ndao ngé é

1. mirabela ( 26/09/2007 21:01)
misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no ilazan ny ol azy; oatra hoé: sifflet, déranger sns.:^):^):^):^):^):^)
novalian'i mirabela ny 16/10/2007 12:25
2. pissoa ( 26/09/2007 21:26)
sifflet = kiririoka o^oo^oo^o
deranger miankina amin'ny fehezan-teny angamba, fa mety hoe manelingelina izany matetika.

Raha vao miditra amin'ny fandikana teny tsirairay koa anie dia hivoaka setroka eo ny loha angamba e. Hevitra ihany, hevitra hatrany :-P
3. wooda ( 26/09/2007 23:50)
:D raha toa ka hanoratra tsisy diso mihintsiny dia tsy atokisako satria mihinambary aza misy latsaka foana.

4. tsaramaso ( 27/09/2007 03:00)
mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)

hahaahhaha!!!!! aza manontany bala @ tsaramaso !!!!!
5. mirabela ( 27/09/2007 08:30)
wooda:

:D raha toa ka hanoratra tsisy diso mihintsiny dia tsy atokisako satria mihinambary aza misy latsaka foana.





ka rah miezaka ané zany e.:x
6. mirabela ( 27/09/2007 08:32)
tsaramaso:

mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)

hahaahhaha!!!!! aza manontany bala @ tsaramaso !!!!!



inn ny dikan zany?:roll::roll:
hanao kitifitifitra v?:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. xxx ( 27/09/2007 13:43)
mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no ilazan ny ol azy; oatra hoé: sifflet, déranger sns.:^):^):^):^):^):^)




Azo atao tsara,
ho ahy manokana izao dia anisan'ny tena mandany andro ahy ilay mamaky ny voasoratra eto satria voatery maminaviva foana
8. lohabe ( 27/09/2007 14:25)
Aiza kosa no dia hoe tsy misy mahay. Ny mpianatra taranja Malagasy eny Ankatso fotsiny angamba no tsy dia afaka manketo.
9. tafita ( 27/09/2007 14:56)
Na samy malagasy aza angé misy mahasamihafa azy ny teny , Ohatra : Iany hoy ny merina = Ihany hoy ny avy any aminay... hanana hoy ny Merina = anana hoy izahay .. Aiza no marina , Mety marina ny fiteny merina fa ny fiteninay kosa tsy disoako .. he he he ..
10. sonwin ( 27/09/2007 15:04)
Tafita> Toa teny Malagasy ofisialy angamba no tian'ilay mampiditra hevitra resahina fa tsy ny tenim-paritra maro isan-karazany.
11. xxx ( 27/09/2007 15:05)
mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no ilazan ny ol azy; oatra hoé: sifflet, déranger sns.:^):^):^):^):^):^)




Mila manomboka amin'ny hoe mampiasa teny malagasy tsotra ianao fa tsy SMS . Miezaha aloha manoratra hoe "izaho mantsy te hiezaka, nefa toa betsaka ihany ny teny tsy hitako firy ny dikany" :wink:
12. sonwin ( 27/09/2007 15:14)
fa na any Madagasikara aza dia izay ihany no ilazan'ny olona azy; ohatra hoe:...:wink:
13. ikaretsaka ( 27/09/2007 18:09)
ka mahavantana ny olona kokoa anie ilay miteny azy @ ilay teny mahazatra azy e..
ohatra hoe handray TAXI-be fa tsy hoe haka fiarakaretsaka lehibebevata ohatra e!
na hoe hitaingina biskleta sy knaka sy beka fa tsy hoe hitaingina tongomalady ohatra e
14. Fiffi ( 27/09/2007 18:22)
soahiany kalou fa ato Ika hampianatra an ! :):-*:-*
15. mirabela ( 27/09/2007 22:10)
tafita:

Na samy malagasy aza angé misy mahasamihafa azy ny teny , Ohatra : Iany hoy ny merina = Ihany hoy ny avy any aminay... hanana hoy ny Merina = anana hoy izahay .. Aiza no marina , Mety marina ny fiteny merina fa ny fiteninay kosa tsy disoako .. he he he ..



teny malagasy vorakitra ao amin diktionaire ofisialy kah
16. mirabela ( 27/09/2007 22:12)
xxx:

mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no ilazan ny ol azy; oatra hoé: sifflet, déranger sns.:^):^):^):^):^):^)




Mila manomboka amin'ny hoe mampiasa teny malagasy tsotra ianao fa tsy SMS . Miezaha aloha manoratra hoe "izaho mantsy te hiezaka, nefa toa betsaka ihany ny teny tsy hitako firy ny dikany" :wink:



sotra éé, ouay, misaotra betsaka amin ny ilay fanitsina
17. mirabela ( 27/09/2007 22:14)
ikaretsaka:

ka mahavantana ny olona kokoa anie ilay miteny azy @ ilay teny mahazatra azy e..
ohatra hoe handray TAXI-be fa tsy hoe haka fiarakaretsaka lehibebevata ohatra e!
na hoe hitaingina biskleta sy knaka sy beka fa tsy hoe hitaingina tongomalady ohatra e



in ndray no tsitako, beka=biskileta v?
18. mirabela ( 27/09/2007 22:16)
xxx:

mirabela:

misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no ilazan ny ol azy; oatra hoé: sifflet, déranger sns.:^):^):^):^):^):^)




Azo atao tsara,
ho ahy manokana izao dia anisan'ny tena mandany andro ahy ilay mamaky ny voasoratra eto satria voatery maminaviva foana


:x:x ngah mou ts serasera no atao eto, tsimaintsy mis ny fotona very kah.

19. ikaretsaka ( 27/09/2007 22:21)
raha mankany Antsirabe iznay i fiffi ity tsy ho hainy ny hoe mijapy knaka le
20. booboo ( 28/09/2007 09:16)
sotra éé, ouay, misaotra betsaka amin ny ilay fanitsina


Misaotra indrindra no izy.
Ny fisaorana tsinona tsy azo isaina hoe misaotra iray, misaotra roa na misaotra betsaka. Rehefa mampiasa "betsaka" dia misy "fanisana" foana ao ambadik'izay na tsy voafaritra mazava aza.

Ilay indrindra fampiasa kokoa @ raha tsy voatanisa fa "betsaka loatra" sy raha tsy azo tsapain-tanana (tsy objet). Mirary soa indrindra, mampamangy indrindra, veloma indrindra sns..

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8467