mila fanampiana momba ny zanako
1. bolida77
(
29/09/2007 14:58)
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny zanako merci!
novalian'i miraymel ny 26/11/2007 05:30
2. xxx
(
29/09/2007 15:25)
Aza terena izy ka , rehefa havia dia aleo havia, ny rythme koa toy izany , avelao handeha araka ny rythme-ny . Ny mpampianatra no tokony resahinao na kapohinao mihintsy. Tsy hoe raha terena ho havanana io dia handeha haingana kokoa .
Ny zanako koa ilay iray kavia dia miadana BE , fa arahiko @ iny rythme-ny iny. Toa mety mandritra ny primaire manontolo hono izy dia miadana foana ny tanany

3. Belle
(
29/09/2007 15:43)
bolida77: Marina ny voalazan'i xxx fa ilay mpampianatra no tokony kapohanao ny tanany! :lol: Noheveriko fa efa nampidirina tamin'ny fanofanana ny mpampianatra kosa io resaka fanerena ny ankizy hampiasa tanan-kavanana io.
Misy fiantraikany amin'ny zaza hono mantsy ny fanerena azy hivadika tanan-kavanana raha voa-janahary tanan-kavia izy. Manaova fikarohana kely fa reko fotsiny io voalazako io fa tsy afaka anomezako referansa.

novalian'i bolida77 ny 01/10/2007 09:21
4. booboo
(
29/09/2007 16:15)
torio lé mampianatra fa tsy mety mihitsy zany mikapoka zaza zany any am-pianarana indrindra ka mbola kely tahaka izany sady bidule ny excuse fa hoe " miadana " ? !!!!!
Tena naze lay mpampianatra fa tsy fantany angaha hoe samy manana ny rythme ny ankizy kely sady matetika kavia aby no fiandohany ??? dia efa tsy voaporofo hoe tsy mampiova n'inona² na kavia na kavanana ny zaza ????
Torio hoà !!!

5. Soniamada
(
29/09/2007 16:18)
bolida>>> tsy afaka iresahana angaha ilay mpampianatra?
Ny maha gaucher sy droitier, zavatra efa naturelle ka tsy tokony hikapohana zaza fa vao maika hahavotsa azy. Ary normal izy raha votsa satria forcer-na hiala @ maha gaucher azy.
Sady ny olan'ilay mpampianatra izao dia sarotra aminy ny mampianatra manoratra gaucher dia forcer-na ho droitier fotsiny....
Ny conseil-ko angamba dia hoe mba zarinao kely manoratra koa izy any an-trano @ zay mba lasa havanana @ fanoratana :D

6. soanja
(
29/09/2007 16:38)
Tsy maninona na votsa aza izy fa ny fahavotsana akory tsy midika hoe misy olana ny fivoatran'ny fahaizany.
Ny mpampianatra no mila ampianarina raha ny fahitako azy hahalala hoe samy manana ny fomba fandraisana ny fianarana sy fahaizana ny zaza na ny olona iray.
teneno tsotra ilay mpampianatra hoe io no nanaovan'Andriamanitra azy de aleo ho kavia ny zanako fa aza taitairina fa manimba azy ny fikapohana azy.

7. Fiffi
(
29/09/2007 16:47)
bolida77:tsy rariny kosa zany hoe kapohina zany le zaza an ! io ve de tsy fantatry le mpampianatra hoe plus forcéna le zaza , plus izy mihakavia ? am maha mpampianatra azy ?
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny zanako merci!
raha zah no eo am toeranao ry bolida de manantona an'le mpampianatra zah de miresaka aminy !
8. Kwasi
(
29/09/2007 16:56)
Rehefa manoratra ankavia ny ankizy dia tsy mila terena hanoratra ankavanana izany. Ary tsy mety ny ataon'izany mpampianatra izany. Ny tokony hataonao dia ny manazatra azy ao an-trano mba hampahaingana azy.
Ary mahagaga koa ange izany mpampianatra izany e: ny pedagogie @ izao dia tsy mankasitraka intsony an'io fanerena hanoratra ankavanana io ho an'ny kavia.
Misy fiantraikany @ fomba fisainan'ny ankizy aty aoriana tokoa io faneriterena io fa tandremo. Ny efa hitako dia lasa miakanakana rehefa miteny.

