mila fanampiana momba ny zanako
21. diamondra27
(
30/09/2007 08:32)
ze d'accord we tsy tokony forcé-na manoratra havanana zany ny ankizy de atsangano ny tanana havia,:-D:-D:-D
ze d'ac we: tokony hokapohina ny tanan'le mpampianatra de atsangano ny tanana havanana :wink:

23. sakaizakely
(
01/10/2007 06:48)
io fikapokapohana zaza io de tena mbola mafonja mihitsy @ fitaizana gasy :twisted::twisted::twisted::twisted:
Misy aza ilay RaD mihitsy no mamporisika ny mpampianatra hamelaka knou...
Za de manao hoe le RaD sy le mpampianatra no mila darohana koa eto ho tonga saina
Ary mba efa manana accès internet ihany ra bolida77 dia mba manaova fikarohana madinidinika mikasika ny gaucher fa hahita zavatra betsaka ianao.
Ika sy Fiffi> tsy ny gauchers rehetra akory no mahay lavitra noho ny droitiers. Tsy manaraka lalàna faobe sistematika toy izany akory izy ity. Voamarika fotsiny fa misy koa ny gaucher "havanana" kokoa noho ny droitiers, ohatra ilay tennisman sinoa hoe Michael Chang, raha tsy diso ny fitadidiko, hoe manana précision de frappe kokoa.
Fony izaho mbola mpianatra koa dia nisy bandy gaucher zay 20/20 foana ny maths fizika-simia hatr@ mbola 6è, fa izy tsy nahavoa matière littéraire firy. Dia sipakely droitière izay no major-nay ambony satria namely hatr@ matières littéraires. Ataoko fa resaka fampiasana ny synapses zany fa tsy ny maha droitière sy gaucher andry zareo no nahatonga azy ireo ho nahay be tahak'izany.

24. xxx
(
01/10/2007 08:15)
ny an'ny zanako aza somary hitako kely hoe gaucher izy tany an-trano fa ny tany am-pianarana no ni confirmer hoe gaucher, voasoratra ao anaty dossier dia tohizan'ny mpampianatra @ kilasy manaraka fotsiny avy eo .
toa majoritairement gauchers ny savants
toa majoritairement gauchers ny savants
25. ftma
(
01/10/2007 08:30)
Izaho t@ mbola kely voakapoka ny mpampianatra foana fa manoratra ankavia fa tsy nampiova ahy mihitsy, mbola gaucher foana za atramin'izao, aza terena izany izy fa vao maika ho sahirana eo ianareo.
28. Gogory
(
10/10/2007 17:37)
Aza forcé-na ny zaza, fa lazaiko aminao fa mahay ny zaza manoratra an-kavia,tsy hitako inona no probleme fa mivoatra tsikelikely eo ny fahakingany.
29. miraymel
(
26/11/2007 05:30)
_ tsy mety kosa ny ataon'ny mampianany e
_ matoa izy amiko tsy mety hivadika droite de tena gaucher izy izay
_ ny gaucher am-boalohany mety hivadika droite mantsy mety tsy tena gaucher
_ le izy tena manoratra miadana kosa aloha raha ela ny ela tsy miova ihany de manantona pédiatre na psychatre e, tsy sangy ny ahy na fanalana sy aratsian-toetra fa tena fitiavana te-hanampy
bon courage