ol voalaza anarana tao ra toa ka notebain'i Jesoa tao izy :P
:D izany ve
27. niryna
(
05/10/2007 18:49)
tsimiandravola:
Salut!ça tombe à pic!
Saika hamorona post toy ito aho ka dia araraotiko ny an'i Niryna:
Rehefa misy ny Guerre dia ampiasaina daholoà ny tetika rehetra mba hisy ny secret de guerre:
"mot de passe","pseudonyme" fomba fiteny mba anafenana ny vontoatin'ny idéologie rehetra tsy ho fantatry ny sarambabembahoaka afa-tsy ireo initié ihany.Izany indrindra no namoronan'ny Sikera (dahalo mesianista) pseudonyme de Guerre toy ny hoe Kefasy ,Didima ,Boanargesy ,Kananita....Toy izany koa no amoronana codification miendrika parabole indrindra indrindra ny momba ny tarika mesianista antsoina hoe Boanarjesy (7 frères et 2 soeurs)
Ohatra fotsiny izao:ilay atao hoe Olona azon'ny Esprit impur ary niaina eny amin'ny fasana ary nanapaka ny rojo namatorana azy ,dia fomba ilazana fa mpandositra izy io,"maquisard","wanted" ary voatery misitrika any amin'ny tsy misy olona satria mpanohitra ny filozofia mesianista(donc pour les Romains).Tratran'ny Mesia nefa i lery ka tsy afa-niala ka voatery nibaradaka tamin'ilay sefo deba,ka nanjary partisan avy eo nefa "collabo " teo aloha.
Tandremo fa masiaka be ireo Boanarjesy ireo an:tadiavo ao amin'ny baiboly ilay fitenin'izy ireo hoe "Tianao ve ry Tompo ny handatsahanay afo avy any andanitra eo amin'ny tranony"?.
Izany no voasoratra ,fa ny tena izy dia ataon'dry zalahy miantoka mihitsy izay tanana tsy mandray azy araka ny voalaza hoe "izay tsy momba ahy dia manohitra ahy".
Fantatrareo koa fa misy sabatra foana any antsikinan-dry zalahy an!
à suivre...
Izany ve no antony nahatonga Azy hanao fanoharana?
mety ho diso izany ny baiboly hoy hianao?
Ahoana no hamoronany anaran'olona marobe,sy hitantarany ny any an-danitra amin'ny mpino raha tsy hanao famantarana izy?
28. niryna
(
05/10/2007 18:50)
Fiffi:
:-w
hitako,aza omena tsiny aky izy fiffia.Ny tenin'Atra mantsy dia omeny sy asainy ho fantarin'izay mino azy ihany,izay tsy mino azy tsy omeny na dia miseho azy ho savant eo aza izy :D
29. niryna
(
05/10/2007 18:54)
simplex:marina tokoa izany,aleho izy hanazava antsika fa misy milaza azy ho savant be ato.
tsimiandravola:Dia inona no tianao ho tenenina anay? Hazavao? :@
Salut!ça tombe à pic!
Saika hamorona post toy ito aho ka dia araraotiko ny an'i Niryna:
Rehefa misy ny Guerre dia ampiasaina daholoà ny tetika rehetra mba hisy ny secret de guerre:
"mot de passe","pseudonyme" fomba fiteny mba anafenana ny vontoatin'ny idéologie rehetra tsy ho fantatry ny sarambabembahoaka afa-tsy ireo initié ihany.Izany indrindra no namoronan'ny Sikera (dahalo mesianista) pseudonyme de Guerre toy ny hoe Kefasy ,Didima ,Boanargesy ,Kananita....Toy izany koa no amoronana codification miendrika parabole indrindra indrindra ny momba ny tarika mesianista antsoina hoe Boanarjesy (7 frères et 2 soeurs)
Ohatra fotsiny izao:ilay atao hoe Olona azon'ny Esprit impur ary niaina eny amin'ny fasana ary nanapaka ny rojo namatorana azy ,dia fomba ilazana fa mpandositra izy io,"maquisard","wanted" ary voatery misitrika any amin'ny tsy misy olona satria mpanohitra ny filozofia mesianista(donc pour les Romains).Tratran'ny Mesia nefa i lery ka tsy afa-niala ka voatery nibaradaka tamin'ilay sefo deba,ka nanjary partisan avy eo nefa "collabo " teo aloha.
Tandremo fa masiaka be ireo Boanarjesy ireo an:tadiavo ao amin'ny baiboly ilay fitenin'izy ireo hoe "Tianao ve ry Tompo ny handatsahanay afo avy any andanitra eo amin'ny tranony"?.
