ndao ngé é

41. mirabela ( 05/10/2007 12:13)
ari malala, ka raha vao olona 2 anie dia lasa tonga dia fiadina ny farany(final) no atao e.aleo olona maromaro.8)
42. mirabela ( 10/10/2007 10:34)
:( tsy misy sahy mifaninana mihitsy ato.tsss
43. xxx ( 10/10/2007 11:16)
ikaretsaka:

ho aize eee! hiaraka hanatona an'i Ari. ve?:lol:

tsary ann ka.. Isa nga shefa kelikely yy!~



ny teny vakinakaratra dia teny tenenina fotsiny fa tsy teny soratana ohatry ny teny malagasy ofisialy na tenim-paritra hafa
44. simplex ( 10/10/2007 11:36)
mirabela:
:( tsy misy sahy mifaninana mihitsy ato.tsss
ity ary e,

four= lafaoro


45. Rasiligaoma ( 11/10/2007 04:54)
ka raha iny tenim-paritra iny kosa no hain'ny olona, afaka hanao inona anefa?

ohatra fotsiny hoe ny Frantsay sy ny kebekoazy samy hoe frantsay fa samihafa tanteraka na ny teny na ny firafiny na samy lazaina hoe "ofisialy" aza

Toy izany koa ny Anglais any Amerika, Aostralia, Afrika, Asia, ary ny Anglais any Angleterre (samy miteny ny azy ho ofisialy)

fa mifankahazo ve ireo?, rehefa mifampandry sofina dia mifankahazo tsara?
amiko dia ny hahatafitan'ny hafatra no zava-dehive noho ilay fiteny
46. mirabela ( 11/10/2007 12:21)
rasilogaoma: ka ny tanjona ngé dia zay atafita ny hafatra mazava ho azy, fa ny tiako atao eo amin ity resaka kolotsaina ity, dia miresaka teny malagasy tsy misy diso ny fanoratana azy, ary tsy mila teny vahiny fa malagasy ofisialy, izany hoe teny vorakitra ao amin ny diktionéra malagasy.
47. mirabela ( 11/10/2007 12:23)
simplex:

mirabela:
:( tsy misy sahy mifaninana mihitsy ato.tsss
ity ary e,

four= lafaoro




:-D:-D:-D:-D:-D aiza ny fehezateny,raha tianao ny hahazo iza dia asio fehezanteny miaraka amin io teny io:-P

48. Nav ( 12/10/2007 16:07)
Azo atao ny miteny malagasy tsara rehefa miezaka na am-bava na an-tsoratra na mbola misy tokony hohatsaraina maro ihany aza ity teny malagasy ity.
Ny hitako tena manimba dia ny fampiasana ny SMS na koa ny hamaikana loatra eto amin'ny internet.
Tsy misy dia hoe tena tsy hisy diso akory saingy izay mampisalasala dia tokony hiadiana hevitra.
Maro be ny voalaza tetsy aloha fa ny ahy, ohatra iray ity, dia ny tenivao hoe "finday", ilazan'ny sasany ny fitaovana telefona no tiako anaovana tolokevitra.
Araky ny hevitro dia tsy io fitaovana io ihany no finday fa izay rehetra azo ndaisina, azo raisina sy entina nohon'ny hamaivany, ohatra ordinatera . . .
Ny tena mety dia hoe telefona finday, ordinatera finday, mpamari-toetra rahateo moa ny teny hoe finday...
49. mirabela ( 12/10/2007 20:03)
nav: ary ahona lay hiran i 18.3 hoe minday figo?::oops:
mahazo isa 2 i nav tamin iny:D
misy zavatra mandalo ato an tsaiko ity, hoe mpamari toetra ny finday, dia misy koa zany ny sipa finday:-D:-D (reny somary manifinify reny):-D:-D
50. ikaretsaka ( 12/10/2007 23:53)
nav> ny sobika tsy finday fa ny bazary finday?

andraso ary izaho mba hiteny gasy ofisialy:wink::
Kabarina olona manan-kaja tany @ dezaka iray ity:
Rangahy mpikabary:
Ka dia tehaka mafy aloha ho an'ingahindriana karana eee (kay ny karana koa izao lasa ingahy...:roll:)
izahay moa izany nandeha ity "enina ambinifolo" ity na nanapa-kevitra ny handeha "knaka" ihany aza mba tsy handany ny volanareo amin'ny fividianan-"tsolifara"! vokatr'izany dia mba tsy niforiporitra sy matin'ny vovoka ny "salaka lava rambo"fa mba sady mba mbola naranitra ny rirany. Doa fa nisy an'ingahy karana niray lalana taminay, saingy saika hisasa teo amin'ny "Vatolahy mivalan-drano" tatsy ankaikin'ny toeram-pifaharan'ny "Fiarakaretsaka vaventy"anay no nandalo tampoka izy sy ny "enina ambin'ny folony" ka adinonay teo aby ny "salaka telozoronay" ka mba mangataka fitia tsy mba hetra aminareo fokonolona mba hamidinay "salaka telozoro" vaovao eny amin'ny "vakialim-pandihizana" na eny amin'ny mpivarotra "salakatapany arivo tsoriaka", ny "parata" kely aty aminay manko mbola hamidy "vatoaratra" handefasana ny "vata maneno mafy" handefasantsika ny "sarimaizina" rahalina
51. andryrabe ( 13/10/2007 14:59)
tsara ny miezaka eee. fa "tsy mba misy tsy ho diso" hoy ilay hira iray zay
52. mirabela ( 15/10/2007 21:24)
andryrabe:

tsara ny miezaka eee. fa "tsy mba misy tsy ho diso" hoy ilay hira iray zay



eto amin ty tokiny tsy hisy diso mihitsy aloha e.:-P
efa hoe misokatra ny fifaninanana fanoratana teny malagasy tsy misy diso, dia mahazo fanomezana izay mahavita tsara.

Mino aho fa tsy misy diso ireo teny voasoratra ireo.:)^^^^^^^^^^^^^^
53. ikaretsaka ( 16/10/2007 03:37)
:-D taaaa letsy zany tsipelina a!
54. mirabela ( 16/10/2007 12:25)
8O8O8O8O8O8O be diso ve?:roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3283