9. diamondra27
(
29/09/2007 17:16)
bolida: fa inona koa ary zany ataon'ny mpampianatra zany fa sao de izy aza no tokony ampianaraina sy kapohina klé,:oops::oops::oops:
ny zanako manoratra ankavia, toy ny zaza rehetra ihany, nefa de zao artistika sy mahay tao-zavatra tsara izy.
tAloha no nisy an'zany forcé zany fa @zao fotoana refa nandinika ny manampahaizana de tsy mila terena zany tsony ny guchier(e)
mila signaler-na fotsiny any ampianarana we: manoratra ankavia izy ka tsaratsara raha apetraka côté gauche.
Ao anatin'ny couple 10 droitier de 10% de chance no lasa gauchier(e) , henoko t@ radio io indray mandeha.

11. tsaramaso
(
29/09/2007 18:06)
bolida77:
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny zanako merci!
Omeo kapoka ny mpampianatra e !!!!!! hahahaahahaah !!!!!
12. simplex
(
29/09/2007 18:09)
Fiffi:ie
nefa "hono" ny ankizy kavia "mahay lavitra noho ny havanana"
mahay dans le sens hoe "smart" ny ankizy kavia. Zany hoe le intelligent tsotra izao.
Ny havanana kou mahay an, fa ny mahasamihafa azy ny havia le coco mintsy no tonga d mikatroka be fa ny havanana manana memoire/fikirizana be dia mahay ny iafarany.
Zavatra tsapako fotsiny io an, mety tsy marina...
bolida77,
tonga d gidrao le mpampianatra e ;-)
13. boubounezy
(
29/09/2007 18:34)
bolida77 aza ovaina marina izy fa na @zao efa mia bdb ny fitovana ho any gauchés. d torio lé mpampianatra fa tena tsy mety ny ataony mahereza:(
14. marclagon
(
29/09/2007 19:23)
je suis vraiement touché par votre message car je suis un drotier contraint, c'est à dire dans la vie je suis gaucher et à l'école on m'a obligé à écrire avec la main droite, je crois que j'ai dû perdre 2 ansc et même plus
je suis moi même dans l'éducation nationale et ai une formation sur le dévéloppent des enfants "les différents stades"
avant de vouloir forcer votre enfant à écrire avec la main droite, posez d'abord la question à sa maitresse pour quoi votre enfant devra écrire avec la main droite, est ce que ça va améliorer son apprentissage "je crois et j'en suis certain que non"
demandez à sa maîtresse si elle a une petite notion sur la lattéralisation d'un enfant, c'est une notion importante surtout en maternelle.
ne forcez pas votre enfant, laissez le choisir la main avec laquelle il est le plus à l'aise et j'ai juste un mot à dire à sa maitresse elle n'a pas sa place dans l'éducation je suis peut être dur envers elle mais il faut qu'elle se mette au courant des recherches faites
ne vous découragez pas et soutenez votre enfant car il vit une souffrance en classe
bon courage
un p.e

16. tywa68
(
29/09/2007 20:29)
bolida77 : tsy maintsy votsabe na havia na havanana fa am-boalohany ihany iny ! mila manoratra kely izy ao an-trano @izay tsy sahiran-tsaina any am-pianarana mahita ny olona mahavita aloha ...
F'ilay mpampianatra aloha dia resaho any @ directeur na directrice raha manao ny danin'ny kibony e ! tsy misy terena fa maika manimba. Anjaranao ny manome famporisihana ny zanakao ao an-trano fa tsy misy mahay noho izy any.
booboo : tsy toriana intsony fa omboy :-D:-D

18. ikaretsaka
(
29/09/2007 21:27)
avelao izy hanoratra havia ko..
votsa fa rehefa zatra dia tena aoka fotsiny.

19. pissoa
(
29/09/2007 21:54)
Aza terana hiova kavanana zany fa kapohy le mpampianatra refa mafy loha !
Vive les gauchers :wink::-D:-D:-D
Vive les gauchers :wink::-D:-D:-D
20. sipagasy
(
30/09/2007 07:49)
mmhhh mandehana akia miresaka manokana @ ilay mpampianatra ann, angataho fihaonana izy sy ny talen'ny sekoly e!
dia mahereza hatrany!
dia mahereza hatrany!