Izany no voasoratra ,fa ny tena izy dia ataon'dry zalahy miantoka mihitsy izay tanana tsy mandray azy araka ny voalaza hoe "izay tsy momba ahy dia manohitra ahy".
Fantatrareo koa fa misy sabatra foana any antsikinan-dry zalahy an!
à suivre...
;-)
Ampidiriny amin'ny fitsimponana baiboly fotsiny kanefa izay mifanandrify ny sainy ihany no omeny antsika.
Tsy omen'Atra izay tsy mino azy ny teniny ary izy io dia mitovy amin'ilay hoe iza no mantanjaka satana sa Atra.Dia mbola lazainy ihany koa ny satana nidina tety an-tany fa tsy notohizany hoe hoavy ny anti-kristy handromba ny tenin'Atra.Ilay Rev nomeny io an :D
30. niryna
(
05/10/2007 18:58)
ikaretsaka:marina izany sady koa atao ahoana no fahalalana izany hoe any an-danitra sy any amin'ny afobe izany raha tsy efa nasehony antsika ilay izy avy amin'ny alalan'ny fanoharana?
ny antsika moa dia "fanoharana" foana no iantsoantsika azy!
misy karazany 2nefa aloha ny "fanoharana" nataon'i Jesoa:
-Parabole: Ilay hoe "ny zao dia ohatran'izao".. ny antony dia ilay "ohatran'izao" no hananan'ny olona perspective sy concept kokoa, satria zavatra hiainany isan'andro sy fampiasan'ny olona t@ izany fotoana izany ilay izy. Ohatran'ny hoe ianoa miresaka bluetooth @ olona tsy mahay an'izany dia approche hafa mihitsy no itondranao ny resaka,
-ny Hyperbole: Ilay izy mi exagerer mba hahatonga saina atsika kokoa ny maha grave ilay zavatra resahina sy tiany hampitaina amintsika , karazana "emphasis" izany ilay izy! hoe Rameva amin'ny vodi-fanjaitra ohatra (dia hisy rameva hiditra @ vodim-panjaitra tokoa ve) mamela in mpitopolo 7(dia hoe avela in 490 izany dia avy eo dia tsy ankamela intsony)?
ika a ilay vodi-fanjaintra anie tsy aiguille e,rameva miditra amin'ny lalana terikely kanefa tafiditra no dikany. :roll:
31. niryna
(
05/10/2007 19:03)
ikaretsaka:
ny antsika moa dia "fanoharana" foana no iantsoantsika azy!
misy karazany 2nefa aloha ny "fanoharana" nataon'i Jesoa:
-Parabole: Ilay hoe "ny zao dia ohatran'izao".. ny antony dia ilay "ohatran'izao" no hananan'ny olona perspective sy concept kokoa, satria zavatra hiainany isan'andro sy fampiasan'ny olona t@ izany fotoana izany ilay izy. Ohatran'ny hoe ianoa miresaka bluetooth @ olona tsy mahay an'izany dia approche hafa mihitsy no itondranao ny resaka,
-ny Hyperbole: Ilay izy mi exagerer mba hahatonga saina atsika kokoa ny maha grave ilay zavatra resahina sy tiany hampitaina amintsika , karazana "emphasis" izany ilay izy! hoe Rameva amin'ny vodi-fanjaitra ohatra (dia hisy rameva hiditra @ vodim-panjaitra tokoa ve) mamela in mpitopolo 7(dia hoe avela in 490 izany dia avy eo dia tsy ankamela intsony)?
ika a rehefa nanontany an'i Kristy ny mpianany hoe im-piry moa aho no hamela ny rahalahiko,im-pito ve?
Noheveriny fa izay ihany angamba no hamela ity rahalahiny izy,dia avy eo tsy mamela intsony
Dia hoy ny tompo hoe im-pito ambin'ny fitopolo
7x70 = 490 ny tiany ho tenenina amin'io dia hoe tsy ho voaiisa ny fotoana hamelan-tsika olona.Andeha haka carnet ve dia ho soratana daholo ny olona izay ho havela? Izay ny antony ahy aloha io an.?Tsy ho voatanisa izany ary toy izany ihany koa no tokony ataontsika.Isika kristiana no jiro fanazavana ireo izay mbola ao anaty maizina.Maro izy kanefa na iray fotsiny ao anaty zato aza no voavonjin-tsika ny fanahiny dia efa tena zava-dehibe izany :D
32. gasynamana
(
05/10/2007 19:06)
Misy ny olona tena miseho ho mahalala, sady tena milaza tena ho mahalala an'i Jesoa. Izaho aloha dia tsoriko fa vao ny abidian'ny momba an'i Jesoa angamba no hany mba haiko, na latsak'izany aza.
