inona no antony

21. cutie ( 28/09/2007 23:18)
Ny Ntaolo tsy nankàny an-tsekoly
Nandrato fianarana ambony
Kanefa manam-pahendrena,
Tsy voavidy vola
Tsay takatr'harena
Tandremo dia tandremo ireny
Fa lovan'ny tena

interesting :lol:
22. ikaretsaka ( 29/09/2007 01:42)
gasynamana:

Hisy dikany inona koa moa ny hilazako fa secte aho na tsia e? raha hilaza sy hanazava aho fa tsy secte, moa tsy holazainy fa miaro-tena fotsiny. Raha tsy hiteny kosa dia hambarany fa tsy misy havaly satria tena izy.

Tsy misy dikany izay fiheverany momba ahy any, fa raha ady hevitra no hatao afaka mifandahatra tsara aminy aho, na dia tsy manana mari-pahaizana firy aza.

dia valio @ izay ary ilay fanontaniany ary ambony indrindra ary hoe fa maninona no nahatonga anao ho lasa nankany amin'io fiangonana misy anao io.

23. Papoose ( 29/09/2007 02:08)
misy manimba ny anaram-badinay ato le!:-D
24. Rasiligaoma ( 29/09/2007 05:07)
fomba firesaka ahoana lety izany ry fijo?
25. tywa68 ( 29/09/2007 05:41)
fijo : aza miandry an'i tsaramaso fa efa lany fangaron-daoka :lol::-D

Ika : tsy secte isika fa tsy voatonona tery @ sujet :lol:

Papoose : d hampiasa ody ve injy ? :lol:

Rasiligaoma :lol:
26. Rasiligaoma ( 29/09/2007 05:46)
fa za tokoa liana mba (fa tsy mbaliana) te hahalala hoe inona tokoa no mahatonga ilay olona iray lasa sekta sy nifindra ho sekta e

dia ny mahatonga ilay olona miala bala foana tsy manaiky mihitsy hoe sekta.
lazaina fanarabirabiana hono, nefa raha fanabirabiana ve tsy misy ohatran'ny katolika ( izay lazaina ato foana hoe c'est pas catholique) sy ny propesta (protester)?
27. tsaramaso ( 29/09/2007 10:43)
boubounezy:

aléoko iany athée ndray2, tsy ainao tsony zé tena marina @ lé resaka fivavahana, nefa za alou mino an'A/tra mintsy é!^:^

Hahahaa!!!! ary hay ve i tsaramaso mba manana namana ihany le !!!!!
sady zay i boubounezy !!!!! hahahaaahaha

28. simplex ( 29/09/2007 11:06)

:D:D:D

fa i fijo kosa tena maharaka mintsy hoana ol hoe tsy mino an'A/tra aloha e :roll::°):-P;-):@

fijo:
ny sekata dia tsy manana fanazavana zavatra,fa maka andiany avy ao anty baiboly izy ,mba hanohanany ny heviny.de jereo fa izay no betsaka ao.ary tsy mandroso hevitra koa,fa mody manontany eo,miandry ny hevitrao,dia iny no hitadiavana fika baiboly hanoherana azy
hitako fa ho tsara tantana ilay sekta "ataoko toy ny isan'ny kitana ny isan'ny taranakao"

^:^^:^

29. Papoose ( 29/09/2007 15:00)
tywa68, tsy maintsy odiana io raha vao manao kilalao maloto!sao de lasa sekta eo za!:-D
30. tezitra ( 29/09/2007 15:07)
mr fijo , ckoi un secte?
sache qu'au temps de christ, jean le bptistes et les zelotes, et les amis du christ étaient consideré comme secte.
en france les temoins de jehovah est un secte ; en amérique ils sont considérés comme une association religieuse (ou confessionnele)) légale.
31. pissoa ( 29/09/2007 15:10)
anondrano mpandika teny azafady oooo :°)
32. ikaretsaka ( 29/09/2007 15:10)
zay foana no averina:
nefa ny fanontaniana hoe nahoana no nahatonga anao (nareo) ho ao amin'io secte io
33. Papoose ( 29/09/2007 15:14)
tezitra, ah oui?
io Ika mba adikao a!za ko tsy mahazo, maninona hoe ny sekta a?
34. Kwasi ( 29/09/2007 17:20)
Fa matoa ve mijery lalankafa tsy hoe misy tsy nahafapo izany ny lalana nizorana hatr@ izay e?!! Mazava ange izany e.
35. ikaretsaka ( 29/09/2007 17:31)
kwasi> izay indrindra! inona no tsy nahafa-p[o/b] t@ ilay lalana nizorana hatramin'izay dia [b]naninona no IO no lalan-kafa nizorana?
satria nisy INONA tao?
36. gasynamana ( 29/09/2007 20:00)
fijo: mba omeo kely hoe: ireo antony ilazanao fa secte aho?

Ikaretsaka: ny antony mahatonga ahy ho secte dia ny fahasahiko mandrava ny hevitra taingin'i fijo. Mangozohozo ny lehilahy ankehitriny ka mila vonjy etsy sy eroa satria tsy te ho resy dohika.
37. Papoose ( 29/09/2007 20:05)
satria tsy sekta zay angamba de tsy afa-po koa!
ohatran'ny hoe raha zatra nihinana vary foana isan'andro ka tena tsy nis vary nandritry ny herinandro de tena tsy afa-po t@ le sakafo, dia lasa mitady toerana hafa misy vary. Satria tsy afaka ny hiteny ao @ le toerana voalohany hoe, mba asio vary oh satria efa tsy fahazaran'le ol ao ny mahandro vary!

dia mitovy @zay hoe, tsisy fombafombana sekta tao na fombafomba tian'le ol dia lasa izy mitokana mitady sy mamorona any ambadika any!

zany hoe azo adika koa hoe tsy nisy tao nefa notadiaviny matoa nitsoaka le ol, ankoatran'ny hoe nisy zvt tsy de reviny!
38. ikaretsaka ( 29/09/2007 21:04)
dia noho i fijo ve no maha sekta an'i gasynamana!
aleo izy hitsangana rehefa izany no mety aminy.. nohon'ny mi forcer ny fahalalany sy ny fahafahany e
39. gasynamana ( 29/09/2007 21:24)
aleo izy hitsangana rehefa izany no mety aminy.. nohon'ny mi forcer ny fahalalany sy ny fahafahany e

Tsy azoko izay tianao ambara amin'io, raha mety mba hazavao kely, azafady.
40. ikaretsaka ( 30/09/2007 12:35)
raha te hanangana secte izy ka hitany fa izay no mety aminy (fijo), maninona izy no fefena, fa ny sasany tsy fefena?
dia ianao no mandinika kosa anefa, hoe mety aminao ve ilay izy na tsy mety.
raha mety dia mandehana miaraka aminy dia any no mivavaka
raha tsy mety dia aleo izy hanangana toy ny rehetra .

zany hoe azo adika koa hoe tsy nisy tao nefa notadiaviny matoa nitsoaka le ol, ankoatran'ny hoe nisy zvt tsy de reviny!

izay indrindra manko. fa tadidio fa ny sekta koa mahatonga ny olona ho manimanina ny zavatra fatao taloha (satria tsy ataon'ilay sekta intsony) dia miverina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1828