Izao anefa no mahagaga, ireo miseho ho mahalala azy dia matahotra fanontaniana: ao ny manao toton'omby bory, ao ny managan-tezitra ka mila vonjy etsy sy eroa amin'ny fanaratsiana, ao ny manome andalan-tsoratra masina maro be, sns...

33. niryna
(
05/10/2007 19:09)
ikaretsaka:
fa tsy hoe andraso aloha m'se Jesoa
aiza ny fanjaitra de ento aty ny rameva de eto aty bill gates dia ity misy fanjaitra dia ataovy k'lo raha tafiditra!
:roll:
34. niryna
(
05/10/2007 19:13)
simplex:
:D:D:D
vazivazy fotsiny fa azoko ny tian'la lazaina k. :)
fa misy miteny hoe ny an'A/tra mifanohitra @ hevitry ny ol foana. Ohatra hoe 1 segondra 100 taona @ ol. vody fanjaitra mety hoe fanjaitra glady be zany :°):P
:D izaho koa nanontany an'io hoe misy mahatratra ho 650 taona ny olona taloha dia nisy nilaza fa ny taona ihany no taona.ilay vodifanjaitra dia tsy vodifanjaitra (aiguille) fa ilay lalana terikely izay andehanan'ny rameva kanefa dia afaka mandeha izy.Io no nisy nanazava ahy.
Toy ny ilay hoe hety(tsy hety fanetezana fa tery dia tery ny lalana mankana amin'ny fiainana mandrakizay ka vitsy ny olona mandeha any,fa malalaka ngodabe,midadasika,tsy mila famehezan-tena,tsy mila manaraka lalana,tsy mila manao na inona na inona dia afaka mandeha any daholo ny rehetra.
35. niryna
(
05/10/2007 19:17)
fijo:
mino aho fa voavaly ilay fanontania nary niryna an;rehefa miresaka amin'ny olona tsy mahalala zavatra firy dia ny ohatra no mora hampitana resaka.aza hadino,fa i jesoa dia toa ny olona mpitondra sekta rehetra.olona misaina.
mbola maro ny tokony ho valiny ka,ho an'ireo izay tsy mino dia fanoharana no nomeny sy nataon'i Jesosy ny mpianany sy ireo izay notoriany teny.Io no antony voalohany indrindra.Ny tenin'Atra izay noheverin'ireo mihevitra azy ho savant na tsy mino ny teniny dia tsy ahazo ny teniny mihitsy na hitomany eo aza izy.Ny antony?samy nomeny safidy:
Na hanaraka an'i Kristy
Na hanaraka izao fiainan'izao tontolo izao.
Io no antony ry fijo.Antony iray io an.
36. niryna
(
05/10/2007 19:19)
rabilabila:
Ny "paraboles" ry niryna dia talentan'ireo mpanao politika (au sens large) rehetra .
'Fô dire que c'est un excellent politicien qui sait manipuler les mots pour marquer les esprits.
:roll:=))=))
Parabole iray nataony :
1 Ary niteny taminy Izy ka nanao fanoharana hoe: Nisy lehilahy anankiray nanao tanimboaloboka ka namefy azy manodidina sy nihady famiazana ary nanao tilikambo, ka nahofany tamin'olona mpiasa tany izany, dia lasa nankany an-tany hafa izy.
2 Ary nony tonga ny fotoana, dia naniraka mpanompo anankiray izy hankany amin'ny mpiasa tany handray amin'ny vokatry ny tanimboaloboka.
3 Fa ireo nisambotra ilay mpanompo sady nikapoka azy ka nampiala azy maina.
4 Ary izy naniraka mpanompo anankiray koa ho any aminy indray, fa io koa, dia noratrainy ny lohany, ka nalany baraka izy.
5 Ary naniraka anankiray koa izy, fa io kosa indray dia novonoiny ho faty; ary maro koa no nirahiny, fa ny sasany nokapohiny, ary ny sasany novonoiny ho faty.
6 Ary mbola nanana anankiray izy, dia ny zanani-lahy malalany, ka nony farany dia naniraka azy hankany aminy izy ka nanao hoe: Hanaja ny zanako izy.
7 Fa izany mpiasa tany izany niresaka hoe: Ity no mpandova; andeha hovonointsika izy, dia ho antsika ny lova.
8 Ary rehefa nisambotra azy izy, dia nahafaty azy sy namoaka azy teo ivelan'ny tanimboaloboka.
9 Koa ahoana no hataon'ny tompon'ny tanimboaloboka amin'izany! Ho avy izy, dia handringana ny mpiasa tany, ka homeny olon-kafa ny tanimboaloboka.
Matio 21:33-40
Mais quelle parabole sanguinolante ou sanglante (comme on veut ),evidemment ,variana daholo ny mpihaino amin'ilay scenario .:wink:
Aminareo tsy mino an'Atra inona no tena tanjonareo?
Ny anay mino an'i Kristy dia ny hanafaka ny olona ao amin'ny ota ka ny ahazoany famonjena(salvation-salvation-salvation).Ny anareo toerina daholo ny teniny kanefa ao anaty ilay baiboly ihany no maka teny hitoerana azy,izany ve tsy mampihomehy=))=)):-$
37. niryna
(
05/10/2007 19:23)
fijo:
ka lery koa mpanao sinema ka.
aza hadino fa i jesoa anie ka olona nisaina e,raha tsy izany tsy nahasarika vahoaka maro.hainy ny nanova ny ratsy taminy hanjary hampalaza azy.
ohatra zazasary izy,dia mody novainy ny resaka hoe andriamanitra no nanao azy.(soa fa tsy nisy testa ADN tamin'izany fotoana fa hoainina tao ny akama.
Ho anay kristiana dia mivavaha no an'ireo izay mihevitra ny tenany ho mahavita azy sy tsy mahalala ny tenin'Atra.Ny tena mahagaga dia tsy mitsahatra ny manaraby kanefa tsy mahasaraka anay kristiana fa mitanjozotra manaraka eny ihany.Raha tsy hihinan-kanina tsy andany andro amin'ny hifanohitra lava izay tsy hinoako ahy.
Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery anie hampahiratra ny sainao hatrany,mazotoa mamaky ny tenin'Atra alefanay ato fa toy ny rano mitete eo ambonin'ny vodi-vato ny tenin'Atra ka amin'ny farany tsy maintsy hitsitra ihany ny vato dia hiditra ny rano.Izany ra fijo malala a:*
38. niryna
(
05/10/2007 19:25)
kiranil:
Hoy Jesosy Kristy :
Ary noho izany dia fanoharana no itenenako aminy: satria mijery izy, fa tsy mahita; ary mandre izy, fa tsy mihaino, na mahalala.
Dia tanteraka aminy ny faminanian' Isaia, izay manao hoe: " Handre mandrakariva ihany hianareo, fa tsy hahafantatra; Ary hijery mandrakariva ihany hianareo, fa tsy hahita;
Fa efa adala ny fon'izao olona izao. Ary efa lalodalovana ny sofiny, Ary efa nakimpiny ny masony, Fandrao hahita ny masony, Sy handre ny sofiny, Ka hahalala ny fony, Dia hibebaka izy, Ka hahasitrana azy Aho" ( Isa.6.9.10).
Misaotra.
ie bravo kiranil :*:*
io ry fijo ny antony iray ihany koa.
39. niryna
(
05/10/2007 19:27)
bozyboleta:
Izay no maha-mpampianatra an'i Jesoa. Rehefa mampita na manazava lesona ny mpampianatra de mandray ohatra foana mba hahamora ny fahazoan'ny mpianatra azy.
Io lazain'i rabilabila io zao de entiny hanazavana ny toetry ny jiosy zay efa fantatr'i Jesoa fa hamono Azy,ary Izy lay mpandova resahiny @ io ohatra io.
marina izany,fa ny mampalahelo ireo mpanohitra an'i kristy anie dia ny ao anaty baiboly ihany no alainy fa maninona no tsy maka boky hafa :lol:
40. ikaretsaka
(
05/10/2007 19:41)
Niryna> izay indrindra no maha hyperbole azy ilay izy hoe fanjaitra fa tsy lalan-tery ka: fa fanjaitra mihitsy no lazaina eto ka
Jerentsika @ dikan-teny taloha ihany ny antsika mba tsy haha "lost in translation antsika
et iterum dico vobis facilius est camelum per foramen acus transire quam divitem intrare in regnum caelorum
Vodim-panjaitra no dikan'io fa tsy lalan-tery ka...
aza ovaina ny soratra masina